Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 9:1     Alignment score: 0.435
Now as Jesus passed by , he saw a man blind from birth .
Ary raha nandalo Jesosy , dia nahita lehilahy jamba hatramin'izy vao teraka .


JHN 9:2     Alignment score: 0.508 → 0.512
His disciples asked him , " Rabbi , who sinned , this man or his parents , so that he was born blind ? "
Nanontany Azy ireo ny mpianany hoe : " Raby , iza re no nanota , io lehilahy io sa ireo ray aman - dreniny , no dia teraka jamba tahaka izao izy ? "
JHN 9:3     Alignment score: 0.33
Jesus answered , " Neither did this man sin , nor his parents , but so that the works of God would be revealed in him .
Jesosy namaly hoe : " Tsy io lehilahy io no nanota , na ny ray aman - dreniny , fa natao izao mba hanehoana
aminy ny asan'Andriamanitra .
JHN 9:4     Alignment score: 0.145 → 0.181
We must do the works of him who sent me while it is day . Night is coming when no one will be able to work .
Tsy maintsy manao ny asan'izay naniraka Ahy isika raha mbola mazava . Fa ho avy ny alina izay tsy afahan'iza na iza miasa intsony .
JHN 9:5     Alignment score: 0.459
While I am in the world , I am the light of the world . "
Raha mbola eto amin'izao tontolo izao Aho , dia Izaho no fahazavan'izao tontolo izao . "
JHN 9:6     Alignment score: 0.327
After Jesus said these
things , he spit on the ground , made mud with the saliva , and smeared the mud on his eyes .
Rehefa avy niteny izany Jesosy , dia nandrora tamin ' ny tany , ary nanao feta tamin'ilay rora , ka nanosotra ny fotaka tamin ' ny mason'ilay lehilahy .
JHN 9:7     Alignment score: 0.419 → 0.426
He said to him , " Go , wash in the pool of Siloam " ( which is translated " Sent " ) . So the man went away , washed , and came back seeing .
Hoy Izy taminy hoe : " Mandehana , sasao eny amin ' ny ranon ' ny Siloama ( izay adika hoe : nirahina ) ny masonao
. " Ka lasa ralehilahy , nanasa izany , ary niverina nahiratra .
JHN 9:8     Alignment score: 0.147 → 0.162
Then the man 's neighbors and those
who had seen him previously as a beggar were saying , " Is not this the man that used to sit and beg ? "
Ary nifampanontany ireo olona mpiray vody rindrina tamin - dralehilahy sy ireo izay nahita azy nangataka taloha nanao hoe : " Tsy ity ve ilay lehilahy nipetraka nangataka teto ? "
JHN 9:9     Alignment score: 0.297 → 0.301
Some said , " It is he . " Others said , " No , but he is like him . " But he said , " I am the one . "
Ny sasany nanao hoe : " Izy io . " Ary ny hafa nilaza hoe : " Tsia , fa mitovy aminy ihany izy . " Fa izy kosa nanao hoe : " Izaho ity . "
JHN 9:10     Alignment score: 0.315 → 0.348
They said to him , " Then how were your eyes opened ? "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Koa ahoana ary no nahiratan ' ny masonao
? "
JHN 9:11     Alignment score: 0.422
He answered , " The man who is called Jesus made mud and smeared it on my eyes and said to me , ' Go to Siloam and wash . ' So I went and washed , and I received my sight . "
Namaly izy hoe : " Ilay lehilahy antsoina hoe Jesosy no nanao feta ary nonosotra izany tamin ' ny masoko ka niteny tamiko hoe : ' Mandehana any Siloama ary sasao ny masonao
. ' Dia nandeha aho ary nanasa izany , ka nahiratra . "
JHN 9:12     Alignment score: 0.359 → 0.357
They said to him , " Where is he ? " He replied , " I do not know . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Aiza Izy ? " Dia novaliany hoe : " Tsy fantatro . "
JHN 9:13     Alignment score: 0.467 → 0.468
They brought the man who used to be blind to the Pharisees .
Nentin'izy ireo teo amin ' ny fariseo ilay lehilahy izay jamba taloha .
JHN 9:14     Alignment score: 0.433
Now it was the Sabbath day when Jesus made the mud and opened his eyes .
Tamin ' ny andro Sabata moa no nanaovan'i Jesosy ny feta sy nampahiratany ny masony .
