Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 4:1     Alignment score: 0.513 → 0.51
Now when Jesus knew
that the Pharisees had heard that he was making and baptizing more disciples than John
Ary rehefa fantatr'i Jesosy hoe ren'ireo Fariseo fa nahazo sy nanao batisa mpianatra maro noho Jaona Izy


JHN 4:2     Alignment score: 0.67
( although Jesus himself was not baptizing , but his disciples were ) ,
( na dia tsy Jesosy tenany aza no nanao batisa , fa ireo mpianany ) ,
JHN 4:3     Alignment score: 0.548 → 0.549
he left Judea and went back again to Galilee .
dia niala tao Jodia Izy ary niverina nankany Galilia indray .
JHN 4:4     Alignment score: 0.489
But it was necessary for him to go through Samaria .
Fa ilainy
ny mamakivaky an'i Samaria .
JHN 4:5     Alignment score: 0.484 → 0.52
So he came to a town of Samaria , called Sychar , near the piece of land that Jacob had given to his son Joseph .
Ka dia tonga tao amin ' ny tanàna iray ao Samaria Izy , antsoina hoe Sykara , akaikin'ilay ampahan
- tany izay nomen'i Jakoba an'i Josefa zanany .
JHN 4:6     Alignment score: 0.429 → 0.431
The well of Jacob was there . Jesus was tired from his journey and sat by the well . It was about the sixth hour .
Teo ilay fatsakan'i Jakoba . Nahatsiaro sasatra tamin ' ny diany Jesosy ka nipetraka teo amin'ilay fatsakana . Tokony teo amin ' ny ora fahenina teo .
JHN 4:7     Alignment score: 0.536
A Samaritan
woman came to draw water , and Jesus said to her , " Give me some water to drink . "
Nisy vehivavy samaritana iray tonga hatsaka rano , ka hoy Jesosy taminy hoe : " Mba omeo rano Aho ho sotroiko . "
JHN 4:8     Alignment score: 0.343
For his disciples had gone away into the town to buy food .
Fa ireo mpianany efa lasa any an - tanàna mba hividy hanina .
JHN 4:9     Alignment score: 0.42 → 0.431
Then the Samaritan
woman said to him , " How is it that you , being a Jew , are asking me , being a Samaritan woman , for something to drink ? " For Jews have no dealings with Samaritans .
Avy eo hoy ilay vehivavy samaritana taminy hoe : " Ahoana ianao , izay Jiosy , no mangataka amiko , izay vehivavy samaritana , rano ho sotroina ? " Fa ireo Jiosy tsy misy hifandraisana amin ' ny Samaritana .
JHN 4:10     Alignment score: 0.349 → 0.349
Jesus answered and said to her , " If you had known the gift of God , and who it is that is saying to you , ' Give me a drink , ' you would have asked him , and he would have given you living water . "
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : " Raha fantatrao
ny fanomezan'Andriamanitra , sy izay miteny aminao hoe : ' Omeo aho ho sotroiko , ' dia ianao indray no ho nangataka taminy , ka omeny rano velona . "
JHN 4:11     Alignment score: 0.384
The woman said to him , " Sir , you do not have a bucket and the well is deep . Where then do you have the living water ?
Hoy ilay vehivavy taminy hoe : " Tompoko , Ianao dia tsy manana fanovozana ary ny fatsakana lalina . Koa aiza no hahazoanao rano velona ?
