Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


1KI 18:1     Alignment score: 0.533
So after many days the word of Yahweh came to Elijah , in the third year of the drought , saying , " Go , show yourself to Ahab and I will send rain on the land . "
Ary rehefa afaka andro maromaro dia tonga tamin'i Elia ny tenin'i Yaveh , tamin ' ny taona fahatelon ' ny hain - tany
, nanao hoe : " Mandehana , misehoa amin'i Ahaba dia handefa orana amin ' ny tany Aho . "


1KI 18:2     Alignment score: 0.449 → 0.507
Elijah went to show himself to Ahab ; now the famine was severe in Samaria .
Nandeha niseho
tamin'i Ahaba Elia ; ary mafy ny mosary tany Samaria .
1KI 18:3     Alignment score: 0.543
Ahab called Obadiah , who was in charge of the palace . Now Obadiah honored Yahweh very much ,
Ahaba niantso an'i Obadia , izay nisahana ny lapa . Ary Obadia dia nanome voninahitra an'i Yaveh tokoa ,
1KI 18:4     Alignment score: 0.525 → 0.527
for when Jezebel was killing the prophets of Yahweh , Obadiah took one hundred prophets and hid them by fifties in a cave and fed them with bread and water .
ka rehefa namono ireo mpaminanin'i
Yaveh Jezebela , dia naka ireo mpaminany zato ary nanafina azy ireo isan - dimampolo tao an - davabato ary namahana azy ireo tamin ' ny mofo sy rano i Obadia .
1KI 18:5     Alignment score: 0.367 → 0.372
Ahab said to Obadiah , " Go through the land to all the water springs and brooks . Perhaps we will find grass and save the horses and mules alive
, so that we will not lose all the animals . "
Ary hoy Ahaba tamin'i Obadia : " Mandehana mitety ny tany hatrany amin ' ny loharano sy ireo lohasahan - driaka rehetra . Fa mety hahita ahi - maitso hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika , mba tsy hisy ho very ny biby fiompy rehetra . "
1KI 18:6     Alignment score: 0.362 → 0.374
So they divided the land between them to pass
through it and look for water . Ahab went one way by himself and Obadiah went another way .
Koa nifampizaran'izy ireo ny tany mba andehanany amin'izany ary itadiavany rano . Ahaba nandeha tamin ' ny lalana iray ary Obadia nandeha tamin ' ny lalana hafa .
1KI 18:7     Alignment score: 0.485 → 0.486
As Obadiah was on the road , Elijah unexpectedly met him . Obadiah recognized him and lay facedown on the ground . He said , " Is it you , my master Elijah ? "
Raha mbola teny
an - dalana Obadia , dia nifanena tampoka tamin'i Elia izy . Obadia nahalala azy ka nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany . Hoy izy hoe : " Ianao ve ity , ry Elia tompoko ? "
1KI 18:8     Alignment score: 0.506
Elijah answered him , " It is I . Go tell your master , ' Look , Elijah is here . ' "
Elia namaly azy hoe : " Izaho ity . Mandehana teneno ny tomponao
hoe : ' Indro , ato Elia . ' "
1KI 18:9     Alignment score: 0.414 → 0.418
Obadiah replied , " How have I sinned , that you would give
your servant into the hand of Ahab , for him to kill me ?
Dia namaly Obadia hoe : " Inona no fahotako , no atolotrao eo an - tanan'i Ahaba ny mpanomponao , mba hamonoany ahy ?
1KI 18:10     Alignment score: 0.37 → 0.395
As Yahweh your God lives , there is no nation or kingdom where my master has not sent men to find you . Whenever a nation or kingdom says , ' Elijah is not here , ' Ahab makes them take an oath swearing that they could not find
you .
Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao , dia tsy misy firenena na fanjakana izay tsy nandefasan ' ny tompoko olona hitady anao . Na oviana na oviana no misy firenena na fanjakana miteny hoe : ' Tsy ato Elia , dia ampanaovin'i Ahaba fianianana hianiana fa tsy nahita anao izy ireo .
