Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JHN 10:1     Alignment score: 0.315
" Truly , truly , I say to you , he who does not enter through the gate into the sheep pen , but climbs up some other way , that man is a thief and a robber .
" Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa izay tsy miditra ny vavahady ho amin ' ny valan'ondry
, fa mananika lalana hafa , dia mpangalatra sy mpandroba izy .


JHN 10:2     Alignment score: 0.352
He who enters through the gate is the shepherd of the sheep .
Fa izay miditra ny vavahady kosa no mpiandry ondry tsara .
JHN 10:3     Alignment score: 0.233 → 0.279
The gatekeeper opens for him . The sheep hear his voice , and he calls his own sheep by name and leads them out .
Izy no vahan ' ny mpiandry vavahady . Mandre ny feony ny ondry , ary izy miantso ny ondriny manokana amin ' ny anarany ka mitondra azy mivoaka .
JHN 10:4     Alignment score: 0.326
When he has brought out all his own , he goes ahead of them , and the sheep follow him , for they know his voice .
Rehefa namoaka ny azy rehetra izy , dia nialoha lalana
azy ireo , ary manaraka azy ny ondriny , satria mahalala ny feony .
JHN 10:5     Alignment score: 0.305
They will not follow a stranger but instead they will avoid him , for they do not know the voice of strangers . "
Ary tsy hanaraka vahiny izy ireo fa handositra azy kosa , satria tsy fantany ny feon
' ny vahiny . "
JHN 10:6     Alignment score: 0.341
Jesus spoke this parable to them , but they did not understand what these
things were that he was saying to them .
Jesosy nilaza izany fanoharana izany tamin'izy ireo , saingy tsy azon'izy ireo akory ireo zavatra nolazainy tamin'izy ireo .
JHN 10:7     Alignment score: 0.473 → 0.474
Then Jesus said to them again , " Truly , truly , I say to you , I am the gate of the sheep .
Dia hoy indray Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Lazaiko aminareo , marina , dia marina tokoa , fa Izaho no vavahadin'ondry .
JHN 10:8     Alignment score: 0.362 → 0.368
Everyone who came before me is a thief and a robber , but the sheep did not listen to them .
Izay rehetra tonga talohako dia mpangalatra sy mpandroba , satria tsy nihaino azy ireo ny ondry .
JHN 10:9     Alignment score: 0.33 → 0.33
I am the gate . If anyone enters in through me , he will be saved ; he will go in and out and will find pasture .
Izaho no vavahady . Raha misy miditra ao amin ' ny alalako , dia ho voavonjy izy ; hiditra sy hivoaka izy ary hahita ny fihinanana .
JHN 10:10     Alignment score: 0.4
The thief does not come
except to steal and kill and destroy . I have come so that they will have life and have it abundantly .
Fa ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handrava . Fa Izaho kosa avy mba hananan'izy ireo fiainana ary hanana izany be dia be .
JHN 10:11     Alignment score: 0.347
I am the good shepherd . The good shepherd lays down his life for the sheep .
Izaho no mpiandry tsara . Ny mpiandry tsara dia manolotra ny ainy hamonjena ny ondriny .
JHN 10:12     Alignment score: 0.221 → 0.251
The hired servant is not a shepherd and does not own the sheep . He sees the wolf coming and abandons the sheep and escapes , and the wolf snatches them and scatters them .
Ny mpikarama dia tsy mpiandry ary tsy tompon
' ny ondry . Raha nahita ambodia manatona izy dia handao ny ondry ka hitsoaka , ary ny ambodia misambotra sy mampiparitaka azy ireo .
JHN 10:13     Alignment score: 0.318
He runs away because he is a hired servant and does not care for the sheep .
Mandositra izy satria mpikarama ka tsy miraharaha ny ondry .
JHN 10:14     Alignment score: 0.304
I am the good shepherd , and I know my own , and my own know me .
Izaho no mpiandry ondry tsara , ary fantatro ny Ahy , ary fantany Aho .
JHN 10:15     Alignment score: 0.322
The Father knows me , and I know the Father , and I lay down my life for the sheep .
