Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 18:1     Alignment score: 0.337 → 0.357
After Jesus spoke these
words , he went out with his disciples to the other side of the Kidron Brook , where there was a garden into which he and his disciples entered .
Taorian ' ny nitenenan'i Jesosy ireo teny ireo , dia nivoaka niaraka tamin'ireo mpianany Izy ho eny ampita eny amin ' ny lohasan - drika an'i Kidrona , izay nisy saha nidirany sy ireo mpianany .


JHN 18:2     Alignment score: 0.451
Now Judas , who was going to betray him , also knew
the place , for Jesus often met there with his disciples .
Ary Jodasy , Izay hamadika an'i Jesosy , nahafantatra ny toerana koa , satria nandeha matetika teny Jesosy sy ireo mpianany .
JHN 18:3     Alignment score: 0.453
Then Judas , leading a company of soldiers and some officers from the chief priests and Pharisees , went there with lanterns , torches , and weapons .
Avy eo Jodasy , nitarika ireo vondrona miaramila sy ireo mpiandry raharaha sasany avy amin'ireo lohan ' ny mpisorona sy Fariseo , nandeha tany niaraka tamin ' ny fanilo , fanala ary fitaovam - piadina
.
JHN 18:4     Alignment score: 0.381 → 0.384
Then Jesus , having known all the things that would happen to him , went forward and asked them , " Who are you looking for ? "
Avy eo Jesosy , izay efa nahafantatra ny zavatra rehetra hitranga Aminy , nandroso teo aloha ary nanontany azy ireo hoe : " Iza no tadiavinareo ? "
JHN 18:5     Alignment score: 0.609
They answered him , " Jesus of Nazareth . " Jesus said to them , " I am . " Judas , who betrayed him , was also standing with the soldiers .
Namaly Azy izy ireo hoe : " Jesosy avy any Nazareta . " Ary hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Izaho no Izy . " Jodasy , izay namadika Azy , dia nitsangana niaraka tamin'ireo miaramila ihany koa .
JHN 18:6     Alignment score: 0.355
So when he said to them , " I am , " they went backward
and fell to the ground .
Ka rehefa niteny tamin'izy ireo Izy hoe : " Izaho no Izy " , dia nihemotra izy ireo ka lavo tamin ' ny tany .
JHN 18:7     Alignment score: 0.584 → 0.585
Then again he asked them , " Who are you looking for ? " Again they said , " Jesus of Nazareth . "
Avy eo indray dia nanontany azy ireo Izy hoe : " Iza no tadiavinareo ? " Ary niteny indray izy ireo hoe : " Jesosy avy any Nazareta . "
JHN 18:8     Alignment score: 0.432
Jesus answered , " I told you that I am . So if you are looking for me , let these go . "
Jesosy namaly hoe : " Niteny anareo Aho fa Izaho no Izy . Noho izany raha mitady Ahy ianareo , dia avelao ireto handeha . "
JHN 18:9     Alignment score: 0.272
This was in order to fulfill the word that he said : " Of those whom you have given me , I lost no one . "
Izany dia mba hahatanteraka ny teny nolazainy
hoe : " Amin'ireo izay nomenao Ahy , tsy nasiko very na iray aza . "
JHN 18:10     Alignment score: 0.465 → 0.462
Then Simon Peter , who had a sword , drew it and struck the servant of the high priest and cut off his right ear . Now the name of the servant was Malchus .
Avy eo Simona Petera , izay nanana sabatra , namoaka izany ary namely ilay mpanompon
' ny mpisoronabe ka nahakapa ny sofiny ankavanana . Ary Malko no anaran'ilay mpanompo .
