Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 14:1     Alignment score: 0.38
" Do not let your heart be troubled . You believe in God ; believe also in me .
" Aza avela hangorohoro ny fonareo . Mino an'Andriamanitra ianareo , dia minoa
Ahy koa .


JHN 14:2     Alignment score: 0.271
In my Father 's house are many rooms . If it were not so , I would have told you , for I am going to prepare a place for you .
Misy efitra maro ao an - tranon
' ny Raiko . Raha toa ka tsy izany , dia efa niteny taminareo Aho , fa hanomana toerana ho anareo .
JHN 14:3     Alignment score: 0.304
If I go and prepare a place for you , I will come
again and receive you to myself , so that where I am you will also be .
Raha handeha Aho ary hanomana toerana ho anareo , dia hiverina indray Aho ary handray anareo ato Amiko , ka izay misy Ahy dia hisy anareo koa .
JHN 14:4     Alignment score: 0.225
You know the way to where I am going . "
Ianareo mahalala izay alehako . "
JHN 14:5     Alignment score: 0.507
Thomas said to Jesus , " Lord , we do not know where you are going ; how can we know
the way ? "
Hoy Tomasy tamin'i Jesosy hoe : " Tompo , tsy fantatray izay alehanao , ahoana no hahafantaranay ny lalana ? "
JHN 14:6     Alignment score: 0.381 → 0.38
Jesus said to him , " I am the way , the truth , and the life ; no one comes to the Father except through me .
Hoy Jesosy taminy hoe : " Izaho no lalana , fahamarinana , ary fiainana ; tsy misy manatona ny Ray raha tsy amin ' ny alalako .
JHN 14:7     Alignment score: 0.224
If you had known me , you would have known my Father also . From now on you know him and have seen him . "
Raha nahafantatra Ahy ianareo , dia tokony ho nahafantatra ny Raiko koa . Manomboka izao dia fantatrareo Izy ary efa hitanareo . "
JHN 14:8     Alignment score: 0.608
Philip said to Jesus , " Lord , show us the Father , and that will be enough for us . "
Hoy Filipo tamin'i Jesosy hoe : " Tompo , asehoy anay ny Ray , dia ampy ho anay izany . "
JHN 14:9     Alignment score: 0.356 → 0.357
Jesus said to him , " I have been with you for such a long time and you still do not know me , Philip ? Whoever has seen me has seen the Father . How can you say , ' Show us the Father ' ?
Hoy Jesosy taminy hoe : " Efa hatry ny ela no niarahako taminareo dia mbola tsy fantatrareo foana ve Aho , ry Filipo ? Na iza na iza nahita Ahy dia nahita ny Ray . Koa ahoana no hitenenanao hoe : ' Asehoy anay ny Ray ' ?
JHN 14:10     Alignment score: 0.24 → 0.261
Do you not believe that I am in the Father and the Father is in me ? The words that I say to you I do not speak from my own authority , but the Father living in me is doing his work .
Tsy mino ve ianareo fa ao amin ' ny Ray Aho ary ny Ray ato amiko ? Ireo teny izay lazaiko aminareo dia tsy lazaiko avy amin ' ny fahefako manokana , fa ilay Ray velona ato anatiko no manao ny asany
.
JHN 14:11     Alignment score: 0.258
Believe me that I am in the Father , and the Father is in me , or else believe because of the works themselves .
Minoa
Ahy fa Izaho dia ao amin ' ny Ray , ary ny Ray ato amiko , raha tsy izany dia minoa noho ireo asa manokana .
JHN 14:12     Alignment score: 0.321
Truly , truly , I say to you , he who believes in me will do the works that I do , and he will do greater works than these because I am going to the Father .
Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , izay mino Ahy dia hanao ny asa izay ataoko , ary hanao asa lehibe mihoatra noho ireny izy satria ho any amin ' ny Ray Aho .
JHN 14:13     Alignment score: 0.244
Whatever you ask in my name , I will do it so that the Father will be glorified in the Son .
Na inona na inona angatahinareo amin ' ny Anarako , dia tanterahiko izany mba hanomezam - boninahitra
ny Ray ao amin ' ny Zanaka .
JHN 14:14     Alignment score: 0.249
If you ask me anything in my name , I will do it .
Raha mangataka zavatra amin ' ny anarako ianareo , dia ho tanterahiko izany .
JHN 14:15     Alignment score: 0.393
If you love me , you will keep my commandments ,
Raha tia Ahy ianareo , dia hitandrina ireo didiko ,
JHN 14:16     Alignment score: 0.42
and I will pray to the Father , and he will give you another Comforter so that he will be with you forever
ary hivavaka amin ' ny Ray Aho , dia hanome anareo Mpampahery hafa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay izy
JHN 14:17     Alignment score: 0.333 → 0.334
the Spirit of truth . The world can not receive him because it does not see him or know him . But you know him , for he lives with you and will be in you .
ny Fanahin ' ny fahamarinana . Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatra Azy . Fa ianareo kosa mahalala Azy , satria mitoetra miaraka aminareo Izy ary ho ao anatinareo .