1KI 18:11     Alignment score: 0.329
Yet now you say , ' Go , tell your master that Elijah is here . '
Nefa ankehitriny hoy ianao : ' Mandehana , teneno ny tomponao
fa atsy Elia . '
1KI 18:12     Alignment score: 0.385 → 0.384
As soon as I am gone from you , the Spirit of Yahweh will carry you some place I do not know . Then when I go and tell Ahab , and when he can not find you , he will kill me . Yet I , your servant , have worshiped Yahweh from my youth .
Vantany vao miala aminao aho , ny fanahin'i
Yaveh hitondra anao any amin ' ny toerana tsy fantatro . Ka raha handeha aho ary hiteny amin'i Ahaba , ary raha tsy hahita anao izy , dia hovonoiny aho . Kanefa izaho , mpanomponao , dia nanompo an'i Yaveh hatramin ' ny fahatanorako .
1KI 18:13     Alignment score: 0.439 → 0.473
Has it not been told to you , my master , what I did when Jezebel killed the prophets of Yahweh , how I hid one hundred of Yahweh 's prophets by fifties in a cave and fed them with bread and water ?
Moa tsy nolazaina taminao ve , ry tompoko , izay nataoko rehefa novonoin'i
Jezebela ny mpaminanin'i Yaveh , ny fomba nanafenako ny mpaminanin'Yaveh zato ka dimampolo avy no tao anaty lava - bato sy ny namahanako mofo sy rano azy ireo ?
1KI 18:14     Alignment score: 0.435
Now you say to me , ' Go and tell your master that Elijah is here , ' so that he will kill me . "
Ankehitriny hoy ianao amiko : " Mandehana ary teneno ny tomponao
fa eto Elia , ka dia hovonoiny aho . "
1KI 18:15     Alignment score: 0.467 → 0.472
Then Elijah responded , " As Yahweh of hosts lives , before whom I stand , I will surely show myself to Ahab today . "
Dia namaly Elia hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh tompon ' ny maro , izay hitsanganako eo anatrehany
, dia hiseho amin'i Ahaba tokoa aho androany . "
1KI 18:16     Alignment score: 0.501
So Obadiah went to meet Ahab , and told him what Elijah said . Then the king went to meet Elijah .
Ka lasa Obadia nandeha mba hijery an'i Ahaba , ary niteny taminy izay nolazain'i
Elia . Dia nandeha nihaona tamin'i Elia ny mpanjaka .
1KI 18:17     Alignment score: 0.488 → 0.492
When Ahab saw Elijah , he said to him , " Is it you ? You are the one who brings trouble to Israel ! "
Rehefa nahita an'i Elia i Ahaba , dia hoy izy taminy : " Ianao ve io ? Ianao ilay iray izay mitondra korontana ho an'Israely ! "
1KI 18:18     Alignment score: 0.343 → 0.361
Elijah answered , " I have not brought trouble to Israel , but you and your father 's family are the ones who have caused trouble by abandoning the commandments of Yahweh and by following the Baals .
Dia namaly Elia hoe : " Tsy nitondra korontana ho an'Israely aho , fa ianao sy ny fianakavian
' ny rainao no olona nampisy korontana tamin ' ny alalan ' ny fialanareo tamin ' ny didin'i Yaveh sy ny fanarahanareo an'i Bala .
1KI 18:19     Alignment score: 0.427 → 0.44
Now then , send word and gather to me all Israel at Mount Carmel , along with the 450 prophets of Baal and the four hundred prophets of Asherah who eat at Jezebel 's table . "
Koa ankehitriny , mandefasa teny ary hangony eto amiko ny Israely rehetra ao an - tendrombohitr'i
Karmela , miaraka amin'ireo mpaminanin'i Bala 450 sy ireo mpaminanin'i Aseraha efajato izay nihinana teo an - databatr'i Jezebela . "
1KI 18:20     Alignment score: 0.43
So Ahab sent word to all the people of Israel and gathered the prophets together at Mount Carmel .
Dia nandefa teny tany amin ' ny vahoakan
' ny Israely rehetra sy nanangona niaraka ireo mpaminany tao an - tendrombohit'i Karmela i Ahaba .
1KI 18:21     Alignment score: 0.388 → 0.394
Elijah came near to all the people and said , " How long will you keep changing your mind ? If Yahweh is God , follow him . But if Baal is God , then follow him . " Yet the people did not answer him a word .
