Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 6:1     Alignment score: 0.528
The people of Israel did what was evil in the sight of Yahweh , and he gave them into the hand of Midian for seven years .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh ny vahoakan'Israely , ary natolony teo an - tanan'i
Midiana nandritra ny fito taona izy ireo .


JDG 6:2     Alignment score: 0.377 → 0.377
The power of Midian oppressed Israel . Because of Midian , the people of Israel made shelters for themselves from the dens in the hills , the caves , and the strongholds
.
Nampahory ny Israely ny fahefan'i Midiana . Nohon ' ny amin ' ny Midiana , dia nanao fialofana ho azy ireo tao amin ' ny zohy teny amin ' ny havoana , tany an - dava - bato , ary tao amin ' ny fiarovana mafy ny vahoakan'Israely .
JDG 6:3     Alignment score: 0.322 → 0.331
It happened that any time the Israelites planted their crops , the Midianites and the Amalekites and the people from the east would attack the Israelites
.
Ary isaky ny namboly ireo vokany ny Israelita , dia nanafika azy ireo ny Midianita sy ny Amalekita ary ny olona avy any atsinanana .
JDG 6:4     Alignment score: 0.287 → 0.287
They would set up their camp on the land and destroy the crops , all the way to Gaza . They would leave no food in Israel , neither sheep nor cattle nor donkeys .
Nametraka ny tafiny teo amin ' ny tany izy ireo ary namotika ireo vokatra , teny
amin ' ny lalana rehetra mankany Gaza . Tsy namela sakafo ho an ' ny Israely , na ondry , na biby fiompy , na ampondra izy ireo .
JDG 6:5     Alignment score: 0.234 → 0.253
Whenever they and their livestock and tents came
up , they would come as a swarm of locusts , and it was impossible to count either the people or their camels . They invaded the land in order to destroy it .
Isaky ny miakatra izy ireo sy ny biby fiompiny ary ny lainy , dia toy ny andiam - balala ny fiavin'izy ireo , ary tsy tambo isaina na ny olona na ireo ramevany . Nanafika ny tany mba hamotehana izany izy ireo .
JDG 6:6     Alignment score: 0.348 → 0.323
Midian weakened the people of Israel so severely that the people of Israel called out to Yahweh .
Tena nampaosa an'ireo Israelita tokoa ny Midiana hany
ka niantso mafy an'i Yaveh ny vahoakan'Israely .
JDG 6:8     Alignment score: 0.415 → 0.416
Yahweh sent a prophet to the people of Israel . The prophet said to them , " This is what Yahweh , the God of Israel , says : ' I brought you up from Egypt ; I brought you out of the house of slavery .
" Izao no lazain'i Yaveh , Andriamanitr'Israely : ' Nitondra anareo niakatra avy tany
Egypta Aho ; nitondra anareo nivoaka avy tao amin ' ny trano fanandevozana Aho .
JDG 6:9     Alignment score: 0.321 → 0.334
I rescued you from the hand of the Egyptians , and from the hand of all who were oppressing you . I drove
them out before you , and I gave you their land .
Namonjy anareo teo amin ' ny tanan ' ny Egyptiana , sy teo amin ' ny tanan'ireo rehetra izay nampahory anareo Aho . Nandroaka azy ireny teo anoloanareo , sy nanome ny taniny ho anareo Aho .
JDG 6:10     Alignment score: 0.382
I said to you , " I am Yahweh your God ; I commanded you not to worship the gods of the Amorites , in whose land you are living . " But you have not obeyed my voice . ' "
Hoy Izaho taminareo hoe : " Izaho no Yaveh Andriamanitrareo ; nandidy anareo tsy hanompo ny andriamanitry ny Amorita , any amin ' ny tany honenanareo Aho . " Nefa tsy nankatò ny feoko ianareo . ' "
JDG 6:11     Alignment score: 0.46 → 0.538
Now the angel of Yahweh came and sat under the oak in Ophrah , which belonged to Joash ( the Abiezrite ) , while Gideon , Joash 's son , was threshing wheat in the winepress to hide it from the Midianites .
Ary tonga ny anjelin'i Yaveh ka nipetraka teo ambanin ' ny hazo terebinta tao Ofra , izay an'i Joasy ( ilay Abiezrita ) , raha nanasaraka ny vary tamin ' ny fivelezana izany tamin ' ny tany
, teo amin ' ny famiazana divay i Gideona , zanak'i Joasy_mba hanafenana izany amin'ireo Midianita .
