Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 6:1     Alignment score: 0.524 → 0.541
After these
things , Jesus went away to the other side of the Sea of Galilee , also called the Sea of Tiberias .
Taorian'ireo zavatra ireo , dia lasa niampita ny ranomasin'i Galilia Jesosy , antsoina ihany koa hoe ranomasin'i Tiberiasy .


JHN 6:2     Alignment score: 0.368
A great crowd was following him because they saw the signs that he was doing on those who were sick .
Nisy vahoaka maro nanaraka Azy satria hitan'izy ireo ny famantarana izay nataony tamin'ireo narary .
JHN 6:3     Alignment score: 0.529
Jesus went up the mountain
and there he sat down with his disciples .
Niakatra an - tendrimbohitra Jesosy ary nipetraka teny niaraka tamin'ireo mpianany Izy .
JHN 6:4     Alignment score: 0.53 → 0.568
( Now the Passover , the Jewish festival , was near . )
( Ary ny Paska , ilay andro firavoravoan
' ny Jiosy , dia efa akaiky . )
JHN 6:5     Alignment score: 0.438
When Jesus looked up and saw a great crowd coming to him , he said to Philip , " Where are we going to buy bread so that these
may eat ? "
Rehefa nijery ambony Jesosy ka nahita vahoaka maro be nanatona Azy , dia hoy Izy tamin'i Filipo hoe : " Aiza no hividianantsika mofo mba hafahan'izy ireo mihinana ? "
JHN 6:6     Alignment score: 0.519
( But Jesus said this to test Philip , for he himself knew
what he was going to do . )
( Fa Jesosy niteny izany mba hitsapana an'i Filipo , fa efa fantany izay ho ataony . )
JHN 6:7     Alignment score: 0.488
Philip answered him , " Two hundred denarii worth of bread would not be sufficient for each one to have even a little . "
Ary Filipo namaly Azy hoe : " Na dia mofo roanjato dinaria
aza tsy ho ampy ho an ' ny tsirairay na dia kely avy aza . "
JHN 6:8     Alignment score: 0.704
One of the disciples , Andrew , the brother of Simon Peter , said to Jesus ,
Iray tamin'ireo mpianatra , Andrea , rahalahin'i
Simona Petera , nilaza tamin'i Jesosy hoe :
JHN 6:9     Alignment score: 0.39 → 0.391
" There is a boy here who has five loaves of barley bread and two fish , but what are these among so many ? "
" Misy lehilahy iray eto manana mofo dimy sy hazandrano roa , fa inona ireo manoloana ireto olona
maro ? "
JHN 6:10     Alignment score: 0.405
Jesus said , " Make the people sit down . " Now there was much grass in the place . So the men sat down , about five thousand in number .
Ary Jesosy nilaza hoe : " Asaivo mipetraka ny olona " ( Ary feno ahitra teo amin'ilay toerana . ) Ka dia nipetraka ireo olona , teo amin ' ny dimy arivo teo ny isany
.
JHN 6:11     Alignment score: 0.326
Then Jesus took the loaves and after giving thanks , he gave it to those who were sitting . He did the same with the fish , as much as they wanted .
Avy eo Jesosy naka ireo mofo ka rehefa avy nisaotra , dia nizara izany tamin'ireo izay nipetraka teo . Tahaka izany ihany koa no nataony
tamin ' ny hazandrano , maro araka izay nilain'izy ireo .
JHN 6:12     Alignment score: 0.357
When the people were filled , he said to his disciples , " Gather up the broken pieces which remain , so that nothing will be lost . "
Rehefa voky ny olona , dia hoy Izy tamin'ireo mpianany hoe : " Angony ireo sombintsombiny tavela , mba tsy hisy ho very . "
JHN 6:13     Alignment score: 0.24 → 0.247
So they gathered them up and filled twelve baskets with broken pieces from the five barley loaves left over by those
who had eaten .
Ka dia nangonin'izy ireo izany ka nahafeno harona roa ambin ' ny folo ny sombintsombina mofo dimy sisa navelan'ireo nihinana .
JHN 6:14     Alignment score: 0.468
Then , when the people saw this sign that he did , they said , " This truly is the prophet who is to come
into the world . "
Avy eo , rehefa nahita izany famantarana nataony izany ny olona , dia hoy izy ireo hoe : " Ity tokoa ilay mpaminany izay tonga ho ety amin'izao tontolo izao . "
JHN 6:15     Alignment score: 0.359
When Jesus realized that they were about to come
and seize him by force to make him king , he withdrew again up the mountain by himself .
