Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 11:1     Alignment score: 0.576
Now King Solomon loved many foreign women
including the daughter of Pharaoh women of the Moabites , Ammonites , Edomites , Sidonians , and Hittites .
Ary i Solomona Mpanjaka dia nitia vehivavy vahiny maro : ilay zanaka vavin'i Farao sy ireo vehivavin'i Moabita , Amonita , Edomita , Sidoniana , ary ireo Hetita -


1KI 11:2     Alignment score: 0.328 → 0.342
They were from the nations about which Yahweh said to the people of Israel , " You will not go among them to marry , neither will they come
among you , for they will certainly turn your heart to their gods . " In spite of this command , Solomon was affectionate toward these women in love .
ireo firenena voakasik'izay nolazain'i Yaveh tamin'ireo vahoakan'i Israely hoe : " Tsy handeha eo amin'izy ireo ianao mba hanambady , na izy ireo ho eo aminao , satria izy ireo dia hampitodika ny fonao amin'ireo andriamanitr'izy ireo tokoa . " Kanefa i Solomona tia an'ireo vehivavy ireo .
1KI 11:3     Alignment score: 0.26 → 0.308
Solomon had seven hundred wives , princesses , and three hundred concubines . His wives turned his heart away .
Nanana vady andriambavy fitonjato sy vaditsindrano telonjato i Solomona . Nampitodika ny fony ireo vehivavy ireo .
1KI 11:4     Alignment score: 0.393 → 0.398
For when Solomon grew old , his wives turned away his heart after other gods ; his heart was not fully
surrendered to Yahweh his God , as was the heart of David his father .
Fa rehefa niha - antitra i Solomona , dia nampitodika ny fony tamin'ireo andriamani - kafa ireo vadiny ; fa tsy tena nanankim - po tanteraka tamin'i Yaveh Andriamaniny izy , tahaka ny fon'i Davida rainy .
1KI 11:5     Alignment score: 0.46
For Solomon followed Ashtoreth
, the goddess of the Sidonians , and he followed Molech , the disgusting idol of the Ammonites .
Fa i Solomona dia nanaraka an'i Astarta , ilay andriamani - bavin'ireo Sidoniana , ary nanaraka an'i Milkoma izy , ilay sampy vetavetan'ireo Amonita .
1KI 11:6     Alignment score: 0.52
Solomon did what was evil in the sight of Yahweh ; he did not fully
follow Yahweh as David his father had done .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Solomona ; tsy nanaraka tanteraka an'i Yaveh izy , tahaka nataon'i Davida rainy .
1KI 11:7     Alignment score: 0.528 → 0.529
Then Solomon built a high place for Chemosh , the disgusting idol of Moab , on a hill east of Jerusalem , and also for Molech , the disgusting idol of the people of Ammon .
Ary nanangana toerana avo ho an'i Kemosy i Solomona , ilay sampy vetavetan'i Moaba , teo amin ' ny havoana antsinanan'i Jerosalema , ary ho an'i Moloka ihany koa , ilay sampy vetavetan ' ny vahoakan'i
Amona .
1KI 11:8     Alignment score: 0.368 → 0.376
He also built high places for all his foreign wives , who burned incense and sacrificed to their gods at them .
Nanangana toerana avo ihany koa izy ho an'ireo vehivavy vahininy
rehetra , izay nandoro ditin - kazo manitra sy nanao sorona ho an'ireo andriamanitr'izy ireo tamin'ireo .
1KI 11:9     Alignment score: 0.444 → 0.445
Yahweh was angry with Solomon , because his heart had turned away from him , the God of Israel , even though he had appeared to him twice
Tezitra tamin'i Solomona i Yaveh , nohon ' ny nivilin ' ny fony niala taminy , ilay Andriamanitr'i
Israely , na dia niseho indroa taminy aza Izy
1KI 11:10     Alignment score: 0.358 → 0.389
and commanded him about this very thing , that he should not go after other gods . But Solomon did not obey what Yahweh commanded .
ary nandidy azy momba io zavatra io mihitsy , fa tsy tokony hanaraka ireo andriamani - kafa izy . Fa i Solomona dia tsy nankato
izay didin'i Yaveh .
1KI 11:11     Alignment score: 0.41 → 0.412
Therefore Yahweh said to Solomon , " Because you have done this and have not kept the covenant and my statutes that I have commanded you , I will surely tear the kingdom from you and give it to your servant .
Noho izany dia hoy i Yaveh tamin'i Solomona : " Satria nanao izany ianao ary tsy nitàna ny fanekem - pihavanana sy ireo lalàko izay nandidiako anao , dia ho alako aminao tokoa ny fanjakana ary homeko ny mpanomponao .
