Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 8:1     Alignment score: 0.444 → 0.452
Then Solomon assembled the elders of Israel , all the heads of the tribes , and the leaders of the families of the people of Israel , before himself in Jerusalem , to bring up the ark of the covenant of Yahweh from the city of David , that is , Zion .
Ary Solomona namory ireo loholon'Israely , ireo mpitariky
ny foko rehetra , ary ireo lohan ' ny fianakavian ' ny vahoakan'Israely , teo anatrehany tao Jerosalema , mba hitondra ny fiaran ' ny faneken'i Yaveh hiakatra avy any amin ' ny tanànan'i Davida , izany hoe , i Ziona .


1KI 8:2     Alignment score: 0.508 → 0.52
All the men of Israel assembled before King Solomon at the feast , in the month of Ethanim , which is the seventh month .
Nivory teo anatrehan'i Solomona Mpanjaka tao amin ' ny lanonana avokoa ny olon'Israely rehetra , tamin ' ny volana Etanima , izay volana fahafito .
1KI 8:3     Alignment score: 0.434
All the elders of Israel came , and the priests took up the ark .
Tonga avokoa ireo loholon'Israely rehetra , ary nampiakarin'ireo mpisorona ny fiara .
1KI 8:4     Alignment score: 0.526 → 0.531
They brought up the ark of Yahweh , the tent of meeting , and all the holy furnishings that were in the tent . The priests and the Levites brought these
things up .
Nentin'izy ireo niakatra ny fiaran'i Yaveh , ny trano lay fihaonana , ary ireo fanaka masina rehetra izay tao anaty lay . Nentin'ireo mpisorona sy ireo Levita niakatra avokoa ireo zavatra rehetra ireo .
1KI 8:5     Alignment score: 0.434
King Solomon and all the assembly of Israel came together before the ark , sacrificing sheep and cattle that could not be counted .
Niara - nankeo anoloan ' ny fiara avokoa i Solomona Mpanjaka sy ny fivondronan'Israely rehetra , nanao sorona ondry sy omby tsy tambo isaina .
1KI 8:6     Alignment score: 0.444
The priests brought in the ark of the covenant of Yahweh to its place , into the inner room of the house , to the most holy place , under the wings of the cherubim .
Nampidirin'ireo mpisorona teo amin ' ny fitoerany ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh , tao amin ' ny efitra anatin ' ny trano , dia tao amin ' ny toerana masina indrindra , ambany elatr'ireo Kerobima .
1KI 8:7     Alignment score: 0.412 → 0.489
For the cherubim spread out their wings to the place of the ark , and they covered the ark and the poles by which it was carried .
Fa namelatra ny elany teo amin ' ny fitoeran ' ny fiara ireo kerobima , ary nanarona ny fiara sy ny bao izay nilanjana azy izany .
1KI 8:8     Alignment score: 0.272 → 0.282
The poles were so long that their ends were seen from the holy place in front of the inner room , but they could not be seen from outside . They are there to this day .
Lava tokoa ireo bao hany
ka hita avy eo amin ' ny fitoerana masina teo anoloan ' ny efitra anatiny ny tendrony , saingy tsy hita avy eny ivelany ireo . Ary mbola eo ireo mandrak'ankehitriny .
1KI 8:9     Alignment score: 0.565 → 0.565
There was nothing in the ark except the two tablets of stone that Moses had put there at Horeb , when Yahweh made a covenant with the people of Israel when they came out of the land of Egypt .
Tsy nisy na inona na inona tao amin ' ny fiara afa - tsy ireo vato fisaka roa izay napetrak'i Mosesy tany Horeba , fony Yaveh nanao fanekena tamin ' ny olon'Israely rehefa nivoaka avy tany
amin ' ny tany Egypta izy ireo .
1KI 8:10     Alignment score: 0.568
It came
about that when the priests came out of the holy place , the cloud filled the temple of Yahweh .
Ary rehefa nivoaka avy tao amin ' ny fitoerana masina ireo mpisorona , dia nameno ny tempolin'i Yaveh ny rahona .
