Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 20:1     Alignment score: 0.321 → 0.324
Now early on the first day of the week , while it was still dark , Mary Magdalene came
to the tomb , and she saw the stone rolled away from the tomb .
Ary vao marainan ' ny andro voalohan ' ny erinandro , raha mbola maizina iny , dia nankeny amin ' ny fasana Maria Magdalenina ary nahita ilay vato efa nikisaka lavitra ilay fasana izy .


JHN 20:2     Alignment score: 0.515
So she ran and came to Simon Peter and to the other disciple
whom Jesus loved , and she said to them , " They took away the Lord out from the tomb , and we do not know where they have laid him . "
Noho izany dia nihazakazaka izy ary nanatona an'i Simona Petera sy ilay mpianatra hafa izay tian'i Jesosy , ary hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Nalain'izy ireo tao amin ' ny fasana ny Tompo , ary tsy fatatray izay nametrahan'izy ireo Azy . "
JHN 20:3     Alignment score: 0.476
Then Peter and the other disciple
went out , and they were going to the tomb .
Avy eo nandeha nivoaka Petera sy ilay mpianatra hafa , ary nankany amin ' ny fasana izy ireo .
JHN 20:4     Alignment score: 0.368
They both ran together , and the other disciple
quickly ran ahead of Peter and arrived at the tomb first .
Samy niazakazaka izy ireo , ary nosongonan'ilay mpianatra hafa haingana Petera ary dia izy no tonga voalohany teny amin ' ny fasana .
JHN 20:5     Alignment score: 0.313 → 0.316
Then stooping down , he saw the linen cloths lying there , but he did not go inside .
Avy eo niondrika izy , ary natazana ilay lambam - paty nipetraka teo , fa tsy mbola nitsofoka tao anatiny
izy .
JHN 20:6     Alignment score: 0.332 → 0.374
Simon Peter then arrived after him and went into the tomb . He saw the linen cloths lying there
Tonga taoriany
avy eo Simona Petera ary niditra tao am - pasana . Tazany nipetraka teo ilay lambam - paty
JHN 20:7     Alignment score: 0.234 → 0.264
and the cloth that had been on his head . It was not lying with the linen cloths but was folded up in a place by itself .
sy ilay lamba natao teny
amin ' ny lohany . Tsy niara - nipetraka tamin'ilay lambam - paty anefa ilay izy fa nivalona ho azy teo amin ' ny toerany .
JHN 20:8     Alignment score: 0.47
Then the other disciple
, the one who first arrived at the tomb , also went in , and he saw and believed .
Avy eo ilay mpianatra iray hafa , ilay tonga voalohany teo amin ' ny fasana , niditra tao anatiny koa , ary nahita sy nino izy .
JHN 20:9     Alignment score: 0.339 → 0.374
For until that time they still did not know
the scripture that he should rise from the dead .
Fa hatramin'io fotoana io izy ireo dia tsy mbola nahafantatra ny Soratra Masina ihany fa Izy dia tsy maintsy hitsangana amin ' ny maty .
JHN 20:10     Alignment score: 0.074 → 0.174
So the disciples went back home again .
Ka dia niverina tany an - trano indray ireo mpianantra .
JHN 20:11     Alignment score: 0.478
But Mary was standing outside the tomb weeping . As she wept , she stooped down into the tomb .
Fa Maria dia nijoro nitomany teo ivelan
' ny fasana . Raha izy nitomany iny , dia niondrika tao amin'ilay fasana .
JHN 20:12     Alignment score: 0.369 → 0.37
She saw two angels in white sitting , one at the head , and one at the foot of where the body of Jesus had lain .
Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraka izy , ny iray teo an - doha , ary ny iray teo an - tongotra teo amin'ilay toerana nametrahana ny vatan'i
Jesosy .
JHN 20:13     Alignment score: 0.347 → 0.344
They said to her , " Woman , why are you weeping ? " She said to them , " Because they took away my Lord , and I do not know where they have put him . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Ravehivavy , nahoana ianao no mitomany ? " Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Satria nentin'izy ireo ny Tompoko , ary tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo Azy . "
JHN 20:14     Alignment score: 0.467 → 0.468
When she said this , she turned around and saw Jesus standing there , but she did not know that it was Jesus .
Rehefa avy niteny izany izy , dia nitodika ary naita an'i Jesosy nijoro teo , fa tsy fantany anefa hoe Jesosy io .
JHN 20:15     Alignment score: 0.299 → 0.301
Jesus said to her , " Woman , why are you weeping ? Whom are you looking for ? " She thought that he was the gardener , so she said to him , " Sir , if you have taken him away , tell me where you have put him , and I will take him away . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Ravehivavy , Nahoana ianao no mitomany ? Fa iza no jerenao ? " Noheveriny fa ilay mpiambina anefa Izy , ka hoy izy taminy hoe : " Tompoko , raha Ianao no naka Azy , dia lazao amiko ny nametrahanao Azy , fa ho alaiko any Izy . "
JHN 20:16     Alignment score: 0.53 → 0.529
Jesus said to her , " Mary . " She turned and said to him in Aramaic , " Rabboni " ( which is to say " Teacher " ) .