Ary Elia nanatona ny vahoaka rehetra ka niteny hoe : " Mandra - pahoviana ianao no hiova hevitra hatrany ? Raha i Yaveh no Andriamanitra , dia manaraha Azy . Fa raha i Bala no Andriamanitra , dia manaraha azy . " Fa ny olona tsy namaly teny azy .
1KI 18:22     Alignment score: 0.492 → 0.512
Then Elijah said to the people , " I , I alone , am left as a prophet of Yahweh , but Baal 's prophets are 450 men .
Dia hoy i Elia tamin ' ny vahoaka hoe : " Izaho , dia izaho irery ihany , no sisa mpaminanin'i Yaveh , nefa ny mpaminanin'i
Bala dia olona 450 .
1KI 18:23     Alignment score: 0.326
So let them give us two bulls . Let them choose one bull for themselves and cut it in pieces , and lay it on the wood , but put no fire under it . Then I will prepare the other bull and lay it on the wood , and put no fire under it .
Koa aoka ireo no hanome omby roa ho antsika . Aoka izy ireo hisafidy omby iray ho an'izy ireo sy handrasarasa izany , ary hampandry izany eo amin ' ny kitay , nefa tsy handrehitra afo eo ambanin'izany . Dia hikarakara ilay omby iray hafa aho ka hametraka izany eo amin ' ny kitay , ary tsy hanisy afo eo ambanin'izany
1KI 18:24     Alignment score: 0.419 → 0.442
Then you will call on the name of your god , and I will call on the name of Yahweh , and the God who answers by fire , then let him be God . " So all the people answered and said , " This is good . "
Dia hiantso ny anaran
' ny andriamanitrareo ianareo , ary izaho hiantso ny anaran'i Yaveh , ary ny Andriamanitra izay hamaly amin ' ny afo , dia Aoka izy no ho Andriamanitra . " Koa namaly ny olona rehetra ary niteny hoe : " Mety izany . "
1KI 18:25     Alignment score: 0.384 → 0.384
So Elijah said to the prophets of Baal , " Choose one bull for yourselves and prepare it first , for you are many people . Then call on the name of your god , but put no fire under the bull . "
Ary hoy i Elia tamin'ireo mpaminanin'i
Bala : " Mifidiana omby iray ho anareo , ary homano mialoha izany , fa olona betsaka ianareo . Dia antsoy ny anaran ' ny andriamanitrareo , nefa aza asina afo eo ambanin ' ny omby . "
1KI 18:26     Alignment score: 0.437 → 0.438
They took the bull that was given to them and prepared it , and they called on the name of Baal from morning until noon , saying , " Baal , hear us . " But there was no voice , nor anyone who answered . They danced around the altar they had made .
Dia naka ny omby izay nomena azy izy ireo ary nikarakara izany , dia niantso ny anaran'i
Bala hatramin ' ny maraina mandra - pitatao - vovonana izy ireo , nanao hoe : " Ry Bala o , mihainoa anay . " Nefa tsy nisy feo , na nisy namaly akory . Nandihy nanodidina ny alitara namboariny izy ireo .
1KI 18:27     Alignment score: 0.337
At noon Elijah mocked them and said , " Shout out loudly ! He is a god ! Perhaps he is thinking , or is relieving himself , or he is traveling on a journey , or perhaps he is sleeping and must be awakened . "
Nony mitatao - vovonana dia naneso azy ireo i Elia nanao hoe : " Miantsoa mafy ihany ! fa andriamanitra izy ! angamba mbola mieritreritra izy , na manamaivana ny tenany , na nisy dia nalehany , na angamba matory izy ka tokony nofohazina . "
1KI 18:28     Alignment score: 0.29 → 0.29
So they shouted more loudly , and they cut themselves , as they usually did , with swords and spears , until their blood flowed out over themselves .
Fa mbola niantso mafy ihany izy ireo , ary nandrasa ny tenan'izy ireo , araka ny fanaony matetika miaraka amin ' ny sabatra sy lefona , mandra - pahaloa - drà ny tenan'izy ireo .
