Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 13:1     Alignment score: 0.36
Now it was before the Festival of the Passover . Jesus knew
that his hour had come to go out of this world and go to the Father . Having loved his own who were in the world , he loved them to the end .
Ary andro mialohan ' ny firavoravoan ' ny Paska izao . Fantatr'i Jesosy fa tonga ny ora hialany eto amin'izao tontolo izao ka handeha any amin ' ny Ray . Rehefa nitia ny mpiara - dia taminy teto amin'izao tontolo izao Izy , dia nitia azy ireo hatramin ' ny farany .


JHN 13:2     Alignment score: 0.449 → 0.466
Now the devil had already put it into the heart of Judas Iscariot son of Simon to betray Jesus . So during dinner ,
Ary ny devoly dia efa nametraka izao tao an - tsain'i Jodasy Iskariota zanak'i Simona , dia ny hamadihana an'i Jesosy .
JHN 13:3     Alignment score: 0.116 → 0.167
Jesus who knew
that the Father had given everything over into his hands and that he had come from God and was going back to God
Izy dia nahafantatra fa ny zavatra rehetra dia efa napetrakin ' ny Ray teo am - pelatanany ary Izy dia avy amin'Andriamanitra ary hiverina any amin ' Andriamanitra .
JHN 13:4     Alignment score: 0.184
got up from dinner and took off his outer clothing . Then he took a towel and wrapped it around himself .
Nitsangana Izy teo am - pisakafoana ary nanala ny akanjony ivelany . Avy eo Izy naka lamba ary nisalotra izany .
JHN 13:5     Alignment score: 0.251 → 0.264
Then he poured water into a basin and began to wash the feet of the disciples and dry them with the towel that he had put around himself .
Avy eo nandraraka rano tao anaty siny Izy dia nanomboka nanasa ny tongotr'ireo mpianatra ary namafa azy ireo tamin'ilay lamba nisalorany .
JHN 13:6     Alignment score: 0.581
He came to Simon Peter , and Peter said to him , " Lord , are you going to wash my feet ? "
Nanatona an'i Simona Petera Izy , ary hoy Petera taminy hoe : " Tompo , hanasa ny tongotro
ve Ianao ? "
JHN 13:7     Alignment score: 0.37 → 0.371
Jesus answered and said to him , " What I am doing you do not understand now , but you will understand this later . "
Jesosy namaly ary niteny taminy hoe : " Izay ataoko dia mbola tsy ho azonao izao ny heviny , fa ho azonao ihany izany any aoriana . "
JHN 13:8     Alignment score: 0.44 → 0.44
Peter said to him , " You will never wash my feet . " Jesus answered him , " If I do not wash you , you have no share with me . "
Hoy Petera taminy hoe : " Tsy hanasa ny tongotro
mihintsy Ianao . " Jesosy namaly azy hoe : " Raha tsy manasa ny tongotrao Aho , dia tsy manana anjara ato amiko ianao . "
JHN 13:9     Alignment score: 0.527 → 0.526
Simon Peter said to him , " Lord , do not only wash my feet , but also my hands and my head . "
Hoy Simona Petera taminy hoe : " Tompo , aza ny tongotro
ihany no sasana , fa ny tanako sy ny lohako ihany koa . "
JHN 13:10     Alignment score: 0.457 → 0.456
Jesus said to him , " He who is bathed has no need , except to wash his feet , but he is completely clean ; you are clean , but not everyone . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Izay efa nandro dia tsy mila izany , afa - tsy ny manasa tongony ihany , fa izy dia efa madio tanteraka ; ianao dia madio , fa tsy ny rehetra nefa . "
JHN 13:11     Alignment score: 0.474 → 0.474
( For Jesus knew
who would betray him ; that is why he said , " Not all of you are clean . " )
( Satria efa fantatr'i Jesosy hoe iza ilay hamadika Azy ; izany no antony nilazany hoe : " Tsy ianareo rehetra no madio . " )
JHN 13:12     Alignment score: 0.386 → 0.395
So when Jesus had washed their feet and taken his garments and sat down again , he said to them , " Do you understand what I have done for you ?
Ka rehefa avy nanasa ny tongotr'izy ireo Jesosy sy naka ireo lambany ka nipetraka indray , dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Fantatrareo ve ny nataoko ho anareo ?
