Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 12:1     Alignment score: 0.641
Six days before the Passover , Jesus came to Bethany , where Lazarus was , whom Jesus had raised from the dead .
Enin'andro mialohan ' ny Paska , dia tonga tao Betania Jesosy , izay nitoeran'i Lazarosy , ilay efa natsangan'i
Jesosy tamin ' ny maty .


JHN 12:2     Alignment score: 0.402 → 0.403
So they made him a dinner there , and Martha was serving , but Lazarus was one of those
who were lying down at the table with Jesus .
Ka nanao sakafo ho Azy izy ireo , ary Marta no nandroso azy ireo , fa Lazarosy kosa dia anisan'ireo niara - nipetraka tamin'i Jesosy teo amin ' ny latabatra .
JHN 12:3     Alignment score: 0.382 → 0.383
Then Mary took a litra of perfume made of very precious pure nard , anointed the feet of Jesus with it , and wiped his feet with her hair . The house was filled with the fragrance of the perfume .
Avy eo Maria naka menaka manitra iray litatra izay vita tamin ' ny narda sarobidy , ka nanosotra ny tongotr'i
Jesosy tamin'izany , ary namafa ny tongony tamin ' ny volon - dohany . Feno ny hanitr'ilay menaka ny trano .
JHN 12:4     Alignment score: 0.603
Judas Iscariot , one of his disciples , the one who would betray him , said ,
Ary Jodasy Iskariota , iray tamin'ireo mpianany , izay hamadika Azy , nanao hoe :
JHN 12:5     Alignment score: 0.408
" Why was this perfume not sold for three hundred denarii and given to the poor ? "
" Nahoana io menaka io no tsy namidy 300 dinaria
dia nomena ny mahantra ? "
JHN 12:6     Alignment score: 0.344 → 0.354
Now he said this , not because he cared about the poor , but because he was a thief . He had the moneybag and would steal from what was put in it .
Ary izy milaza izany , tsy nohon ' ny fiahiany
ny mahantra , fa satria mpangalatra izy : teny aminy ny kitapom - bola ary ho nangalariny izay natao tao .
JHN 12:7     Alignment score: 0.335 → 0.337
Jesus said , " Allow her to keep what she has for the day of my burial .
Jesosy nanao hoe : " Avelao izy mba hitazona izay hananany ho amin ' ny andro handevenana
Ahy .
JHN 12:8     Alignment score: 0.324
You will always have the poor with you . But you will not always have me . "
Ho eo aminareo mandrakariva ny mahantra , fa Izaho kosa tsy ho eo aminareo mandrakariva . "
JHN 12:9     Alignment score: 0.431 → 0.48
Now a large crowd of the Jews learned that Jesus was there , and they came , not only for Jesus , but also to see Lazarus , whom Jesus had raised from the dead .
Ary nisy vahoaka maro tamin'ireo jiosy nahalala fa teo Jesosy , ka nanatona izy ireo , tsy ho an'i Jesosy irery ihany , fa mba hahita an'i Lazariosy ihany koa , ilay natsangan'i
Jesosy tamin ' ny maty .
JHN 12:10     Alignment score: 0.394 → 0.395
The chief priests conspired together so that they might also put Lazarus to death ;
Ireo lohan ' ny mpisorona dia nitetika niaraka mba hahafahan'izy ireo manosika an'i Lazarosy amin ' ny fahafatesana ihany koa ;
JHN 12:11     Alignment score: 0.473
for it was because of him that many of the Jews went away and believed in Jesus .
satria noho Izy no nahatonga ny ankamaroan'ireo jiosy andeha ary nino an'i Jesosy .
