Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 15:1     Alignment score: 0.259
" I am the true vine , and my Father is the gardener .
" Izaho no tena voaloboka , ary ny Raiko no mpamboly .


JHN 15:2     Alignment score: 0.209 → 0.216
He takes away every branch in me that does not bear fruit , and he prunes every branch that bears fruit so that it will bear more fruit .
Esoriny ato amiko ny sampana
rehetra izay tsy mamoa voankazo , ary rantsaniny ny sampana izay mamokatra mba hamoa voankazo bebe kokoa izany .
JHN 15:3     Alignment score: 0.297
You are already clean because of the message that I have spoken to you .
Efa madio ianareo noho ilay hafatra izay nolazaiko taminareo .
JHN 15:4     Alignment score: 0.247
Remain in me , and I in you . Just as a branch can not bear fruit by itself unless it remains in the vine , so neither can you , unless you remain in me .
Mitoera ato amiko , ary Izaho ao aminareo . Tahaka ny sampana
tsy afaka mamokatra voankazo amin ' ny tenany raha tsy mitoetra ao amin ' ny voaloboka izany , dia toy izany koa ianareo , raha tsy mitoetra ao amiko .
JHN 15:5     Alignment score: 0.263
I am the vine , you are the branches . He who remains in me and I in him , he bears much fruit , for without me you can do nothing .
Izao no voaloboka , ianareo no sampana
. Izay mitoetra ato Amiko ary Izaho ao Aminy , dia mamokatra be izy , fa raha tsy misy Ahy dia tsy mahefa na inona na inona ianareo .
JHN 15:6     Alignment score: 0.314
If anyone does not remain in me , he is thrown away like a branch and dries up , and they gather the branches and throw them into the fire , and they are burned up .
Raha misy olona tsy mitoetra ao Amiko , dia ho ariana tahaka ny sampana
izy ary halazo , ary izy ireo manangona ireo sampana ary manary izany any amin ' ny afo , ary may izy ireo .
JHN 15:7     Alignment score: 0.269 → 0.274
If you remain in me , and if my words remain in you , ask whatever you wish , and it will be done for you .
Raha mitoetra ao Amiko ianareo , ary raha mitoetra ao aminareo ireo teniko , angataho na inona na inona irianareo , dia ho atao aminareo izany .
JHN 15:8     Alignment score: 0.176 → 0.227
My Father is glorified in this , that you bear much fruit and so prove that you are my disciples .
Ny Raiko dia omem - boninahitra
amin'izao , dia ny hamokaranareo voankazo bebe kokoa ka ho porofo fa mpianatro ianareo .
JHN 15:9     Alignment score: 0.362
As the Father has loved me , I have also loved you . Remain in my love .
Tahaka ny nitiavan'i
Ray Ahy , no nitiavako anareo . Mitoera ao amin ' ny fitiavako .
JHN 15:10     Alignment score: 0.298 → 0.319
If you keep my commandments , you will remain in my love , as I have kept the commandments
of my Father and remain in his love .
Raha mitandrina ireo didiko ianareo , dia hitoetra ao amin ' ny fitiavako , tahaka ny nitandremako ireo didin ' ny Raiko sy nitoerako tao amin ' ny fitiavany .
JHN 15:11     Alignment score: 0.253 → 0.254
I have spoken these things to you so that my joy will be in you and so that your joy will be made full .
Nilaza ireny zavatra ireny taminareo Aho mba ho ao aminareo ny fifaliako ary mba ho feno ny fifalianareo .
JHN 15:12     Alignment score: 0.303
This is my commandment
, that you love one another as I have loved you .
Izao no didiko , dia ny hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo .
JHN 15:13     Alignment score: 0.243
No one has greater love than this that one lays down his life for his friends .
Tsy misy manam - pitiavana lehibe mihoatra noho izao , dia ny manolotra ny ainy ho an'ireo sakaizany .
JHN 15:14     Alignment score: 0.346 → 0.351
You are my friends if you do the things that I command you .
Namako ianareo raha manao ireo zavatra andidiko anareo ireo .
JHN 15:15     Alignment score: 0.267 → 0.28
No longer do I call you servants , for the servant does not know what his master is doing . I have called you friends , for everything that I heard from my Father I have made known to you .