JHN 9:15     Alignment score: 0.369 → 0.385
Then again the Pharisees asked him how he had received his sight . He said to them , " He put mud on my eyes , I washed , and I now can see . "
Ary nanontany azy indray ireo Fariseo ny amin ' ny fomba nahiratany . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Nasiany feta ny masoko , nosasako , ka mahita aho izao . "
JHN 9:16     Alignment score: 0.362 → 0.366
Some of the Pharisees said , " This man is not from God because he does not keep the Sabbath . " Others said , " How can a man who is a sinner do such signs ? " So there was a division among them .
Ny sasany tamin'ireo fariseo niteny hoe : " Tsy avy amin'Andriamanitra ity lehilahy ity satria tsy mba manaja ny andro Sabata . " Ny hafa nanao hoe : " Ahoana no afahan ' ny olona mpanota manao famantarana lehibe tahaka izao ? " Ka dia nisy fizarazarana teo amin'izy ireo .
JHN 9:17     Alignment score: 0.495 → 0.505
So they asked the blind man again , " What do you say about him , since he opened your eyes ? " The blind man said , " He is a prophet . "
Ka dia niverina nanontany ilay lehilahy jamba indray izy ireo hoe : " Inona no hambaranao momba Azy , hatramin ' ny nampahiratany ny masonao
? " Hoy ilay lehilahy jamba hoe : " Mpaminany Izy . "
JHN 9:18     Alignment score: 0.374 → 0.374
Now the Jews still did not believe about him that he was blind and had received his sight until they called the parents of him who had received his sight .
Ary mbola tsy nino ny momba azy ihany ireo Jiosy hoe izy dia efa jamba ka nahiratra raha tsy niantso ny ray aman - drenin'ilay lehilahy nahiratra izy ireo .
JHN 9:19     Alignment score: 0.406
They asked the parents , " Is this your son whom you say was born blind ? How then does he now see ? "
Nanontany ireo ray aman - dreny izy ireo hoe : " Ity ve ilay zanakareo izay lazainareo fa hoe teraka jamba ? Koa ahoana ary no ahitany izao ? "
JHN 9:20     Alignment score: 0.336
So his parents answered them , " We know that this is our son and that he was born blind .
Ary dia novalian'ireo ray aman - deniny izy ireo hoe : " Fantatray
fa zanakay io sady teraka jamba izy .
JHN 9:21     Alignment score: 0.35 → 0.365
How he now sees , we do not know , and who opened his eyes , we do not know . Ask him , he is an adult . He can speak for himself . "
Saingy ny amin ' ny nahitany , tsy fantatray
, ary izay nampahiratra ny masony , tsy fantatray . Anontanio azy , efa lehibe izy . Afaka milaza ho an ' ny tenany izy . "
JHN 9:22     Alignment score: 0.357 → 0.374
His parents said these
things , because they were afraid of the Jews . For the Jews had already agreed that if anyone would confess him to be the Christ , he would be thrown out of the synagogue .
Nilaza izany ireo ray aman - dreniny , satria natahotra ireo jiosy izy ireo . Satria efa nifanaiky ireo jiosy fa raha misy manaiky Azy ho Kristy , dia ho roahina hiala ao amin ' ny synagoga izy .
JHN 9:23     Alignment score: 0.354
Because of this , his parents said , " He is an adult , ask him . "
Nohon ' ny amin'izany , no nilazan'ireo ray aman - dreniny hoe : " Efa lehibe izy , izy no anontanio . "
JHN 9:24     Alignment score: 0.38 → 0.381
So for a second time they called the man who had been blind and said to him , " Give glory to God . We know that this man is a sinner . "
Ary niantso ilay lehilahy jamba taloha fanindroany indray izy ireo dia niteny taminy hoe : " Omeo voninahitra Andriamanitra . Fantatray
fa mpanota izany lehilahy izany . "
JHN 9:25     Alignment score: 0.393 → 0.391
Then that man replied , " I do not know if he is a sinner . One thing I do know : I was blind , and now I see . "
Avy eo dia namaly ilay lehilahy hoe : " Tsy fantatro aloha raha mpanota Izy . Ny hany
fantatro dia izao : efa jamba aho taloha , fa ankehitriny aho mahita . "
JHN 9:26     Alignment score: 0.248 → 0.253
Then they said to him , " What did he do to you ? How did he open your eyes ? "
Avy eo dia hoy izy ireo taminy hoe : " Fa inona no nataony taminao ? Ahoana ny fomba nampahiratany ny masonao
? "
JHN 9:27     Alignment score: 0.346
He answered , " I have told you already , and you did not listen ! Why do you want to hear it again ? You do not want to become
his disciples too , do you ? "
Dia namaly izy hoe : " Efa nambarako taminareo , fa tsy nihaino ianareo ! Ka nahoana ianareo no te - hihaino izany indray ? Te - ho isan ' ny mpianany ihany koa ve ianareo , sa tsy izany ? "
JHN 9:28     Alignment score: 0.356
They insulted him and said , " You are his disciple
, but we are disciples of Moses .