1KI 8:11     Alignment score: 0.452
The priests could not stand to serve because of the cloud , for the glory of Yahweh filled his house .
Tsy afa - nitsangana hanompo ireo mpisorona nohon ' ny rahona , fa nameno ny tranony
ny voninahitr'i Yaveh .
1KI 8:12     Alignment score: 0.444
Then Solomon said , " Yahweh has said that he would live in thick darkness ,
Dia hoy Solomona hoe : " Nambaran'i
Yaveh fa honina ao anaty aizim - pito Izy ,
1KI 8:13     Alignment score: 0.316
But I have built you a lofty residence , a place for you to live in forever . "
kanefa nanorina trano tsara taraehy
ho Anao aho , dia toerana honenanao mandrakizay . "
1KI 8:14     Alignment score: 0.354
Then the king turned around and blessed all the assembly of Israel , while all the assembly of Israel was standing .
Dia nitodika ny mpanjaka ary nitso - drano ny fivondronan'Israely rehetra , raha teo am - pitsanganana ny fivondronan'Israely rehetra .
1KI 8:15     Alignment score: 0.416 → 0.419
He said , " May Yahweh , the God of Israel , be praised , who spoke to David my father , and has fulfilled it with his own hands , saying ,
Hoy izy hoe : " Ho deraina anie Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , izay niteny tamin'i Davida raiko , ary nahatanteraka izany tamin ' ny tanany ihany , nanao hoe :
1KI 8:16     Alignment score: 0.369 → 0.369
' Since the day that I brought my people Israel out of Egypt , I chose no city out of all the tribes of Israel in which to build a house , in order for my name to be there . However , I chose David to rule over my people Israel . '
" Hatramin ' ny nitondrako ny vahoakako nivoaka avy tao Egypta , dia tsy nifidy tanàna teo amin ' ny fokon'Israely rehetra hanorenana trano Aho , mba hitoeran ' ny anarako ao . Kanefa , nifidy an'i Davida mba hanapaka eo amin ' ny Israely oloko Aho . '
1KI 8:17     Alignment score: 0.402
Now it was in the heart of David my father to build a house for the name of Yahweh , the God of Israel .
Ary tao am - pon'i
Davida raiko ny hanorina trano ho an ' ny anaran'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely .
1KI 8:18     Alignment score: 0.394
But Yahweh said to David my father , ' In that it was in your heart to build a house for my name , you did well for it to be in your heart .
Fa hoy i Yaveh tamin'i Davida raiko hoe : ' Fa nataonao
tao am - ponao ny hanorina trano ho an ' ny anarako , dia tsara ny nanaovanao izany tao am - ponao .
1KI 8:19     Alignment score: 0.365
Nevertheless you will not build the house ; instead , your son , one who will be born from your loins , will build the house for my name . '
Na izany aza dia tsy hanorina ilay trano ianao ; fa kosa , ny zanakao lahy , izay teraka avy amin ' ny voanao , no hanorina ny trano ho an ' ny anarako . '
1KI 8:20     Alignment score: 0.423
Yahweh has carried out the word that he had said , for I have arisen in the place of David my father , and I sit on the throne of Israel , as Yahweh promised . I have built the house for the name of Yahweh , the God of Israel .
Notanterahin'i Yaveh ny teny izay nolazainy
, fa nitsangana handimby ny toeran'i Davida raiko aho , ka mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'Israely , araka ny nampanantenain'i Yaveh . Naoriko ho an ' ny anaran'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely ny trano .
1KI 8:21     Alignment score: 0.425
I have made a place for the ark there , in which is Yahweh 's covenant , which he made with our fathers when he brought them out of the land of Egypt . "
Efa nanamboatra fitoerana ho an ' ny fiara any aho , izay misy ny faneken'i
Yaveh , izay nataony tamin'ireo razantsika fony nitondra azy ireo nivoaka avy tao amin ' ny tany Egypta Izy . "
1KI 8:22     Alignment score: 0.492
Solomon stood before the altar of Yahweh , before all the assembly of Israel , and spread out his hands toward the heavens .