Rehefa hitan'i Jesosy fa ho avy izy ireo haka Azy sy hanandratra Azy an - keriny ho mpanjaka , dia niverina teny an - tendrimbohitra irery indray Izy .
JHN 6:16     Alignment score: 0.422 → 0.423
When it became
evening , his disciples went down to the sea .
Rehefa ariva ny andro , dia nidina teny amin ' ny ranomasina ireo mpianany .
JHN 6:17     Alignment score: 0.402 → 0.408
They got into a boat , and were going over the sea to Capernaum . It was dark by this time , and Jesus had not yet come
to them .
Nankao anaty sambokely izy ireo , ka niampita ny ranomasina ho any Kapernaomy . Efa maizina tamin'izay , ary Jesosy mbola tsy tonga teo amin'izy ireo ihany .
JHN 6:18     Alignment score: 0.228 → 0.228
A strong wind was blowing , and the sea was getting rough .
Nisy rivotra nitsoka mafy , ary niha - nahery ny ranomasina .
JHN 6:19     Alignment score: 0.57
When they had rowed about twenty - five or thirty stadia , they saw Jesus walking on the sea and coming near the boat , and they were afraid .
Rehefa nivoy teo amin ' ny dimy amby roapolo na telopolo stadio teo izy ireo , dia nahita an'i Jesosy nandeha teo amin ' ny ranomasina ary nanakaiky ny sambokely , ka dia natahotra izy ireo .
JHN 6:20     Alignment score: 0.38
But he said to them , " It is I ! Do not be afraid . "
Fa hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Izao ihany ity ! Aza matahotra . "
JHN 6:21     Alignment score: 0.173 → 0.18
Then they were willing to receive him into the boat , and immediately the boat reached the land where they were going .
Avy eo dia vonona ny handray Azy tao amin'ilay sambokely izy ireo , ary teo no eo dia tonga teny
amin'ilay toerana alehan'izy ireo ilay sambokely .
JHN 6:22     Alignment score: 0.476 → 0.485
The next day , the crowd that had been standing on the other side of the sea saw that there was no other boat there except the one , and that Jesus had not entered it with his disciples but that his disciples had gone away alone .
Ny ampitso , hitan'ireo vahoaka izay nitsangana teny ampitan ' ny ranomasina fa tsy nisy sambokely hafa teo afa - tsy ilay iray ihany , ary Jesosy tsy niditra tao niaraka tamin'ireo mpianany fa nandeha irery ireo mpianany .
JHN 6:23     Alignment score: 0.355 → 0.407
However , there were some boats that came
from Tiberias close to the place where they had eaten the bread loaves after the Lord had given thanks .
Kanefa , nisy sambokely maromaro avy any Tiberiasy teo akaikin'ilay toerana izay nihinanan'izy ireo ny mofo rehefa avy nisaotra ny Tompo .
JHN 6:24     Alignment score: 0.392 → 0.415
When the crowd discovered that neither Jesus nor his disciples were there , they themselves got into the boats and went to Capernaum seeking Jesus .
Rehefa hitan
' ny vahoaka fa tsy teo na Jesosy na ireo mpianany , dia niditra tao anaty sambokely izy ireo ary nakeny Kapernaomy hitady an'i Jesosy .
JHN 6:25     Alignment score: 0.3 → 0.3
After they found him on the other side of the sea , they said to him , " Rabbi , when did you come
here ? "
Rehefa hitan'izy ireo teny ampitan ' ny renirano Izy , dia hoy izy ireo taminy hoe : " Raby , oviana Ianao no tonga teto ? "
JHN 6:26     Alignment score: 0.375 → 0.384
Jesus replied to them , saying , " Truly , truly , you seek me , not because you saw signs , but because you ate some of the bread loaves and were filled .
Jesosy namaly azy ireo , nanao hoe : " Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa mitady Ahy ianareo , tsy nohon ' ny nahitanareo famantarana , fa nohon ' ny nihinanareo ny mofo ka voky .
