Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 17:1     Alignment score: 0.525 → 0.549
Elijah the Tishbite , from Tishbe in Gilead , said to Ahab , " As Yahweh , the God of Israel lives , before whom I stand , there will not be dew or rain these
years unless I say so . "
Elia ilay Tisbita , avy any Tisba any Gileada , niteny tamin'i Ahaba hoe : " Raha mbola velona koa i Yaveh , ilay Andriamanitry ny Israely , izay ijoroako eo anoloany , dia tsy hisy ando na orana amin'ity taona ity raha tsy milaza izany aho . "


1KI 17:2     Alignment score: 0.536 → 0.536
The word of Yahweh came to Elijah , saying ,
Tonga tamin'i Elia ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
1KI 17:3     Alignment score: 0.505
" Leave from here and go eastward ; hide yourself by the brook Kerith , east of the Jordan .
" Mialà eto ary mandehana miatsinanana ; miafena
ao amin ' ny lohasahan - driaka Kerita , atsinanan'i Jordana .
1KI 17:4     Alignment score: 0.416 → 0.416
It will happen that you will drink from the brook , and I have commanded the ravens to feed you there . "
Ary hisotro ny rano avy ao amin ' ny lohasahan - driaka ianao , ary efa nandidy ireo goaika aho hamahana anao any . "
1KI 17:5     Alignment score: 0.555
So Elijah went and did as the word of Yahweh commanded . He went to live by the brook Kerith , east of the Jordan .
Ka nandeha i Elia ary nanao araka izay nandidian
' ny tenin'i Yaveh . Nandeha izy mba hipetraka eo amin ' ny lohasahan - driaka Kerita , atsinanan'i Jordana .
1KI 17:6     Alignment score: 0.619 → 0.62
The ravens brought him bread and meat in the morning and bread and meat in the evening , and he drank
from the brook .
Nitondra mofo sy hena ho azy ireo goaika ny maraina ary mofo sy hena ny hariva , ary nisotro tamin'ilay lohasahan - driaka izy .
1KI 17:7     Alignment score: 0.336
But after a while the brook dried up because there was no rain in the land .
Fa rehefa afaka kelikely dia ritra ilay lohasahan - driaka satria tsy nisy orana tamin ' ny tany .
1KI 17:8     Alignment score: 0.423 → 0.432
The word of Yahweh came
to him , saying ,
Tonga taminy ireo tenin'i Yaveh , milaza hoe :
1KI 17:9     Alignment score: 0.433
" Arise , go to Zarephath , which belongs to Sidon , and live there . Look , I have commanded a widow there to provide for you . "
" Mitsangàna , mandehàna any Zarefata , izay an'i Sidona , ary mitoera any . Indro , efa nandidy mpitondratena tany aho mba hampisakafo anao . "
1KI 17:10     Alignment score: 0.416 → 0.416
So he arose
and went to Zarephath , and when he came to the gate of the city a widow was there gathering sticks . So he called to her and said , " Please bring me a little water in a jar so that I may drink . "
Ka nitsangana izy ary nandeha tany Zarefata , ary rehefa tonga teo am - bavahadin ' ny tanàna izy dia nisy mpitondratena iray nanangona tapa - kazo teo . Dia niantso azy izy ary ary nanao hoe : " Mba hitondrao rano kely anaty siny re aho mba hahafahako misotro . "
1KI 17:11     Alignment score: 0.315
As she was going to get water he called to her , and said , " Please bring me a piece of bread in your hand . "
Raha nandeha haka rano izy dia niantso azy izy , ary hoy izy : " Mba hitondrao
mofo iray eny an - tananao re aho . "
1KI 17:12     Alignment score: 0.343 → 0.356
She replied , " As Yahweh your God lives , I do not have any bread , but only a handful of meal in a jar and a little oil in a jug . See , I am gathering two sticks so I may go in and cook it for me and my son , that we may eat it , and die . "
Dia namaly izy hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao , dia tsy manana mofo aho , fa sakafo eran ' ny tanana anaty siny sy menaka kely anaty tavoara ihany . Indro , manangona tapa - kazo roa aho mba hahafahako miditraao dia mahandro izany ho ahy sy ho an ' ny zanako , mba hihinananay izany , ary ho faty . "
1KI 17:13     Alignment score: 0.291
Elijah said to her , " Do not fear . Go and do as you have said , but make me a little bread first and bring it out to me . Then afterward make some for you and for your son .
Hoy Elia taminy : " Aza matahotra . Mandehàna ary ataovy araka izay efa nolazainao , nefa anaovy mofo kely aho aloha ary ento mivoaka eto amiko izany . Ary rehefa vita izany dia manaova ho anao sy ho an ' ny zanakao .