JHN 18:11     Alignment score: 0.47 → 0.47
Jesus said to Peter , " Put the sword back into its sheath . Should I not drink the cup that the Father has given me ? "
Hoy Jesosy tamin'i Petera hoe : " Avereno
ao amin ' ny tranony ny sabatrao . Tsy tokony hisotro ny kapoaka izay nomen ' ny Ray Ahy ve Aho ? "
JHN 18:12     Alignment score: 0.365 → 0.409
So a company of soldiers and the captain , and the officers of the Jews , seized Jesus and tied him up .
Noho izany ireo vondrona miaramila sy ny kapiteny , ary ireo mpiandry raharahan'ireoJjiosy , dia nisambotra an'i Jesosy ary namatotra Azy .
JHN 18:13     Alignment score: 0.446
They led him first to Annas , for he was father-in-law of Caiaphas , who was high priest that year .
Nentin'ireo tany
amin'i Anasy Izy aloha , satria izy dia rafozan - dahin'i Kaiafa , Izay mpisoronabe tamin'io taona io .
JHN 18:14     Alignment score: 0.35 → 0.351
Now Caiaphas was the one who had given the advice to the Jews that it would be better that one man die for the people .
Ary Kaiafa dia ilay nanome hevitra ireo Jiosy fa tsara kokoa raha misy olona iray maty ho an ' ny vahoaka .
JHN 18:15     Alignment score: 0.522 → 0.566
Simon Peter followed Jesus , and so did another disciple
. Now that disciple was known to the high priest , and he entered with Jesus into the courtyard of the high priest ;
Nanaraka an'i Jesosy Simona Petera , ary nanao toy izany ihany koa ny mpianatra iray hafa . Ary fantatr'ilay mpisoronabe izany mpianatra izany , ary niditra niaraka tamin'i Jesosy tao amin ' ny kianjan ' ny mpisoronabe izy ;
JHN 18:16     Alignment score: 0.391 → 0.398
but Peter was standing at the door outside . So the other disciple
, who was known to the high priest , went out and spoke to the doorkeeper , and he brought Peter in .
fa Petera dia nijoro tao ivelan ' ny vavahady . Noho izany ilay mpianatra hafa , izay fantatry ny mpisoronabe , dia nivoaka ka niresaka tamin'ilay mpanompo vavy izay mpiambina ny vavahady ary nitondra an'i Petera hiditra .
JHN 18:17     Alignment score: 0.358 → 0.406
Then the female servant , the doorkeeper , said to Peter , " Are you not also one of the disciples of this man ? " He said , " I am not . "
Avy eo ilay mpanompo vavy , mpianbinana ny vavahady , niteny tamin'i Petera hoe : " Ianao koa ve tsy iray amin ' ny mpianatr'io leihilahy io ? " Hoy izy hoe : " Tsy izy aho . "
JHN 18:18     Alignment score: 0.368 → 0.383
Now the servants and the officers were standing there , and they had made a charcoal fire
, for it was cold , and they were warming themselves . Peter was also with them , standing there and warming himself .
Ary nijoro teo ireo mpanompo sy ireo mpiandry raharaha , ary nandrehitra afon'arina izy ireo , satria nangatsiaka ny andro ; ka nanafana ny tenan'izy ireo . Petera koa niaraka tamin'izy ireo , nijoro teo ary nanafana ny tenany .
JHN 18:19     Alignment score: 0.442
The high priest then asked Jesus about his disciples and his teaching .
Nanontany an'i Jesosy momba ireo mpianany sy ny fampianarany
ny mpisorinabe .
JHN 18:20     Alignment score: 0.418 → 0.435
Jesus answered him , " I have spoken openly to the world . I was always teaching in synagogues
and in the temple where all the Jews come together . I said nothing in secret .
Jesosy namaly azy hoe : " Niteny ampahibemaso tamin'izao tontolo izao Aho . Nampianatra mandrakariva tao amin ' ny synagoga sy tao amin ' ny tempoly Aho izay nifampintaonan ' ny Jiosy rehetra . Tsy nisy nolazaiko tamin ' ny takona .