JHN 6:27     Alignment score: 0.284
Do not labor for the food that perishes , but labor for the food that endures to eternal life which the Son of Man will give
you , for God the Father has set his seal on him . "
Aza miasa ho an ' ny hanina mety levona , fa miasà ho an ' ny hanina izay maharitra ho an ' ny fiainana mandrakizay izay homen ' ny Zanak'Olona anareo , satria Andriamanitra Ray no nanisy tombo - kase taminy . "
JHN 6:28     Alignment score: 0.28
Then they said to him , " What must we do , so that we may do the works of God ? "
Avy eo dia hoy izy ireo taminy hoe : " Inona no tsy maintsy hataonay , mba hanaovanay ireo asan ' Andriamanitra ? "
JHN 6:29     Alignment score: 0.451 → 0.475
Jesus replied and said to them , " This is the work of God : That you believe in the one whom he has sent . "
Jesosy namaly ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Izao no asan'Andriamanitra : dia ny hinoanareo ilay iray izay nirahiny . "
JHN 6:30     Alignment score: 0.362
So they said to him , " What sign then will you do , so that we may see and believe you ? What will you do ?
Ka hoy izy ireo taminy hoe : " Inona ary no famantarana ho ataoano , mba hahitanay sy hinoanay anao ? Inona no ho ataonao
?
JHN 6:31     Alignment score: 0.504 → 0.506
Our fathers ate the manna in the wilderness , as it is written , ' He gave them bread from heaven to eat . ' "
Ny raibenay nihinana ny mana tany an'efitra , araky
ny voasoratra hoe : ' Nomeny mofo avy any an - danitra izy ireo hoanina . ' "
JHN 6:32     Alignment score: 0.423
Then Jesus replied to them , " Truly , truly , it was not Moses who gave you the bread out of heaven , but it is my Father who is giving you the true bread from heaven .
Avy eo Jesosy namaly azy ireo hoe : " Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy any an - danitra , fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an - danitra .
JHN 6:33     Alignment score: 0.34
For the bread of God is that which comes down from heaven and gives life to the world . "
Satria ny mofon'Andriamanitra dia ilay midina avy any an - danitra ka manome fiainana ho an'izao tontolo izao . "
JHN 6:34     Alignment score: 0.481
So they said to him , " Sir , give us this bread always . "
Ka hoy izy ireo taminy hoe : " Tompoko , omeo anay mandrakariva izany mofo izany . "
JHN 6:35     Alignment score: 0.477 → 0.477
Jesus said to them , " I am the bread of life ; he who comes to me will not be hungry , and he who believes in me will never be thirsty .
Dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Izaho no mofon ' ny fiainana ; izay manatona Ahy tsy mba ho noana intsony , ary izay mino Ahy tsy hangetaheta intsony .
JHN 6:36     Alignment score: 0.262 → 0.256
But I told you that indeed you have seen me , and you do not believe .
Kanefa efa nolazaiko taminareo fa nahita Ahy ihany ianareo , nefa tsy mino .
JHN 6:37     Alignment score: 0.206 → 0.208
Everyone whom the Father gives me will come to me , and he who comes to me I will certainly not throw out .
Ny rehetra izay omen ' ny Raiko Ahy dia hanatona Ahy , ary izay manatona Ahy dia tsy mba ho ariako .
JHN 6:38     Alignment score: 0.397
For I have come
down from heaven , not to do my own will , but the will of him who sent me .
Fa nidina avy any an - danitra aho , tsy mba hanao ny sitrapoko manokana , fa ny sitrapon'Izy izay naniraka Ahy .
JHN 6:39     Alignment score: 0.365
This is the will of him who sent me , that I would lose not one of all those whom he has given me , but will raise them up on the last day .
Ary izao no sitrapon'Izy izay naniraka Ahy , dia ny tsy hanariako izay rehetra nomeny
Ahy , fa hanangana azy ireo amin ' ny andro farany .
JHN 6:40     Alignment score: 0.406
For this is the will of my Father , that everyone who sees the Son and believes in him will have eternal life and I will raise him up on the last day . "
Satria izao no sitrapon ' ny Raiko , dia ny mba hahazoan ' ny rehetra izay mahita ny Zanaka sy mino Azy ny fiainana mandrakizay ary ho hatsangako amin ' ny andro farany izy .
