Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 19:1     Alignment score: 0.507
Then Pilate took Jesus and whipped him .
Avy eo nentin'i
Pilato Jesosy ka nokapohiny .


JHN 19:2     Alignment score: 0.367 → 0.38
The soldiers wove a crown of thorns . They put it on the head of Jesus and dressed him with a purple garment .
Nandrandrana satroka tsilo ireo miaramila . Napetrak'izy ireo teo amin ' ny lohan'i
Jesosy izany ary nampitafy lamba volomparasy Azy .
JHN 19:3     Alignment score: 0.393
They came
to him and said , " Hail , King of the Jews ! " and they struck him .
Nanantona Azy izy ireo ary niteny hoe : " Arahaba , ry mpanjakan ' ny Jiosy ! " ary nikapoka Azy izy ireo .
JHN 19:4     Alignment score: 0.307
Then Pilate went outside again and said to them , " See , I am bringing him outside to you so that you will know that I find no guilt in him . "
Avy eo nivoaka indray Pilato ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Indro , entiko aminareo eto ivelany
Izy mba hahafantaranareo fa tsy mahita heloka Aminy aho . "
JHN 19:5     Alignment score: 0.437
So Jesus came out , wearing the crown of thorns and the purple garment . Pilate said to them , " Look , here is the man ! "
Ka nivoaka Jesosy , nanao ilay fehiloha tsilo sy ilay lamba volomparasy . hoy Pilato tamin'izy ireo hoe : " Indro , ity ilay lehilahy ! "
JHN 19:6     Alignment score: 0.424 → 0.453
When therefore the chief priests and the officers saw Jesus , they cried out and said , " Crucify him , crucify him ! " Pilate said to them , " Take him yourselves and crucify him , for I find no guilt in him . "
Rehefa hitan
' ny lohan ' ny mpisorona sy ny manamboninahitra Jesosy , dia nihiaka mafy izy ireo ka niteny hoe : " Homboy izy , homboy izy ! " Dia hoy Pilato tamin'izy ireo hoe : " Alaivonareo Izy ary homboy , fa izaho tsy mahita heloka Aminy . "
JHN 19:7     Alignment score: 0.435
The Jews answered him , " We have a law , and according to that law he has to die because he claimed to be the Son of God . "
Namaly azy ireo Jiosy hoe : " Manana lalàna isika , ary araka ny lalàna dia tokony ho faty Izy satria mitonon - tena ho Zanak'Andriamanitra . "
JHN 19:8     Alignment score: 0.426
When Pilate heard this statement , he was even more afraid ,
Rehefa ren'i Pilato izany fanambarana izany , dia nihanatahotra kokoa izy ,
JHN 19:9     Alignment score: 0.42 → 0.419
and he entered the government headquarters again and said to Jesus , " Where do you come
from ? " But Jesus gave him no answer .
ary niditra tao amin ' ny lapam - panjakana indray izy ka niteny tamin'i Jesosy hoe : " Avy aiza ny fihavianao ? " Kanefa tsy nanome valin - teny azy Jesosy .