Naneso azy izy ireo ka niteny hoe : " Ianao no mpianany , fa izahay mpianatr'i Mosesy .
JHN 9:29     Alignment score: 0.37
We know that God has spoken to Moses , but we do not know where this one is from . "
Fantatray
fa efa niresaka tamin'i Mosesy Andriamanitra , fa raha izany lehilahy izany dia tsy fantatray izay nihaviany . "
JHN 9:30     Alignment score: 0.343 → 0.347
The man answered and said to them , " This is remarkable , that you do not know where he is from , and yet he opened my eyes .
Dia namaly ilay lehilahy ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Mahagaga izany , tsy fantatrareo izay niaviany , kanefa nampahiratra ny masoko Izy .
JHN 9:31     Alignment score: 0.343
We know
that God does not listen to sinners , but if someone worships God and does his will , he listens to him .
Fantatsika fa tsy mihaino ireo mpanota Andriamanitra , fa raha misy mazoto mivavaka sy manao ny sitrapony , dia mihaino azy Izy .
JHN 9:32     Alignment score: 0.324 → 0.379
Since the world began it has never been heard that anyone opened the eyes of a man born blind .
Hatramin ' ny niantombohan'izao tontolo izao dia tsy mbola re mihintsy hoe nisy nampahiratra ny mason'izay teraka jamba .
JHN 9:33     Alignment score: 0.27
If this man were not from God , he could do nothing . "
Koa raha tsy avy amin'Andriamanitra izany lehilahy izany , dia tsy mahefa na inona na inona . "
JHN 9:34     Alignment score: 0.237 → 0.239
They answered and said to him , " You were completely born in sins , and you are teaching us ? " Then they threw him out .
Ary dia namaly izy ireo ka nanao taminy hoe : " Tena teraka tamin ' ny ota ianao , dia ianao indray ve no hampianatra anay ? " Avy eo dia noroahin'izy ireo hivoaka izy .
JHN 9:35     Alignment score: 0.423
Jesus heard that they had cast him out of the synagogue . He found him and said , " Do you believe in the Son of Man ? "
Ren'i Jesosy fa noroahin'izy ireo tao amin ' ny synagoga izy . Ary Izy nahita azy dia niteny hoe : " Mino ny Zanak'Olona ve ianao ? "
JHN 9:36     Alignment score: 0.398
He replied and said , " Who is he , Lord , that I may believe in him ? "
Namaly izy hoe : " Iza moa no Izy , Tompo , mba hinoako Azy ? "
JHN 9:37     Alignment score: 0.37
Jesus said to him , " You have seen him , and it is the one who is speaking with you . "
Jesosy nanao taminy hoe : " Efa nahita Azy ianao , ary ilay iray izay miresaka aminao izao izany . "
JHN 9:38     Alignment score: 0.503 → 0.503
The man said , " Lord , I believe , " and he worshiped him .
Hoy ilay lehilahy hoe : " Tompo , mino aho . " ary dia nidera Azy izy .
JHN 9:39     Alignment score: 0.379
Jesus said , " For judgment I came
into this world so that those who do not see may see and so that those who see may become blind . "
Jesosy nilaza hoe : " Fa fitsarana no nahatongavako eto amin'izao tontolo izao mba hahiratra ireo izay jamba ary mba ho tonga jamba ireo izay mahiratra . "
JHN 9:40     Alignment score: 0.532
Some of the Pharisees who were with him heard these
things and asked him , " Are we also blind ? "
Nandre izany ny sasany tamin'ireo Fariseo izay niaraka taminy ka nanontany Azy hoe : " Ary izahay ihany koa ve jamba ? "
JHN 9:41     Alignment score: 0.359
Jesus said to them , " If you were blind , you would have no sin , but now you say , ' We see , ' so your sin remains . "
Fa Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Raha jamba ianareo , dia tsy ho nanan - keloka , fa ianareo kosa ankehitriny milaza hoe : ' Mahiratra izahay , ' dia mbola mitoetra ny helokareo . "
JHN 9     Average alignment score: 0.371 for 41 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21