Nijoro teo anoloan ' ny alitaran'i Yaveh i Solomona , teo anatrehan
' ny fivondronan'Israely rehetra , ary namelatra ny tanany ho any amin ' ny lanitra .
1KI 8:23     Alignment score: 0.3 → 0.299
He said , " Yahweh , God of Israel , there is no God like you in the heavens above or on the earth below , who keeps his covenant faithfulness with your servants who walk before you with all their heart ;
Hoy izy hoe : " Ry Yaveh , Andriamanitr'Israely o , tsy misy Andriamanitra tahaka Anao na any amin ' ny lanitra ambony na ety an - tany ambany , izay mitàna ny tsy fivadiham - panekeny amin'ireo mpanomponao izay mandeha eo anatrehanao
amin ' ny fony manontolo ;
1KI 8:24     Alignment score: 0.389
you who have kept with your servant David my father , what you promised him . Yes , you spoke with your mouth and have fulfilled it with your hand , as it is today .
Ianao izay nitàna ny fampanantenanao tamin'i Davida raiko mpanomponao . Eny , niteny tamin ' ny vavanao
Ianao ary notanterahinao tamin ' ny tananao izany , tahaka ny androany .
1KI 8:25     Alignment score: 0.371 → 0.385
Now then , Yahweh , God of Israel , carry out what you have promised to your servant David my father , when you said , ' You will not fail to have a man in my sight to sit on the throne of Israel , if only your descendants are careful to walk before me , as you have walked before me . '
Ankehitriny ary , ry Yaveh , Andriamanitr'Israely , tanteraho izay nampanantenainao
tamin'i Davida raiko mpanomponao , rehefa niteny Ianao hoe : ' Tsy ho foana aminao ny hanana olona hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan'Israely eo imasoko , raha mitandrina ny handeha eo anatrehako ny taranakao , tahaka ny nandehananao teo anatrehako . '
1KI 8:26     Alignment score: 0.282
Now then , God of Israel , let your word be confirmed , which you have spoken to your servant David my father .
Ankehitriny ary , ry Andriamanitr'Israely , mivavaka aho mba ho tanteraka ny fampanantenana nataonao
tamin'i Davida raiko mpanomponao .
1KI 8:27     Alignment score: 0.313 → 0.309
But will God actually live on the earth ? Look , the entire universe and heaven itself can not contain you how much less can this temple that I have built !
Fa tena honina ety an - tany tokoa ve Andriamanitra ? Indro , iza tontolo izao sy ny lanitra aza tsy omby Anao mainka fa ity tempoly izay naoriko ity !
1KI 8:28     Alignment score: 0.336 → 0.336
Yet please respect this prayer of your servant and his humble request , Yahweh my God ; listen to the cry and prayer that your servant prays before you today .
Kanefa mba henoy re ity vavaky
ny mpanomponao sy ny fangatahany ity , ry Yaveh Andriamanitro ; mihainoa ny antso sy ny vavaka ataon ' ny mpanomponao eto anatrehanao anio .
1KI 8:29     Alignment score: 0.295 → 0.323
May your eyes be open toward this temple night and day , to the place about which you have said , ' My name and my presence will be there ' in order to listen to the prayers that your servant will pray toward this place .
Enga anie ka hisokatra amin'ity tempoly ity andro aman'alina ny masonao
, eo amin ' ny toerana izay nilazanao hoe : " Ho ao ny anarako sy ny fanatrehako . ' mba hihainoana ny vavaka hataon ' ny mpanomponao izay manatrika ity toerana ity .
1KI 8:30     Alignment score: 0.433
So listen to the humble request of your servant and of your people Israel when we pray toward this place . Yes , listen from the place where you live , from the heavens ; and when you listen , forgive .
Koa mihainoa ny fangatahan
' ny mpanomponao sy ny Israely olonao rehefa mivavaka manatrika ity toerana ity izahay . Eny , mihainoa avy any amin ' ny toerana honenanao , avy any an - danitra ; ary rehefa mihaino Ianao , dia mba mamelà .
