Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 5:1     Alignment score: 0.601 → 0.607
After this there was a Jewish festival , and Jesus went up to Jerusalem .
Taorian'izany dia nisy firavoravoan
' ny Jiosy , ary niakatra ho any Jerosalema Jesosy .


JHN 5:2     Alignment score: 0.402
Now in Jerusalem by the sheep gate there is a pool , which in the Aramaic language is called Bethesda , and it has five roofed porches .
Ary tany Jerosalema eo akaikin ' ny vavahadin'ondry , dia nisy farihy , izay natsoina
tamin ' ny Hebreo hoe Betesda , ary misy fialofana dimy izany .
JHN 5:3     Alignment score: 0.277
A large number of people who were sick , blind , lame , or paralyzed were lying there .
Maro ireo olona marary , jamba , malemy , na tsy afa - mihetsika natory tao .
JHN 5:5     Alignment score: 0.442 → 0.375
A certain man was there who had been sick for thirty - eight years .
Ary nisy lehilahy anankiray teo izay efa narary valo amby telo - polo taona .
JHN 5:6     Alignment score: 0.362 → 0.362
When Jesus saw him lying there , and after he realized that he had been there a long time , he said to him , " Do you want to be healthy ? "
Rehefa hitan'i Jesosy nandry teo izy , sy taorian ' ny nahatsapany fa efa an - taona maro izy no teo , dia hoy Izy taminy hoe : " Te - ho sitrana ve ianao ? "
JHN 5:7     Alignment score: 0.367 → 0.37
The sick man replied , " Sir , I do not have anyone to put me into the pool when the water is stirred up . When I come
, another steps down before me . "
Namaly ilay lehilahy marary hoe : " Tompoko , tsy manana na iza na iza aho handroboka ahy ao anaty farihy rehefa mihetsika ny rano . Rehefa mandeha aho , dia misy misosoka eo alohako . "
JHN 5:8     Alignment score: 0.382
Jesus said to him , " Get up , take up your bed , and walk . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Mitsangàna , ento ny fandrianao , ka mandehana . "
JHN 5:9     Alignment score: 0.449 → 0.449
Immediately the man was healed , and he took up his bed and walked . Now that day was a Sabbath .
Avy hatrany dia sitrana ilay lehilahy , ka noraisiny
ny fandriany dia nandeha izy . Ary Sabata izay andro izay .
JHN 5:10     Alignment score: 0.329
So the Jews said to him who was healed , " It is the Sabbath and you are not permitted to carry your mat . "
Dia hoy ireo Jiosy tamin'ilay sitrana hoe : " Sabata ny andro dia tsy mahazo mitondra ny fandrianao ianao " .
JHN 5:11     Alignment score: 0.272
He replied , " He who made me healthy said to me , ' Pick up your mat and walk . ' "
Namaly izy hoe : " Ilay nanasitrana ahy no niteny tamiko hoe : ' Ento ny fandrianao ka mandehana . ' "
JHN 5:12     Alignment score: 0.289 → 0.29
They asked him , " Who is the man that said to you , ' Pick it up and walk ' ? "
Ary nanontany azy izy ireo hoe : " Iza ilay lehilahy niteny taminao hoe : ' Ento ny fandrianao ka mandehana ' ? "
JHN 5:13     Alignment score: 0.354
However , the one who was healed did not know who it was because Jesus had gone away secretly , for there was a crowd in the place .
Kanefa , ilay sitrana tsy nahalala Azy satria niala moramora Jesosy fa nisy vahoaka teo an - toerana .
JHN 5:14     Alignment score: 0.334 → 0.345
Afterward , Jesus found
him in the temple and said to him , " See , you have become healthy ! Do not sin anymore , so that something worse will not happen to you . "
Nony avy eo , hitan'i Jesosy tao an - tempoly izy ka hoy Izy taminy hoe : " Indro , sitrana ianao ! Aza manota intsony , mba tsy hitranga aminao ny zavatra ratsy noho ny teo . "
JHN 5:15     Alignment score: 0.426 → 0.433
The man went away and reported to the Jews that it was Jesus who had made him healthy .
Avy eo dia lasa ralehilahy ka nitatitra tamin'ireo Jiosy fa Jesosy no nanasitrana azy .
JHN 5:16     Alignment score: 0.517
Now because of these
things the Jews persecuted Jesus , because he did these things on the Sabbath .
Ary noho ireo zavatra ireo dia nanenjika an'i Jesosy ireo Jiosy , satria nanao ireo zavatra ireo tamin ' ny Sabata Izy .