JHN 4:12     Alignment score: 0.359
You are not greater , are you , than our father Jacob , who gave us the well and drank
from it himself , as did his sons and his livestock ? "
Ianao dia tsy lehibe , moa va , noho Jakoba razambentsika , izay nanome anay ny fatsakana sy nisotro tamin'izany ny tenany , tahaka ny nataon'ireo zanany sy ireo bibiny ? "
JHN 4:13     Alignment score: 0.503
Jesus replied and said to her , " Everyone who drinks from this water will be thirsty again ,
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : " Izay rehetra misotro amin'ity rano ity dia mbola hangetaheta indray ,
JHN 4:14     Alignment score: 0.372
but whoever drinks from the water that I will give him will not ever be thirsty again . Instead , the water that I will give him will become a fountain of water in him , springing up to eternal life . "
fa na iza na iza misotro amin ' ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay . Fa kosa , ny rano izay homeko azy dia ho tonga loharano miboiboika ao anatiny
, izay mitondra any amin ' ny fiainana mandrakizay . "
JHN 4:15     Alignment score: 0.386
The woman said to him , " Sir , give me this water so that I may not become
thirsty and not have to come here to draw water . "
Hoy ravehivavy taminy hoe : " Tompoko , omeo izany rano izany aho mba tsy hangetaheta sy ho tonga hatsaka eto intsony . "
JHN 4:16     Alignment score: 0.378
Jesus said to her , " Go , call your husband , and come
back here . "
Hoy Jesosy tamin - dravehivavy hoe : " Mandehana , antsoy ny vadinao , dia miverena aty . "
JHN 4:17     Alignment score: 0.411 → 0.412
The woman answered and said to him , " I do not have a husband . " Jesus replied , " You have said correctly , ' I have no husband , '
Namaly ilay vehivavy ka niteny taminy hoe : " Tsy manambady aho . " Namaly Jesosy hoe : " Marina ny voalazanao hoe : ' Tsy manambady aho , '
JHN 4:18     Alignment score: 0.299
for you have had five husbands , and the one you now have is not your husband . What you have said is true . "
fa efa nanambady indimy ianao , ary ilay iray izay hipetrahanao ankehitriny dia tsy mbola vadinao
. Marina izay voalazanao . "
JHN 4:19     Alignment score: 0.394
The woman said to him , " Sir , I see that you are a prophet .
Hoy ravehivavy taminy hoe : " Tompoko , itako fa mpaminany Ianao .
JHN 4:20     Alignment score: 0.274 → 0.287
Our fathers worshiped on this mountain
, but you say that Jerusalem is the place where people have to worship . "
Ireo razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity , kanefa ianareo manambara fa Jerosalema no toerana tokony hivavahan ' ny olona . "
JHN 4:21     Alignment score: 0.339 → 0.357
Jesus said to her , " Believe me , woman , that an hour is coming when you will worship the Father neither on this mountain
nor in Jerusalem .
Hoy Jesosy taminy hoe : " Minoa Ahy , ravehivavy , fa ho avy ny andro izay hideranareo ny Ray ka sady tsy amin'ity an - tendrombohitra ity no tsy any Jerosalema .
JHN 4:22     Alignment score: 0.305
You worship what you do not know . We worship what we know , for salvation is from the Jews .
Fa ianareo miankohoka amin'izay tsy fantatrareo . Izahay kosa miankohoka amin'izay fantatray
, satria ny famonjena dia avy amin'ireo Jiosy .
JHN 4:23     Alignment score: 0.278
However , the hour is coming , and is now here , when true worshipers will worship the Father in spirit and truth , for the Father is seeking such people to be his worshipers .
Kanefa , ho avy ny andro , ary tonga ankehitriny , rehefa hidera ny Ray amin ' ny fanahy sy fahamarinana ireo tena mpivavaka , satria ny Ray dia mitady olona tahaka izany ho mpidera Azy .
JHN 4:24     Alignment score: 0.352
God is Spirit , and the people who worship him must worship in spirit and truth . "
Andriamanitra dia Fanahy , ary ny olona izay midera Azy dia tsy maintsy midera amin ' ny fanahy sy fahamarinana . "
JHN 4:25     Alignment score: 0.525
The woman said to him , " I know that the Messiah is coming ( the one called Christ ) . When he comes , he will explain everything to us . "
Hoy ilay vehivavy taminy hoe : " Fantatro fa ho avy ny Mesia ( ilay antsoina hoe Kristy ) . Ary rehefa tonga Izy , dia hanazava amintsika ny zavatra rehetra . "
JHN 4:26     Alignment score: 0.411 → 0.412
Jesus said to her , " I am he , the one speaking to you . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Izaho izay miresaka aminao , no Izy . "
JHN 4:27     Alignment score: 0.41
At that moment his disciples returned . Now they were wondering why he was speaking with a woman , but no one said , " What are you looking for ? " or " Why are you speaking with her ? "
Tamin'izany fotoana izany dia niverina ireo mpianany . Ary nanontany tena izy ireo hoe nahoana Izy no miresaka amin ' ny vehivavy , fa tsy nisy niteny hoe : " Inona no tadiavinao ? " na hoe : " Nahoana Ianao no miresaka aminy ? "
JHN 4:28     Alignment score: 0.233 → 0.236
So the woman left her water pot , went back to the town , and said to the people ,
Noho izany dia namela ny sininy
ravehivavy , ka nandeha niverina tany an - tanàna , ary nilaza tamin ' ny olona hoe :
JHN 4:29     Alignment score: 0.285
" Come
, see a man who told me everything that I have ever done . This could not be the Christ , could it ? "
" Handeha , hizaha ilay lehilahy izay nilaza ny vitako rehetra . Tsy ho Kristy izany , sa ve Izy ? "
JHN 4:30     Alignment score: 0.201 → 0.199
They left the town and came to him .