1KI 18:29     Alignment score: 0.197 → 0.205
Midday passed , and they were still raving until the time of offering of the evening sacrifice
, but there was no voice or anyone to answer ; there was no one who paid any attention to their pleadings .
Lasa ny mitatao - vovonana , dia mbola nisafoaka ihany izy hatramin ' ny fotoan ' ny fanatitra hariva , nefa tsy nisy feo na nisy namaly akory ; tsy nisy nihaino ny fitalahoan'izy ireo .
1KI 18:30     Alignment score: 0.366
Then Elijah said to all the people , " Come near to me , " and all the people came near to him . Then he repaired the altar of Yahweh that was lying in ruin .
Dia hoy i Elia tamin ' ny olona rehetra : " Manatona eto amiko , " dia nanatona azy ny olona rehetra . Dia namboatra ny alitaran'i Yaveh izay rava tanteraka izy .
1KI 18:31     Alignment score: 0.431 → 0.451
Elijah took twelve stones , each stone representing one of the tribes of the sons of Jacob it was Jacob to whom the word of Yahweh came
, saying , " Israel will be your name . "
Naka vato roa ambin ' ny folo Elia , ny vato tsirairay avy dia maneho ny iray amin'ireo fokon'ireo zanaka lahin'i Jakoba_ilay Jakoba niavian ' ny tenin'i Yaveh , nanao hoe : " Israely no ho anaranao . "
1KI 18:32     Alignment score: 0.355 → 0.365
With the stones he built an altar in the name of Yahweh and he dug a trench around the altar large enough to contain two seahs of seeds .
Tamin'ireo vato ireo no nanorenany ny alitara tamin ' ny anaran'i
Yaveh ary izy dia nandavaka hady kely manodidina ny alitara lehibe omby voan - javatra indroan ' ny famaran .
1KI 18:33     Alignment score: 0.436
He arranged the wood for a fire , cut the bull in pieces , and laid the pieces of the bull on the wood . He said , " Fill four jars with water and pour it on the burnt offering and on the wood . "
Nandahatra ny kitay ho an ' ny afo izy , nandrasarasa ny omby , ary nametraka ireo omby voarasa teo amin ' ny kitay . Hoy izy hoe : " Fenoy rano ny siny efatra ka araraho eo amin ' ny fanatitra dorana sy eo amin ' ny kitay . "
1KI 18:34     Alignment score: 0.433
Then he said , " Do it a second time , " and they did it a second time . Once more he said , " Do it a third time , " and they did it a third time .
Dia hoy izy : " Ataovy fanindroany izany , " dia nataon'izy ireo fanindroany izany . Dia hoy indray izy : " Ataovy fanintelony izany , " Dia nataon'izy ireo fanintelony .
1KI 18:35     Alignment score: 0.501 → 0.522
The water ran around the altar and filled the trench .
Dia niraraka
nanodidina ny alitara ny rano ary nameno ny hady kely .
1KI 18:36     Alignment score: 0.457 → 0.456
It happened at the time of the offering of the evening sacrifice , that Elijah the prophet came near and said , " Yahweh , the God of Abraham , of Isaac , and of Israel , let it be known this day that you are God in Israel , and that I am your servant , and that I have done all these things at your word .
Nitranga izany tamin ' ny fotoan
' ny fanatitra tamin ' ny sorona amin ' ny hariva , ary Elia mpaminany dia nanatona akaiky ka niteny hoe : " Ry Yaveh , Andriamanitr'i Abrahama , sy Isaka , ary Israely , aoka ho fantatra eto anio fa Ianao no Andriamanitra eto amin ' ny Israely , ary izaho dia mpanomponao , ary nanao izao zavatra rehetra izao araka ny teninao aho .
1KI 18:37     Alignment score: 0.371 → 0.376
Hear me , Yahweh , hear me , that these people may know
that you , Yahweh , are God , and that you have turned their heart back again to yourself . "
Mihainoa ahy , ry Yaveh , mihainoa ahy , mba hahafantaran'ireto olona ireto fa Ianao , Yaveh , dia Andriamanitra , ary Ianao no nampitodika ny fon'izy ireo taminao indray . "
1KI 18:38     Alignment score: 0.445 → 0.466
Then the fire
of Yahweh fell and consumed the burnt offering , as well as the wood , the stones , and the dust , and licked up the water that was in the trench .