JHN 5:17     Alignment score: 0.42 → 0.426
Jesus replied to them , " My Father is working even now , and I , too , am working . "
Ary namaly azy ireo Jesosy hoe : " Ny Raiko dia miasa eny fa na ankehitriny aza , ary Izaho , ihany koa , dia miasa . "
JHN 5:18     Alignment score: 0.372
Because of this , the Jews sought even more to kill him because he not only broke the Sabbath , but also called God his own Father , making himself equal to God .
Noho izany , dia vao maika nitady hamono Azy ireo Jiosy tsy nohon ' ny faniratsirany ny Sabata ihany , fa ny niantsoany
an'Andriamanitra ihany koa hoe Rainy manokana , manao ny tenany ho mitovy amin'Andriamanitra .
JHN 5:19     Alignment score: 0.306 → 0.313
Jesus answered them , " Truly , truly , the Son can do nothing of himself , except only what he sees the Father doing , for whatever the Father is doing , the Son does in the same way .
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe : " Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa ny Zanaka dia tsy afaka manao na inona na inona ho Azy , afa - tsy izay hitany ataon
' ny Ray ihany , fa na inona na inona ataon ' ny Ray , dia ataon ' ny Zanaka ihany koa ireo zavatra ireo .
JHN 5:20     Alignment score: 0.313 → 0.313
For the Father loves the Son and he shows him everything that he himself does , and he will show him greater works than these
so that you will be amazed .
Fa ny Ray tia ny Zanaka ka nampiseho azy ny zavatra rehetra izay nataon ' ny tenany , ary hampiseho azy zavatra lehibe mihoatra noho ireo Izy mba ho gaga ianareo .
JHN 5:21     Alignment score: 0.164 → 0.203
For as the Father raises the dead and gives them life
, so also the Son gives life to anyone he wishes .
Fa tahaka ny Ray manangana sy mamelona ny maty , dia tahaka izany ihany koa no ameloman ' ny Zanaka izay tiany .
JHN 5:22     Alignment score: 0.307 → 0.307
For the Father judges no one , but he has given all judgment to the Son
Fa ny Ray dia tsy mitsara na iza na iza , fa nomeny
ny Zanaka ny fitsarana rehetra
JHN 5:23     Alignment score: 0.245
so that everyone will honor the Son just as they honor the Father . The one who does not honor the Son does not honor the Father who sent him .
mba hanajan ' ny rehetra ny Zanaka tahaka ny hanajan'izy ireo ny Ray . Izay tsy manaja ny Zanaka dia tsy manaja ilay Ray naniraka Azy .
JHN 5:24     Alignment score: 0.404
Truly , truly , he who hears my word and believes him who sent me has eternal life and will not be condemned , but he has passed from death to life .
Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa izay mandre ny teniko sy mino izay naniraka Ahy dia manana ny fiainana mandrakizay ka tsy ho helohina , fa niala tamin ' ny fahafatesana ho amin ' ny fiainana izy .
JHN 5:25     Alignment score: 0.39 → 0.391
" Truly , truly , I tell you the time is coming , and is now , when the dead will hear the voice of the Son of God , and those
who hear will live .
Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa avy ny ora , ary tonga izany ankehitriny , rehefa handre ny feon ' ny Zanak'Andriamanitra ny maty , ary ho velona ireo izay mandre .
JHN 5:26     Alignment score: 0.285
For just as the Father has life in himself , so he has also given to the Son so that he has life in himself ,
Fa tahaka ny Ray manana fiainana ao Aminy , no nanomezana ny zanaka
ihany koa mba hananany fiainana ao Aminy ,
JHN 5:27     Alignment score: 0.228 → 0.227
and the Father has given the Son authority to carry out judgment because he is the Son of Man .
ary nomen
' ny Ray fahefana hitsara ny Zanaka noho Izy Zanak'olona .
JHN 5:28     Alignment score: 0.168 → 0.183
Do not be amazed at this , for there is a time coming in which everyone who is in the tombs will hear his voice
Aza gaga amin'izany , fa avy ny andro handrenesan ' ny olona rehetra any am - pasana ny feony
JHN 5:29     Alignment score: 0.398
and will come
out : those who have done good to the resurrection of life , and those who have done evil to the resurrection of judgment .
ka hivoaka : ireo izay nanao ny tsara dia ho any amin ' ny fitsanganana ho amin ' ny fiainana , fa ireo izay nanao ny ratsy kosa dia ho any amin ' ny fitsanganana ho amin ' ny fitsarana .
JHN 5:30     Alignment score: 0.337 → 0.359
" I can do nothing from myself . As I hear , I judge , and my judgment is righteous because I am not seeking my own will but the will of him who sent me .
Tsy afaka manao na inona na inona raha Izaho ihany . Araka izay reko , no itsarako , ary ny fitsarako dia marina satria tsy mitady ny sitrapoko manokana Aho fa ny sitrapon'Izy izay naniraka Ahy .