1KI 8:31     Alignment score: 0.263
If a man sins against his neighbor and is required to swear an oath , and if he comes and swears an oath before your altar in this house ,
Raha manota amin ' ny namany ny olona iray ka tsy maintsy hampanaovina fianianana , ary raha tonga ka manao fianianana eo anatrehan
' ny alitaranao ato amin'ity trano ity izy ,
1KI 8:32     Alignment score: 0.295 → 0.311
listen from the heavens and act . Judge your servants , condemning the wicked and bringing what he has done upon his own head . Declare the innocent not guilty and give
to him according to his righteousness .
dia mihainoa avy any an - danitra ka miasà ; tsarao ireo mpanomponao , mba hanameloka ny meloka ary hampanody izay nataony ho eo amin ' ny lohany ihany , ary hanambara ny marina mba ho tsy manan - tsiny , sy hamaly soa azy nohon ' ny fahamarinany .
1KI 8:33     Alignment score: 0.34 → 0.342
When your people Israel are defeated by an enemy because they have sinned against you , if they turn back to you , confess your name , pray , and seek your favor in this temple
Rehefa resin ' ny fahavalo ny Israely olonao
satria nanota taminao , ka raha miverina aminao izy ireo , manaiky ny anaranao , mivavaka , ary mangataka famelana avy aminao ato amin'ity tempoly ity
1KI 8:34     Alignment score: 0.316
then please listen in the heavens and forgive the sin of your people Israel ; bring them back to the land that you gave to their ancestors .
dia mihainoa any an - danitra re ary mamelà ny fahotan
' ny Israely olonao ; ento miverina any amin ' ny tany izay nomenao ny razany izy ireo .
1KI 8:35     Alignment score: 0.392
When the skies are shut up and there is no rain because the people have sinned against you if they pray toward this place , confess your name , and turn from their sin when you have afflicted them
Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana satria nanota taminao ny vahoaka raha mivavaka manatrika ity toerana ity izy ireo , manaiky ny anaranao
, ary miala amin ' ny fahotany rehefa avy nampahorianao
1KI 8:36     Alignment score: 0.391 → 0.391
then listen in heaven and forgive the sin of your servants and of your people Israel , when you teach them the good way in which they should walk . Send
rain on your land , which you have given to your people as an inheritance .
dia mihainoa any an - danitra ary mamelà ny fahotan ' ny mpanomponao sy ny Israely olonao , rehefa mampianatra azy ireo ny lalana tsara izay tokony halehany Ianao . Mandatsaha orana eo amin ' ny taninao , izany nomenao ho lovan ' ny olonao .
1KI 8:37     Alignment score: 0.399 → 0.396
Suppose there is famine in the land , or suppose that there is disease , blight or mildew , locusts or caterpillars ; or suppose that an enemy attacks the city gates in their land , or that there is any plague or sickness
Raha atao hoe misy mosary eo amin ' ny tany , na atao hoe misy areti - mandringana , fahamainan ' ny vary na maty fotsy , valala na sompanga ; na atao hoe misy fahavalo manafika ny vavahadin ' ny tanàna ao amin ' ny tanin'izy ireo , na misy loza na aretina
1KI 8:38     Alignment score: 0.218 → 0.217
and suppose then that prayers and humble requests are made by a person or by all your people Israel each knowing the plague in his own heart as he spreads out his hands toward this temple .
ary raha atao indray hoe misy vavaka sy fangatahana nataon
' ny olona iray na ny Israely vahoakanao manontolo izay samy mahalala ny loza any am - pony avy raha mamelatra ny tanany ho amin'ity tempoly ity izy .
1KI 8:39     Alignment score: 0.302 → 0.3
Then listen from heaven , the place where you live , forgive and act , and reward every person for all he does ; you know his heart , because you and you only know the hearts of all human beings .
Dia mihainoa any an - danitra , ilay toerana honenanao , mamelà ary miasà , ary valio soa ny olona rehetra noho izay ataony ; Ianao mahalala ny fony , fa Ianao dia Ianao ihany no mahalala ny fon ' ny olombelona rehetra .
1KI 8:40     Alignment score: 0.279 → 0.322
Do this so that they may fear you all the days that they live
on the land that you gave to our ancestors .