JHN 19:10     Alignment score: 0.382
Then Pilate said to him , " Are you not speaking to me ? Do you not know that I have authority to release you , and authority to crucify you ? "
Avy eo Pilato niteny taminy hoe : " Tsy manana
ambara amiko ve ianao ? Tsy fantatrao ve fa manana fahefana hanafaka Anao aho , sy fahefana hanombo Anao ? "
JHN 19:11     Alignment score: 0.328
Jesus answered him , " You do not have any authority over me except for what has been given to you from above . Therefore , he who gave me over to you has a greater sin . "
Namaly azy Jesosy hoe : " Tsy manana fahefana Amiko ianao raha tsy nomena anao avy any ambony izany . Noho izany , izy izay nanolotra Ahy taminao dia manana heloka bebe kokoa . "
JHN 19:12     Alignment score: 0.434
At this answer , Pilate tried to release him , but the Jews cried out , saying , " If you release this man , you are not a friend of Caesar . Everyone who makes himself a king speaks against Caesar . "
Tamin'izany valin - teny
izany , dia niezaka ny hanafaka Azy Pilato , fa nihiaka mafy ireo Jiosy , nanao hoe : " Raha afahanao io lehilahy io , dia tsy naman'i Kaisara ianao . Izay rehetra manao ny tenany ho mpanjaka dia manohitra an'i Kaisara . "
JHN 19:13     Alignment score: 0.522
When Pilate heard these
words , he brought Jesus out and sat down in the judgment seat in a place called " The Pavement , " but in the Aramaic language , " Gabbatha . "
Rehefa ren'i Pilato ireo teny ireo , dia nentiny nivoaka Jesosy ary nipetraka teo amin ' ny seza fitsarana izay antsoina hoe " lampivato " , fa amin ' ny teny Hebreo hoe " Gabata . "
JHN 19:14     Alignment score: 0.458 → 0.46
Now it was the day of preparation
for the Passover , at about the sixth hour . Pilate said to the Jews , " See , here is your king ! "
Ary tonga ny andro fanomanana ny Paska , teo amin ' ny ora faha enina teo . Hoy Pilato tamin'ireo Jiosy hoe : " Indro , ity ny mpanjakanareo ! "
JHN 19:15     Alignment score: 0.467 → 0.493
They cried out , " Away with him , away with him ; crucify him ! " Pilate said to them , " Should I crucify your King ? " The chief priests answered , " We have no king but Caesar . "
Nihiaka mafy izy ireo hoe : " Avelao
Izy , avelao Izy ; homboy Izy ! " Hoy Pilato tamin'izy ireo hoe : " Tokony hanombo ny mpanjakanareo ve aho ? " Namaly ireo lohan ' ny mpisorona hoe : " Tsy manana mpanjaka akotran'i Kaisara izahay . "
JHN 19:16     Alignment score: 0.298 → 0.507
Then Pilate gave Jesus over to them to be crucified .
Avy eo dia natolotr'i Pilato azy ireo ho homboina
Jesosy .
JHN 19:17     Alignment score: 0.41 → 0.411
Then they took Jesus , and he went out , carrying the cross for himself , to the place called " The Place of a Skull , " which in the Aramaic language is called " Golgotha . "
Avy eo nalain'izy ireo Jesosy , ary nandeha nivoaka izy , nilanja ny hazofijaliana , ho any amin'ilay toerana antsoina hoe " toeran
' ny karandoha , " izay amin ' ny Hebreo antsoina hoe ' " Golgota . "
JHN 19:18     Alignment score: 0.515 → 0.516
They crucified Jesus there , and with him two other men , one on each side , with Jesus in the middle .
Nombohan'ireo tany
Jesosy , ary nisy lehilahy roa hafa niaraka taminy , iray isaky ny ilany , ary Jesosy teo afovoany .
JHN 19:19     Alignment score: 0.549 → 0.619
Pilate also wrote a sign and put it on the cross . There it was written : JESUS OF NAZARETH , THE KING OF THE JEWS .
Nanoratra famantarana ihany koa Pilato ary nametraka izany teo amin ' ny hazofijaliana . Izao no voasoratra teo : JESOSY AVY ANY NAZARETA , ILAY MPANJAKAN
' NY JIOSY .
JHN 19:20     Alignment score: 0.542
Many of the Jews read this sign because the place where Jesus was crucified was near the city . The sign was written in Aramaic , in Latin , and in Greek .
Maro tamin'ireo Jiosy no namaky izany famantarana izany satria tsy lavitra ny tanàna no misy ny toerana nanomboana an'i Jesosy . Ilay famantarana dia nosoratana tamin ' ny Hebreo , Latina , ary Grika .