1KI 11:12     Alignment score: 0.334 → 0.335
However , for David your father 's sake , I will not do it in your lifetime , but I will tear it out of the hand of your son .
Kanefa , nohon ' ny amin'i Davida rainao
, dia tsy hanao izany amin ' ny androm - piainanao rehetra aho , fa hanala izany amin ' ny tanan ' ny zanakao .
1KI 11:13     Alignment score: 0.385 → 0.385
Yet I will not tear away all the kingdom ; I will give one tribe to your son for David my servant 's sake , and for the sake of Jerusalem , which I have chosen . "
Tsy mbola hanala ny fanjakana rehetra aminao aho ; fa hanome foko iray ho an ' ny zanakao nohon ' ny amin'i Davida , sy nohon ' ny amin'i Jerosalema , izay nofidiko
. "
1KI 11:14     Alignment score: 0.512 → 0.52
Then Yahweh raised up an adversary to Solomon , Hadad the Edomite . He was from the royal family of Edom .
Dia nanangana fahavalo iray ho an'i Solomona i Yaveh , dia i Hadada ilay Edomita . Avy amin ' ny fianakavian'andrian'i Edoma izy .
1KI 11:15     Alignment score: 0.54
When David was in Edom , Joab the captain of the army had gone up to bury the dead , every man who had been killed in Edom .
Rehefa tao Edoma i Davida , dia niakatra mba handevina ny maty i Joaba ilay lehiben ' ny tafika , ny olon
- drehetra izay voavono tao Edoma .
1KI 11:16     Alignment score: 0.324 → 0.325
Joab and all Israel remained there six months until he had killed every male in Edom .
Nitoetra tao nandritra
ny enim - bolana i Joaba sy Israely rehetra mandra - pahavoavono ny lehilahy rehetra tao Edoma .
1KI 11:17     Alignment score: 0.442
But Hadad fled to Egypt with other Edomites , his father 's servants , when Hadad was still a little child .
Fa i Hadada dia nalain'ireo mpanompon
' ny rainy tao Egypta niaraka tamin'ireo Edomita hafa , satria i Hadada dia mbola zazalahy kely .
1KI 11:18     Alignment score: 0.541
They left Midian and came to Paran , from where they took men with them to Egypt , to Pharaoh king of Egypt , who gave him a house and land and food .
Niala tao Midiana izy ireo ary tonga tao Parana , izay nakan'izy ireo olona miaraka aminy ho any Egypta , ho any amin'i Farao mpanjakan'i Egypta , izay nanome trano sy tany ary sakafo ho azy .
1KI 11:19     Alignment score: 0.547
Hadad found great favor in the sight of Pharaoh , so that Pharaoh gave him a wife , his own wife 's sister , the sister of Tahpenes
the queen .
Nahita sitraka lehibe teo imason'i Farao i Hadada , ka nomen'i Farao vady izy , dia ny rahavavim - badiny , ilay rahavavin'i Tapanesa mpanjakavavy .
1KI 11:20     Alignment score: 0.519 → 0.537
The sister of Tahpenes
gave birth to Hadad 's son . They named him Genubath . Tahpenes raised him in Pharaoh 's palace . So Genubath lived in Pharaoh 's palace among the children of Pharaoh .
Niteraka zazalahy tamin'i Hadada ilay rahavavin'i Tapanesa . Nomen'izy ireo ny anarana hoe Genobata izy . Natsangan'i Tapanesa tao amin ' ny lapan'i Farao izy . Ka nipetraka tao amin ' ny lapan'i Farao teo amin'ireo zanak'i Farao i Genobata .
1KI 11:21     Alignment score: 0.489
While he was in Egypt , Hadad heard that David had lain down with his ancestors and that Joab the captain of the army was dead , Hadad said to Pharaoh , " Let me depart , so I may go to my own country . "
Raha mbola tao Egypta izy , dia nandre i Hadada fa nodimandry any amin'ireo razany i Davida ary i Joaba ilay kapitenin ' ny miaramila dia maty , hoy i Hadada tamin'i Farao : " Avelao aho handeha , mba ho afaka ho any amin ' ny fireneko . "
1KI 11:22     Alignment score: 0.386 → 0.392
Then Pharaoh said to him , " But what have you lacked with me , that you now seek to go to your own country ? " Hadad answered , " Nothing . Please let me go . "
Dia hoy i Farao taminy : " Fa inona no tsy ampy anao eto amiko , no mitady ho any amin ' ny firenenao
ianao ankehitriny ? " Dia namaly i Hadada hoe : " Tsy misy . Mba avelao handeha re aho . "
1KI 11:23     Alignment score: 0.529 → 0.557
God also raised up another adversary to Solomon , Rezon son of Eliada , who had fled from his master Hadadezer king of Zobah .
