Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 2:1     Alignment score: 0.623 → 0.623
Three days later , there was a wedding in Cana of Galilee , and the mother of Jesus was there .
Telo andro taty aoriana , dia nisy fampakaram - bady tao Kanà ao Galilia , ary tao ny renin'i
Jesosy .


JHN 2:2     Alignment score: 0.51
Jesus and his disciples were invited to the wedding .
Jesosy sy ireo mpianany dia nasaina tamin'ilay fampakaram - bady .
JHN 2:3     Alignment score: 0.495 → 0.495
When the wine ran out , the mother of Jesus said to him , " They have no wine . "
Rehefa lany ny divay , dia niteny taminy ny renin'i
Jesosy hoe : " Tsy manana divay izy ireo . "
JHN 2:4     Alignment score: 0.449 → 0.452
Jesus said to her , " Woman , why do you come
to me ? My time has not yet come . "
Ary hoy Jesosy taminy hoe : " Ravehivavy , nahoana ianao no mankaty amiko ? Mbola tsy tonga ny fotoako . "
JHN 2:5     Alignment score: 0.338
His mother said to the servants , " Whatever he says to you , do it . "
Dia hoy ny reniny tamin'ireo mpanompo hoe : " Na inona na inona lazainy
aminareo , dia ataovy izany . "
JHN 2:6     Alignment score: 0.253 → 0.262
Now there were six stone water pots there used for the Jewish ceremonial washing , each containing two to three metretes .
Ary nisy siny vato enina teo izay fampiasa amin ' ny andro fisasan ' ny Jiosy , mahazaka roa hatramin ' ny telo metatra avy .
JHN 2:7     Alignment score: 0.406 → 0.406
Jesus said to them , " Fill the water pots with water . " So they filled them up to the brim .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Fenoy rano ny siny . " Ka nofenoin'izy ireo hatramin ' ny molony izany .
JHN 2:8     Alignment score: 0.157 → 0.174
Then he told the servants , " Take some out now and take it to the head waiter . " So they did .
Nony avy eo dia hoy Izy tamin'ireo mpanompo hoe : " Manovoza amin'izany ary ento any amin ' ny tompon'andraikitry ny fikarakarana . " Ka notanterahin'izy ireo izany .
JHN 2:9     Alignment score: 0.397
The head waiter tasted the water that had become
wine , but he did not know where it came from ( but the servants who had drawn the water knew ) . Then he called the bridegroom
Nandraman ' ny tompon'andraikitrin ' ny fikarakarana ilay rano lasa divay , kanefa tsy nahalala izay niavian'izany izy ( fa ireo mpanompo izay nanovo ny rano kosa nahafantatra ) . Avy eo dia niantso ny mpampakatra Izy
JHN 2:10     Alignment score: 0.352
and said to him , " Every man serves the good wine first and then the cheaper wine when they are drunk . But you have kept the good wine until now . "
ary nilaza taminy hoe : " Ny olona rehetra dia mandroso ny divay tsara aloha izay vao ny divay moramora rehefa mamo izy ireo . Fa ianareo kosa nitahiry ny divay tsara mandrak'ankehitriny . "
JHN 2:11     Alignment score: 0.607
This first sign Jesus did in Cana of Galilee , and he revealed his glory , and his disciples believed in him .
Izany no famantarana voalohany nataon'i Jesosy tao Kanà any Galilia , ary naneho ny voninahiny Izy , ka nino Azy ireo mpianany .
JHN 2:12     Alignment score: 0.502 → 0.504
After this Jesus , his mother , his brothers , and his disciples went down to Capernaum and they stayed there for a few days .
Taorian'izay dia nidina ho any Kapernaomy Jesosy , ny reniny , ireo rahalahiny sy ireo mpianany ary nijanona tao andro vitsivitsy izy ireo .
JHN 2:13     Alignment score: 0.561
Now the Passover of the Jews was near , and Jesus went up to Jerusalem .
