Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 7:1     Alignment score: 0.555 → 0.554
After these
things Jesus traveled about in Galilee , for he did not want to go into Judea because the Jews were seeking to kill him .
Taorian'ireo zavatra ireo Jesosy dia nandeha tany Galilia , fa tsy te - ho any Jodia anefa Izy noho ireo Jiosy mitady hamono Azy .


JHN 7:2     Alignment score: 0.119 → 0.189
Now the Jewish Festival of Shelters was near .
Ary efa akaiky ny andro firavoravoan ' ny Jiosy ny Tabernakely .
JHN 7:3     Alignment score: 0.337
His brothers therefore said to him , " Leave this place and go to Judea , so that your disciples also may see the works that you do .
Noho izany ireo rahalahiny niteny taminy hoe : " Mialà amin'ity toerana ity ary mandehàna any Jodia , mba hafahan'ireo mpianatrao
mahita ireo asa ataonao ihany koa .
JHN 7:4     Alignment score: 0.364
No one does anything in secret if he himself seeks to be known openly . If you do these
things , show yourself to the world . "
Tsy misy olona manao zavatra miafina izany raha izy tenany ary te - ho fantatra ampahibemaso . Raha manao ireo zavatra ireo ianao , dia misehoa amin'izao tontolo izao . "
JHN 7:5     Alignment score: 0.312
For even his brothers did not believe in him .
Fa na ireo rahalahiny aza tsy nino Azy .
JHN 7:6     Alignment score: 0.385 → 0.357
Jesus therefore said to them , " My time has not yet come
, but your time is always ready .
Noho izany Jesosy niteny azy ireo hoe : " Mbola tsy tonga ny fotoako , fa ny fotoanareo kosa dia vonona lalandava .
JHN 7:7     Alignment score: 0.311
The world can not hate you , but it hates me because I testify about it that its works are evil .
Tsy afaka ny hankahala anareo izao tontolo izao , fa Izaho no halany satria manambara fa ratsy ireo asany
.
JHN 7:8     Alignment score: 0.244 → 0.233
You go up to the festival ; I am not going to this festival
because my time has not yet been fulfilled . "
Ianareo miakara any amin ' ny firavoravoana ; fa Izaho kosa tsy handeha amin'izany satria tsy mbola tonga ny fotoako . "
JHN 7:9     Alignment score: 0.458 → 0.466
After he said these
things to them , he stayed in Galilee .
Taorian ' ny nitenenany ireo zavatra ireo azy ireo , dia nijanona tao Galilia Izy .
JHN 7:10     Alignment score: 0.333
But when his brothers had gone up to the festival , then he also went up , not publicly but in secret .
Fa rehefa niakatra tany
amin ' ny firavoravoana ireo rahalahiny , dia niakatra tany ihany koa Izy avy eo , tsy nisehoseho fa niafina .
JHN 7:11     Alignment score: 0.432
The Jews were looking for him at the festival and said , " Where is he ? "
Nitady azy tany
amin ' ny firavoravoana ireo Jiosy ary niteny hoe : " Aiza Izy ? "
JHN 7:12     Alignment score: 0.29 → 0.292
There was much discussion among the crowds about him . Some said , " He is a good man . " Others said , " No , he leads the crowds astray
. "
Nisy resaka be dia be momba Azy teo anivon'ireo vahoaka . Ny sasany milaza fa : " Lehilahy tsara Izy . " Ireo hafa miteny hoe : " Tsia , mitarika ny vahoaka any amin ' ny fahaverezana Izy . "
JHN 7:13     Alignment score: 0.358
Yet no one spoke openly about him for fear of the Jews .
Ary tsy nisy sahy niresaka ampahibemaso momba Azy nohon ' ny fatahorana ireo Jiosy .
JHN 7:14     Alignment score: 0.471 → 0.506
When the festival was already half over , Jesus went up into the temple and began to teach .
Rehefa nisasaka ny firavoravoana , dia niakatra tany amin ' ny Tempoly Jesosy ary nanomboka nampianatra .
