Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 8:1     Alignment score: 0.248
Jesus went to the Mount of Olives .
Nankany an - tendrombohitr'i
Oliva Jesosy .


JHN 8:2     Alignment score: 0.505 → 0.506
Early in the morning he came
to the temple again , and all the people came ; he sat down and taught them .
Vao maraina dia nakeny an - tempoly indray Izy , ary ny olona rehetra nanatona Azy ; nipetraka Izy ary nampianatra azy ireo .
JHN 8:3     Alignment score: 0.406 → 0.405
The scribes and the Pharisees brought a woman caught in the act of adultery . They placed her in the middle .
Ireo mpanora - dalàna sy ireo Fariseo dia nitondra vehivavy iray tratra nijangajanga . Napetrak'izy ireo teo afovoany
izy .
JHN 8:4     Alignment score: 0.304 → 0.306
Then they said to him , " Teacher , this woman has been caught in the act of adultery .
Avy eo hoy izy ireo taminy hoe : " Ry mpampianatra ô , ity vehivavy ity dia tratra teo am - pijangajangana .
JHN 8:5     Alignment score: 0.401 → 0.402
Now in the law , Moses commanded us to stone such people ; what do you say about her ? "
Ary ao amin ' ny lalàna , Mosesy nibaiko anay mba hitora - bato
ny olona tahaka izany ; inona no ambaranao momba azy ? "
JHN 8:6     Alignment score: 0.225 → 0.223
They said this in order to trap him so that they might have something to accuse him about , but Jesus bent down and wrote on the ground with his finger .
Nolazain'izy ireo hamandrihana Azy fotsiny anefa izany mba afahan'izy ireo manameloka Azy , fa Jesosy kosa niondrika ary nanoratra tamin ' ny tany tamin ' ny ratsan - tanany .
JHN 8:7     Alignment score: 0.335 → 0.338
When they continued asking him questions
, he stood up and said to them , " The one among you who has no sin , let him be the first to throw a stone at her . "
Rehefa nametraka fanontaniana taminy hatrany izy ireo , dia nitsangana Izy ka niteny azy ireo hoe : " Izay tsy nanota taminareo , aoka izy no hitora - bato azy voalohany . "
JHN 8:8     Alignment score: 0.406 → 0.407
Again he stooped down , and wrote on the ground with his finger .
Dia niondrika indray Izy , ary nanoratra tamin ' ny tany tamin ' ny ratsan - tanany .
JHN 8:9     Alignment score: 0.428 → 0.429
When they heard it , they left one by one , beginning with the oldest . Finally Jesus was left alone , with the woman who had been in the middle .
Rehefa nandre izany izy ireo , dia niala tsirairay , nanomboka tamin ' ny zokiny indrindra . Ary ny farany dia Jesosy irery ihany sisa no tavela teo , niaraka tamin'ilay vehivavy izay teo afovoany
.
JHN 8:10     Alignment score: 0.333 → 0.333
Jesus stood up and said to her , " Woman , where are your accusers ? Did no one condemn you ? "
Nitsangana Jesosy ka nilaza taminy hoe : " Ravehivavy , fa lasa aiza ireo mpanameloka anao ? Tsy misy manameloka anao ve ? "
JHN 8:11     Alignment score: 0.325
She said , " No one , Lord . " Jesus said , " Neither do I condemn you . Go and sin no more . " ]
Hoy izy hoe : " Tsy misy , Tompoko . " Ary hoy Jesosy hoe : " Tsy manameloka anao Aho . Mandehana ary aza manota intsony . "
JHN 8:12     Alignment score: 0.45 → 0.451
Again Jesus spoke to them , saying , " I am the light of the world ; he who follows me will not walk in the darkness but will have the light of life . "
Niteny tamin'izy ireo indray Jesosy , manao hoe : " Izaho no fahazavan'izao tontolo izao ; izay manaraka Ahy dia tsy handeha amin ' ny haizina
fa hanana ny fahazavan ' ny fiainana . "
JHN 8:13     Alignment score: 0.343
The Pharisees said to him , " You testify about yourself ; your testimony is not true . "
Hoy ireo fariseo taminy hoe : " Ianao dia manambara ny tenanao ; tsy marina ny fanambaranao . "
JHN 8:14     Alignment score: 0.321
Jesus answered and said to them , " Even if I testify about myself , my testimony is true . I know where I came
from and where I am going , but you do not know where I came from or where I am going .
Jesosy namaly ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Na dia manambara ny tenako aza Aho , dia marina ny fanambarako . Fantatro ny nihaviako sy ny lalana alehako , fa ianareo kosa tsy mahafantatra izay nihaviako na izay alehako .
JHN 8:15     Alignment score: 0.345 → 0.345
You judge according to the flesh ; I judge no one .