Ary efa akaiky ny Pasky
ny Jiosy , dia niakatra tany Jerosalema Jesosy .
JHN 2:14     Alignment score: 0.396
He found sellers of oxen and sheep and pigeons in the temple , and the money changers were sitting there .
Nahita mpivarotr'omby , ondry ary voromailala tao an - tempoly Izy , ary nipetraka tao ihany koa ireo mpanakalo vola .
JHN 2:15     Alignment score: 0.294 → 0.305
So he made a whip of cords and drove
all of them out from the temple , including both the sheep and the cattle . He scattered the coins of the money changers and turned their tables over .
Noho izany dia nanamboatra karavasy izy ka nandroaka azy rehetra hivoaka ny tempoly , na ny ondry na omby . Nandraraka ny volan'ireo mpanakalo vola Izy ary nananjera ny latabatr'izy ireo .
JHN 2:16     Alignment score: 0.136 → 0.143
To the pigeon sellers he said , " Take these
things away from here . Stop making the house of my Father a marketplace . "
Dia hoy Izy tamin'ireo mpivarotra voromailala hoe : " Ento mivoaka lavitra ity toerana ity ireo zavatra ireo . Aoka izay ny fanaovana ny tranon - dRaiko ho toeram - pivarotana . "
JHN 2:17     Alignment score: 0.416
His disciples remembered that it was written , " Zeal for your house will consume me . "
Ary tsaroan'ireo mpianany fa efa voasoratra hoe : " Ny firehetako ny amin ' ny tranonao
no handevona ahy . "
JHN 2:18     Alignment score: 0.269 → 0.272
Then the Jewish authorities responded and said to him , " What sign will you show us , since you are doing these things ? "
Avy eo namaly ireo lohandohan ' ny mpisorona Jiosy ka nanao taminy hoe : " Inona no famantarana ho asehonao anay , mahatonga anao manao ireny zavatra ireny ? "
JHN 2:19     Alignment score: 0.499
Jesus replied , " Destroy this temple , and in three days I will raise it up . "
Jesosy namaly hoe : " Ravao ity tempoly ity , fa ho hatsangako anatin
' ny telo andro monja izany . "
JHN 2:20     Alignment score: 0.433 → 0.477
Then the Jewish authorities said , " This temple was built in forty - six years , and you will raise it up in three days ? "
Ary hoy ireo mpanapaka jiosy hoe : " Enina amby efapolo taona no nanorenana ity tempoly ity , ka ianao ve hahatsangana azy ao anatin
' ny telo andro ? "
JHN 2:21     Alignment score: 0.186
However , he was speaking about the temple of his body .
Kanefa , momban ' ny tempolin
' ny tenany no noresahany .
JHN 2:22     Alignment score: 0.486 → 0.507
After he was raised from the dead , his disciples remembered that he said this , and they believed the scripture and this statement that Jesus had spoken .
Taorian ' ny nitsanganany tamin ' ny maty , dia tsaroan'ireo mpianany fa nilaza izany izy , ary nino ny Soratra Masina sy izany teny
nolazain'i Jesosy izany izy ireo .
JHN 2:23     Alignment score: 0.564 → 0.563
Now when he was in Jerusalem at the Passover festival , many believed in his name when they saw the signs that he did .
Ary rehefa tao Jerosalema Izy tamin ' ny andro firavoravoan
' ny Paska , dia maro no nino ny anarany rehefa nahita ireo famantarana izay nataony .
JHN 2:24     Alignment score: 0.392
But Jesus did not trust in them because he knew
them all ,
Fa Jesosy kosa tsy nahatoky azy ireo noho Izy nahafantatra tsara azy rehetra ,
JHN 2:25     Alignment score: 0.221
because he did not need anyone to testify to him about man , for he knew
what was in man .
satria tsy nila na iza na iza hanambara aminy ny momban ' ny olona Izy , noho Izy nahafantatra ny ao anatin ' ny olona .
JHN 2     Average alignment score: 0.398 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21