Ataovy izany mba hahatahoran'izy ireo Anao amin ' ny andro rehetra hiainan'izy ireo eo amin ' ny tany izay nomenao ny razanay .
1KI 8:41     Alignment score: 0.282 → 0.286
In addition , concerning the foreigner who does not belong to your people Israel : When he comes from a distant country because of your name
Fanampin'izany , mahakasika ireo vahiny izay tsy anisan ' ny Israely vahoakanao
: raha tonga avy any amin ' ny firenen - davitra izy nohon ' ny Anaranao
1KI 8:42     Alignment score: 0.386
for they will hear of your great name , your mighty hand , and your raised arm when he comes and prays toward this temple ,
fa handre momba ny anaranao
lehibe , ny tananao mahery , ary ny sandrinao misandratra izy ireo rehefa tonga sy mivavaka manatrika ity tempoly ity izy ireo ,
1KI 8:43     Alignment score: 0.327 → 0.333
then please listen from heaven , the place where you live , and do whatever the foreigner asks of you . Do this so that all the peoples on earth may know
your name and fear you , as do your own people Israel . Do this so they might know that this house I have built is called by your name .
dia mihainoa re any an - danitra , izay toerana honenanao , ary ataovy izay rehetra angatahin'ilay vahiny aminao . Ataovy izany mba hahafantaran ' ny vondron'olona rehetra eto an - tany ny anaranao ka hahatahoran'izy ireo Anao , araka ny ataon'Israely olonao manokana . Ataovy izany mba hahafantaran'izy ireo fa ity trano izay naoriko ity dia antsoina amin ' ny anaranao .
1KI 8:44     Alignment score: 0.338 → 0.355
Suppose that your people go out to battle against an enemy , by whatever way you may send
them , and suppose that they pray to you , Yahweh , toward the city that you have chosen , and toward the house that I have built for your name .
Raha atao hoe mandeha mivoaka hiady amin ' ny fahavalo ny olonao , na inona na inona fomba nandefasanao azy ireo , ary raha mivavaka aminao , Yaveh , manatrika ny tanàna izay voafidinao izy ireo , ary manatrika ny trano izay naoriko ho an ' ny anaranao .
1KI 8:45     Alignment score: 0.191 → 0.255
Then listen in the heavens to their prayer and their request , and help their cause .
Dia mihainoa ny vavaka sy ny fangatahan'izy ireo any an - danitra , ary omeo rariny izy .
1KI 8:46     Alignment score: 0.304 → 0.312
Suppose that they sin against you , since there is no one who does not sin , and suppose that you are angry with them and deliver them to the enemy , so that the enemy takes them away captive to their land , whether distant or near .
Raha atao hoe manota aminao izy ireo , satria tsy misy olona tsy manota , ary raha atao hoe tezitra amin'izy ireo Ianao ka manolotra azy ireo ho eo amin ' ny fahavalo , ka alain ' ny fahavalo ho babo ho any amin ' ny taniny
izy ireo , na lavitra na akaiky .
1KI 8:47     Alignment score: 0.266 → 0.28
Then suppose that they realize they are in the land where they have been exiled , and suppose that they repent and seek favor from you from the land of their captors . Suppose that they say , ' We have acted perversely and sinned . We have behaved wickedly . '
Ary raha atao hoe tsaroan'izy ireo fa any amin ' ny tany izay nanaovana sesin - tany
azy izy ireo , ary raha atao hoe mibebaka izy ireo ka mitady sitraka aminao any amin ' ny tanin'ireo nambabo azy ireo . Raha miteny izy ireo hoe : ' Nanao zavatra tsy nety izahay ary nanota . Ratsy fitondran - tena izahay . '
1KI 8:48     Alignment score: 0.32
Suppose that they return to you with all their heart and with all their soul in the land of their enemies who captured them , and suppose that they pray to you toward their land , which you gave to their ancestors , and toward the city that you chose , and toward the house that I have built for your name .
Ka miverina
aminao amin ' ny fony manontolo sy ny fanahiny manontolo any amin ' ny tanin'ireo fahavalony izay nambabo azy izy ireo , ary raha atao hoe mivavaka aminao manandrify ny taniny , izay nomenao ny razan'izy ireo , ary manandrify ny tanàna izay nofidinao izy ireo , ary manandrify ny trano izay naoriko ho an ' ny anaranao .