JHN 13:13     Alignment score: 0.38
You call me ' teacher ' and ' Lord , ' and you are speaking correctly , because so I am .
Antsoinareo Aho hoe ' mpampianatra ' sy ' Tompo , ' ary marina ny voalazanareo , satria izany tokoa Aho .
JHN 13:14     Alignment score: 0.385 → 0.399
If I then , the Lord and the Teacher , have washed your feet , you should also wash the feet of one another .
Kanefa raha Izaho , sady Tompo no mpampianatra , no nanasa ny tongotrareo , ianareo ihany koa dia tokony hifanasa ny tongotrareo .
JHN 13:15     Alignment score: 0.298 → 0.299
For I have given you an example so that you should also do just as I did for you .
Satria efa nanome ohatra ho anareo Aho ka mba tokony hanao toy izay nataoko ho anareo ihany koa ianareo .
JHN 13:16     Alignment score: 0.337
Truly , truly , I say to you , a servant is not greater than his master ; nor is a messenger
greater than he who sent him .
Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa ny mpanompo dia tsy lehibe kokoa noho ny tompony ; na koa ny mpitondra hafatra dia tsy lehibe kokoa noho ilay naniraka azy .
JHN 13:17     Alignment score: 0.367
If you know these
things , you are blessed if you do them .
Raha fantatrareo ireo zavatra ireo , dia ho tahiana ianareo raha manatanteraka izany .
JHN 13:18     Alignment score: 0.371 → 0.376
I am not speaking about all of you ; I know those whom I have chosen but this is so that the scripture will be fulfilled : ' He who eats my bread lifted up his heel against me . '
Tsy ianareo rehetra no resahiko ; fantatro ireo izay nofidiako
fa izany dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe : ' Izay mihinana ny mofoko dia nanandratra ny vodi - tongony hamadika Ahy . '
JHN 13:19     Alignment score: 0.275 → 0.282
I tell you this now before it happens so that when it happens , you may believe that I AM .
Lazaiko aminareo izao izany mialohan ' ny hitrangany mba rehefa mitranga izany , dia mety hino ianareo fa Izaho no Izy .
JHN 13:20     Alignment score: 0.305 → 0.312
Truly , truly , I say to you , whoever receives the one I send
receives me , and whoever receives me receives the one who sent me . "
Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa izay mandray izay nirahiko , dia mandray Ahy , ary izay mandray Ahy , dia mandray Azy izay naniraka Ahy . "
JHN 13:21     Alignment score: 0.358 → 0.371
When Jesus said this , he was troubled in spirit . He testified and said , " Truly , truly , I say to you that one of you will betray me . "
Rehefa nilaza izany Jesosy , dia nangorohoro ny fanahiny
. Nanambara Izy ary nilaza hoe : " Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa fa hisy iray aminareo hamadika Ahy . "
JHN 13:22     Alignment score: 0.236 → 0.252
The disciples looked at each other , wondering of whom he was speaking .
Nifampijery ireo mpianatra , nanontany tena hoe iza izany nolazainy
izany .
JHN 13:23     Alignment score: 0.511
One of his disciples , whom Jesus loved , was lying down at the table against Jesus ' side .
Nisy iray tamin'ireo mpianany , izay tian'i
Jesosy , nipetraka teo amin ' ny latabatra ampitan'i Jesosy .
JHN 13:24     Alignment score: 0.389
Simon Peter motioned to this disciple
and said , " Ask him who he is speaking about . "
Nanatona io mpianatra io Simona Petera ary nilaza hoe : " Anontanio Azy hoe iza izany lazainy izany . "
JHN 13:25     Alignment score: 0.483
So he leaned back against the side of Jesus and said to him , " Lord , who is it ? "
Ka niverina niankina tamin'i Jesosy izy ary nilaza taminy hoe : " Tompo , iza izany ? "
JHN 13:26     Alignment score: 0.515 → 0.515
Then Jesus answered , " It is the one for whom I will dip the piece of bread and give it him . " So when he had dipped the bread , he gave it to Judas son of Simon Iscariot .
Avy eo Jesosy namaly hoe : " Ilay iray izay handonako sy homeko ity mofo ity izany . " Ka rehefa nolomany ny mofo , dia nomeny
an'i Jodasy zanak'i Simona Iskariota izany .
