Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 17:1     Alignment score: 0.31 → 0.308
After Jesus said these
things , he lifted up his eyes to the heavens and said , " Father , the hour has come , glorify your Son so that the Son will glorify you
Rehefa avy niteny ireo zavatra ireo Jesosy , dia nanandratra ny masony ho amin ' ny lanitra Izy ka nanao hoe : " Ray ô , tonga ny fotoana , mankalazà ny Zanakao mba hankalazan ' ny Zanaka Anao _


JHN 17:2     Alignment score: 0.33 → 0.377
just as you gave him authority over all flesh so that he would give
eternal life to everyone whom you have given him .
tahaka ny nanomezanao Azy fahefana ambonin ' ny nofo rehetra mba hanomezany fiainana mandrakizay ho an'izay rehetra nomenao Azy .
JHN 17:3     Alignment score: 0.467
This is eternal life : That they know
you , the only true God , and him whom you sent , Jesus Christ .
Izao no fiainana mandrakizay : dia ny ahafantaran'izy ireo Anao , ilay Andriamanitra tokana sady marina , ary Izy izay nirahinao , dia Jesosy Kristy .
JHN 17:4     Alignment score: 0.208 → 0.206
I glorified you on the earth . I have finished the work that you have given me to do .
Nankalaza Anao aho teto an - tany . Efa vitako ny asa izay nomenao
Ahy ho ataoko .
JHN 17:5     Alignment score: 0.385
Now , Father , glorify me along with yourself with the glory that I had with you before the world was made .
Ankehitriny , ry Ray , hankalazao miaraka amin ' ny tenanao Aho amin ' ny voninahitra izay nananako niaraka taminao talohan ' ny nahariana izao tontolo izao .
JHN 17:6     Alignment score: 0.278 → 0.278
I revealed your name to the people whom you gave me from the world . They were yours , and you gave them to me , and they have kept your word .
Nampahafantatra ny anaranao
tamin ' ny olona izay nomenao Ahy avy amin'izao tontolo izao Aho . Anao ireny , ary nomenao Ahy , ary notandremany ny teninao .
JHN 17:7     Alignment score: 0.325
Now they know that everything that you have given me comes from you ,
Ankehitriny fantatr'izy ireo fa ny zavatra rehetra izay nomenao
Ahy dia avy aminao ,
JHN 17:8     Alignment score: 0.342 → 0.342
for I have given them all the words that you gave me . They received them and truly knew
that I came from you , and they believed that you sent me .
satria nomeko azy ireo avokoa ny teny izay nomenao Ahy . Noraisin'izy ireo ireny ary fantany marina tokoa fa avy taminao Aho , ary nino izy ireo fa Ianao no naniraka Ahy .
JHN 17:9     Alignment score: 0.406
I pray for them . I do not pray for the world but for those whom you have given me , for they are yours .
Mivavaka ho azy ireo Aho . Tsy mivavaka ho an'izao tontolo izao Aho fa ho an'ireo izay nomenao
Ahy , noho izy ireo Anao .
JHN 17:10     Alignment score: 0.259
Everything that is mine is yours , and yours is mine , and I am glorified in them .
Ny zavatra rehetra izay Ahy dia Anao , ary izay Anao dia Ahy , ary hankalazaina amin'ireny Aho .
JHN 17:11     Alignment score: 0.32
I am no longer in the world , but these
people are in the world , and I am coming to you . Holy Father , keep them in your name that you have given me so that they will be one , just as we are one .
Tsy amin'izao tontolo izao intsony Aho , fa ireo olona ireo dia eto amin'izao tontolo izao , ary manatona anareo Aho . Ray Masina o , tazomy amin ' ny anaranao izay nomenao Ahy izy ireo mba hitambatra ho iray , tahaka ny maha iray Antsika .
JHN 17:12     Alignment score: 0.278 → 0.278
While I was with them , I kept them safe in your name , which you have given me . I guarded them , and not one of them was destroyed , except for the son of destruction , so that the scriptures
would be fulfilled .
Raha mbola teo amin'izy ireo Aho , dia nihazona azy ireo tamin ' ny anaranao , izay nomenao Ahy . Niaro azy ireo Aho , ary tsy nisy very na dia iray aza , afa - tsy ny zanaky ny fahaverezana ihany , mba ho tanteraka ny Soratra Masina .
JHN 17:13     Alignment score: 0.245
Now I am coming to you , but I am saying these
things in the world so that they will have my joy fulfilled in themselves .