Ianareo dia mitsara araky
ny nofo ; fa Izaho tsy mitsara na iza na iza .
JHN 8:16     Alignment score: 0.424 → 0.424
Yet if I judge , my judgment is true because I am not alone , but I am with the Father who sent me .
Na dia mitsara aza Aho ; dia marina ny fitsarako satria tsy irery Aho , fa miaraka amin ' ny Ray izay naniraka Ahy .
JHN 8:17     Alignment score: 0.397 → 0.402
Yes , and in your law it is written that the testimony of two men is true .
Eny , ary ao amin ' ny lalànareo dia voasoratra fa marina ny fijoroan
' ny olon - droa vavolombelona .
JHN 8:18     Alignment score: 0.377
I am he who testifies about myself , and the Father who sent me testifies about me . "
Izaho no manambara ny tenako , ary ny Ray izay naniraka Ahy ihany koa dia manambara Ahy . "
JHN 8:19     Alignment score: 0.364
They said to him , " Where is your father ? " Jesus answered , " You know neither me nor my Father ; if you had known me , you would have known my Father also . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Aiza ny rainao
? " Jesosy namaly hoe : " Tsy fantatrareo na Izaho na ny Raiko ; raha nahafantatra Ahy ianareo , dia mahafantatra ny Raiko ihany koa . "
JHN 8:20     Alignment score: 0.258 → 0.261
He said these
words in the treasury as he taught in the temple , and no one arrested him because his hour had not yet come .
Teo akaikin ' ny fandatsahan - drakitra Izy no nilaza izany teny izany raha iny Izy nampianatra teo amin ' ny tempoly iny , ary tsy nisy nisambotra Azy satria tsy mbola tonga ny orany .
JHN 8:21     Alignment score: 0.337 → 0.355
So again he said to them , " I am going away ; you will seek me and will die in your sin . Where I am going , you can not come
. "
Ary hoy indray Izy tamin'izy ireo hoe : " Andeha Aho ; hitady Ahy ianareo ary ho faty amin ' ny fahotanareo . Izay alehako , dia tsy ho azonareo haleha . "
JHN 8:22     Alignment score: 0.302 → 0.329
The Jews said , " Will he kill himself ? Is that why he says , ' Where I am going you can not come
' ? "
Hoy ireo Jiosy hoe : " Hamono tena ve Izy ? Izany ve no antony nilazany hoe : ' Izay alehako , dia tsy azonareo haleha ' ? "
JHN 8:23     Alignment score: 0.415
Jesus said to them , " You are from below ; I am from above . You are of this world ; I am not of this world .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Avy ety ambany ianareo ; Izaho kosa avy any ambony . Avy amin'izao tontolo izao ianareo ; fa Izaho tsy avy amin'izao tontolo izao .
JHN 8:24     Alignment score: 0.351
Therefore , I said to you that you will die in your sins . For unless you believe that I AM , you will die in your sins . "
Noho izany , nambarako taminareo fa ho faty ao amin ' ny fahotanareo ianareo . Fa raha tsy mino ianareo fa IZAHO NO IZY , dia ho faty amin ' ny fahotanareo ianareo . "
JHN 8:25     Alignment score: 0.32
They said therefore to him , " Who are you ? " Jesus said to them , " What I have said to you from the beginning .
Noho izany dia hoy izy ireo taminy hoe : " Iza moa Ianao ? " Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Araka izay voalazako taminareo hatrany am - boalohany .
JHN 8:26     Alignment score: 0.305 → 0.342
I have many things to speak and to judge about you . However , he who sent me is true ; and the things that I heard from him , these
things I say to the world . "
Manana zavatra betsaka ho lazaina sy hitsaràna momba anareo Aho . kanefa , Izy izay naniraka Ahy dia marina ; ary ireo zavatra izay reko avy taminy , dia hambarako amin'izao tontolo izao . "
JHN 8:27     Alignment score: 0.232
They did not understand that he was speaking to them about the Father .
Tsy azon'izy ireo anefa fa Izy dia niresaka tamin'izy ireo momba ny Ray .
JHN 8:28     Alignment score: 0.352 → 0.367
Jesus said , " When you have lifted up the Son of Man , then you will know that I AM , and that I do nothing of myself . As the Father taught me , I speak these
things .
Hoy Jesosy hoe : " Rehefa asandratrareo ny Zanak'Olona , dia ho fantatrareo fa izaho no IZY , ary tsy manao na inona na inona ho Ahy Aho . Araka ny nampianarin ' ny Ray Ahy , no hilazako ireo zavatra ireo .
JHN 8:29     Alignment score: 0.374
He who sent me is with me , and he has not left me alone , because I always do what is pleasing to him . "
Izy izay naniraka Ahy dia miaraka amiko , ary tsy namela Ahy ho irery Izy , noho Izaho manao izay ankasitrahany
mandrakariva . "
JHN 8:30     Alignment score: 0.436
As Jesus was saying these
things , many believed in him .