JHN 6:41     Alignment score: 0.471 → 0.471
Then the Jews grumbled about him because he had said , " I am the bread that has come
down from heaven . "
Avy eo nimonomonona momba Azy ireo Jiosy satria Izy nilaza hoe : " Izaho no mofo nidina avy any an - danitra . "
JHN 6:42     Alignment score: 0.41
They said , " Is not this Jesus son of Joseph , whose father and mother we know
? How then does he now say , ' I have come down from heaven ' ? "
Ary hoy izy ireo hoe : " Tsy ilay Jesosy zanak'i Josefa ve io , izay fantatsika ny ray aman - dreniny ? Ahoana ary no ilazany hoe : ' Nidina avy any an - danitra Aho ' ? "
JHN 6:43     Alignment score: 0.385
Jesus replied and said to them , " Stop grumbling among yourselves .
Jesosy namaly ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Ajanony ny fimonomononana eo anivonareo .
JHN 6:44     Alignment score: 0.389
No one can come to me unless the Father who sent me draws him , and I will raise him up on the last day .
Tsy misy olona afaka manatona Ahy raha tsy ny Ray izay naniraka Ahy no mitaona azy , ary ho hatsangako izy amin ' ny andro farany .
JHN 6:45     Alignment score: 0.356 → 0.383
It is written in the prophets , ' Everyone will be taught by God . ' Everyone who has heard and learned from the Father comes to me .
Izany dia voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny mpaminany hoe : ' Hampianarin'Andriamanitra izy rehetra . ' Izay rehetra nandre sy nianatra tamin ' ny Ray no manatona Ahy .
JHN 6:46     Alignment score: 0.289
Not that anyone has seen the Father , except he who is from God he has seen the Father .
Tsy nisy nahita ny Ray , afa - tsy izay avy amin'Andriamanitra , izy no nahita ny Ray .
JHN 6:47     Alignment score: 0.47
Truly , truly , he who believes has eternal life .
Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa izay mino no manana fiainana mandrakizay .
JHN 6:48     Alignment score: 0.492
I am the bread of life .
Izaho no mofon ' ny fiainana .
JHN 6:49     Alignment score: 0.541
Your fathers ate the manna in the wilderness , and they died
.
Ny Raibenareo nihinana ny mana tany an'efitra , ary maty izy ireo .
JHN 6:50     Alignment score: 0.338 → 0.341
This is the bread which comes down from heaven , so that a person may eat some of it and not die .
Ity no mofo nidina avy any an - danitra , mba tsy ho faty izay mihinana amin'izany .
JHN 6:51     Alignment score: 0.435
I am the living bread that came down from heaven . If anyone eats some of this bread , he will live forever . The bread that I will give is my flesh for the life
of the world . "
Izaho no mofo velona nidina avy any an - danitra . Raha misy olona mihinana amin'ity mofo ity , dia ho velona mandrakizay izy . Ny mofo izay homeko no nofoko ho an ' ny fiainan'izao tontolo izao . "
JHN 6:52     Alignment score: 0.336 → 0.339
The Jews became angry among themselves and began to argue , saying , " How can this man give us his flesh to eat ? "
Niha - tezitra ireo Jiosy ka nanomboka niady hevitra , nanao hoe : " Ahoana no afahan'io lehilahy io manome antsika ny nofony
hoanina ? " Ary hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe :
JHN 6:53     Alignment score: 0.366
Then Jesus said to them , " Truly , truly , unless you eat the flesh of the Son of Man and drink his blood , you will not have life in yourselves .
" Lazaiko aminareo marina , dia marina tokoa , fa raha tsy mihinana ny nofon
' ny Zanak'Olona ianareo sy misotro ny ràny , dia tsy hanana fiainana ao aminareo .
JHN 6:54     Alignment score: 0.501
Whoever eats my flesh and drinks my blood has everlasting life , and I will raise him up at the last day .
Na iza na iza mihinana ny nofoko sy misotro ny ràko dia manana fiainana mandrakizay , ary hatsangako izy amin ' ny andro farany .
JHN 6:55     Alignment score: 0.321
For my flesh is true food , and my blood is true drink .
Fa ny nofoko no tena fihinana , ary ny ràko no tena fisotro .
JHN 6:56     Alignment score: 0.431
He who eats my flesh and drinks my blood remains in me , and I in him .
Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny ràko no mitoetra ao Amiko , ary Izaho ao aminy .
JHN 6:57     Alignment score: 0.299 → 0.333
As the living Father sent me , and as I live
because of the Father , so he who eats me , he will also live because of me .