Ary ho any aminao Aho , fa milaza ireo zavatra ireo amin'izao tontolo izao Aho mba hahatanteraka ny hafaliako ao amin'izy ireo .
JHN 17:14     Alignment score: 0.409 → 0.436
I have given them your word , and the world has hated them because they are not of the world , just as I am not of the world .
Efa nomeko azy ireo ny teninao
, ary nankahalain'izao tontolo izao izy ireo satria tsy avy amin'izao tontolo izao , tahaka Ahy tsy an'izao tontolo izao .
JHN 17:15     Alignment score: 0.246
I do not ask for you to take them away from the world , but for you to keep them safe from the evil one .
Izaho dia tsy mangataka Aminao ny hanalanao azy ireo amin'izao tontolo izao , fa ny mba hiarovanao azy ireo amin'ilay ratsy .
JHN 17:16     Alignment score: 0.465
They are not of the world , just as I am not of the world .
Izy ireo dia tsy an'izao tontolo izao , tahaka Ahy tsy an ' izao tontolo izao .
JHN 17:17     Alignment score: 0.23 → 0.232
Set them apart by the truth . Your word is truth .
Hamasino amin ' ny fahamarinana izy ireo . Fa ny teninao
no fahamarinana .
JHN 17:18     Alignment score: 0.367 → 0.416
Just as you sent me into the world , so I have sent them into the world .
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin'izao tontolo izao , no nanirahako azy ireo ho amin'izao tontolo izao ihany koa .
JHN 17:19     Alignment score: 0.25 → 0.258
For their sakes I have set myself apart , so that they themselves may also be set apart in truth .
Fa nohon ' ny fitiavako azy ireo no nanamasinako ny tenako , mba hanamasinana ny tenan'izy ireo amin ' ny fahamarinana ihany koa .
JHN 17:20     Alignment score: 0.307
I pray not only for these
, but also for those who will believe in me through their word
Izaho dia tsy mivavaka ho an'ireo fotsiny , fa ho an'ireo izay hino Ahy amin ' ny alalan ' ny tenin'izy ireo koa
JHN 17:21     Alignment score: 0.343 → 0.356
so that they will all be one , just as you , Father , are in me , and I am in you . May they also be in us so that the world will believe that you have sent me .
mba ho iray ihany izy rehetra , tahaka anao , Ray , ato amiko , ary Izaho ao aminao . Mivavaka Aho mba ho ao amintsika ihany koa izy ireo mba hinoan'izao tontolo izao fa naniraka Ahy Ianao .
JHN 17:22     Alignment score: 0.296
The glory that you gave me , I have given to them , so that they will be one , just as we are one :
Ny voninahitra izay nomenao
Ahy , dia nomeko azy ireo , mba ho iray izy ireo , tahaka ny maha iray antsika .
JHN 17:23     Alignment score: 0.322
I in them , and you in me that they may be brought to complete unity , so that the world will know
that you sent me , and that you have loved them just as you loved me .
Izaho ao amin'izy ireo , ary Ianao ato amiko ka ho tena iray tanteraka tokoa izy ireo , mba ho fantatr'izao tontolo izao fa naniraka Ahy Ianao , ary nitia azy ireo tahaka ny nitiavanao Ahy .
JHN 17:24     Alignment score: 0.335 → 0.336
Father , I want those you have given me to be with me where I am , and to see my glory , the glory you gave me because you loved me before the foundation of the world .
Ray ô , ireo izay nomenao
Ahy dia tiako hiaraka amiko na aiza na aiza misy Ahy , ary hahita ny voninahitro , ilay voninahitra izay nomenao Ahy satria nitia Ahy Ianao talohan ' ny nahariana izao tontolo izao .
JHN 17:25     Alignment score: 0.369 → 0.37
Righteous Father , the world did not know you , but I know you ; and these
know that you sent me .
Ray marina ô , tsy nahalala Anao izao tontolo izao , fa Izaho mahalala Anao ; ary izy ireo mahalala fa naniraka Ahy ianao .
JHN 17:26     Alignment score: 0.318
I made your name known to them , and I will make it known so that the love with which you have loved me will be in them , and I will be in them . "
Nampahafantariko azy ireo ny anaranao
, ary mbola ho hampahafantariko izany mba ho ao amin'izy ireo ny fitiavana izay nitiavanao Ahy , ary Izaho ho ao amin'izy ireo . "
JHN 17     Average alignment score: 0.33 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21