1KI 17:14     Alignment score: 0.399 → 0.408
For Yahweh , the God of Israel , says , ' The jar of meal will not empty , neither will the jug of oil stop flowing , until the day that Yahweh sends rain on the earth . "
Fa Yaveh , ilay Andriamanitry ny Israely , miteny hoe : ' Tsy ho foana ny sinin - tsakafo , na hijanona hikoriana ny tavoaran ' ny menaka , mandra - pahatonga ny andro handatsahan'i Yaveh ny orana eto an - tany . "
1KI 17:15     Alignment score: 0.452
So she did as Elijah had told her . She and Elijah , along with her household , ate for many days .
Dia nanao araka izay nolazain'i Elia taminy izy . Izy sy Elia , niaraka tamin ' ny ankohonany
, dia nihinana nandritry ny andro maro .
1KI 17:16     Alignment score: 0.371 → 0.382
The jar of meal did not empty , neither did the jug of oil stop flowing , just as the word of Yahweh had said , as he had spoken by Elijah .
Tsy foana ny sinin - tsakafo , na nijanona nikoriana ny tavoaran ' ny menaka , araka izay efa nolazain
' ny tenin'i Yaveh , araka izay voalazany tamin'i Elia .
1KI 17:17     Alignment score: 0.26 → 0.267
After these
things the woman 's son , the woman who owned the house , fell sick . His sickness was so severe that there was no more breath left in him .
Taorian'ireo zavatra ireo , dia narary ny zanaky ravehivavy , izay tompon ' ny trano . Tena nahery vaika tokoa ny aretiny ka tsy niaina intsony izy .
1KI 17:18     Alignment score: 0.381 → 0.383
So his mother said to Elijah , " What do you have against me , man of God ? Have you come
to me to remind me of my iniquity and to kill my son ? "
Ka hoy ny reniny tamin'i Elia : " Inona no olanao amiko , ry lehilahin'Andriamanitra ? Tonga eto amiko mba hampatsiahy ahy ny fahotako ary hamono ny zanako ve ianao ? "
1KI 17:19     Alignment score: 0.361
Then Elijah replied to her , " Give me your son . " He took the boy from her arms and carried him up into the room where he was staying , and he laid the boy on his own bed .
Dia namaly azy Elia hoe : " Omeo ahy ny zanakao lahy . " Nalainy
tamin ' ny sandriny ilay zazalahy ary nentiny niakatra tao amin ' ny efitra izay nijanonany , ary nampandriany teo amin ' ny fandriany ilay zaza .
1KI 17:20     Alignment score: 0.405 → 0.416
He cried to Yahweh and said , " Yahweh my God , have you also brought disaster on the widow with whom I am staying , by killing her son ? "
Nihiaka tamin'i Yaveh izy ary niteny hoe : " Yaveh Andriamanitro o , moa ve nitondra loza teo amin'ilay mpitondratena izay hijanonako ihany koa Ianao , tamin ' ny famonoana ny zanany ? "
1KI 17:21     Alignment score: 0.488 → 0.489
Then Elijah stretched himself on the child three times ; he cried out to Yahweh and said , " Yahweh my God , I beg you , please let this child 's life
return to him . "
Avy eo dia naninjitra ny tenany intelo teo amin'ilay zaza i Elia ; nihiaka mafy tamin'i Yaveh izy ary niteny hoe : " Yaveh Andriamanitro o , mitalaho Aminao aho , avelao re hiverina ao aminy ny ain'ity zaza ity . "
1KI 17:22     Alignment score: 0.581
Yahweh listened to the voice of Elijah ; the life
of the child returned to him , and he revived .
Nihaino ny feon'i Elia Yaveh ; ka niverina taminy ny ain'ilay zaza , ary velona indray izy .
1KI 17:23     Alignment score: 0.358
Elijah took the child and brought him out of his room down into the house ; he handed the boy to his mother and said , " See , your son is alive
. "
Nalain'i Elia ilay zaza ary nentiny nivoaka tao amin ' ny efitranony hidina ho ao an - trano ; dia natolony an - dreniny ilay zaza ary hoy izy : " Indro , velona ny zanakao . "
1KI 17:24     Alignment score: 0.528
The woman said to Elijah , " Now I know that you are a man of God , and that the word of Yahweh in your mouth is true . "
Hoy ravehivavy tamin'i Elia : " Ankehitriny fantatro fa lehilahin'Andriamanitra ianao , ary ny tenin'i Yaveh ao am - bavanao
dia marina . "
1KI 17     Average alignment score: 0.424 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22