Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 16:1     Alignment score: 0.143
" I have spoken these
things to you so that you will not fall away .
" Nolazaiko taminareo izany zavatra rehetra izany mba tsy ho solafaka ianareo .


JHN 16:2     Alignment score: 0.252 → 0.252
They will throw you out of the synagogues
. But the hour is coming when everyone who kills you will think that he is offering a service to God .
Ho roahin'izy ireo ao amin ' ny synagoga ianareo . Fa tonga ny andro rehefa hihevitra izay rehetra mamono anareo fa izy ireo dia manolotra zavatra tsara ho an'Andriamanitra .
JHN 16:3     Alignment score: 0.205 → 0.208
They will do these
things because they have not known the Father nor me .
Ho ataon'izy ireo izany satria tsy mahalala ny Ray na ny Tenako izy ireo .
JHN 16:4     Alignment score: 0.285 → 0.288
I have spoken these
things to you so that when their hour comes , you will remember that I told you about them . I did not tell you about these things in the beginning , because I was with you .
Nolazaiko anareo ireo zavatra ireo mba rehefa avy ny oran'izy ireo , dia ho tsaroanareo fa efa nolazaiko taminareo ny momba azy ireo . Tsy nambarako taminareo ireo zavatra ireo tany am - piandohana , satria mbola teo aminareo Aho .
JHN 16:5     Alignment score: 0.27 → 0.294
But now I go to him who sent me , yet none of you asks me , ' Where are you going ? '
Fa Ankehitriny ho any amin'Ilay naniraka Ahy Aho , nefa tsy mbola nisy nanontany Ahy ianareo hoe : " Handeha ho aiza moa Ianao ? "
JHN 16:6     Alignment score: 0.382
But because I have said these
things to you , sorrow has filled your heart .
Fa satria nolazaiko taminareo ireo zavatra ireo , dia alahelo no nameno ny fonareo .
JHN 16:7     Alignment score: 0.344
But truly I tell you , it is better for you that I go away . For if I do not go away , the Comforter will not come
to you , but if I go , I will send him to you .
Fa lazaiko marina aminareo , tsara kokoa ho anareo ny handehanako . Satria raha tsy mandeha Aho , dia tsy ho tonga aminareo ny Mpampahery , fa raha mandeha Aho , dia handefa azy ho aminareo .
JHN 16:8     Alignment score: 0.393
When he comes , the Comforter will prove the world to be wrong about sin , about righteousness , and about judgment
Rehefa tonga izy , dia hanaporofo amin'izao tontolo izao ho diso momban ' ny fahotana , ny fahamarinana , ary moban ' ny fitsarana
JHN 16:9     Alignment score: 0.376 → 0.38
about sin , because they do not believe in me ;
momban ' ny fahotana ny mpampahery , satria tsy mino Ahy izy ireo ;
JHN 16:10     Alignment score: 0.341 → 0.341
about righteousness , because I am going to the Father , and you will no longer see me ;
momban ' ny fahamarinana , satria hody any amin ' ny Ray Aho , ka tsy ho hitanareo intsony ;
JHN 16:11     Alignment score: 0.53 → 0.534
and about judgment , because the ruler of this world has been judged .
ary momban ' ny fitsarana , satria ny mpanapaka izao tontolo izao dia notsaraina .
JHN 16:12     Alignment score: 0.2
I have many things to say to you , but you can not bear them now .
Manana zavatra maro hambara aminareo Aho , fa tsy ho azonareo ny hevitr'izany izao .
JHN 16:13     Alignment score: 0.315
But when he , the Spirit of truth , comes , he will guide you into all the truth , for he will not speak from himself . But he will say whatever he hears , and he will tell you things that are to come
.
Kanefa , rehefa tonga izy , Fanahin ' ny Fahamarinana , dia hitarika anareo ho amin ' ny fahamarinana rehetra , satria tsy hiteny avy amin ' ny tenany izy . Fa hilaza izay rehetra reny izy , ary hilaza aminareo ireo zavatra izay ho avy .
JHN 16:14     Alignment score: 0.257
He will glorify me , because he will take from what is mine and he will tell it to you .
Hanome voninahitra Ahy izy , satria ny avy amin ' ny Ahy ihany no hambarany aminareo .
JHN 16:15     Alignment score: 0.276
Everything that the Father has is mine . Therefore , I said that the Spirit will take from what is mine and he will tell it to you .
Izay rehetra anana ' ny Ray dia Ahy . Noho izany , niteny Aho fa ilay Fanahy dia haka amin'izay Ahy ary hiteny izany aminareo .
JHN 16:16     Alignment score: 0.325
In a short amount of time you will no longer see me , and after another short amount of time you will see me . "
Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo , ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo . "
JHN 16:17     Alignment score: 0.362 → 0.363
Then some of his disciples said to one another , " What is this that he says to us , ' A short amount of time you will no longer see me and after another short amount of time you will see me , ' and , ' Because I go to the Father ' ? "
Avy eo ny sasany tamin'ireo mpianany nifampiresaka hoe : " Inona ary izany lazainy
antsika izany hoe : ' Afaka fotoana fohy dia tsy hahita Ahy intsony ianareo ary afaka fotoana fohy hafa dia hahita Ahy indray ianareo , ' sy hoe : ' Satria ho any amin ' ny Ray Aho ' ? "
JHN 16:18     Alignment score: 0.302
Therefore they said , " What is this that he says , ' A short amount of time ' ? We do not know what he is talking about . "
Noho izany dia hoy izy ireo hoe : " Inona ary izany lazainy
izany hoe : ' afaka fotoana fohy ' ? Tsy fantatray ny tiany hambara . "
JHN 16:19     Alignment score: 0.338 → 0.342
Jesus saw that they wanted to ask him , and he said to them , " Is this what you are asking each other , what I meant by saying , ' In a short amount of time and you will no longer see me , and again in a short amount of time and you will see me ' ?