JHN 12:12     Alignment score: 0.512
On the next day a great crowd came to the festival . When they heard that Jesus was coming to Jerusalem ,
Ny ampitso dia vahoaka maro no tonga tamin ' ny andro firavoravoana . Rehefa ren'izy ireo fa ho avy ao jerosalema Jesosy ,
JHN 12:13     Alignment score: 0.339 → 0.341
they took the branches of the palm trees and went out to meet him and cried out , " Hosanna ! Blessed is he who comes in the name of the Lord , the King of Israel . "
dia naka sampan
- drofia izy ireo ary nivoaka ka nitsena Azy tamin ' ny antso mafy hoe : " Hosanna ! Sambatra anie ilay avy amin ' ny anaran ' ny Tompo , Ilay mpanjakan'Israely . "
JHN 12:14     Alignment score: 0.334
Jesus found a young donkey and sat on it ; as it was written ,
Ary Jesosy nahita zana - boriky anankiray ka nipetraka teo amboniny ;
JHN 12:15     Alignment score: 0.36
" Do not fear , daughter of Zion ; see , your King is coming , sitting on the colt of a donkey . "
Araka ny voasoratra hoe : " Aza matahotra , ry zanakavavin'i Ziona ; jereo , indro tamy ny Mpanjakanareo , izay mipetraka eo ambonin ' ny zana - boriky . "
JHN 12:16     Alignment score: 0.391 → 0.402
His disciples did not understand these
things at first ; but when Jesus was glorified , they remembered that these things had been written about him and that they had done these things to him .
Tsy nahazo ireo zavatra ireo ny mpianany tamin ' ny voalohany ; fa rehefa nomem - boninahitra Jesosy , dia tsaroan'izy ireo fa voasoratra momba Azy ireo zavatra ireo ary efa nataon'izy ireo taminy izany .
JHN 12:17     Alignment score: 0.355 → 0.356
Now the crowd testified that they had been with him when he called Lazarus out of the tomb and raised him up from the dead .
Ary ireo vahoaka izay niaraka taminy tamin ' ny niantsoany
an'i Lazarosy hivoaka ny fasana sy nanangana azy tamin ' ny maty dia samy nijoro vavolombelona avy .
JHN 12:18     Alignment score: 0.456
It was also for this reason that the crowd went out to meet him , because they heard that he had done this sign .
Noho izany antony izany ihany koa no nahatonga ny vahoaka hitsena Azy , satria ren'izy ireo fa nanao izany famantarana izany Izy .
JHN 12:19     Alignment score: 0.373
The Pharisees therefore said among themselves , " Look , you can do nothing good ; see , the world has gone after him . "
Ireo Fariseo noho izany nifampiresaka hoe : " Jereo , tsy afaka manao na inona na inona ianareo ; indro , manaraka Azy izao tontolo izao . "
JHN 12:20     Alignment score: 0.27
Now certain Greeks were among those who were going up to worship at the festival .
Ary nisy grika vitsivitsy tamin'ireo izay niakatra hidera any amin ' ny firavoravoana .
JHN 12:21     Alignment score: 0.577 → 0.575
These
went to Philip , who was from Bethsaida in Galilee , and asked him , saying , " Sir , we want to see Jesus . "
Nankany amin'i Filipo izy ireo , izay avy any Betsaida any Galilia , ary nanontany azy , manao hoe : " Tompoko , mba ta - hahita an'i Jesosy izahay . "
JHN 12:22     Alignment score: 0.589
Philip went and told Andrew ; Andrew went with Philip , and they told Jesus .
Dia lasa Filipo ka niteny tamin'i Andrea ; dia lasa Andrea niaraka tamin'i Filipo , ary niteny an'i Jesosy izy ireo .
JHN 12:23     Alignment score: 0.391 → 0.405
Jesus answered them and said , " The hour has come
for the Son of Man to be glorified .
Jesosy namaly azy ireo ka nanao hoe : " Efa tonga ny fotoana hanomezana voninahitra ny Zanak'Olona .
JHN 12:24     Alignment score: 0.287
Truly , truly , I say to you , unless a grain of wheat falls into the earth and dies , it remains by itself alone ; but if it dies , it will bear much fruit .
Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa raha tsy latsaka amin ' ny tany ny voam - bary
ka maty , dia mitoetra amin ' ny tenany irery izany ; fa raha maty izany , dia hamokatra be .
JHN 12:25     Alignment score: 0.384
He who loves his life will lose it ; but he who hates his life in this world will keep it for eternal life .
Izay tia ny fiainany
dia hanary izany ; fa izay mankahala ny fiainany eto amin'izao tontolo izao kosa dia hitazona izany ho any amin ' ny fiainana mandrakizay .