JHN 7:15     Alignment score: 0.285 → 0.285
Then the Jews marveled , saying , " How does this man know
so much ? He has never been educated . "
Avy eo dia gaga ireo Jiosy , manao hoe : " Ahoana no hahaizan'io lehilahy io izany rehetra izany ? Izy tsy mba nandalo fianarana mihintsy . "
JHN 7:16     Alignment score: 0.508 → 0.511
Jesus answered them and said , " My teaching is not mine , but is of him who sent me .
Jesosy namaly azy ireo ary nanao hoe : " Tsy Ahy ny fampianarako , fa avy amin'Izy izay naniraka Ahy .
JHN 7:17     Alignment score: 0.244
If anyone wishes to do his will , he will know about this teaching , whether it comes from God , or whether I speak from myself .
Raha misy olona maniry hanao ny sitrapony , dia hahafantatra momban'io
fampianarana io izy , na avy amin'Andriamanitra izany , na Izaho no miteny avy amin ' ny tenako .
JHN 7:18     Alignment score: 0.376
Whoever speaks from himself seeks his own glory , but whoever seeks the glory of him who sent him , that person is true , and there is no unrighteousness in him .
Na iza na iza miteny avy amin ' ny tenany dia mitady ny voninahitry
ny tenany manokana , fa na iza na iza mitady ny voninahitr'izay naniraka azy , dia io olona io no marina , ary tsy misy tsy fahamarinana ao aminy .
JHN 7:19     Alignment score: 0.444
Did not Moses give
you the law ? Yet none of you keeps the law . Why do you seek to kill me ? "
Tsy nomen'i Mosesy anareo ve ny lalàna ? Kanefa tsy misy aminareo mitandrina ny lalàna . Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy ? "
JHN 7:20     Alignment score: 0.491
The crowd answered , " You have a demon . Who seeks to kill you ? "
Namaly ny vahoaka hoe : " Ianao dia misy demonia . Iza koa no mitady hamono anao ? "
JHN 7:21     Alignment score: 0.364 → 0.401
Jesus answered and said to them , " I did one work , and you all marvel because of it .
Jesosy namaly ka niteny azy ireo hoe : " Asa iray no nataoko , ary dia gaga noho izany avokoa ianareo .
JHN 7:22     Alignment score: 0.55 → 0.566
Moses gave you circumcision ( not that it is from Moses , but from the ancestors ) , and on the Sabbath you circumcise a man .
Nomen'i Mosesy ny famoràna ianareo ( tsy hoe avy amin'i Mosesy izany , fa avy amin'ireo razana ) , ary amin ' ny Sabata dia mamora olona ianareo .
JHN 7:23     Alignment score: 0.436 → 0.464
If a man receives circumcision on the Sabbath so that the law of Moses is not broken , why are you angry with me because I made a man completely healthy on the Sabbath ?
Raha amin ' ny Sabata no amoràna ny olona mba tsy ho voadika ny lalàn'i Mosesy , dia nahoana ianareo no tezitra amiko raha nanasitrana tanteraka olona iray tamin ' ny Sabata Aho ?
JHN 7:24     Alignment score: 0.325
Do not judge according to appearance , but judge righteously . "
Aza mitsara amin ' ny endrika ivelany , fa mitsarà am - pahamarinana . "
JHN 7:25     Alignment score: 0.387
Some of them from Jerusalem said , " Is not this the one they seek to kill ?
Nisy sasany tamin'ireo avy any Jerosalema niteny hoe : " Tsy ity ve ilay tadiavin'izy ireo ho vonoina ? "
JHN 7:26     Alignment score: 0.28 → 0.279
See , he speaks openly , and they say nothing to him . It can not be that the rulers indeed know
that this is the Christ , can it ?
Jereo , miresaka miharihary Izy , ary tsy misy miteny na inona na inona Azy izy ireo . Dia ho fantatrin ' ny mpitondra tokoa ve fa Izy no Kristy , sa ahoana ?