JHN 18:21     Alignment score: 0.379
Why did you ask me ? Ask those who have heard me about what I said . Look , these
people know what I said . "
Nahoana ianao no nanontany Ahy ? Anontanio an'ireo izay nandre Ahy momba izay nolazaiko . Jereo , ireo olona ireo dia mahalala izay nolazaiko . "
JHN 18:22     Alignment score: 0.418 → 0.434
When Jesus had said this , one of the officers standing there struck Jesus and said , " Is that how you answer the high priest ? "
Rehefa avy niteny izany Jesosy , dia nisy iray tamin'ireo mpiandry raharaha nijoro teo namelaka tehamaina an'i Jesosy ary niteny hoe : " Izany ve no fomba hamalianao ny mpisoronabe ? "
JHN 18:23     Alignment score: 0.38 → 0.399
Jesus answered him , " If I spoke wrongly , testify about the wrong , but if rightly , why do you hit me ? "
Jesosy namaly azy hoe : " Raha niteny zavatra diso Aho , mijoroa
vavolombelona amin'izany diso izany , fa raha marina , nahoana ianao no mamely Ahy ? "
JHN 18:24     Alignment score: 0.551
Then Annas sent him tied up to Caiaphas the high priest .
Avy eo Anasy
nandefa Azy mifatotra nankany amin'i Kaiafa ilay mpisoronabe .
JHN 18:25     Alignment score: 0.412 → 0.444
Now Simon Peter was standing and warming himself . The people then said to him , " Are you not also one of his disciples ? " He denied it and said , " I am not . "
Ary nitsangana Petera ka nanafana ny tenany . Avy eo hoy ireo olona taminy hoe : " Ianao koa ve tsy iray amin'ireo mpianany ? " Nandà izany izy ary niteny hoe : " Tsy izy aho . "
JHN 18:26     Alignment score: 0.344 → 0.352
One of the servants of the high priest , who was a relative
of the man whose ear Peter had cut off , said , " Did I not see you in the garden with him ? "
Iray tamin'ireo mpanompon ' ny mpisoronabe , izay havan'ilay lehilahy izay nokapain'i Petera ny sofiny , niteny hoe : " Tsy hitako niaraka taminy tao amin ' ny saha ve ianao ? "
JHN 18:27     Alignment score: 0.625
Then Peter denied it again ; and immediately the rooster crowed .
Avy eo Petera nandà indray , ary avy hatrany dia naneno ny akoho .
JHN 18:28     Alignment score: 0.402 → 0.414
Then they led Jesus from Caiaphas to the government headquarters . It was early in the morning , and they did not enter the government headquarters so that they would not be defiled but would be able to eat the Passover .
Avy eo nentin'izy ireo avy tao amin'i Kaiafa ho any anaty rova Jesosy . Mbola maraina be ny andro tamin'izany , ary izy ireo dia tsy niditra tao anaty rova mba tsy ho voaloto fa efa hihinana ny Paska .
JHN 18:29     Alignment score: 0.345 → 0.371
So Pilate went out to them and said , " What accusation are you bringing against this man ? "
Ka nivoaka teo amin'izy ireo Pilato ka niteny hoe : " Inona ny fiampangana entinareo manohitra ity lehilahy ity ? "
JHN 18:30     Alignment score: 0.348
They answered and said to him , " If this man was not an evildoer , we would not have given him over to you . "
Namaly izy ireo ary niteny taminy hoe : " Raha tsy mpanao ratsy io lehilahy io , dia tsy ho natolotray anao . "
JHN 18:31     Alignment score: 0.345 → 0.357
Pilate therefore said to them , " Take him yourselves , and judge him according to your law . " The Jews said to him , " It is not lawful for us to put any man to death . "
Noho izany Pilato niteny tamin'izy ireo hoe : " Hentonareo Izy , ary tsarao araky
ny lalànareo . " Hoy ireo Jiosy taminy hoe : " Tsy ara - dalàna ho anay ny manolotra olona ho faty . "
JHN 18:32     Alignment score: 0.32 → 0.321
They said this so that the word of Jesus would be fulfilled which he had spoken to indicate by what kind of death he would die .