JHN 13:27     Alignment score: 0.487
Then after the bread , Satan entered into him , so Jesus said to him , " What you are doing , do it quickly . "
Ary taorian ' ny mofo , dia niditra tao aminy satana , ka hoy Jesosy taminy hoe : " Izay ataonao
, ataovy aingana izany . "
JHN 13:28     Alignment score: 0.163 → 0.163
Now no one who was lying down at the table knew
why he said this to him .
Tamin'izay ireo rehetra teo an - databatra tsy nisy nahalala ny antony nilazan'i Jesosy azy izany .
JHN 13:29     Alignment score: 0.472
Some thought that , since Judas had the moneybag , Jesus said to him , " Buy what we need to have for the festival , " or that he should give something to the poor .
Ny sasany nieritreritra hoe , satria Jodasy no nitazona ny kitapom - bola , no nilazan'i Jesosy taminy hoe : " Vidio ny zavatra rehetra ilaintsika amin ' ny andro firavoravoana , " na hoe tokony hanome zavatra ho an ' ny mahantra izy .
JHN 13:30     Alignment score: 0.401
After Judas received the bread , he went out immediately . It was night .
Raha vao avy nandray ny mofo Jodasy , dia lasa nivoaka avy hatrany izy . Alina ny andro tamin'izay .
JHN 13:31     Alignment score: 0.456
When Judas was gone , Jesus said , " Now the Son of Man is glorified , and God is glorified in him .
Rehefa lasa Jodasy , dia hoy Jesosy hoe : " Ankehitriny dia omem - boninahitra
ny Zanak'Olona , ary Andriamanitra dia omem - boninahitra ao aminy .
JHN 13:32     Alignment score: 0.207
If God is glorified in him , God will also glorify the Son in himself , and he will glorify him at once .
Andriamanitra dia hanome voninahitra Azy ao amin ' ny tenany , ary Izy hanome voninahitra Azy avy hatrany .
JHN 13:33     Alignment score: 0.3 → 0.302
Little children , I am with you for still a short amount of time . You will seek me , and as I said to the Jews , ' Where I am going , you can not come
. ' Now I also say this to you .
Ry ankizy madinika , fotoana fohy sisa no hiarahako aminareo . Hitady Ahy ianareo , ary araka izay nolazaiko tamin ' ny Jiosy hoe : ' Izay alehako , tsy azonareo aleha . ' Ary lazaiko aminareo koa izany ankehitriny .
JHN 13:34     Alignment score: 0.399 → 0.43
I am giving you a new commandment
, that you should love one another ; as I have loved you , so also you should love one another .
Didy vaovao no omeko anareo , dia ny hifankatiavanareo ; tahaka ny nitiavako anareo , no tokony hifankatiavanareo ihany koa .
JHN 13:35     Alignment score: 0.274 → 0.276
By this everyone will know
that you are my disciples , if you have love one for another . "
Amin'izany no hahafantaran ' ny rehetra fa mpianatro ianareo , raha mifankatia ianareo . "
JHN 13:36     Alignment score: 0.444 → 0.468
Simon Peter said to him , " Lord , where are you going ? " Jesus answered , " Where I am going , you can not follow me now , but you will follow later . "
Hoy Simona Petera taminy hoe : " Tompo , fa andeha ho aiza Ianao ? " Namaly Jesosy hoe : " Izay alaehako
, dia tsy afaka hanarahanareo Ahy izao , fa hanaraka ianareo any aoariana . "
JHN 13:37     Alignment score: 0.481
Peter said to him , " Lord , why can I not follow you now ? I will lay down my life for you . "
Dia hoy Petera taminy hoe : " Tompo , nahoana aho no tsy afaka manaraka Anao izao ? Hafoiko ho Anao ny aiko . "
JHN 13:38     Alignment score: 0.443
Jesus answered , " Will you lay down your life for me ? Truly , truly , I say to you , the rooster will not crow before you have denied me three times . "
Dia namaly Jesosy hoe : " Hafoinao ho Ahy ve ny ainao
? Lazaiko aminao , marina , dia marina tokoa , fa mbola tsy haneno akory ny akoho dia efa handà Ahy in - telo ianao . "
JHN 13     Average alignment score: 0.391 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21