1KI 8:49     Alignment score: 0.324 → 0.387
Then from heaven , the place where you live , listen to their prayer and their request for help , and you will make matters right for them .
Dia mihainoa ny vavak'izy ireo sy ny fangatahan'izy ireo famonjena , any an - danitra , izay toerana honenanao , ary hanamarina ny raharaha ho azy ireo Ianao .
1KI 8:50     Alignment score: 0.183 → 0.202
Forgive your people who have sinned against you , and all their transgressions
that they have committed against you , and make them objects of compassion before those who have taken them captive , and cause their captors to have compassion on them .
Mamelà ny olonao , izay nanota taminao , sy ny fahotany rehetra izay nandikany ny didinao . Mihantrà azy ireo manoloana ny fahavalony izay nitondra azy ho babo , mba hiantran ' ny fahavalon'izy ireo ny vahoakanao ihany koa .
1KI 8:51     Alignment score: 0.242 → 0.246
They are your people and your inheritance , whom you rescued out of Egypt as if from the middle of a furnace where iron is forged .
Vahoakanao
izay nofidianao izy ireo , izay navotanao avy tany Egypta toy ny avy tao amin ' ny fatana fandrendreham - by .
1KI 8:52     Alignment score: 0.293 → 0.309
May your eyes be open to the humble request of your servant and to the requests of your people Israel , to listen to them whenever they cry to you .
Mivavaka aho mba hisokatra amin ' ny fangatahan
' ny mpanomponao sy ny fangatahan ' ny Israely olonao ny masonao , mba hihaino azy ireo na oviana na oviana hiantsoany Anao .
1KI 8:53     Alignment score: 0.374 → 0.424
For you separated them from among all the peoples of the earth to belong to you and receive your promises , just as you explained by Moses your servant , when you brought our fathers out of Egypt , Lord Yahweh . "
Fa navahanao teo amin'ireo vahoakan
' ny tany rehetra izy ireo mba ho Anao ary handray ireo fampanantenanao , araka ny nazavainao tamin ' ny alalan'i Mosesy mpanomponao , fony nitondra ny razanay nivoaka an'i Egypta Ianao , ry Tompo Yaveh . "
1KI 8:54     Alignment score: 0.424
So it was that when Solomon had finished praying all this prayer and request for favor to Yahweh , he arose
from before the altar of Yahweh , from kneeling on his knees with his hands spread out toward the heavens .
Koa rehefa avy nanao izany vavaka sy fangatahana rehetra izany tamin'i Yaveh i Solomona , dia nitsangana avy teo anoloan ' ny alitaran'i Yaveh izy , rehefa avy nandohalika sy namelatra ny tanany nanatrika ny lanitra .
1KI 8:55     Alignment score: 0.416 → 0.416
He stood and blessed all the assembly of Israel in a loud voice , saying ,
Nitsangana izy ary nitso - drano ny fivondronan'Israely rehetra tamin ' ny feo mafy , nanao hoe :
1KI 8:56     Alignment score: 0.346
" May Yahweh be praised , who has given rest to his people Israel , keeping all his promises . Not one word has failed out of all Yahweh 's good promises that he made with Moses his servant .
" Deraina anie Yaveh , ilay nanome fitsaharana ho an'Israely olony
, tamin ' ny fitanany ny fampanantenany rehetra . Tsy nisy teny latsaka avy tamin ' ny fampanantenana soan'i Yaveh izay nataony tamin'i Mosesy mpanompony .
1KI 8:58     Alignment score: 0.249 → 0.261
that he may incline our hearts to him , to live in all his ways and keep his commandments
and his regulations and his statutes , which he commanded our fathers .
Tsy handao antsika anie Izy na hahafoy antsika , mba hampitongilaniny ho Aminy ny fontsika , mba hiaina amin ' ny lalany rehetra sy hitandrina ireo didy aman - dalàny ary ireo fitsipiny , izay nandidiany an'ireo razantsika .