Nanangam - pahavalo hafa ho an'i Solomona ihany koa Andriamanitra , dia i Rezona zanak'i Eliada , izay nandositra an'i Hadadezera mpanjakan'i Zoba tompony .
1KI 11:24     Alignment score: 0.45 → 0.471
Rezon gathered men to himself and became
captain over a marauding band when David killed the men of Zobah . Rezon 's men went to Damascus and lived there , and Rezon reigned in Damascus .
Nanangona olona ho azy i Rezona ka lasa kapitenina tafika kely izy , rehefa nandresy ny olon'i Zoba i Davida . Ireo lehilahin'i Rezona dia nankany Damaskosy ary nipetraka tany , ka nofehezin'i Rezona i Damaskosy .
1KI 11:25     Alignment score: 0.453 → 0.462
He was an enemy of Israel all the days of Solomon , along with the trouble that Hadad caused . Rezon abhorred Israel and reigned over Aram .
Fahavalon'i
Israely izy nandritra ny andron'i Solomona rehetra , niaraka tamin ' ny korontana izay nataon'i Hadada . Nankahala an'i Israely i Rezona ary nanjaka teo amin'i Arama .
1KI 11:26     Alignment score: 0.473 → 0.538
Then Jeroboam son of Nebat , an Ephraimite
of Zeredah , a servant of Solomon , whose mother 's name was Zeruah , a widow , also lifted up his hand against the king .
Ary i Jeroboama zanak'i Nebata , Efraimita avy any Zareda , manam - pahefan'i Solomona , izay Zeroa no anaran - dreniny , mpitondratena iray , dia nanainga ny tanany tamin ' ny mpanjaka ihany koa .
1KI 11:27     Alignment score: 0.413 → 0.426
He lifted up his hand against the king because Solomon had built up the place located at Millo and repaired the opening in the city wall of David his father .
Ny antony nananganany ny tanany tamin ' ny mpanjaka dia satria nanorina toerana tao Milo sy nanampina ny lavaka tamin ' ny rindrin
' ny tanànan'i Davida rainy i Solomona .
1KI 11:28     Alignment score: 0.377
Jeroboam was a man of great ability . Solomon saw that the young man was industrious , so he appointed him over all the labor of the house of Joseph .
Jeroboama dia lehilahy iray mahery . Hitan'i Solomona fa zatovolahy miasa izy , ka nomeny
alalana nibaiko ireo asa rehetra tao amin ' ny tranon'i Josefa .
1KI 11:29     Alignment score: 0.525 → 0.55
At that time , when Jeroboam went out of Jerusalem , the prophet Ahijah the Shilonite found him on the road . Now Ahijah had dressed in a new garment and the two men were alone in the field .
Tamin'izany fotoana izany , rehefa nivoaka an'i Jerosalema i Jeroboama , dia nahita azy teny
amin ' ny lalana i Ahia Silonita mpaminany . Ary niakanjo vaovao i Ahia ary izy roalahy dia irery tao an - tsaha .
1KI 11:30     Alignment score: 0.32
Then Ahijah grabbed hold
of the new garment that was on him and tore it into twelve pieces .
Ary nanala ny akanjo vaovao izay teny aminy i Ahia ka nizarazara izany ho roa ambinifolo .
1KI 11:31     Alignment score: 0.391 → 0.398
He said to Jeroboam , " Take ten pieces , for Yahweh , the God of Israel , says , ' Look , I will tear the kingdom out of the hand of Solomon and I will give ten tribes to you
Hoy izy tamin'i Jeroboama : " Makà tapatapany folo , fa i Yaveh , ilay Andriamanitr'i
Israely , niteny hoe : " Indro , hanala ny fanjakana eo amin ' ny tanan'i Solomona Aho ka hanome foko folo ho anao
1KI 11:32     Alignment score: 0.492 → 0.493
( but Solomon will have one tribe , for my servant David 's sake and for Jerusalem 's sake the city that I have chosen out of all the tribes of Israel ) ,
( fa i Solomona dia hanana foko iray , nohon ' ny amin'i Davida sy nohon ' ny amin'i Jerosalema - ilay tanàna izay nofidiko
tamin'ireo fokon'i Israely rehetra ) ,
1KI 11:33     Alignment score: 0.457
because they have abandoned me and have worshiped Ashtoreth
the goddess of the Sidonians , Chemosh the god of Moab , and Molech the god of the people of Ammon . They have not walked in my ways , to do what is right in my eyes , and to keep my statutes and my decrees , as did David his father .
satria nahafoy Ahy izy ireo ary nanompo an'i Astarta ilay andriamani - bavin'ireo Sidoniana , Kemosy ilay andriamanitr'i Moaba , ary Moloka ilay andriamanitry ny vahoakan'i Amona . Tsy nandeha tamin ' ny lalako izy ireo , mba hanao izay marina eo imasoko , sy hitandrina ireo lalàko sy ireo didiko , tahaka ny nataon'i Davida rainy .