JHN 19:21     Alignment score: 0.499 → 0.5
Then the chief priests of the Jews said to Pilate , " Do not write , ' The King of the Jews , ' but rather , ' This one said , " I am King of the Jews . " ' "
Avy eo hoy ireo lohan ' ny mpisoron
' ny Jiosy tamin'i Pilato hoe : " Aza soratana hoe : ' Ilay Mpanjaka ' ny Jiosy , ' fa aleo hoe : ' Ity iray ity dia niteny hoe : " Izaho no mpanjakan ' ny Jiosy . ' "
JHN 19:22     Alignment score: 0.652
Pilate answered , " What I have written I have written . "
Ary namaly Pilato hoe : " Izay voasoratro
dia voasoratro . "
JHN 19:23     Alignment score: 0.384 → 0.396
When the soldiers crucified Jesus , they took his clothes , divided them into four shares , one for each of them ; and also the tunic . Now the tunic was seamless , woven in one piece from the top .
Rehefa nombohan'ireo miaramila Jesosy , dia nalain'izy ireo ny lambany , ka nozarain'izy ireo efatra , dia samy manana
iray avy ireo ; ary ilay akanjo ihany koa . Ary tsy misy vitrana ilay akanjo , fa tenona iray ihany .
JHN 19:24     Alignment score: 0.212 → 0.235
Then they said to each other , " Let us not tear it , but instead let us cast lots for it to decide whose it will be . " This happened so that the scripture would be fulfilled which said , " They divided my garments among themselves and cast lots for my clothing . " This is what the soldiers did .
Avy eo nifampiresaka izy ireo hoe : " Aleo tsy rovitintsika ity , fa kosa andeha hilokana ahitana izay mahazo azy . " Nitranga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe : " Nifampizaran'izy ireo ny lambako ary nolokainy ny fitafiako . " Izany no nataon'ireo miaramila .
JHN 19:25     Alignment score: 0.616
Now standing beside Jesus ' cross were his mother , his mother 's sister , Mary the wife of Clopas , and Mary Magdalene .
Ary nijoro teo akain ' ny hazofijalian'i
Jesosy ny reniny , ny rahavavin - dreniny , Maria vadin'i Klopa , ary Maria Magdalena .
JHN 19:26     Alignment score: 0.472 → 0.472
When Jesus saw his mother and the disciple
whom he loved standing nearby , he said to his mother , " Woman , see , your son ! "
Rehefa nahita ny reniny sy ireo mpianatra izay tiany nijoro teo akaiky teo Jesosy , dia niteny tamin ' ny reniny Izy hoe : " Ravehivavy , indro , ny zanakao lahy ! "
JHN 19:27     Alignment score: 0.392 → 0.393
Then he said to the disciple
, " See , your mother ! " From that hour the disciple took her to his own home .
Avy eo hoy Izy tamin ' ny mpianatra hoe : " Indro , ny reninareo ! " Ary tamin'izany ora izany dia nalain ' ny mpianatra ho any aminy izy .
JHN 19:28     Alignment score: 0.363
After this , knowing that everything was now accomplished and so that the scriptures
would be fulfilled , Jesus said , " I am thirsty . "
Taorian'izany , rehefa nahafantatra fa vita ny zavatra rehetra ka mba ho tanteraka ny Soratra Masina , dia hoy Jesosy hoe : " Mangetaheta Aho . "
JHN 19:29     Alignment score: 0.404
A container full of sour wine was placed there , so they put a sponge full
of the sour wine on a hyssop staff and lifted it up to his mouth .
Ary nisy tavoara feno divay marikivy nipetraka teo amin'io toerana io , ka nasian'izy ireo divay marikivy ny sipaonjy ka notohizany tamin ' ny hysopa ary napetapetany tamin ' ny vavany .
JHN 19:30     Alignment score: 0.339 → 0.342
When Jesus had taken the sour wine
, he said , " It is finished . " He bowed his head and gave up his spirit .
Rehefa nisotro ilay vinaingitra Jesosy , dia hoy Izy hoe : " Efa vita . " Nahondriny ny lohany ary niala ny fanahiny .
JHN 19:31     Alignment score: 0.352 → 0.394
Then the Jews , because it was the day of preparation
, and so that the bodies would not remain on the cross during the Sabbath ( for that Sabbath was especially important ) , asked Pilate to break their legs and to remove them .
Satria andron ' ny fihomanana tamin'izany , ka mba tsy hijanona eo amin ' ny hazofijaliana mandritry ny Sabata ( satria ny Sabata dia andro manan - danja manokana ) ireo vata - mangatsiaka , dia nangataka tamin'i Pilato ireo Jiosy avy eo , ny mba hanapahana ny tongotr'izy ireo ary hanalana azy ireo .
