Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 22:1     Alignment score: 0.351
Three years passed without war between Aram and Israel .
Nandritra
ny telo taona lasa dia tsy nisy ady teo amin'i Arama sy i Israely .


1KI 22:2     Alignment score: 0.577 → 0.582
Then it came
about that in the third year , Jehoshaphat the king of Judah went down to the king of Israel .
Ary tamin ' ny taona fahatelo , dia nidina tany amin ' ny mpanjakan'i Israely i Josafata mpanjakan'i Joda .
1KI 22:3     Alignment score: 0.382 → 0.396
Now the king of Israel had said to his servants , " Do you know that Ramoth Gilead is ours , but that we are doing nothing to take it from the hand of the king of Aram ? "
Ary ny mpanjakan'i Israely dia efa niteny tamin ' ny mpanompony
hoe : " Mba fantatrareo ve fa Ramota - gileada dia antsika , saingy tsy manao na inona na inona isika mba hakana izany eo an - tanan'i mpanjakan'i Arama ? "
1KI 22:4     Alignment score: 0.498
So he said to Jehoshaphat , " Will you go with me to war at Ramoth Gilead ? " Jehoshaphat replied to the king of Israel , " I am like you , my people are like your people , and my horses are like your horses . "
Dia hoy izy tamin'i Josafata : " Hiaraka amiko hiady any Ramota - gileada ve ianao ? " Josafata namaly ny mpanjakan'i Israely hoe : " Izaho dia tahaka anao , ny vahoakako dia tahaka ny vahoakanao
, ary ireo soavaliko dia tahaka ireo soavalinao . "
1KI 22:5     Alignment score: 0.483
Jehoshaphat said to the king of Israel , " Please seek direction from the word of Yahweh for what you should do first . "
Hoy i Josafata tamin ' ny mpanjakan'Israely hoe : " Mitadiava re tari - dalana avy amin ' ny tenin'i Yaveh ny amin'izay tokony hataonao voalohany . "
1KI 22:6     Alignment score: 0.515 → 0.518
Then the king of Israel gathered the prophets together , four hundred men , and said to them , " Should I go to Ramoth Gilead to battle , or should I not ? " They said , " Attack , for the Lord will give it into the hand of the king . "
Dia nampivory ireo mpaminany niaraka ny mpanjakan'Israely , lehilahy efajato , ary teneno izy ireo hoe : " Tokony ho any Ramota - gileada ve aho mba hiady , sa tsy tokony ? " Dia hoy izy ireo hoe : " Manafiha , fa ny Tompo hanome izany ho eo an - tanan
' ny mpanjaka . "
1KI 22:7     Alignment score: 0.261 → 0.302
But Jehoshaphat said , " Is there not here yet another prophet of Yahweh from whom we might seek advice ? "
Fa hoy i Josafata hoe : " Tsy misy mpaminanin'Andriamanitra hafa izay mety hahazoantsika hevitra intsony ve eto ? "
1KI 22:8     Alignment score: 0.415 → 0.417
The king of Israel said to Jehoshaphat , " There is still one man by whom we may seek advice from Yahweh to help , Micaiah son of Imlah , but I hate him because he does not prophesy anything good about me , but only hardships . " But Jehoshaphat said , " May the king not say that . "
Dia hoy ny mpanjakan'Israely tamin'i Josafata hoe : " Mbola misy lehilahy iray izay mety hahazoantsika hevitra avy amin'i Yaveh mba ho fanampiana , Mikaia zanaka lahin'i Jimia , saingy halako izy satria tsy mba maminany
zavatra tsara mahakasika ahy , fa loza ihany . " Fa hoy i Josafata hoe : " Tsy hiteny izany anie ny mpanjaka . "
1KI 22:9     Alignment score: 0.344
Then the king of Israel called an officer and commanded , " Bring Micaiah son of Imlah , right away . "
Dia niantso manam - pahefana iray ny mpanjakan'i Israely ary nanome baiko hoe : " Ento aty i Mikaia zanaka lahin'i Imla
, izao dia izao . "
1KI 22:10     Alignment score: 0.424 → 0.424
Now Ahab the king of Israel and Jehoshaphat the king of Judah were sitting each on a throne , clothed in their robes , in a threshing floor at the entrance of the gate of Samaria , and all the prophets were prophesying before them .
Ary i Ahaba mpanjakan'Israely sy i Josafata mpanjakan'i Joda dia samy nipetraka tamin ' ny seza fiandrianana
avy , niakanjo ny akanjon'izy ireo , teo amin ' ny toerana malalaka teo amin ' ny fidiran ' ny vavahadin'i Samaria , ary ireo mpaminany rehetra dia naminany teo alohan'izy ireo .