Nilaza izany izy ireo mba hahatanteraka ny tenin'i Jesosy izay noteneniny mba hilazana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hahafatesany .
JHN 18:33     Alignment score: 0.538
Then Pilate entered the government headquarters again and called Jesus , and he said to him , " Are you the King of the Jews ? "
Avy eo niditra tao anaty rova indray Pilato ka niantso an'i Jesosy ary niteny taminy hoe : " Ianao ve no mpanjakan
' ny Jiosy ? "
JHN 18:34     Alignment score: 0.421 → 0.424
Jesus answered , " Do you speak from yourself , or did others speak to you about me ? "
Jesosy namaly hoe : " Manontany avy amin ' ny tenanao ve ianao , sa nisy hafa niteny anao momba Ahy ? "
JHN 18:35     Alignment score: 0.417 → 0.418
Pilate answered , " I am not a Jew , am I ? Your own people and the chief priests gave you over to me . What did you do ? "
Pilato namaly hoe : " Tsy Jiosy aho , sa tsy izany ? " Ny vahoakanao
sy ireo lohan ' ny mpisorona no nanolotra anao tamiko . Inona no nataonao ? "
JHN 18:36     Alignment score: 0.439 → 0.439
Jesus answered , " My kingdom is not of this world . If my kingdom were part of this world , then my servants would fight so that I would not be given over to the Jews . But now my kingdom is not from here . "
Jesosy namaly hoe : " Ny fanjakako dia tsy avy eto amin'izao tontolo izao . Fa raha mba ao anatin'izao tontolo izao ny fanjakako , dia hiady ireo mpanompoko mba tsy hanolorana
Ahy amin'ireo Jiosy . Fa ankehitriny ny fanjakako dia tsy avy ety . "
JHN 18:37     Alignment score: 0.38 → 0.382
Pilate then said to him , " Are you a king then ? " Jesus answered , " You say that I am a king . For this purpose I have been born , and for this purpose I have come
into the world , to testify to the truth . Everyone who belongs to the truth listens to my voice . "
Avy eo Pilato niteny taminy hoe : " Mpanjaka ary ve izany Ianao ? " Jesosy namaly hoe : " Voalazanao fa mpanjaka Aho . Fa ho amin'izany tanjona izany no nahaterahako , ary ho amin'izany antony izany no niaviko eto amin'izao tontolo izao , mba hijoroko vavolombelona amin ' ny fahamarinana . Ireo rehetra izay an ' ny fahamariana dia mihaino ny feoko . "
JHN 18:38     Alignment score: 0.421
Pilate said to him , " What is truth ? " When he had said this , he went out again to the Jews and said to them , " I find no guilt in this man .
Pilato niteny taminy hoe : " Inona no atao hoe marina ? " Rehefa avy niteny izany izy , dia nivoaka indray ary niteny tamin'ireo jiosy hoe : " Tsy mahita heloka amin'ity lehilahy ity aho .
JHN 18:39     Alignment score: 0.373
But you have the custom that I release one person to you at the Passover . So do you want me to release the King of the Jews to you ? "
Fa ianareo manana fomba izay hanafahako olona iray ho aminareo amin ' ny Paska . Noho izany tianareo ve ny hanafahako aminareo ny mpanjakan
' ny Jiosy ? "
JHN 18:40     Alignment score: 0.461
Then they cried out again and said , " Not this man , but Barabbas . " Now Barabbas was a revolutionary .
Avy eo ireo nihiaka mafy indray izy ireo ary niteny hoe : " Tsy io lehilahy io , fa Barabasy . " Ary Barabasy dia mpangalatra .
JHN 18     Average alignment score: 0.425 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21