JHN 19:32     Alignment score: 0.485
Then the soldiers came and broke the legs of the first man and of the second man who had been crucified with Jesus .
Avy eo nanatona ireo miaramila ka nanapaka ny tongotr'ilay lehilahy voalohany sy ilay lehilahy faharoa izay voahombo niaraka tamin'i Jesosy .
JHN 19:33     Alignment score: 0.455
When they came to Jesus , they saw that he was already dead , so they did not break his legs .
Rehefa nanatona an'i Jesosy izy ireo , dia nahita fa efa maty Izy , ka tsy notapahin'izy ireo ny tongony .
JHN 19:34     Alignment score: 0.451 → 0.455
However , one of the soldiers pierced his side with a spear , and immediately blood and water came out .
Kanefa , nisy miaramila iray nanindrona ny lanivoany tamin ' ny lefona , ary avy hatrany dia nisy sy rano niraraka
.
JHN 19:35     Alignment score: 0.355 → 0.365
The one who saw this has testified , and his testimony is true . He knows that what he said is true so that you may also believe .
Ilay iray izay nahita izany dia nijoro vavombelona , ary marina ny fanambarany
. Fantany fa marina izay nolazainy mba hinoanareo ihany koa .
JHN 19:36     Alignment score: 0.399 → 0.398
For these
things happened in order to fulfill scripture , " Not one of his bones will be broken . "
Fa ireo zavatra ireo no nitranga mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe : " Tsy hisy ho tapaka na dia iray amin ' ny taolany aza . "
JHN 19:37     Alignment score: 0.378 → 0.387
Again , another scripture says , " They will look at him whom they pierced . "
Ary mbola , misy Soratra Masina hafa milaza hoe : " Izy ireo dia hijery Azy izay nolefonin'izy ireo . "
JHN 19:38     Alignment score: 0.578
After these
things , Joseph of Arimathea , since he was a disciple of Jesus ( but secretly for fear of the Jews ) , asked Pilate if he could take away the body of Jesus . Pilate gave him permission . So Joseph came and took away his body .
Taorian'ireo zavatra ireo , Josefa avy ao Arimatia , hatramin ' ny naha - mpianatr'i Jesosy azy ( fa tao amin ' ny mangingina nohon ' ny fatahorana ireo Jiosy ) , nanontany an'i Pilato raha afaka maka ny vatan'i Jesosy izy . Nomen'i Pilato alalana izy . Ka tonga Josefa ary naka ny vatany .
JHN 19:39     Alignment score: 0.435
Nicodemus also came he who at first had come
to Jesus by night . He brought a mixture of myrrh and aloes , about one hundred litras .
Tonga tany ihany koa Nikodemosy , izy izay tonga voalohany hijery an'i Jesosy ny alin'iny . Ary nitondra menaka manitra sy vahona izy , teo amin ' ny zato litatra teo ny fatrany .
JHN 19:40     Alignment score: 0.395
So they took the body of Jesus and wrapped it in linen cloths with the spices , as was the custom of the Jews to bury bodies .
Ka noraisin'izy ireo ny vatan'i
Jesosy ary namono izany tamin ' ny lambam - paty sy zava - manitra , araka ny fomba fandevenana Jiosy .
JHN 19:41     Alignment score: 0.272 → 0.308
Now in the place where he was crucified there was a garden ; and in the garden was a new tomb in which no person had yet been buried .
Ary teo amin ' ny toerana nanomboana Azy dia nisy saha ; ary teo amin'ilay saha nisy fasana vaovao izay mbola tsy nandevenan'olona .
JHN 19:42     Alignment score: 0.425
Because it was the day of preparation
for the Jews and because the tomb was close by , they laid Jesus in it .
Satria andron ' ny fiomanan'ireo Jiosy tamin'izany ary satria akaiky ny fasana , dia nalevin'izy ireo tao Jesosy .
JHN 19     Average alignment score: 0.435 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21