JHN 7:27     Alignment score: 0.369
Yet we know
where this one is from . But when the Christ comes , no one will know where he is from . "
Efa fantantsika hoe avy aiza io lehilahy io . Fa rehefa tonga ilay Kristy , dia tsy hisy hahafantatra hoe avy aiza Izy . "
JHN 7:28     Alignment score: 0.368 → 0.369
Then Jesus cried out in the temple , teaching and saying , " You both know me and know where I come
from . I have not come of myself , but he who sent me is true , and you do not know him .
Avy eo nihiaka mafy Jesosy tao an - Tempoly , nampianatra ary niteny hoe : " Ianareo dia samy mahafantatra ny tenako ary mahalala ny fihaviko . Tsy tonga nohon ' ny tenako manokana Aho , fa ilay naniraka Ahy dia marina , ary tsy fantatrareo Izy .
JHN 7:29     Alignment score: 0.423
I know him because I come
from him and he sent me . "
Fantatro Izy satria Izaho dia avy aminy ary Izy no naniraka Ahy " .
JHN 7:30     Alignment score: 0.292 → 0.306
They were trying to arrest him , but no one laid a hand on him because his hour had not yet come
.
Niezaka ny hisambotra Azy izy ireo , fa tsy nisy naninji - tanana taminy satria tsy mbola tonga ny fotoany .
JHN 7:31     Alignment score: 0.406 → 0.423
But many in the crowd believed in him , and they said , " When the Christ comes , will he do more signs than what this one has done ? "
Kanefa maro tamin'ireo vahoaka no nino Azy , ary hoy izy ireo hoe : " Rehefa tonga ilay Kristy , moa hanao famantarana maro noho ny vitan'io lehilahy io ve Izy ? "
JHN 7:32     Alignment score: 0.483
The Pharisees heard the crowds whispering these
things about Jesus , and the chief priests and the Pharisees sent officers to arrest him .
Nandre ny vahoaka nibitsibitsika ireo zavatra momban'i Jesosy ireo ny Fariseo , ary ny lohan ' ny mpisorona sy ireo Fariseo dia naniraka mpiandry raharaha hisambotra Azy .
JHN 7:33     Alignment score: 0.329 → 0.341
Jesus then said , " I am still with you for a short amount of time , and then I go to him who sent me .
Hoy Jesosy avy eo hoe : " Kely sisa ny fotoana hiarahako aminareo , dia handeha ho any amin'ilay naniraka Ahy Aho .
JHN 7:34     Alignment score: 0.326
You will seek me but you will not find me ; where I go , you will not be able to come
. "
Hitady Ahy ianareo fa tsy hahita Ahy ; izay halehako , tsy ho azonareo aleha . "
JHN 7:35     Alignment score: 0.314 → 0.324
The Jews therefore said among themselves , " Where will this man go that we will not be able to find him ? Will he go to the dispersion among the Greeks and teach the Greeks ?
Noho izany ireo Jiosy dia nifampiresaka hoe : " Fa handeha ho aiza io lehilahy io no tsy ho vitantsika ny hitady Azy ? Handeha ho any amin'ireo izay niparitaka nakany amin'i Grika dia hananatra ireo Grika ve ?
JHN 7:36     Alignment score: 0.275
What is this word that he said , ' You will seek me but will not find me ; where I go , you will not be able to come
' ? "
Ary inona ny dikan ' ny teny nolazainy hoe : ' Hitady Ahy ianareo fa tsy hahita Ahy ; izay haleako , tsy ho azonareo aleha ' ? "
JHN 7:37     Alignment score: 0.471
Now on the last , great day of the festival , Jesus stood and cried out , saying , " If anyone is thirsty , let him come to me and drink .
Ary tamin ' ny farany , andro lehibe amin ' ny firavoravona
, dia nitsangana Jesosy ary niteny mafy , manao hoe : " Raha misy mangetaheta , avelao izy hanatona Ahy ary hisotro .