1KI 22:11     Alignment score: 0.495 → 0.495
Zedekiah son of Kenaanah
made himself horns of iron and said , " Yahweh says this : ' With these you will push the Arameans until they are consumed . ' "
Zedekia zanaka lahin'i Kenana tenany dia nanao tandroka vy ary niteny hoe : " Izao no voalazan'i Yaveh : ' Amin'ireto no hanotoanao ny Syriana mandra - paharingany . ' "
1KI 22:12     Alignment score: 0.489 → 0.502
Then all the prophets prophesied the same , saying , " Attack Ramoth Gilead and win , for Yahweh has given it into the hand of the king . "
Ary ny mpaminany rehetra naminany nitovy , nanao hoe : " Tafiho Ramota - gileada ka mahazoa fandresena , fa i Yaveh efa nanolotra azy ho eo an - tanan
' ny mpanjaka . "
1KI 22:13     Alignment score: 0.433 → 0.433
The messenger
who went to call Micaiah spoke to him , saying , " See now , the words of the prophets declare good things to the king with one mouth . Please let your word be like one of them and say good things . "
Ny mpitondra hafatra izay nandeha niantso an'i Mikaia niteny taminy , nanao hoe : " Indro ankehitriny , ny tenin'ireo mpaminany dia manambara zavatra tsara ho an ' ny mpanjaka tamin ' ny vava iray . Aoka re ny teninao mba ho tahaka ny iray amin'ireo ary milaza zavatra tsara . "
1KI 22:14     Alignment score: 0.537
Micaiah replied , " As Yahweh lives , it is what Yahweh says to me that I will say . "
Dia namaly Mikaia hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , dia izay lazain'i Yaveh amiko no ho lazaiko . "
1KI 22:15     Alignment score: 0.563
When he came to the king , the king said to him , " Micaiah , should we go to Ramoth Gilead for battle , or not ? " Micaiah answered him , " Attack and win . Yahweh will give it into the hand of the king . "
Rehefa tonga teo amin ' ny mpanjaka izy , dia hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Ry Mikaia , tokony handeha hiady any Ramota - Gileada ve izahay , sa tsia ? " Mikaia namaly azy hoe : " Manafiha ka mandrese . Hanolotra azy ho eo an - tanan
' ny mpanjaka i Yaveh . "
1KI 22:16     Alignment score: 0.271 → 0.291
Then the king said to him , " How many times must I require you to swear to tell me nothing but the truth in the name of Yahweh ? "
Ary hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Impiry moa aho no nila anao hianiaiana mba tsy hiteny na inona na inona amiko amin ' ny anaran'i
Yaveh afa - tsy ny marina ihany ? "
1KI 22:17     Alignment score: 0.355 → 0.355
So Micaiah said , " I saw all Israel scattered to the mountains
, like sheep who have no shepherd , and Yahweh said , ' These have no master . Let every man return to his house in peace . ' "
Dia hoy i Mikaia hoe : " Hitako niely teny an - tendrombohitra ny Israely rehetra , tahaka ny ondry tsy misy mpiandry , ary Yaveh nanao hoe : ' Tsy manana mpiandry ireo . Aoka ny lehilahy tsirairay hody soa aman - tsara any an - tranony . ' "
1KI 22:18     Alignment score: 0.408 → 0.408
So the king of Israel said to Jehoshaphat , " Did I not tell you that he would not prophesy good concerning me , but only disaster ? "
Dia hoy ny mpanjakan'Israely tamin'i Josafata hoe : " Tsy efa niteny taminao ve aho fa tsy mety maminany
zavatra tsara mahakasika ahy izy , fa loza ihany ? "
1KI 22:19     Alignment score: 0.504
Then Micaiah said , " Therefore hear the word of Yahweh : I saw Yahweh sitting on his throne , and all the host of heaven were standing by him on his right hand and on his left .
Dia hoy Mikaia hoe : " Noho izany henoy ny tenin'i Yaveh : nahita an'i Yaveh nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianany
aho , ary ireo miaramilan ' ny lanitra rehetra dia nijoro teo akaikiny teo an - kavanany sy teo an - kaviany .
1KI 22:20     Alignment score: 0.503
Yahweh said , ' Who will entice Ahab , so that he may go up and fall at Ramoth Gilead ? ' One of them said this and another one said that .
Hoy i Yaveh hoe : " Iza no hitaona an'i Ahaba , mba hiakatra izy ka ho lavo any Ramota - gileada ? ' Ny iray tamin'izy ireo niteny izao ary ny iray hafa niteny izao .