Dia niala teo an - tanàna izy ireo ka nankeo Aminy .
JHN 4:31     Alignment score: 0.382 → 0.381
In the meantime , the disciples were urging him , saying , " Rabbi , eat . "
Nandritr'izany , namporisika Azy ireo mpianatra , manao hoe : " Raby , mihinàna . "
JHN 4:32     Alignment score: 0.284 → 0.283
But he said to them , " I have food to eat that you do not know about . "
Fa hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Izaho dia manana hanin
- ko hanina izay tsy fantatrareo . "
JHN 4:33     Alignment score: 0.243 → 0.26
So the disciples said to each other , " No one has brought him anything to eat , have they ? "
Ka nifampiteny ireo mpianatra hoe : " Tsy nisy olona nitondra zavatra ho hanina ho Azy , sa ve nisy ? "
JHN 4:34     Alignment score: 0.319
Jesus said to them , " My food is to do the will of him who sent me and to complete his work .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Ny sakafoko dia ny manao ny sitrapon'Ilay naniraka Ahy ary manao ny asany
.
JHN 4:35     Alignment score: 0.19 → 0.212
Do you not say , ' There are four more months and then the harvest comes ' ? I am saying to you , look up and see the fields , for they are already ripe for harvest !
Moa Ianao tsy milaza hoe : " Efa - bolana
sisa dia ho avy ny fararano ? ' Lazaiko aminareo , hatopazo ny masonareo dia jereo ny eny an - tsaha , fa efa masaka ary ho jinjaina ireo !
JHN 4:36     Alignment score: 0.222 → 0.236
He who is harvesting receives wages and gathers fruit for everlasting life , so that he who sows and he who reaps may rejoice together .
Izay minjinja dia mandray karama sy manangona vokatra
ho amin ' ny fiainana mandrakizay , ka hiara - paly ny mpamafy sy ny mpinjinja .
JHN 4:37     Alignment score: 0.211 → 0.216
For in this the saying , ' One sows , and another reaps , ' is true .
Fa amin'izany dia marina ilay teny
manao hoe : ' Ny iray mamafy , ary ny iray kosa minjinja , '
JHN 4:38     Alignment score: 0.307 → 0.309
I sent you to reap what you have not worked for . Others have labored , and you have entered into their labor . "
Naniraka anareo hinjinja izay tsy nisasaranareo Aho . Ireo hafa no nisasatra , ary ianareo no niditra teo amin'izay
nisasarany . "
JHN 4:39     Alignment score: 0.316 → 0.334
Many of the Samaritans
in that city believed in him because of the report of the woman who was testifying , " He told me everything that I have done . "
Maro tamin'ireo samaritana tao amin'izany tanàna izany no nino Azy nohon ' ny tatitr'ilay vehivavy izay manambara hoe : " Nolazainy tamiko avokoa izay nataoko rehetra . "
JHN 4:40     Alignment score: 0.462
So when the Samaritans
came to him , they asked him to stay with them , and he stayed there two days .
Ka rehefa nanatona Azy ireo samaritana , dia nangataka Azy mba hijanona hiaraka amin'izy ireo , dia nijanona tao roa andro Izy .
JHN 4:41     Alignment score: 0.381
Many more believed because of his word .
Maro hafa no nino nohon ' ny teniny
.