JHN 12:26     Alignment score: 0.392 → 0.382
If anyone serves me , let him follow me ; and where I am , there will my servant also be . If anyone serves me , the Father will honor him .
Raha misy manompo Ahy , aoka izy hanaraka Ahy ; ary izay hitoerako , dia ao ihany koa no hitoeran ' ny mpanompoko . Raha misy manompo Ahy , dia hanome voninahitra azy ny Ray .
JHN 12:27     Alignment score: 0.347
Now my soul is troubled and what should I say ? ' Father , save me from this hour ' ? But for this reason I came
to this hour .
Ankehitriny mangorohoro ny fanahiko ary inona no tokony ho teneniko ? ' Ray o , vonjeo amin'ity ora ity Aho ' ? Kanefa noho izany antony izany no nahatongavako amin'izao fotoana izao .
JHN 12:28     Alignment score: 0.32 → 0.339
Father , glorify your name . " Then a voice came from heaven and said , " I have glorified it and I will glorify it again . "
Ray o , hankalazao ny anaranao
. " Avy eo nisy feo nanako avy any an - danitra nanao hoe : " Efa nankalazaiko izany ary mbola ho hankalazaiko indray . "
JHN 12:29     Alignment score: 0.307 → 0.331
Then the crowd that stood by and heard it said that it had thundered . Others said , " An angel has spoken to him . "
Ary ireo vahoaka nitsangana teo sy nandre izany dia nilaza fa nisy kotroka teo . Ny sasany nilaza hoe : " Nisy anjely niresaka taminy . "
JHN 12:30     Alignment score: 0.562
Jesus answered and said , " This voice did not come
for me , but for you .
Jesosy namaly ary niteny hoe : " Izany feo izany dia tsy tonga ho Ahy , fa ho anareo .
JHN 12:31     Alignment score: 0.486
Now is the judgment of this world : Now will the ruler of this world be thrown out .
Tonga ankehitriny ny fitsarana an'izao tontolo izao : Ary dia ho roahina ny mpanapaka izao tontolo izao .
JHN 12:32     Alignment score: 0.233 → 0.241
When I am lifted up from the earth , I will draw everyone to myself . "
Rehefa hasandratra
hiala amin ' ny tany Aho , dia hitaona ny tsirairay hanaraka Ahy . "
JHN 12:33     Alignment score: 0.258 → 0.259
He said this to indicate what kind of death he would die .
Nolazainy
izany mba hanehoana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hafatesany .
JHN 12:34     Alignment score: 0.457
The crowd answered him , " We have heard from the law that the Christ will stay forever . How can you say , ' The Son of Man must be lifted up ' ? Who is this Son of Man ? "
Ireo vahoaka namaly Azy hoe : " Renay
tamin ' ny lalàna fa Kristy dia hijanona mandrakizay . Ahoana no hafahanao milaza hoe : ' Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hasandratra ' ? Iza izany Zanak ' Olona izany ? "
JHN 12:35     Alignment score: 0.303
Jesus then said to them , " The light will still be with you for a short amount of time . Walk while you have the light , so that darkness does not overtake you . He who walks in the darkness does not know where he is going .
Avy eo Jesosy niteny azy ireo hoe : " Ny hazavana dia mbola hiaraka aminareo mandritry
ny fotoana fohy . Mandehana dieny mbola manana hazavana , mba tsy hafahan ' ny haizaina mialoha anareo . Izay mandeha amin ' ny haizina dia tsy mahalala ny lalana alehany .
JHN 12:36     Alignment score: 0.344
While you have the light , believe in the light so that you may be sons of light . " Jesus said these
things and then departed and hid from them .
Raha mbola manana ny hazavana ianareo , dia minoa izany mba ho zanakin ' ny hazavana ianareo . " Jesosy nilaza ireo zavatra ireo ary avy eo dia tsy hita ary niery azy ireo .