JHN 5:31     Alignment score: 0.345 → 0.362
If I should testify about myself , my testimony would not be true .
Raha tokony hanambara ny momban ' ny tenako Aho , dia tsy marina ny fanambarako .
JHN 5:32     Alignment score: 0.255
There is another who testifies about me , and I know that the testimony that he gives about me is true .
Misy iray hafa izay manambara ny momba Ahy , ary fantatro fa marina ny fanambarana izay lazainy
momba Ahy .
JHN 5:33     Alignment score: 0.39 → 0.39
You have sent to John , and he has testified to the truth .
Nirahina tany amin'i Jaona ianareo , ary nanambara ny marina izy .
JHN 5:34     Alignment score: 0.229 → 0.236
But the testimony that I receive is not from man . I say these
things that you might be saved .
Kanefa ny fanambarana izay raisiko dia tsy avy amin ' ny olona . Milaza izany zavatra izany Aho mba mety ho voavonjy ianareo .
JHN 5:35     Alignment score: 0.322 → 0.322
John was a lamp that was burning and shining , and you were willing to rejoice in his light for a while .
Jaona dia jiro nirehitra sy nanazava , ary ianareo naniry ny hifaly vetivety tao amin ' ny fahazavany
.
JHN 5:36     Alignment score: 0.261 → 0.269
Yet the testimony that I have is greater than that of John , for the works that the Father has given me to accomplish , the very works that I do , testify about me that the Father has sent me .
Kanefa ny fanambarako dia mbola lehibe noho ny an'i Jaona , fa ireo asa nomen
' ny Ray ho tanterahiko , ireo asa izay ataoko ireo , no manambara ny momba Ahy fa nirahin ' ny Ray Aho .
JHN 5:37     Alignment score: 0.266
The Father who sent me has himself testified about me . You have neither heard his voice nor seen his form at any time .
Ny Ray Izay naniraka Ahy mihintsy no nanambara Ahy . Tsy mbola nandre ny feony na nahita ny tavany
ianareo .
JHN 5:38     Alignment score: 0.259 → 0.259
You do not have his word remaining in you , for you are not believing in the one whom he has sent .
Ary ny teniny
tsy mba mitoetra ao anatinareo , satria tsy mino ilay nirahiny ianareo .
JHN 5:39     Alignment score: 0.4
You search the scriptures
because you think that in them you have eternal life , and these same scriptures testify about me ,
Mitady ny Soratra Masina ianareo satria heverinareo fa ao amin'ireo no anananareo fiainana mandrakizay , ary ireo Soratra Masina ireo ihany no manambara momba Ahy ,
JHN 5:40     Alignment score: 0.254
and you are not willing to come to me so that you may have life .
kanefa tsy vonona ny hanatona Ahy ianareo mba hanananareo fiainana .
JHN 5:41     Alignment score: 0.253 → 0.259
I do not receive glory from men ,
Tsy mandray laza avy amin ' ny olona Aho ,
JHN 5:42     Alignment score: 0.255
but I know that you do not have the love of God in yourselves .
satria fantatro fa tsy misy fitiavana an'Andriamanitra ao aminareo .
JHN 5:43     Alignment score: 0.274 → 0.275
I have come
in my Father 's name , and you do not receive me . If another should come in his own name , you would receive him .
Tonga amin ' ny anaran ' ny Raiko Aho , nefa tsy raisinareo . Raha misy hafa tonga amin ' ny anarany manokana , dia ho raisinareo izy .
JHN 5:44     Alignment score: 0.238
How can you believe , you who accept glory from one another but are not seeking the glory that comes from the only God ?
Ahoana no hinoanareo , ianareo izay mandray laza avy amin ' ny olon
- kafa kanefa tsy mitady ny laza izay avy amin'Andriamanitra tokana ?
JHN 5:45     Alignment score: 0.312
Do not think that I myself will accuse you before the Father . The one who accuses you is Moses , in whom you have hoped .
Aza mieritreritra hoe Izaho no hiampanga anareo anatrehan
' ny Ray . Ilay iray miampanga anareo dia Mosesy , izay nametrahanareo ny fanantenanareo .
JHN 5:46     Alignment score: 0.526
If you believed Moses , you would believe me , because he wrote about me .
Raha nino an'i Mosesy ianareo dia tokony hino Ahy , satria nanoratra ny momba Ahy izy .
JHN 5:47     Alignment score: 0.34 → 0.35
If you do not believe his writings , how are you going to believe my words ? "
Raha tsy mino ireo nosoratany
ianareo , dia ataonareo ahoana no hino ny teniko ?
JHN 5     Average alignment score: 0.337 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21