JHN 4:42     Alignment score: 0.407
They said to the woman , " We no longer believe because of what you said , for we ourselves have heard , and we know that this one is indeed the Savior of the world . "
Hoy izy ireo tamin - dravehivavy hoe : " Tsy noho izay voalazanao intsony no hinoanay , fa izahay mihitsy no efa nandre , ary fantatray
fa Izy tokoa no ilay Mpamonjy an'izao tontolo izao . "
JHN 4:43     Alignment score: 0.49
After those
two days , he departed from there for Galilee .
Taorian'ireo roa andro ireo , dia niala avy tao Izy hakany Galilia .
JHN 4:44     Alignment score: 0.311 → 0.317
For Jesus himself declared that a prophet has no honor in his own country .
Fa Jesosy mihintsy no nanambara fa ny mpaminany dia tsy manan - danja ao amin ' ny taniny
manokana .
JHN 4:45     Alignment score: 0.443
When he came into Galilee , the Galileans
welcomed him . They had seen all the things that he had done in Jerusalem at the festival , for they had also gone to the festival .
Rehefa tonga tao Galilia Izy , dia nandray Azy ireo Galiliana . Izy ireo dia nahita ny zavatra rehetra izay nataony tao Jerosalema tamin ' ny andro firavoravoana , satria nandeha tany amin ' ny andro firavoravoana ihany koa izy ireo .
JHN 4:46     Alignment score: 0.382 → 0.422
Now he came again to Cana
in Galilee , where he had made the water wine . There was a certain royal official whose son in Capernaum was ill .
Ary tonga tao Kana ao Galilia indray Izy , izay toerana nampodiany ny rano ho divay . Nisy tandapa iray izay nanana zanaka lahy marary tao Kapernaony .
JHN 4:47     Alignment score: 0.56 → 0.561
When he heard that Jesus had come
from Judea to Galilee , he went to Jesus and asked him to come down and heal his son , who was about to die .
Rehefa reny fa avy any Jodia ho any Galilia Jesosy , dia nankeo amin'i Jesosy izy ary nangataka taminy mba hidina ary hanasitrana ny zanany lahy , izay efa ho faty .
JHN 4:48     Alignment score: 0.431
Jesus then said to him , " Unless you see signs and wonders , you will not believe . "
Avy eo Jesosy nilaza taminy hoe : " Raha tsy mahita famantarana sy fahagagana ianareo , tsy mba hino mihintsy . "
JHN 4:49     Alignment score: 0.161 → 0.177
The royal official said to him , " Sir , come
down before my child dies . "
Hoy ilay tandapa taminy hoe : " Tompoko , midina re mialohan ' ny hafatesan ' ny zanako . "
JHN 4:50     Alignment score: 0.431
Jesus said to him , " Go . Your son lives . " The man believed the word that Jesus spoke to him , and he went away .
Hoy Jesosy taminy hoe : " Mandehàna . Velona ny zanakao . " Nino ny teny izay nolazain'i
Jesosy taminy ilay lehilahy , ka dia lasa izy .
JHN 4:51     Alignment score: 0.189
While he was going down , his servants met him , saying that his son was living .
Raha iny izy nidina iny , dia nitsena azy ireo mpanompony
, nilaza fa velona ny zanany .
JHN 4:52     Alignment score: 0.47 → 0.518
So he asked them the hour when he began to improve . They replied to him , " Yesterday at the seventh hour the fever left him . "
Ka nanontany azy ireo ny ora izay nanaretany izy . Namaly azy izy ireo hoe : " Omaly tamin ' ny ora fahafito no nialàn ' ny tazo taminy . "
JHN 4:53     Alignment score: 0.373 → 0.372
Then the father realized that it was at that hour that Jesus had said to him , " Your son lives . " So he himself and his whole household believed .
Fantatr'ilay ray avy eo fa tamin'io ora io no nilazan'i Jesosy azy hoe : " Velona ny zanakao . " Ka dia nino ny tenany sy ireo ankohonany
rehetra .
JHN 4:54     Alignment score: 0.611
This was the second sign that Jesus did when he came out of Judea to Galilee .
Izany no famantarana faharoa nataon'i Jesosy fony Izy niala tao Jodia ho any Galilia .
JHN 4     Average alignment score: 0.385 for 54 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21