Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 21:1     Alignment score: 0.422
After these
things Jesus revealed himself again to the disciples at the Sea of Tiberias . This is how he revealed himself :
Taorian'ireo zavatra ireo Jesosy dia niseho tamin'ireo mpianatra indray teo amin ' ny ranomasin'i Tiberiasy . Toy izao ny fomba nisehoany :


JHN 21:2     Alignment score: 0.713
Simon Peter was together with Thomas called Didymus , Nathaniel from Cana
in Galilee , the sons of Zebedee , and two other disciples of Jesus .
Simona Petera dia niaraka tamin'i Tomasy izay antsoina hoe Didymo , Natanaela avy any Kana any Galilia , ireo zanak'i Zebedio , ary mpianatr'i Jesosy roa hafa .
JHN 21:3     Alignment score: 0.344 → 0.342
Simon Peter said to them , " I am going fishing . " They said to him , " We , too , will come
with you . " They went and got into a boat , but they caught nothing during the whole night .
Hoy Simona Petera tamin'izy ireo hoe : " Handeha hanarato aho . " Ary hoy izy ireo taminy hoe : " Izahay , koa , handeha hiaraka aminao . " Ka lasa izy ireo ary niditra tao an - tsambokely iray , fa tsy nahazo na inona na inona izy ireo nandritry ny alina tontolo .
JHN 21:4     Alignment score: 0.382 → 0.383
Now , when it was already early in the morning , Jesus stood on the beach , but the disciples did not know
it was Jesus .
Ary , raha efa mangiran - dratsy sahady ny andro , dia nijoro teo an - dranomasina Jesosy , fa tsy fantatr'ireo mpianatra hoe Jesosy io .
JHN 21:5     Alignment score: 0.42
So Jesus said to them , " Young men , do you have anything to eat ? " They answered him , " No . "
Ka hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Ry tovolahy , tsy manan
- ko - hanina ve ianareo ? " Namaly Azy izy ireo hoe : " Tsia . "
JHN 21:6     Alignment score: 0.272
He said to them , " Throw your net on the right side of the boat , and you will find
some . " So they threw their net and were not able to draw it in because of the large number of fish .
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Atsipazo eo amin ' ny sisiny ankavanan ' ny sambokely ny haratonareo , dia hahazo ianareo . " Ka dia natsipin'izy ireo ny haraton'izy ireo ary tsy nahavita nampiakatra izany tao nohon ' ny habetsaky ny hazandrano .
JHN 21:7     Alignment score: 0.497 → 0.513
Then the disciple
whom Jesus loved said to Peter , " It is the Lord . " When Simon Peter heard that it was the Lord , he tied up his outer garment ( for he was undressed ) , and threw himself into the sea .
Avy eo hoy ilay mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe : " Ny Tompo io . " Rehefa ren'i Simona Petera fa ny Tompo io , dia nampiditra ny ambonin'ankanjony izy ( satria tsy niakanjo izy ) , ka nitsambikina tao anaty ranomasina .
JHN 21:8     Alignment score: 0.483
The other disciples came
in the boat ( for they were not far from the land , about two hundred cubits off ) , and they were pulling the net full of fish .
Ireo mpianatra hafa nankao an - tsambokely ( satria izy ireo tsy lavitry ny tanety , teo amin ' ny roan - jato hakiho teo ) , ary nisintona ny harato feno hazandrano .
JHN 21:9     Alignment score: 0.428 → 0.429
When they got out upon the land , they saw a charcoal fire
there and fish laid on it , with bread .
Rehefa tafiakatra an - tanety izy ireo , dia nahita afon'arina teny ary hazandrano teo amboniny , miaraka amin ' ny mofo .
JHN 21:10     Alignment score: 0.4
Jesus said to them , " Bring some of the fish that you have just caught . "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Mitondrà hazandrano maromaro amin'ireo vao azonareo teo . "
JHN 21:11     Alignment score: 0.378 → 0.592
Simon Peter then went up and drew the net to land , full of large fish , 153 of them , but even with so many , the net was not torn .
Ary niakatra Simona Petera ka nisintona an - tanety ny harato , izay feno hazandrano vaventy ; 153 . Tena maro be , kanefa tsy nitriatra ilay harato .
JHN 21:12     Alignment score: 0.411
Jesus said to them , " Come and eat breakfast . " None of the disciples dared ask him , " Who are you ? " They knew
it was the Lord .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Avia hisakafo maraina . " Tsy nisy tamin'ireo mpianatra sahy nanontany Azy hoe : " Iza moa Ianao ? " Fantatr'izy ireo fa ny Tompo io .
JHN 21:13     Alignment score: 0.55
Jesus came , took the bread , and gave it to them , and the fish also .
Nanatona Jesosy , nandray ny mofo , ary nanome izany azy ireo , toy izany koa ny hazandrano .
JHN 21:14     Alignment score: 0.275 → 0.309
This was the third time that Jesus revealed himself to the disciples after he had risen from the dead .
Fanintelony amin'io no nisehoan'i Jesosy tamin'ireo mpianatra taorian ' ny nitsanganany tamin ' ny maty .