1KI 22:21     Alignment score: 0.462 → 0.463
Then a spirit came forward , stood before Yahweh , and said , ' I will entice him . ' Yahweh said to him , ' How ? '
Avy eo dia nisy fanahy iray nandroso , nijoro teo anoloan'i
Yaveh , ka nanao hoe : ' Izaho no hitaona azy . ' Dia hoy Yaveh taminy hoe : ' Amin ' ny fomba ahoana ? '
1KI 22:22     Alignment score: 0.432 → 0.432
The spirit replied , ' I will go out and be a lying spirit in the mouth of all his prophets . ' Yahweh replied , ' You will entice him , and you will also be successful . Go now and do so . '
Dia namaly ilay fanahy hoe : ' Hivoaka aho ary ho fanahy mandainga eo am - bavan'ireo mpaminaniny
rehetra . ' Yaveh namaly hoe : ' Hahataona azy ianao , ary hahomby ihany koa . Koa mandehana ary ataovy izany . '
1KI 22:23     Alignment score: 0.413 → 0.41
Now see , Yahweh has put a lying spirit in the mouth of all these
prophets of yours , and Yahweh has decreed disaster for you . "
Dia indro , Yaveh nametraka fanahy mandainga teo am - bavan'ireo mpaminaninao rehetra ireo , ary Yaveh efa nilaza loza ho anao . "
1KI 22:24     Alignment score: 0.456 → 0.457
Then Zedekiah son of Kenaanah
, came up , slapped Micaiah on the cheek , and said , " Which way did the Spirit of Yahweh take to go from me to speak to you ? "
Ary Zedekia zanaka lahin'i Kenana , niakatra , namelaka ny takolak'i Mikaia , sady nanao hoe : " Taiza no lalan ' ny fanahin'i Yaveh niala tamiko mba hiteny aminao ? "
1KI 22:25     Alignment score: 0.455 → 0.457
Micaiah said , " Look , you will see on that day when you will go to hide in an inner room . "
Dia hoy i Mikaia hoe : " Indro , ho fantatrao
izany amin'izany andro izany , rehefa miditra ny efitra anatiny mba hiafina ianao . "
1KI 22:26     Alignment score: 0.484
The king of Israel said to his servant , " Seize Micaiah and take him to Amon
, the governor of the city , and to Joash , my son .
Hoy ny mpanjakan'Israely tamin ' ny mpanompony hoe : " Sambory Mikaia ary ento any amin'i Amona , ilay governoran ' ny tanàna , ary any amin'i Joasy , zanako lahy .
1KI 22:27     Alignment score: 0.356 → 0.357
Say to him , ' The king says , Put this man in prison , and feed him the bread of affliction and the water of affliction until I come
safely . ' "
Lazao izy hoe : ' Ampidiro am - ponja ity lehilahy ity hoy ny mpanjaka , ary fahano mofo kely sy rano kely fotsiny izy , mandra - pahatongako soa aman - tsara .
1KI 22:28     Alignment score: 0.461
Then Micaiah said , " If you return safely , then Yahweh has not spoken by me . " Then he added , " Listen to this , all you people . "
Ary hoy i Mikaia hoe : " Raha tahiany ka tafaverina soa aman - tsara ianao , dia tsy nampitenenin'i Yaveh aho tsy akory . " Ary nampiany
hoe : " Henoy izany , ry vahoaka rehetra . "
1KI 22:29     Alignment score: 0.647
So Ahab , the king of Israel , and Jehoshaphat , the king of Judah , went up to Ramoth Gilead .
Dia niakatra ho any Ramota - gileada i Ahaba , mpanjakan'Israely , sy Josafata , mpanjakan'i
Joda .
1KI 22:30     Alignment score: 0.219 → 0.232
The king of Israel said to Jehoshaphat , " I will disguise myself and go into the battle , but you put on your royal robes . " So the king of Israel disguised himself and went into the battle .
Ny mpanjakan'i Israely niteny tamin'i Josafata hoe : " Hody olon
- kafa aho ary hirotsaka ao anaty ady , fa ianao kosa hanao ny akanjon ' ny mpanjaka ihany . " Dia nody ho olon - kafa ny mpanjakan'Israely ka nirotsaka tany anaty ady .