Hoy Jesosy taminy hoe : " Maria . " Nitodika izy , ary niteny taminy tamin ' ny teny
Hebreo hoe : " Rabôny " ( izay midika hoe : " Mpampianatra . " )
JHN 20:17     Alignment score: 0.334
Jesus said to her , " Do not touch me , for I have not yet gone up to the Father , but go to my brothers and say to them that I will go up to my Father and your Father , and my God and your God . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Aza mikasika Ahy , fa tsy mbola niakatra any amin ' ny Ray Aho , fa mandehana any amin'ireo rahalahiko ary teneno azy ireo fa hiakatra any amin ' ny Raiko sy Rainareo Aho , ary ny Andriamanitro sy Andriamanitrareo . "
JHN 20:18     Alignment score: 0.38
Mary Magdalene came
and told the disciples , " I have seen the Lord , " and that he had said these things to her .
Nandeha Maria Magdalenina ary niteny ireo mpianatra hoe : " Nahita ny Tompo aho , " ary ireo zavatra ireo no nolazainy taminy .
JHN 20:19     Alignment score: 0.401 → 0.402
On the evening of that day , the first day of the week , the doors being locked
where the disciples were for fear of the Jews , Jesus came and stood in the middle of them and said to them , " Peace to you . "
Ary hariva tamin'izay , tamin'io andro io , andro voalohan ' ny herinandro , ary ireo varavarana izay nisy ireo mpianatra , dia nidy nohon ' ny fatahorana ireo Jiosy , nanatona Jesosy ary nijoro teo afovoan'izy ireo ka niteny azy ireo hoe : " Fiadanana ho anareo . "
JHN 20:20     Alignment score: 0.461
After he said this , he showed them his hands and his side . The disciples rejoiced when they saw the Lord .
Rehefa avy niteny izany Izy , dia nasehony azy ireo ny tanany sy ny lanivoany . Faly ireo mpianatra rehefa nahita ny Tompo .
JHN 20:21     Alignment score: 0.388 → 0.437
Jesus then said to them again , " Peace to you . As the Father has sent me , so I am sending you . "
Avy eo Jesosy niteny azy ireo hoe : " Fiadanana ho anareo . Toy ny nanirahin ' ny Ray Ahy , no hanirahako anareo koa . "
JHN 20:22     Alignment score: 0.431 → 0.436
When Jesus had said this , he breathed on them and said to them , " Receive the Holy Spirit .
Rehefa avy niteny izany Jesosy , dia nitsoka ny fofon'ainy
tamin'izy ireo ary niteny azy ireo hoe : " Raiso ny Fanahy Masina .
JHN 20:23     Alignment score: 0.175
Whoever 's sins you forgive , they are forgiven ; whoever 's sins you keep back , they are kept back . "
Na helok'iza na helok'iza avelanareo , dia ho voavela izy ireo ; ary na an'iza
na an'iza tsy avelanareo , dia tsy voavela izy ireo . "
JHN 20:24     Alignment score: 0.635 → 0.625
Thomas , one of the twelve , called Didymus , was not with them when Jesus came .
Tomasy , iray tamin'ireo roa ambin ' ny folo , nantsoina hoe Didymo , dia tsy niaraka tamin'izy ireo rehefa tonga Jesosy .
JHN 20:25     Alignment score: 0.34
The other disciples later said to him , " We have seen the Lord . " He said to them , " Unless I see in his hands the mark of the nails , and put my finger into the mark of the nails , and put my hand into his side , I will not believe . "
Ireo mpianatra hafa avy eo niteny taminy hoe : " Hitanay
ny Tompo . " Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Raha tsy hitako eny amin ' ny tanany ny loakin'ireo fantsika , ary mametraka ny ratsan - tanako ao anatin'ilay loakin'ireo fantsika aho , ary mametraka ny tanako eo amin ' ny lanivoany , dia tsy hino aho . "
JHN 20:26     Alignment score: 0.441
After eight days his disciples were inside again , and Thomas was with them . Jesus came while the doors were closed , and stood among them , and said , " Peace to you . "
Valo andro taty aoriana
dia tao indray ireo mpianany , ary niaraka tamin'izy ireo Tomasy . Nanatona Jesosy raha nihidy ny varavarana , ary nijoro niaraka teo amin'izy ireo , ary niteny hoe : " Fiadanana ho anareo . "
JHN 20:27     Alignment score: 0.252 → 0.267
Then he said to Thomas , " Reach here with your finger and see my hands . Reach here with your hand and put it into my side . Do not be unbelieving , but believe . "
Avy eo niteny an'i Tomasy izy hoe : " Manatona ety miaraka amin ' ny tananao
ary apetraho eto amin ' ny lanivoako izany . Aza kely finoana , fa minoa . "
JHN 20:28     Alignment score: 0.519
Thomas answered and said to him , " My Lord and my God . "
Tomasy namaly ary niteny Azy hoe : " Tompoko sy Andriamanitro . "
JHN 20:29     Alignment score: 0.445 → 0.484
Jesus said to him , " Because you have seen me , you have believed . Blessed are those
who have not seen , and believed . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Satria nahita Ahy ianao , dia nino . Sambatra ireo izay tsy nahita , nefa mino . "
JHN 20:30     Alignment score: 0.547
Now Jesus did many other signs in the presence of the disciples , signs that have not been written in this book ,
Ankehitriny Jesosy dia nanao famantarana maro hafa teo anatrehan'ireo mpianany , famantarana izay tsy voasoratra tao anatin'ity boky ity ,
JHN 20:31     Alignment score: 0.416
but these
have been written so that you would believe that Jesus is the Christ , the Son of God , and so that believing , you would have life in his name .
fa ireo dia voasoratra mba hafahanareo mino fa Jesosy no Kristy , Ilay Zanak'Andriamanitra , ary rehefa mino Azy ianareo , dia hahazo ny fiainana amin ' ny anarany .
JHN 20     Average alignment score: 0.396 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21