1KI 8:59     Alignment score: 0.3
Let these
words I have spoken , by which I have sought the favor of Yahweh , be near Yahweh our God day and night , so that he may help the cause of his servant and the cause of his people Israel , as every day will require ;
Aoka ireo teny izay nambarako , izay nangatahiko teo anatrehan'i Yaveh , ho akaikin'i Yaveh Andriamanitsika andro aman'alina , mba hanomezany rariny ny mpanompony sy ny Israely olony , araka izay ilaina isan'andro ;
1KI 8:60     Alignment score: 0.339
that all the peoples of the earth may know that Yahweh , he is God , and there is no other God !
mba ho fantatry ny firenena rehetra eto an - tany
fa i Yaveh , no Andriamanitra , ary tsy misy Andriamanitra hafa !
1KI 8:61     Alignment score: 0.359
Therefore let your heart be true to Yahweh our God , to walk in his statutes and keep his commandments , as on this day . "
Koa aoka ho marina amin'i Yaveh Andriamanitsika ny fonareo , mba handeha eo amin ' ny lalàny ary hitandrina ireo didiny
, tahaka ny anio . "
1KI 8:62     Alignment score: 0.547
So the king and all Israel with him offered sacrifices
to Yahweh .
Koa dia nanolotra sorona ho an'i Yaveh ny mpanjaka sy ireo Israely rehetra niaraka taminy .
1KI 8:63     Alignment score: 0.489 → 0.492
Solomon offered a sacrifice of fellowship offerings
to Yahweh : twenty - two thousand cattle and 120,000 sheep . So the king and all the people of Israel dedicated the house of Yahweh .
Nanolotra sorona fanati - pihavanana i Solomona , izay nataony ho an'i Yaveh : omby roa arivo sy roa alina ary ondry 120 . 000 . Koa dia notokanan ' ny mpanjaka sy ireo vahoakan'Israely rehetra ny tranon'i Yaveh .
1KI 8:64     Alignment score: 0.48 → 0.489
The same day the king set apart the middle of the courtyard in front of the temple of Yahweh , for there he offered the burnt offerings
, the grain offerings , and the fat of the fellowship offerings , because the bronze altar that was before Yahweh was too small to receive the burnt offering , the grain offerings , and the fat of the fellowship offerings .
Ny andron'io ihany dia natokan ' ny mpanjaka ny afovoan ' ny kianja teo anoloan ' ny tempolin'i Yaveh , fa teo no nanolorany ny fanatitra dorana , ny fanatitra vary , ary ny tavin ' ny fanati - pihavanana , satria kely loatra raha handraisana ny fanatitra dorana , ny fanatitra hohanina , ary ny tavin'ireo fanati - pihavanana ny alitara varahina izay teo anatrehan'i Yaveh .
1KI 8:65     Alignment score: 0.358 → 0.384
So Solomon held
the feast at that time , and all Israel with him , a great assembly , from Lebo Hamath to the brook of Egypt , before Yahweh our God for seven days and also for another seven days , a total of fourteen days .
Koa nataon'i Solomona , mbamin'ireo Israely rehetra niaraka taminy , izay fivondronam - be , hatrany Lebo - hamata ka hatrany amin ' ny lohasahan - driakan'i Egypta , teo anatrehan'i Yaveh Andriamanitsika nandritra ny fito andro ary nandritra ny fito andro hafa koa , izay mira efatra ambin ' ny folo andro ny lanonana tamin'izany fotoana izany .
1KI 8:66     Alignment score: 0.39 → 0.391
On the eighth day he sent the people away , and they blessed the king and went to their tents with joyful and glad hearts for all the goodness that Yahweh had shown to David , his servant , and to Israel , his people .
Ary tamin ' ny andro fahavalo dia nampody ireo vahoaka izy , ary nitso - drano ny mpanjaka izy ireo ka nody tany an - tranony
tamin ' ny fo ravoravo sy falifaly nohon ' ny amin ' ny fahatsarana rehetra nasehon'i Yaveh tamin'i Davida mpanompony , ary tamin'Israely olony .
1KI 8     Average alignment score: 0.373 for 65 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22