Raha nilaza ireo zavatra ireo Jesosy , dia betsaka no nino Azy .
JHN 8:31     Alignment score: 0.426 → 0.426
Jesus said to those Jews who had believed him , " If you remain in my word , then you are truly my disciples ;
Jesosy niteny tamin'ireo Jiosy izay nino Azy hoe : " Raha mitoetra amin ' ny teniko ianareo , dia ho tena mpianatro
;
JHN 8:32     Alignment score: 0.259 → 0.256
and you will know the truth , and the truth will set you free . "
ary ho fantatrareo ny marina , ary ny marina hanafaka anareo . "
JHN 8:33     Alignment score: 0.271 → 0.302
They answered him , " We are descendants of Abraham and have never been slaves of anyone ; how can you say , ' You will be set free ' ? "
Ary izy ireo namaly Azy hoe : " Taranak'i Abrahama izahay ary tsy mbola nandevozin'iza na iza hatrizay ; koa ahoana no hilazanao hoe : ' Ho afaka ianareo ' ? "
JHN 8:34     Alignment score: 0.406
Jesus answered them , " Truly , truly , I say to you , everyone who commits sin is the slave of sin .
Jesosy namaly azy ireo hoe : " Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa ireo izay manota dia andevon ' ny ota .
JHN 8:35     Alignment score: 0.456
The slave does not remain in the house forever ; the son remains forever .
Ny andevo dia tsy mitoetra ao an - trano mandrakizay ; fa ny zanaka no mitoetra mandrakizay .
JHN 8:36     Alignment score: 0.224
Therefore , if the Son sets you free , you will be truly free .
Noho izany , raha ny Zanaka no manafaka anareo , dia ho afaka tokoa ianareo .
JHN 8:37     Alignment score: 0.394
I know that you are Abraham 's descendants ; you seek to kill me because my word has no place in you .
Fantatro fa taranak'i Abrahama ianareo ; mitady izay hahafaty Ahy satria tsy manana toerana ao aminareo ny teniko .
JHN 8:38     Alignment score: 0.26
I say what I have seen with my Father , and you also do what you heard from your father . "
Milaza izay hitako niaraka tamin ' ny Raiko Aho , ary ianareo koa manao izay renareo tamin ' ny rainareo . "
JHN 8:39     Alignment score: 0.488 → 0.5
They answered and said to him , " Our father is Abraham . " Jesus said to them , " If you were Abraham 's children , you would do the works of Abraham .
Namaly izy ireo ka nilaza taminy hoe : " Abrahama no rainay
. " Jesosy niteny azy ireo hoe : " Raha zanak'i Abrahama ianareo , dia hanao ny asan'i Abrahama .
JHN 8:40     Alignment score: 0.406
Yet , now you seek to kill me , a man who has told you the truth that I heard from God . Abraham did not do this .
Kanefa , ankehitriny ianareo mitady hamono Ahy , izay lehilahy nilaza taminareo ny marina izay reko tamin'Andriamanitra . Abrahama tsy nanao izany .
JHN 8:41     Alignment score: 0.317 → 0.317
You do the works of your father . " They said to him , " We were not born in sexual immorality ; we have one Father : God . "
Ianareo dia manao ny asan ' ny rainareo . " Hoy izy ireo taminy hoe : " Tsy teraka tamin ' ny fijangajangana izahay ; iray ihany ny Rainay
: dia Andriamanitra . "
JHN 8:42     Alignment score: 0.302
Jesus said to them , " If God were your Father , you would love me , for I came
from God and am here ; for neither have I come of myself , but he sent me .
Jesosy niteny azy ireo hoe : " Raha Andriamaitra no rainareo , dia tokony ho tia Ahy ianareo , satria avy tamin'Andriamanitra no nivoahako sy nandehanako aty ; fa tsy tonga ho azy Aho , fa Izy no naniraka Ahy .
JHN 8:43     Alignment score: 0.368
Why do you not understand my words ? It is because you can not hear my words .
Nahoana no tsy azonareo ny teniko ? Izany dia satria tsy afaka hanaiky ny teniko ianareo .
JHN 8:44     Alignment score: 0.316 → 0.326
You are of your father , the devil , and you wish to do the desires of your father . He was a murderer from the beginning and does not stand in the truth because there is no truth in him . When he speaks a lie , he speaks from his own nature because he is a liar and the father of lies .
Avy amin ' ny rainareo ianareo , ilay devoly , ary ny tianareo atao dia ny filàna izay nataon
' ny rainareo . Mpamono olona hatramin'izay izy ary tsy mijoro amin ' ny fahamarinana satria tsy misy marina ao aminy . Rehefa mandainga Izy , dia ny toetra fanaony ihany no lazainy satria mpandainga Izy ary rain ' ny lainga .