1KI 22:31     Alignment score: 0.394 → 0.421
Now the king of Aram had commanded the thirty - two captains of his chariots , saying , " Do not attack unimportant or important soldiers . Attack only the king of Israel . "
Dia nandidy ny kapitenin ' ny kalesiny roa amby telopolo ny mpanjakan'i Syria , nanao hoe : " Aza manafika ny miaramila kely na ny lehibe . Fa ny mpanjakan'i Israely ihany no tafiho . "
1KI 22:32     Alignment score: 0.478
It came
about that when the captains of the chariots saw Jehoshaphat they said , " Surely that is the king of Israel . " They turned to attack him , so Jehoshaphat cried out .
Ary rehefa nahita an'i Josafata ireo kapitenin ' ny kalesy dia nanao hoe : " Iny tokoa no mpanjakan'Israely . " Nihodina izy ireo mba hamely azy , ka niantsoantso mafy i Josafata .
1KI 22:33     Alignment score: 0.401 → 0.401
It came
about that when the commanders of the chariots saw that it was not the king of Israel , they turned back from pursuing him .
Ary rehefa hitan'ireo mpifehy ny kalesy fa tsy iny no mpanjakan'i Israely , dia niverina tamin ' ny fanenjehana azy izy ireo .
1KI 22:34     Alignment score: 0.25
But a certain man drew his bow at random and shot the king of Israel between the joints of his armor . Then Ahab said to the driver of his chariot , " Turn around and carry me out of the battle , for I am badly wounded . "
Fa nisy lehilahy iray nandefa ny zana - tsipìkany kitoatoa ary nahavoa ny mpanjakan'i Israely teo anelanelan'ireo fiarovan
- tratrany . Ary i Ahaba niteny tamin ' ny mpamily ny kalesiny hoe : " Mihodìna ka ento mivoaka ny ady aho , fa naratra mafy aho . "
1KI 22:35     Alignment score: 0.332 → 0.332
The battle grew worse that day and the king was held
up in his chariot facing the Arameans . He died in the evening . The blood ran out from his wound into the bottom of the chariot .
Nihamafy ny ady tamin'izany andro izany ary ny mpanjaka dia notohanana hitsangana tao amin ' ny kalesiny nanatrika ny Syriana . Maty izy nony hariva . Nijininika avy teo amin ' ny ratrany ka hatrany amin ' ny vodi - kalesy ny .
1KI 22:36     Alignment score: 0.193 → 0.204
Then about the time the sun was going down , a cry went up throughout the army , saying , " Every man should go back to his city ; and every man should go back to his region ! "
Ary nony efa hilentika ny masoandro , dia nisy antsoantso mafy nanerana ny tafika , nanao hoe : " Samia mody any amin ' ny tanànany
avy ny lehilahy rehetra ; ary samia mody any amin ' ny faritaniny avy ny lehilahy rehetra ! "
1KI 22:37     Alignment score: 0.699
So King Ahab died
and was brought to Samaria , and they buried him in Samaria .
Dia maty i Ahaba mpanjaka ary nentina tany Samaria , ka nalevin'izy ireo tao Samaria izy .
1KI 22:38     Alignment score: 0.411 → 0.436
They washed the chariot by the pool of Samaria , and the dogs licked up his blood ( this was where the prostitutes
bathed ) , just as the word of Yahweh had declared .
Nosasan'izy ireo teo amin ' ny farihin'i Samaria ny kalesy , ary nolelafin ' ny amboa ny ràny ( teo no fandron'ireo vehivavy janga ) , araka izay efa nambaran ' ny tenin'i Yaveh .
1KI 22:39     Alignment score: 0.488 → 0.484
As for the other matters concerning Ahab , all that he did , the ivory house that he built , and all the cities that he built , are they not written in the book of the events of the kings of Israel ?
Ary ny raharaha hafa mahakasika an'i Ahaba , sy izay rehetra nataony , ny trano ivory
izay naoriny , ary ireo tanàna rehetra izay naoriny , moa ve tsy efa voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny tantaran ' ny mpanjakan'Israely ireo ?
1KI 22:40     Alignment score: 0.521 → 0.518
So Ahab lay down with his ancestors , and Ahaziah his son became king in his place .
Ary nodimandry tany
amin'ireo razambeny i Ahaba , ka i Ahazia zanany lahy no lasa mpanjaka nandimby ny toerany .
1KI 22:41     Alignment score: 0.5
Then Jehoshaphat son of Asa began to reign over Judah in the fourth year of Ahab king of Israel .
Ary i Josafata zanaka lahin'i Asa nanomboka nanjaka nanerana an'i Joda tamin ' ny taona faha - efatra nanjakan'i
Ahaba mpanjakan'Israely .
1KI 22:42     Alignment score: 0.622 → 0.563
Jehoshaphat was thirty - five years old when he began to reign , and he reigned in Jerusalem twenty - five years . His mother 's name was Azubah , the daughter of Shilhi .