Tahaka ny nanirahan ' ny Ray velona Ahy , sy tahaka ny hivelomako nohon ' ny Ray , izay mihinana Ahy , dia ho velona ihany koa nohon ' ny Amiko .
JHN 6:58     Alignment score: 0.472 → 0.473
This is the bread that has come
down from heaven , not as the fathers ate and died . He who eats this bread will live forever . "
Ity ilay mofo nidina avy any an - danitra , tsy tahaka ny Raibe nihinana ka maty . Izay mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay . "
JHN 6:59     Alignment score: 0.485
But Jesus said these
things in the synagogue while he was teaching in Capernaum .
Fa Jesosy nilaza ireo zavatra ireo tao amin ' ny synagoga rehefa nampianatra tao Kapernaomy Izy .
JHN 6:60     Alignment score: 0.359
Then many of his disciples who heard this said , " This is a difficult saying ; who can hear it ? "
Ary maro tamin'ireo mpianany izay nandre izany no nilaza hoe : " Fampianarana
sarotra izany ; iza no afaka anaiky izany ? "
JHN 6:61     Alignment score: 0.276 → 0.281
Jesus , because he knew
in himself that his disciples were grumbling at this , said to them , " Does this offend you ?
Jesosy , noho Izy nahalala tao aminy fa nimonomonona tamin'izany ireo mpianany , nilaza azy ireo hoe : " Manafitohina anareo ve izany ?
JHN 6:62     Alignment score: 0.238 → 0.246
Then what if you should see the Son of Man going up to where he was before ?
Koa ahoana raha tokony hahita ny Zanak'Olona miakatra any amin ' ny nitoerany taloha ianareo ?
JHN 6:63     Alignment score: 0.297 → 0.299
It is the Spirit who makes alive
; the flesh profits nothing . The words that I have spoken to you are spirit , and they are life .
Ny Fanahy no manome fiainana ; ny nofo tsy ahazoana na inona na inona . Ireo teny izay nolazaiko taminareo dia fanahy , ary fiainana ireo .
JHN 6:64     Alignment score: 0.352 → 0.358
Yet there are some of you who do not believe . " For Jesus knew
from the beginning who were the ones that would not believe and who it was who would betray him .
Mbola misy sasany aminareo tsy mino . " Fa Jesosy efa nahalala hatramin ' ny voalohany izay tsy hino sy izay hamadika Azy .
JHN 6:65     Alignment score: 0.24
He said , " It is because of this that I said to you that no one can come to me unless it is granted to him by the Father . "
Hoy Izy hoe : " Noho izany no nilazaiko taminareo fa tsy misy olona afaka manatona Ahy raha tsy nomen
' ny Ray Azy izany . "
JHN 6:66     Alignment score: 0.355 → 0.355
Because of this , many of his disciples went away and no longer walked with him .
Noho izany , maro tamin'ireo mpianany no lasa ary tsy niara - dia taminy intsony .
JHN 6:67     Alignment score: 0.418 → 0.406
Then Jesus said to the twelve , " You do not want to go away also , do you ? "
Dia hoy Jesosy tamin'ireo roa ambin ' ny folo hoe : " Tsy te - andeha koa ve ianareo , sa tsia ? "
JHN 6:68     Alignment score: 0.53
Simon Peter answered him , " Lord , to whom would we go ? You have words of eternal life ,
Ary Simona Petera namaly Azy hoe : " Tompo , ho any amin'iza
moa izahay ? Ianao no manana ny tenin ' ny fiainana mandrakizay ,
JHN 6:69     Alignment score: 0.38 → 0.372
and we have believed and come to know that you are the Holy One of God . "
ary nino izahay ka manatona mba hahalala fa Ianao no ilay Masin'Andriamanitra . "
JHN 6:70     Alignment score: 0.483 → 0.473
Jesus said to them , " Did not I choose
you , the twelve , and one of you is a devil ? "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Tsy Izaho ve no nifidy anareo , roa ambin ' ny folo , ary ny iray aminareo dia devoly ? "
JHN 6:71     Alignment score: 0.55 → 0.541
Now he spoke of Judas son of Simon Iscariot , for it was he , one of the twelve , who would betray Jesus .
Ary Jodasy zanak'i Simona Iskariota no resahany , satria izy , ilay iray amin'izy roa ambin ' ny folo , izay hamadika an'i Jesosy .
JHN 6     Average alignment score: 0.402 for 71 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21