JHN 8:45     Alignment score: 0.329
Yet , because I speak the truth , you do not believe me .
kanefa , satria milaza ny marina Aho , dia tsy mino Ahy ianareo .
JHN 8:46     Alignment score: 0.361 → 0.36
Which one of you convicts me of sin ? If I speak the truth , why do you not believe me ?
Iza aminareo no manameloka Ahy amin ' ny fahotana ? Raha milaza ny marina Aho , nahoana no tsy hinoanareo ?
JHN 8:47     Alignment score: 0.359
He who is of God hears the words of God ; you do not hear them because you are not of God . "
Izay avy amin'Andriamanitra dia mandre ny tenin ' Andriamanitra ; tsy mandre izany ianareo satria tsy avy amin'Andriamanaitra . "
JHN 8:48     Alignment score: 0.471 → 0.472
The Jews answered and said to him , " Do we not truly say that you are a Samaritan
and have a demon ? "
Namaly ireo Jiosy ka niteny taminy hoe : " Moa ve tsy milaza ny marina izahay fa Samaritana Ianao ary misy demonia ? "
JHN 8:49     Alignment score: 0.45 → 0.47
Jesus answered , " I do not have a demon , but I honor my Father , and you dishonor me .
Jesosy namaly hoe : " Tsy misy demonia aho , fa manome voninahitra ny Raiko , ary ianareo tsy manome voninahitra
Ahy .
JHN 8:50     Alignment score: 0.338
I do not seek my glory ; there is one seeking and judging .
Tsy mitady ny voninahitro
Aho ; misy iray mitady sy mitsara .
JHN 8:51     Alignment score: 0.303
Truly , truly , I say to you , if anyone keeps my word , he will never see death . "
Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa raha misy mitandrina ny teniko , dia tsy hahita fahafatesana mandrakizay izy . "
JHN 8:52     Alignment score: 0.4 → 0.4
The Jews said to him , " Now we know that you have a demon . Abraham and the prophets died
; but you say , ' If anyone keeps my word , he will never taste death . '
Hoy ireo jiosy taminy hoe : " Ankehitriny fantatray fa manana demonia Ianao . Efa maty Abrahama sy ireo mpaminany ; kanefa ianao milaza hoe : ' Raha misy mitandrina ny teniko , dia tsy hahita fahafatesana mandrakizay izy . '
JHN 8:53     Alignment score: 0.415
You are not greater than our father Abraham who died
, are you ? The prophets also died . Who do you make yourself out to be ? "
Tsy lehibe noho ny rainay Abrahama izay efa maty Ianao , sa ve lehibe ? Ireo mpaminany ihany koa dia maty . Manao ny tenanao ho Iza moa Ianao ? "
JHN 8:54     Alignment score: 0.418 → 0.416
Jesus answered , " If I glorify myself , my glory is nothing ; it is my Father who glorifies me about whom you say that he is your God .
Jesosy namaly hoe : " Raha mankalaza ny tenako Aho , dia ho tsinotsinona ny voninahitro
; ny Raiko izay ataonareo ho Andriamanitra no mankalaza Ahy .
JHN 8:55     Alignment score: 0.331
You have not known him , but I know him . If I would say , ' I do not know him , ' I would be like you , a liar . However , I know him and keep his word .
Tsy fantatrareo Izy , fa Izaho mahafantatra Azy . Raha milaza Aho hoe : ' Tsy mahafantatra Azy Aho , ' dia ho tahaka anareo , mpandainga . Kanefa , fantatro Izy ka mitandrina ny teniny
Aho .
JHN 8:56     Alignment score: 0.31 → 0.312
Your father Abraham rejoiced at seeing my day ; he saw it and was glad . "
Ny rainareo dia nifaly nahita ny androko ; nahita izany izy dia faly . "
JHN 8:57     Alignment score: 0.472 → 0.471
The Jews said to him , " You are not yet fifty years old , and you have seen Abraham ? "
Hoy ireo Jiosy taminy hoe : " Mbola tsy misy dimampolo taona akory Ianao , ka dia ho efa nahita an'i Abrahama ve ? "
JHN 8:58     Alignment score: 0.432
Jesus said to them , " Truly , truly , I say to you , before Abraham was , I AM . "
Ary hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , talohan ' ny nahaterahan'i Abrahama , dia Izaho no Izy . "
JHN 8:59     Alignment score: 0.375 → 0.376
Then they picked up stones to throw at him , but Jesus hid himself and went out of the temple .
Avy eo dia naka vato hatoraka Azy izy ireo , fa Jesosy kosa niery ka nivoaka ny tempoly .
JHN 8     Average alignment score: 0.367 for 59 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21