Ary ny afon'Yaveh nilatsaka ka nandevona ny fanatitra dorana , ary koa ny kitay , ireo vato , ary ny vovoka , ary nandritra ny rano izay tao amin ' ny hady kely .
1KI 18:39     Alignment score: 0.525 → 0.525
When all the people saw this , they lay facedown on the ground and said , " Yahweh , he is God ! Yahweh , he is God ! "
Rehefa nahita izany ny olona rehetra , dia nampiankohoka ny tavany teo amin ' ny tany ary niteny hoe : " Yaveh , Izy no Andriamanitra ! Yaveh , Izy no Andriamanitra ! "
1KI 18:40     Alignment score: 0.407 → 0.409
So Elijah said to them , " Take the prophets of Baal . Do not let one of them escape . " So they took them , and Elijah brought the prophets of Baal down to the Kishon River and killed them there .
Koa hoy i Elia tamin'izy ireo : " Sambory ireo mpaminanin'i
Bala . Aza avela hisy handositra izy ireo na dia iray aza . " Koa nosamborina izy ireo , ary i Elia nitondra ireo mpaminanin'i Bala nidina tany amin ' ny lohasahan - driaka Kisona ary namono azy ireo tany .
1KI 18:41     Alignment score: 0.471
Elijah said to Ahab , " Get up , eat and drink , for there is the sound of much rain . "
Hoy i Elia tamin'i Ahaba : " Mitsangàna , mihinàna ary misotroa
, fa injany ny feon ' ny oram - be . "
1KI 18:42     Alignment score: 0.488
So Ahab went up to eat and to drink . Then Elijah went up to the top of Carmel , bowed himself down on the earth and put his face between his knees .
Koa niakatra mba hihinana sy hisotro i Ahaba . Dia niakatra teo an - tampon'i Karmela i Elia , niondrika teo amin ' ny tany izy , ary nametraka ny tavany teo anelanelan ' ny lohaliny .
1KI 18:43     Alignment score: 0.417
He said to his servant , " Go up now , look toward the sea . " His servant went up and looked and said , " There is nothing . " So seven times Elijah said , " Go again . "
Ary hoy izy tamin ' ny mpanompony
: " Miakara ankehitriny , ka mitazàna eny amin ' ny ranomasina . " Dia niakatra ny mpanompony ka nitazana ary nanao hoe : " Tsy misy na inona na inona . " Ka hoy indray i Elia : " Mandehana indray , impito . "
1KI 18:44     Alignment score: 0.369 → 0.383
At the seventh time the servant said , " Look , there is a cloud going up from the sea , as small as a man 's hand . " Elijah replied , " Go up and say to Ahab , ' Make ready your chariot and go down before the rain stops you . ' "
Ary nony fanim - pitony dia hoy ny mpanompony
: " Indro , misy rahona miakatra avy amin ' ny ranomasina , kely tahaka ny tanan'olona . " Dia namaly i Elia hoe : " Miakara ka lazao amin'i Ahaba hoe : ' Ataovy vonona ny kalesinao ka midina mialohan ' ny hanakanan ' ny orana anao ' "
1KI 18:45     Alignment score: 0.358 → 0.374
It happened that in a little while the heavens grew black with clouds and wind , and there was a great rain . Ahab rode and went to Jezreel ,
Ary vetivety monja raha niha - maintin ' ny rahona sy rivotra ny lanitra , dia nisy oram - be . Ary i Ahaba nitaingina kalesy ka niakatra nankany Jezirela ,
1KI 18:46     Alignment score: 0.397 → 0.401
but the hand of Yahweh was on Elijah . He girded his loins and ran before Ahab to the entrance of Jezreel .
fa ny tanan'i
Yaveh dia nomba an'i Ahaba . Nisikina ny akanjony teo amin ' ny fehin - kibony izy ary nihazakazaka teo alohan'i Ahaba teo amin ' ny fidirana mankao Jezirela .
1KI 18     Average alignment score: 0.419 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1KI:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22