Ny Ray mahafantatra Ahy , ary Izaho mahafantatra ny Ray , ary Izaho manolotra ny aiko ho an ' ny ondry .
JHN 10:16     Alignment score: 0.336 → 0.355
I have other sheep that are not of this sheep pen . I must bring them also , and they will hear my voice so that there will be one flock and one shepherd .
Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho . Tsy maintsy ho entiko ihany koa ireny , ary izy ireo handre ny feoko mba ho tonga andiany
iray ihany sy mpiandry iray .
JHN 10:17     Alignment score: 0.245
This is why the Father loves me : I lay down my life so that I may take it again .
Izao no antony hitiavan ' ny Ray Ahy : mahafoy manolotra ny aiko Aho mba handraisako izany indray .
JHN 10:18     Alignment score: 0.325 → 0.324
No one takes it away from me , but I lay it down of myself . I have authority to lay it down , and I have authority to take it up again . I have received this command from my Father . "
Tsy misy manaisotra izany amiko , fa ny tenako ihany no manolotra izany . Manana fahefana hanolotra izany Aho , ary manana fahefana haka izany indray . Izany didy izany dia azoko avy tamin ' ny Raiko . "
JHN 10:19     Alignment score: 0.372
A division again occurred among the Jews because of these
words .
Nisy fizarazarana indray teo amin'ireo jiosy noho ireo teny ireo .
JHN 10:20     Alignment score: 0.457 → 0.459
Many of them said , " He has a demon and is insane . Why do you listen to him ? "
Maro tamin'izy ireo no nilaza hoe : " Manana demonia Izy ary very saina . Nahoana ianareo no mihaino
Azy ? "
JHN 10:21     Alignment score: 0.241 → 0.269
Others said , " These
are not the words of a demon - possessed man . Can a demon open the eyes of the blind ? "
Ny sasany nilaza hoe : " Tsy fitenin ' ny olona misy demonia izany . Moa ny demonia afaka mampahiratra ny mason ' ny jamba ? "
JHN 10:22     Alignment score: 0.361 → 0.444
Then it was time for the Festival of the Dedication in Jerusalem . It was winter ,
Avy eo tonga ny fetin ' ny fanokanana tao Jerosalema .
JHN 10:23     Alignment score: 0.426 → 0.453
and Jesus was walking in the temple in the porch of Solomon .
Ririnina tamin'izany , ary Jesosy nitsangana teo an - kianjan ' ny tempoly teo amin ' ny fialofan'i Solomona .
JHN 10:24     Alignment score: 0.259 → 0.267
Then the Jews surrounded him and said to him , " How long will you hold
us doubting ? If you are the Christ , tell us openly . "
Avy eo notangoronan ' ireo Jiosy Izy ary niteny taminy hoe : " Mandrapaha - rahoviana no hampisalasalanao anay ? Raha Ianao no Kristy , dia hambarao miharihary aminay . "
JHN 10:25     Alignment score: 0.38 → 0.381
Jesus replied to them , " I told you , but you do not believe . The works that I do in the name of my Father , these
testify concerning me .
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe : " Efa nanambara anareo aho , fa tsy mino ianareo . Ireo asa izay ataoko amin ' ny anaran ' ny Raiko , ireo no manambara ny mahakasika Ahy .
JHN 10:26     Alignment score: 0.346
Yet you do not believe because you are not my sheep .
Kanefa ianareo tsy mino satria tsy mba ondriko .
JHN 10:27     Alignment score: 0.323 → 0.345
My sheep hear my voice ; I know them , and they follow me .
Mandre ny feoko ny ondriko ; fantatro izy ireo , ary manaraka Ahy .
JHN 10:28     Alignment score: 0.327
I give them eternal life ; they will never die , and no one will snatch them out of my hand .
Omeko azy ireo ny fiainana mandrakizay ; ka tsy ho faty mandrakizay izy ireo , ary tsy hisy handrobaka azy eo am - pelantanako .
JHN 10:29     Alignment score: 0.281
My Father , who has given them to me , is greater than all others , and no one is able to snatch them out of the hand of the Father .