JHN 14:18     Alignment score: 0.176
I will not leave you as orphans ; I will come back to you .
Tsy hamela anareo ho irery Aho ; mbola hiverina aty aminareo Aho .
JHN 14:19     Alignment score: 0.351 → 0.36
Yet a short amount of time and the world will no longer see me , but you will see me . Because I live , you will also live .
Afaka fotoana vitsy monja dia tsy hahita Ahy intsony izao tontolo izao , fa ianareo mahita Ahy . Satria velona Aho , dia ho velona ihany koa ianareo .
JHN 14:20     Alignment score: 0.283 → 0.283
On that day you will know that I am in my Father , and that you are in me , and that I am in you .
Ary amin'izay
andro izay dia ho fantatrareo fa ao amin ' ny Raiko Aho , ary ianareo ato Amiko , ary Izaho ao aminareo .
JHN 14:21     Alignment score: 0.271 → 0.276
He who has my commandments and keeps them is the one who loves me , and he who loves me will be loved by my Father , and I will love him and I will show myself to him . "
Izay manana ireo didiko ka mitandrina ireny dia izy ilay tia Ahy , ary izay tia Ahy dia ho tiavin ' ny Raiko koa , ary Izaho hitia azy sy hiseho aminareo . "
JHN 14:22     Alignment score: 0.652 → 0.652
Judas ( not Iscariot ) said to Jesus , " Lord , why is it that you will show yourself to us and not to the world ? "
Hoy Jodasy ( tsy Iskariota ) tamin'i Jesosy hoe : " Tompo , nahoana ianao no hiseho aminay fa tsy amin'izao tontolo izao ? "
JHN 14:23     Alignment score: 0.371
Jesus answered and said to him , " If anyone loves me , he will keep my word . My Father will love him , and we will come
to him and we will make our home with him .
Jesosy namaly ary nilaza taminy hoe : " Raha misy olona tia Ahy , dia hitandrina ny teniko izy . Hitia azy ny Raiko , ary ho avy aminy Izahay ary hanamboatra ny fitoeranay miaraka aminy .
JHN 14:24     Alignment score: 0.347
He who does not love me does not keep my words . The word that you hear is not from me but from the Father who sent me .
Fa izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko . Ny teny izay renareo dia tsy avy amiko fa avy amin ' ny Ray izay naniraka Ahy .
JHN 14:25     Alignment score: 0.2
I have said these
things to you , while I am staying with you .
Efa noteneniko taminareo ireo zavatra ireo , raha mbola nijanona niaraka taminareo Aho .
JHN 14:26     Alignment score: 0.32
However , the Comforter the Holy Spirit whom the Father will send
in my name he will teach you everything and he will remind you of everything that I said to you .
Kanefa , ilay Mpampahery ilay Fanahy Masina , izay hirahin ' ny Ray amin ' ny Anarako _ izy no hampianatra anareo ny zava - drehetra sy hampatsiahy izay rehetra nolazaiko taminareo .
JHN 14:27     Alignment score: 0.353 → 0.382
I leave you peace ; I give you my peace . I do not give it as the world gives . Do not let your heart be troubled , and do not be afraid .
Fiadanana no avelako ho anareo ; omeko anareo ny fiadanako . Tsy omeko ohatran ' ny fanomen'izao tontolo izao izany . Aza avela hangorohoro ny fonareo , ary aza matahotra .
JHN 14:28     Alignment score: 0.268
You heard that I said to you , ' I am going away , and I will come
back to you . ' If you loved me , you would be glad because I am going to the Father , for the Father is greater than I am .
Efa renareo Aho niteny taminareo hoe : ' Andeha Aho , ary hiverina any aminareo indray . ' Raha nitia Ahy ianareo , dia tokony hiravoravo satria hankany amin ' ny Ray Aho , satria ny Ray dia lehibe kokoa noho Izaho .
JHN 14:29     Alignment score: 0.348
Now I have told you before it happens so that , when it happens , you will believe .
Ary noteneniko anareo dieny mbola tsy mitranga izany , mba hino ianareo , rehefa mitranga izany .
JHN 14:30     Alignment score: 0.316
I will no longer speak much with you , for the ruler of this world is coming . He has no power over me ,
Tsy hilaza betsaka aminareo intsony Aho , fa efa ho avy ny mpanapaka izao tontolo izao . Tsy manana fahefana Amiko izy ,
JHN 14:31     Alignment score: 0.265
but in order that the world will know
that I love the Father , I do just as the Father commanded me . Let us get up and go from here . "
fa mba hahafantaran'izao tontolo izao fa tiako ny Ray , dia ataoko tahaka ny nandidian ' ny Ray Ahy . Andeha hitsangana isika ary hiala ety . "
JHN 14     Average alignment score: 0.339 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21