Hitan'i Jesosy fa te - hanontany Azy izy ireo , dia hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Izao ve no anontanianareo tena , dia ny tiko hambara amin ' ny fitenenana hoe : ' Fotoana fohy sy tsy hahita Ahy intsony ianareo , ary afaka fotoana fohy indray nefa dia hahita Ahy ianareo ' ?
JHN 16:20     Alignment score: 0.266 → 0.269
Truly , truly , I say to you , you will weep and lament , but the world will be glad . You will be sorrowful , but your sorrow will be turned into joy .
Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa hitomany ianareo ary hitaraina , fa izao tontolo izao kosa hifaly . Ho feno alahelo ianareo , kanefa ho lasa hafaliana izany alahelonareo izany .
JHN 16:21     Alignment score: 0.298
When a woman gives birth , she has sorrow because her hour has come
, but when she has given birth to the child , she no longer remembers her tribulation because of her joy that a man has been born into the world .
Rehefa mihetsi - jaza ny vehivavy iray dia malahelo satria tonga ny fotoany , fa rehefa teraka kosa ilay zazakely , dia tsy tsaroany intsony ny alahelony nohon ' ny hafaliany fa nisy zazakely teraka eo amin'izao tontolo izao .
JHN 16:22     Alignment score: 0.269 → 0.271
So you have sorrow now , but I will see you again , and your heart will be glad , and no one will be able to take away your joy from you .
Ka malahelo ianareo ankehitriny , kanefa Aho mbola hiaona
aminareo indray , ary ho faly ny fonareo , ary tsy hisy hanaisotra izany hafalianareo izany aminareo .
JHN 16:23     Alignment score: 0.304
On that day you will not ask me anything . Truly , truly , I say to you , if you ask anything of the Father in my name , he will give it to you .
Amin'izany andro izany dia tsy hangataka amiko na inona na inona ianareo . Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , raha mangataka na inona na inona amin ' ny Ray amin ' ny anarako ianareo , dia homeny anareo izany .
JHN 16:24     Alignment score: 0.133 → 0.157
Until now you have not asked anything in my name . Ask and you will receive , so that your joy will be fulfilled .
Hatramin'izao anefa tsy mbola nanagataka
na inona na inona tamin ' ny anarako ianareo . Mangataha , dia homena ianareo mba ho feno ny hafalianareo .
JHN 16:25     Alignment score: 0.307 → 0.308
" I have said these
things to you in figures of speech , but the hour is coming when I will no longer speak to you in figures of speech , but instead I will tell you plainly about the Father .
Efa nolazaiko taminareo tamin ' ny fanoharana ireo zavatra ireo , fa avy ny ora rehefa tsy hiresaka aminareo amin ' ny fanoharana intsony Aho , fa kosa hilaza aminareo mazava ny momban ' ny Ray .
JHN 16:26     Alignment score: 0.327
On that day you will ask in my name and I do not say to you that I will pray to the Father for you ,
Amin'izany andro izany dia hangataka amin ' ny anarako ianareo ary tsy hilaza anareo Aho hoe hivavaka amin ' ny Ray ho anareo ,
JHN 16:27     Alignment score: 0.351
for the Father himself loves you because you have loved me and because you have believed that I came
from God .
fa ny Ray mihitsy no tia anareo satria nitia Ahy ianareo ary nino fa avy any amin ' ny Ray Aho .
JHN 16:28     Alignment score: 0.278 → 0.297
I came
from the Father , and I have come into the world . Again , I am leaving the world and I am going to the Father . "
Avy amin ' ny Ray Aho , ary tonga teto an - tany . Fa handao izao tontolo izao Aho ary ho any amin ' ny Ray . "
JHN 16:29     Alignment score: 0.319 → 0.321
His disciples said , " See , now you are speaking plainly and you are not using figures of speech .
Hoy ny mpianany taminy hoe : " Jereo , Ankehitriny Ianao miteny mazava tsara ary tsy mampiasa fanoharana .
JHN 16:30     Alignment score: 0.257
Now we know that you know all things , and you do not need anyone to ask you questions
. Because of this , we believe that you have come from God . "
Fantatray ankehitriny fa mahalala ny zava - drehetra Ianao , ary tsy misy tianao hametraka fanontaniana aminao . Noho izany , dia mino izahay fa avy amin'Andriamanitra Ianao . "
JHN 16:31     Alignment score: 0.501
Jesus answered them , " Do you believe now ?
Namaly azy ireo Jesosy hoe : " Mino amin'izay
ve ianareo ?
JHN 16:32     Alignment score: 0.412
See , the hour is coming , yes , and has indeed come
, when you will be scattered , everyone to his own home , and you will leave me alone . Yet I am not alone because the Father is with me .
Indro , tonga izao ny ora , eny , tonga tokoa , rehefa hiparitaka ianareo , ny tsirairay samy any amin ' ny tranony avy manokana , dia havelanareo irery Aho . Nefa tsy irery Aho satria miaraka amiko ny Ray .
JHN 16:33     Alignment score: 0.294
I have spoken these
things to you so that you will have peace in me . In the world you have tribulation . But have courage ! I have conquered the world . "
Efa nolazaiko taminareo ireo zavatra ireo mba hanana fiadanana ato Amiko ianareo . Manan'olana ianareo eto amin'izao tontolo izao , nefa mahereza : efa nandresy izao tontolo izao Aho . "
JHN 16     Average alignment score: 0.313 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21