1KI 11:34     Alignment score: 0.383 → 0.408
I will not take the whole kingdom out of Solomon 's hand . I have made him ruler all the days of his life
, for David my servant 's sake whom I chose , the one who kept my commandments and my statutes .
Kanefa , tsy haka ny fanjakana iray manontolo amin ' ny tanan'i Solomona Aho . Fa kosa , nanao azy ho mpanapaka amin ' ny andro rehetra hiainany , nohon ' ny amin'i Davida mpanompoko izay nofidiko , ilay iray izay nitandrina ireo didiko sy ireo lalàko .
1KI 11:35     Alignment score: 0.332
But I will take the kingdom out of his son 's hand and I will give it to you , ten tribes .
Fa haka ny fanjakana eo an - tanan
' ny zanany Aho ka hanome izany anao , dia ireo foko folo .
1KI 11:36     Alignment score: 0.423
I will give one tribe to Solomon 's son , so that David my servant may always have a lamp before me in Jerusalem , the city in which I have chosen to put my name .
Hanome foko iray ho an ' ny zanak'i Solomona Aho , mba hanana fanilo mandrakariva eo anatrehako ao Jerosalema i Davida mpanompoko , tanàna izay nofidiko
mba hasiana ny Anarako .
1KI 11:37     Alignment score: 0.409
I will take you , and you will rule to fulfill all that you desire , and you will be king over Israel .
Haka anao Aho , ka hanapaka ianao mba hanatanteraka izay rehetra irinao
, dia ho mpanjaka eo amin'i Israely ianao .
1KI 11:38     Alignment score: 0.351 → 0.37
If you listen to all that I command you , and if you walk in my ways and do what is right in my eyes , to keep my statutes and my commandments , as David my servant did , then I will be with you and will build you a sure house , as I built for David , and will give Israel to you .
Raha mihaino
izay handidiko anao rehetra ianao , ary raha mandeha amin'ireo lalako sy manao izay marina eo imasoko , mba hitandrina ireo lalàko sy ireo didiko , tahaka ny nataon'i Davida mpanompoko , dia hiaraka aminao Aho ary hanangana trano azo antoka ho anao , tahaka ny nananganako ho an'i Davida , ary hanome anao an'i Israely Aho .
1KI 11:39     Alignment score: 0.673
I will punish the descendants of David , but not forever . ' "
Hanasazy ireo taranak'i Davida Aho , fa tsy ho mandrakizay . " '
1KI 11:40     Alignment score: 0.636 → 0.646
So Solomon tried to kill Jeroboam . But Jeroboam got up and fled into Egypt , to Shishak king of Egypt , and he remained in Egypt until the death of Solomon .
Ka nikasa ny hamono an'i Jeroboama i Solomona . Fa i Jeroboama niakatra ary nandositra tany
Egypta , tany amin'i Sisaka mpanjakan'i Egypta , dia nijanona tao Egypta izy mandra - pahafatin'i Solomona .
1KI 11:41     Alignment score: 0.462 → 0.464
As for the other matters concerning Solomon , all that he did and his wisdom , are they not written in the book of the events of Solomon ?
Raha ny amin ' ny raharaha hafa mikasika an'i Solomona , izay rehetra nataony sy ny fahendreny
, moa ve tsy voasoratra ao amin ' ny bokin'ireo tantara momba an'i Solomona ireo ?
1KI 11:42     Alignment score: 0.5
Solomon reigned in Jerusalem over all Israel for forty years .
Nanjaka tao Jerosalema tamin'ireo Israely rehetra i Solomona nandritra ny efapolo taona .
1KI 11:43     Alignment score: 0.482
He lay down with his ancestors and he was buried in the city of David his father . Rehoboam his son became
king in his place .
Nodimandry tany amin'ireo razambeny izy ary nalevina tao amin ' ny tanàn'i Davida rainy . Dia lasa mpanjaka taoriany i Rehoboama zanany lahy .
1KI 11     Average alignment score: 0.455 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22