Tsy hiantso anareo hoe mpanompoko intsony Aho , satria ny mpanompo dia tsy mahafantatra izay ataon
' ny tompony . Nantsoiko hoe namako ianareo , satria ny zavatra rehetra izay reko tamin ' ny Raiko , dia nampahafantariko anareo .
JHN 15:16     Alignment score: 0.266 → 0.283
You did not choose
me , but I chose you and appointed you so that you would go and bear fruit , and that your fruit should remain . This is so that whatever you ask of the Father in my name , he will give it to you .
Tsy nifidy Ahy ianareo , fa Izaho no nifidy anareo ary nanendry anareo mba andeha ka hamokatra , ary mba tokony hitoetra ny vokatrareo . Natao izany mba na inona na inona angatahinareo amin ' ny Ray amin ' ny Anarako , dia homeny anareo izany .
JHN 15:17     Alignment score: 0.342
These things I command you , so that you love one another .
Ireny zavatra ireny no andidiko anareo mba hifankatiavanareo .
JHN 15:18     Alignment score: 0.384
If the world hates you , know that it has hated me before it hated you .
Raha mankahala anareo izao tontolo izao , fantaro fa nankahala Ahy izy talohan ' ny nankahalany anareo .
JHN 15:19     Alignment score: 0.348 → 0.353
If you were of the world , the world would love you as its own . But because you are not of the world and because I chose you out of the world , therefore the world hates you .
Raha avy amin'izao tontolo izao ianareo , dia ho tian'izao tontolo izao tahaka ny azy ianareo . Fa satria tsy an'izao tontolo izao ianareo ary nofidiako
hiala amin'izao tontolo izao , noho izany dia halan'izao tontolo izao ianareo .
JHN 15:20     Alignment score: 0.34
Remember the word that I said to you , ' A servant is not greater than his master . ' If they persecuted me , they will also persecute you ; if they kept my word , they will also keep yours .
Tsarovy ny teny nolazaiko taminareo hoe : ' Ny mpanompo dia tsy lehibe noho ny tompony . ' Raha nanenjika Ahy izy ireo , dia hanenjika anareo koa ; ary raha nitandrina ny teniko izy ireo , dia hitandrina ny anareo koa .
JHN 15:21     Alignment score: 0.388 → 0.386
They will do all these things to you because of my name , because they do not know him who sent me .
Hanao ireo zavatra rehetra ireo aminareo izy ireo nohon ' ny Anarako , satria tsy fantatr'izy ireo Izy izay naniraka Ahy .
JHN 15:22     Alignment score: 0.267 → 0.277
If I had not come
and spoken to them , they would not have sin , but now they have no excuse for their sin .
Raha tsy tonga sy niteny tamin'izy ireo Aho , dia tsy ho nanota izy ireo , fa ankehitriny tsy afa - miala amin ' ny fahotany izy ireo .
JHN 15:23     Alignment score: 0.385
He who hates me also hates my Father .
Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko ihany koa .
JHN 15:24     Alignment score: 0.189 → 0.193
If I had not done the works that no one else did among them , they would have no sin , but now they have seen and hated both me and my Father .
Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon
' ny olon - kafa teo anivon'izy ireo Aho , dia tsy ho nanan - keloka izy ireo , fa ankehitriny efa sady hitany no halany Izaho sy ny Raiko .
JHN 15:25     Alignment score: 0.288
But this is in order to fulfill the word that is written in their law , ' They hated me without a cause . '
Fa izany dia mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin ' ny lalàn'izy ireo hoe : ' Mankahala Ahy amin ' ny tsy misy antony izy ireo . '
JHN 15:26     Alignment score: 0.347
When the Comforter comes whom I will send
to you from the Father , that is , the Spirit of truth , who goes out from the Father he will testify about me .
Rehefa ho avy ilay Mpampahery izay hirahiko aminareo avy amin ' ny Ray , ilay , Fanahin ' ny fahamarinana , izay mivoaka avy amin ' ny Ray dia hanambara ny momba Ahy Izy .
JHN 15:27     Alignment score: 0.29 → 0.315
You also must testify , because you have been with me from the beginning .
Ianareo ihany koa dia mijoro vavolombelona satria efa niaraka tamiko hatrany am - piandohana ianareo .
JHN 15     Average alignment score: 0.294 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21