JHN 12:37     Alignment score: 0.342
Although Jesus had done so many signs before them , yet they did not believe in him
Na dia nanao famantarana maro teo anatrehan'izy ireo aza Jesosy , dia tsy ninoan'izy ireo
JHN 12:38     Alignment score: 0.335 → 0.393
so that the word of Isaiah the prophet would be fulfilled , in which he said : " Lord , who has believed our report , and to whom has the arm of the Lord been revealed ? "
mba ho tanteraka ny tenin'Isaia mpaminany , izay nilazany hoe : " Tompo , iza no nino ny tatitray , ary iza no nampisehoana ny sandrin
' ny Tompo ? "
JHN 12:39     Alignment score: 0.272 → 0.273
For this reason they could not believe , for Isaiah had also said ,
Noho izany antony izany dia tsy nino izy ireo , araka ny voalazan'Isaia hatrany hoe :
JHN 12:40     Alignment score: 0.261 → 0.269
" He has blinded their eyes , and he has hardened their heart , otherwise they would see with their eyes and understand with their hearts , and turn , and I would heal them . "
" Nohajambainy ny mason'izy ireo , ary nohamafisiny
ny fon'izy ireo ; mifanohitra amin'izany izy ireo dia te - hahita amin ' ny mason'izy ireo ary hahazo amin ' ny fon'izy ireo , ka hitodika , ary Izaho hanasitrana azy ireo . "
JHN 12:41     Alignment score: 0.475
Isaiah said these
things because he saw the glory of Jesus and spoke of him .
Isaia nilaza ireo zavatra ireo satria hitany ny voninahitr'i Jesosy ka niresaka momba Azy .
JHN 12:42     Alignment score: 0.412 → 0.421
But despite that , many of the rulers believed in Jesus ; but because of the Pharisees , they did not confess
it so that they would not be banned from the synagogue .
Kanefa na izany aza , dia maro tamin'ireo mpanapaka no nino an'i Jesosy ; fa noho ireo Fariseo , dia tsy niaiky izany izy ireo mba tsy ho voasakana ho ao amin ' ny synagoga .
JHN 12:43     Alignment score: 0.084
They loved the glory that comes from people more than the glory that comes from God .
Tian'izy ireo kokoa ny fiderana avy amin ' ny olona noho ny fiderana avy amin'Andriamanitra .
JHN 12:44     Alignment score: 0.472
Jesus cried out and said , " The one who believes in me believes not only in me but also in him who sent me ,
Jesosy niantso mafy ka niteny hoe : " Izay iray mino Ahy , aza mino Ahy irery ihany fa koa Izy izay naniraka Ahy ,
JHN 12:45     Alignment score: 0.47
and the one who sees me sees him who sent me .
ary izay iray mahita Ahy dia mahita Azy izay naniraka Ahy .
JHN 12:46     Alignment score: 0.371
I have come
as a light into the world , so that whoever believes in me may not remain in the darkness .
Izaho dia tonga toy ny hazavana teto amin'izao tontolo izao , mba tsy hitoetra ao anaty haizina izay mino Ahy .
JHN 12:47     Alignment score: 0.435
If anyone hears my words but does not keep them , I do not judge him ; for I have not come
to judge the world , but to save the world .
Raha misy maheno ny teniko nefa tsy mitandrina izany , dia tsy hitsara azy Aho ; satria Aho tsy tonga hitsara izao tontolo izao , fa hanavotra izao tontolo izao .
JHN 12:48     Alignment score: 0.359 → 0.359
The one who rejects me and who does not receive my words has one who judges him . The word I have spoken will judge him on the last day .
Izay mandà Ahy sy tsy mandray ny teniko , dia manana iray izay mitsara azy . Ilay teny izay nolazaiko no hitsara azy amin ' ny andro farany .
JHN 12:49     Alignment score: 0.259 → 0.272
For I did not speak for myself , but it is the Father who sent me , who has given me the command about what to say and what to speak .
Fa Izaho tsy miteny ho Ahy , fa ilay Ray izay naniraka Ahy , izay nanome Ahy ny didy amin'izay ho lazaina sy ho tenenina .
JHN 12:50     Alignment score: 0.246
I know that his command is eternal life , so that is what I say just as the Father has spoken to me , so I speak . "
Fantatro fa ny didiny
dia fiainana mandrakizay , koa izay lazaiko _ dia lazaiko araka izay nolazain ' ny Ray tamiko . "
JHN 12     Average alignment score: 0.387 for 50 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21