Ny Raiko , izay nanome ireo Ahy , dia lehibe noho ny hafa rehetra , ary tsy misy mahavita mandrobaka azy ireo eo am - pelatanan ' ny Ray .
JHN 10:30     Alignment score: 0.355
I and the Father are one . "
Izaho sy ny Ray dia iray ihany . "
JHN 10:31     Alignment score: 0.526
Then the Jews took up stones again to stone him .
Avy eo naka vato indray ireo Jiosy mba hitora - bato
Azy .
JHN 10:32     Alignment score: 0.363 → 0.377
Jesus answered them , " I have shown you many good works from the Father . For which of those
works are you stoning me ? "
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe : " Maro ny asa tsara nasehoko anareo avy tamin ' ny Ray . Koa inona tamin'ireny asa ireny no hitorahanareo vato Ahy ? "
JHN 10:33     Alignment score: 0.411
The Jews answered him , " We are not stoning you for any good work , but for blasphemy , because you , a man , are making yourself God . "
Namaly Azy ireo Jiosy hoe : " Tsy ny asa tsara no hitorahanay vato anao , fa ny fitenenan - dratsy , satria ianao , olombelona , dia manao ny tenanao ho Andriamanitra . "
JHN 10:34     Alignment score: 0.573 → 0.574
Jesus answered them , " Is it not written in your law , ' I said , " You are gods " ' ?
Namaly azy ireo Jesosy hoe : " Tsy efa voasoratra ao amin ' ny lalànareo ve hoe : ' Hoy Aho hoe : " andriamanitra ianareo " ' ?
JHN 10:35     Alignment score: 0.414
If he called them gods , to whom the word of God came
( and the scripture can not be broken ) ,
Raha niantso ireny ho andriamanitra izy , dia ho an'iza izany no niavian ' ny tenin'Andriamanitra ( ary ny Soratra Masina dia tsy azo foanana ) ,
JHN 10:36     Alignment score: 0.256
do you say to him whom the Father set apart and sent into the world , ' You are blaspheming , ' because I said , ' I am the Son of God ' ?
moa ve ilay nohamasinin ' ny Ray sy nirahina ho amin'izao tontolo izao no ataonareo hoe : ' Miteny ratsy Ianao , ' noho Izaho niteny hoe : ' Izaho no Zanak'Andriamanitra ' ?
JHN 10:37     Alignment score: 0.352
If I am not doing the works of my Father , do not believe me .
Raha tsy manao ireo asan ' ny Raiko Aho , dia aza mino Ahy .
JHN 10:38     Alignment score: 0.286 → 0.286
But if I am doing them , even if you do not believe me , believe in the works so that you may know and understand that the Father is in me and that I am in the Father . "
Fa raha manao ireny Aho , na dia tsy mino Ahy aza ianareo , dia minoa
ireo asa mba hahafantaranareo sy hahazoanareo fa ny Ray dia ato Amiko ary Izaho ao amin ' ny Ray . "
JHN 10:39     Alignment score: 0.313
They tried to seize him again , but he went away out of their hand .
Mbola nikasa ny hisambotra Azy indray izy ireo , fa nandositra Izy .
JHN 10:40     Alignment score: 0.505 → 0.509
He went away again beyond the Jordan to the place where John had first been baptizing , and he stayed there .
Dia nankany an - dafin'i Jordana indray Izy ho any amin'ilay toerana izay nanaovan'i Jaona batisa voalohany , ary nitoetra teo .
JHN 10:41     Alignment score: 0.47
Many people came to him and they said , " John indeed did no signs , but all the things that John has said about this man are true . "
Maro ny olona nanatona Azy ary hoy izy ireo hoe : " Jaona tsy mba nanao famantarana , fa ny zavatra rehetra nolazain'i
Jaona momba io lehilahy io dia marina . "
JHN 10:42     Alignment score: 0.565
Many people believed in him there .
Maro ny olona nino Azy teo .
JHN 10     Average alignment score: 0.355 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JHN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21