JHN 7:38     Alignment score: 0.362 → 0.362
He who believes in me , just as the scripture says , rivers of living water will flow from his belly . "
Izay mino Ahy , araka ny voalazan ' ny Soratra Masina , dia hikoriana avy ao an - kibony ny onin
' ny rano velona . "
JHN 7:39     Alignment score: 0.404
But he said this about the Spirit , whom those
who believed in him would receive ; the Spirit had not yet been given because Jesus was not yet glorified .
Fa izao no ambarany momban ' ny Fanahy , ireo izay nino Azy no handray ; ilay Fanahy dia tsy mbola nomena satria tsy mbola nahazo voninahitra Jesosy .
JHN 7:40     Alignment score: 0.526
Some of the crowd , when they heard these
words , said , " This is indeed the prophet . "
Ny sasany tamin'ireo vahoaka , rehefa nandre ireo teny ireo , dia niteny hoe : " Ity tokoa ilay mpaminany . "
JHN 7:41     Alignment score: 0.54
Others said , " This is the Christ . " But some said , " Does the Christ come
from Galilee ?
Ireo hafa nilaza hoe : " Ity ilay Kristy . " Fa ny sasany niteny hoe : " Fa angaha Kristy avy any Galilia ?
JHN 7:42     Alignment score: 0.597
Have the scriptures
not said that the Christ will come from the descendants of David and from Bethlehem , the village where David was ? "
Tsy voalazan ' ny Soratra Masina ve fa Kristy dia ho avy amin ' ny taranak'i Davida ary avy ao Betlehema , ilay tanàna izay nisy an'i Davida ? "
JHN 7:43     Alignment score: 0.191 → 0.197
So there arose
a division in the crowds because of him .
Ka nisy fizarana teo amin ' ny vaohaka noho Izy .
JHN 7:44     Alignment score: 0.275
Some of them would have arrested him , but no one laid hands on him .
Ny sasany tamin'izy ireo te - hisambotra Azy , fa tsy nisy naninji - tanana
taminy .
JHN 7:45     Alignment score: 0.401 → 0.402
Then the officers came back to the chief priests and Pharisees , who said to them , " Why did you not bring him ? "
Avy eo ireo mpiandry raharaha niverina tany
amin'ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo Fariseo , izay nilaza tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no tsy nitondra Azy ? "
JHN 7:46     Alignment score: 0.287
The officers answered , " Never has anyone spoken like this . "
Namaly ireo mpiandry raharaha hoe : " Tsy mbola nisy niresaka tahaka izany mihintsy . "
JHN 7:47     Alignment score: 0.492 → 0.585
So the Pharisees answered them , " Have you also been deceived ?
Noho izany ireo Fariseo namaly azy ireo hoe : " Voafitaka ihany koa ve ianareo ?
JHN 7:48     Alignment score: 0.442
Have any of the rulers believed in him , or any of the Pharisees ?
Moa nisy tamin'ireo mpanapaka mba nino Azy , na tamin'ireo Fariseo ?
JHN 7:49     Alignment score: 0.462
But this crowd that does not know the law , they are cursed . "
Fa ireo vahoaka ireo dia tsy mahalala ny lalàna , voaozona ireo . "
JHN 7:50     Alignment score: 0.576
Nicodemus ( one of the Pharisees , who came to him earlier ) said to them ,
Nikodemosy ( iray amin'ireo Fariseo , izay tonga mialoha teo aminy ) , nilaza hoe :
JHN 7:51     Alignment score: 0.1 → 0.118
" Does our law judge a man before hearing from him and knowing what he does ? "
" Moa ve ny lalàntsika mitsara olona mialohan ' ny handrenesana azy ka ahafantarana izay nataony ? "
JHN 7:52     Alignment score: 0.463 → 0.466
They answered and said to him , " Are you also from Galilee ? Search and see that no prophet comes from Galilee . "
Namaly izy ireo ary niteny taminy hoe : " Avy any Galilia koa angaha ianao ? Mikaroha ary jereo fa tsy misy mpaminany avy any Galilia . "
JHN 7:53     Alignment score: 0.108
[ Then everyone went to his own house .
Avy eo ny tsirairay nankany an - tranony avy .
JHN 7     Average alignment score: 0.389 for 53 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21