Dimy amby telopolo taona i Josafata no nanomboka nanjaka , ary nanjaka tao Jerosalema nandritra
ny dimy amby roapolo taona izy . Azoba no anaran - dreniny , ilay zanaka vavin'i Sily .
1KI 22:44     Alignment score: 0.295 → 0.329
He walked in the ways of Asa , his father ; he did not turn away from them ; he did what was right in the eyes of Yahweh . Yet the high places were not taken away . The people were still sacrificing and burning incense on the high places .
Nanaraka ny fomban'i Asa rainy izy ; tsy niala tamin'ireo izy ; nanao izay marina teo imason'i
Yaveh izy . Kanefa ny toerana avo dia tsy mba noravàna . Fa ny vahoaka mbola nanao sorona sy nandoro ditin - kazo manitra teo amin'ireo toerana avo ihany .
1KI 22:45     Alignment score: 0.546
Jehoshaphat made peace with the king of Israel .
Ary i Josafata nihavana tamin ' ny mpanjakan'i Israely .
1KI 22:46     Alignment score: 0.436 → 0.443
As for the other matters concerning Jehoshaphat , and the might that he showed , and how he waged war , are they not written in the book of the events of the kings of Judah ?
Ary ny raharaha hafa mahakasika an'i Josafata , sy ny hery izay nasehony , ary ny fomba niadiany , moa ve ireo tsy efa voasoratra ao anatin
' ny bokin ' ny tantaran ' ny mpanjakan'i Joda ?
1KI 22:47     Alignment score: 0.22 → 0.223
He completely removed from the land the rest of the cultic prostitutes
who had remained in the days of his father Asa .
Nesoriny teo amin ' ny tany ireo sisa tavela tamin ' ny olona nanolo - tena hijangajanga ho fanompoan - tsampy izay mbola tamin ' ny andron'i Asa rainy .
1KI 22:48     Alignment score: 0.383
There was no king in Edom , but a deputy ruled there .
Tsy nisy mpanjaka tao Edoma , fa olona
voatendry no nitondra tao .
1KI 22:49     Alignment score: 0.414 → 0.419
Jehoshaphat built ships of Tarshish ; they were to go to Ophir for gold , but they did not go because the ships were wrecked at Ezion Geber .
Josafata nanao sambo fitaterana an - dranomasina ; nandeha nankany Ofira izy ireo haka volamena , kanefa tsy lasa satria nikatso tao Ezion
- gebera ireo sambo .
1KI 22:50     Alignment score: 0.496 → 0.496
Then Ahaziah son of Ahab said to Jehoshaphat , " Let my servants sail with your servants in the ships . " But Jehoshaphat would not allow it .
Dia hoy Ahazia zanaka lahin'i Ahaba tamin'i Josafata hoe : " Aoka mba hiara - hiantsambo amin ' ny mpanomponao ny mpanompoko . " Fa i Josafata tsy namela izany .
1KI 22:51     Alignment score: 0.43 → 0.429
Jehoshaphat lay down with his ancestors and was buried with them in the city of David , his ancestor
; Jehoram his son became king in his place .
Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Josafata ary nalevina niaraka tamin'izy ireo tao an - tanànan'i Davida , razambeny ; ary Jerohama zanany lahy no lasa mpanjaka nandimby ny toerany .
1KI 22:52     Alignment score: 0.583 → 0.551
Ahaziah son of Ahab began to reign over Israel in Samaria in the seventeenth year of Jehoshaphat king of Judah , and he reigned two years over Israel .
Ahazia zanaka lahin'i Ahaba dia nanomboka nanjaka nanerana an'Israely tany
Samaria tamin ' ny taona faha - fito ambin ' ny folo nanjakan'i Josafata mpanjakan'i Joda , ary nanjaka roa taona teo amin'i Israely izy .
1KI 22:53     Alignment score: 0.435 → 0.434
He did what was evil in the sight of Yahweh and walked in the way of his father , in the way of his mother , and in the way of Jeroboam son of Nebat , by which he led Israel to sin .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy ary nanaraka ny fomban ' ny rainy , tamin ' ny fomban ' ny reniny , ary tamin ' ny fomban'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata , izay nitarihany ny Israely hanota .
1KI 22:54     Alignment score: 0.309 → 0.314
He served Baal and worshiped him and so he provoked Yahweh , the God of Israel , to anger , just as his father had done .
Nanompo an'i Bala sy nivavaka taminy izy ary nanao izay nahatezitra an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , tahaka ny efa nataon
- drainy ihany .
1KI 22     Average alignment score: 0.429 for 53 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22