JHN 21:15     Alignment score: 0.537
After they ate breakfast , Jesus said to Simon Peter , " Simon son of John , do you love me more than these
? " Peter said to him , " Yes Lord , you know that I love you . " Jesus said to him , " Feed my lambs . "
Rehefa avy nihinana ilay sakafo maraina izy ireo , dia hoy Jesosy tamin'i Simona Petera hoe : " Simona zanak'i Jaona , tia Ahy mihoatra noho ireo ve ianao ? " Hoy Petera taminy hoe : " Eny ry Tompo , fantatrao fa tia Anao aho . " Hoy Jesosy taminy hoe : " Fahano ireo ondriko . "
JHN 21:16     Alignment score: 0.506 → 0.507
He said to him again a second time , " Simon son of John , do you love me ? " Peter said to him , " Yes Lord , you know
that I love you . " Jesus said to him , " Shepherd my sheep . "
Niteny taminy fanindroany indray Izy hoe : " Simona zanak'i Jaona , tia Ahy ve ianao ? " Hoy Petera taminy hoe : " Eny ry Tompo , fatatrao fa tia Anao aho . " Hoy Jesosy taminy hoe : " Karakarao ny ondriko . "
JHN 21:17     Alignment score: 0.466 → 0.471
He said to him a third time , " Simon son of John , do you love me ? " Peter was sorrowful because Jesus had said to him a third time , " Do you love me ? " He said to him , " Lord , you know all things , you know that I love you . " Jesus said to him , " Feed my sheep .
Niteny taminy fanintelony izy hoe : " Simona , zanak'i Jaona , tia Ahy ve ianao ? " Dia nalahelo Petera satria Jesosy nanao intelo taminy hoe : " Tia Ahy ve ianao ? " Ka hoy izy taminy hoe : " Tompo , Ianao mahalala ny zavatra rehetra , fantatrao
fa tia Anao aho . " Hoy Jesosy taminy hoe : " Fahano ny ondriko . "
JHN 21:18     Alignment score: 0.208 → 0.217
Truly , truly , I say to you , when you were young , you used to gird yourself and walk wherever you wanted , but when you become
old , you will stretch out your hands , and someone else will gird you and carry you where you will not want to go . "
Lazaiko aminao , marina , dia marina tokoa , fony mbola tanora ianao , dia zatra nampiditra irery ny akanjonao ary nandeha tamin'izay tianao , fa rehefa niha - antitra ianao , dia haninjitra ny tananao , ary olon - kafa no hampiakanjo anao sy hitondra anao amin'izay tsy tianao aleha . "
JHN 21:19     Alignment score: 0.431 → 0.427
Now Jesus said this in order to indicate with what kind of death Peter would glorify God . After he had said this , he said to Peter , " Follow me . "
Ary Jesosy nilaza izany mba hahafantarana hoe amin ' ny karazana fahafatesana toy ny inona no hanomezan'i Petera voninahitra an'Andriamanitra . Rehefa avy nilaza izany Izy , dia hoy Izy tamin'i Petera hoe : " Manaraha Ahy . "
JHN 21:20     Alignment score: 0.466
Peter turned around and saw the disciple
whom Jesus loved following them , the one who had also leaned back against the side of Jesus at the dinner and who had said , " Lord , who is the one who will betray you ? "
Nitodika Petera ka nahita ilay mpianatra izay tian'i Jesosy nanaraka azy ireo , ilay iray izay niankina ampitan'i Jesosy ihany koa tao amin ' ny fisakafoana ary nanao hoe : " Tompo , iza ilay iray hamadika Anao ? "
JHN 21:21     Alignment score: 0.629
Peter saw him and then said to Jesus , " Lord , what will this man do ? "
Nahita azy Petera ary hoy izy avy eo tamin'i Jesosy hoe : " Tompo , inona no ho ataon'io lehilahy io ? "
JHN 21:22     Alignment score: 0.437
Jesus said to him , " If I want him to stay until I come
, what is that to you ? Follow me . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Raha tiako hitoetra izy mandra - piaviko , dia midika inona izany aminao ? Manaraha Ahy . "
JHN 21:23     Alignment score: 0.407 → 0.407
So this statement spread among the brothers , that that disciple
would not die . Yet Jesus did not say to Peter that the other disciple would not die , but , " If I want him to stay until I come , what is that to you ? "
Ka niparitaka teo amin'ireo mpirahalahy izany teny izany , fa tsy ho faty io mpianatra io . Nefa Jesosy tsy nilaza tamin'i Petera fa tsy ho faty ilay mpianatra hafa , fa hoe : " Raha tiako hitoetra izy mandra - pihaviko , dia midika inona izany aminao ? "
JHN 21:24     Alignment score: 0.328
This is the disciple
who testifies about these things , and who wrote these things , and we know that his testimony is true .
Izy ilay mpianatra izay nijoro vavolombelona momba ireo zavatra ireo , sy ilay nanoratra ireo zavatra ireo , ary fantatsika fa marina ny fanambarany .
JHN 21:25     Alignment score: 0.413
There are also many other things that Jesus did . If each one were written down , I suppose that even the world itself could not contain the books that would be written .
Misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy . Raha voasoratra tsirairay avy izany , dia heveriko fa na dia izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky izay ho soratana
.
JHN 21     Average alignment score: 0.439 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21