JDG 6:12     Alignment score: 0.466 → 0.473
The angel of Yahweh appeared to him and said to him , " Yahweh is with you , you strong warrior ! "
Niseho taminy ilay anjelin'i Yaveh ka niteny taminy hoe : " Momba anao i Yaveh , ry mpiady mahery ! ' "
JDG 6:13     Alignment score: 0.43 → 0.443
Gideon said to him , " Oh , my master , if Yahweh is with us , why then has all this happened to us ? Where are all his wonderful deeds that our fathers told us about , when they said , ' Did not Yahweh bring us up from Egypt ? ' But now Yahweh has abandoned us and gave us into the hand of Midian . "
Hoy Gideona taminy : " Indrisy , ry tompoko , raha momba anay i Yaveh , nahoana no mitranga aminay izao rehetra izao ? Aiza ireo asa mahagaga izay nolazain
' ny razanay taminay , tamin'izy ireo niteny hoe : " Tsy nitondra anay niakatra avy tany Egypta ve i Yaveh ? ' Nefa ankehitriny dia efa nahafoy anay ka nanolotra anay teo an - tanan'i Midiana i Yaveh . "
JDG 6:14     Alignment score: 0.394 → 0.394
Yahweh looked at him and said , " Go in the strength you already have . Deliver Israel from the hand of Midian . Have I not sent you ? "
Nijery azy Yaveh ka niteny hoe : " Mandehana amin'izao hery efa hanananao izao . Afaho eo an - tanan'i
Midiana i Israely . Tsy efa naniraka anao ve Aho ? "
JDG 6:15     Alignment score: 0.369 → 0.387
Gideon said to him , " Please , Lord , how can I deliver Israel ? See , my clan is the weakest in Manasseh , and I am the least important in my father 's house . "
Hoy Gideona taminy : " Ahoana re ry Tompo no hamonjeko an'Israely ? Indro , ny fianakaviako no marefo indrindra ao amin'i Manase , ary izaho no farany tsy manan - danja indrindra ao an - tranon
' ny raiko . "
JDG 6:16     Alignment score: 0.438
Yahweh said to him , " I will be with you , and you will defeat the entire Midianite
army as one man . "
Hoy Yaveh taminy : " Homba anao Aho , ary handresy ny tafiky ny Midianita manontolo tahaka ny olona iray ianao . "
JDG 6:17     Alignment score: 0.303 → 0.304
Gideon said to him , " If you are pleased with me , then give me a sign that it is you who is speaking to me .
Hoy Gideona taminy , raha mahita fitia aminao aho , dia omeo famantarana aho fa ianao tokoa no miteny amiko .
JDG 6:18     Alignment score: 0.435 → 0.435
Please , do not leave here , until I come
to you and bring out my gift and set it before you . " Yahweh said , " I will wait until you return . "
Aza miala eto re , mandra - piaviko eto aminao hitondra ny fanomezana ary hametraka izany eo anoloanao . " Hoy i Yaveh : " Hiandry Aho mandra - piverinao . "
JDG 6:19     Alignment score: 0.445 → 0.447
Gideon went and prepared a young goat and from an ephah of flour he made unleavened bread . He put the meat in a basket , and he put the broth in a pot and brought them to him under the oak tree , and presented them .
Ary lasa i Gideona ka nanomana zanak'osy ary avy tamin ' ny lafarinina eran ' ny efaha no nanaovany mofo tsy misy masirasira . Nataony tao anaty harona ny hena , ary nataony tao anaty vilany ny rony dia nentiny teo aminy teo ambanin ' ny hazo terebinta , ary nasehony azy ireo .
JDG 6:20     Alignment score: 0.465
The angel of God said to him , " Take the meat and the unleavened bread and put them on this rock , and pour out the broth over them . " That is what Gideon did .
Hoy ny anjelin'Andriamamanitra taminy : " Raiso ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira ka apetraho eo ambonin'ity vatolampy ity ireo , ary araraho ho eo amin'ireo ny rony . " Dia izany no nataon'i Gideona .
JDG 6:21     Alignment score: 0.473 → 0.482
Then the angel of Yahweh reached out with the end of the staff in his hand . With it he touched the flesh and the unleavened bread ; a fire went up out of the rock and consumed the meat and the unleavened bread . Then the angel of Yahweh went away and Gideon could no longer see him .
Ary ny anjelin'i Yaveh naninjitra ny tendron ' ny tehina tamin ' ny tanany . Tamin'izany no nikasihany ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira ; nisy afo niakatra avy tao amin ' ny vatolampy ka nandevona ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira . Avy eo dia lasa ny anjelin'i Yaveh ka tsy nahita azy intsony i Gideona .
JDG 6:22     Alignment score: 0.537 → 0.539
Gideon understood that this was the angel of Yahweh . Gideon said , " Ah , Lord Yahweh ! For I have seen the angel of Yahweh face to face ! "
Ary Gideona nahafantatra fa anjelin'i Yaveh izy . Hoy Gideona hoe : " Oh , ry Yaveh Andriamanitra ! Fa nifanatri - tava tamin ' ny anjelin'i Yaveh aho ! "
JDG 6:23     Alignment score: 0.483
Yahweh said to him , " Peace to you ! Do not be afraid , you will not die . "
Hoy Yaveh taminy : " Fiadanana anie ho anao ! Aza matahotra , fa tsy ho faty ianao . "
JDG 6:24     Alignment score: 0.497
So Gideon built an altar there to Yahweh . He called it , " Yahweh is Peace . " To this day it still stands at Ophrah of the clan of Abiezer .
Ary nanorina alitara ho an'i Yaveh teo i Gideona . Nantsoiny hoe : " Yaveh dia fiadanana " izany . Mandraka androany dia mbola mitsangana ao Ofran ' ny fokon'i
Abiezrita izany .
JDG 6:25     Alignment score: 0.41
That night Yahweh said to him , " Take your father 's bull , and a second bull that is seven years old , and tear down the altar of Baal that belongs to your father , and cut down the Asherah that is beside it .
Ary tamin'izany alina izany dia hoy Yaveh taminy : " Alaivo ny omby lahin
- drainao , dia ny omby lahy faharoa izay efa fito taona , ravao ny alitaran'i Bala izay an ' ny rainao , ary tapaho ny Aseraha izay eo anilan'izany .
JDG 6:26     Alignment score: 0.38 → 0.381
Build
an altar to Yahweh your God on the top of this place of refuge , and construct it the correct way . Offer the second bull as a burnt offering , using the wood from the Asherah that you cut down . "
Manangana alitara ho an'i Yaveh Andriamanitrao eo amin ' ny tampon'ity toerana fialofana ity , dia aoreno araka ny tokony ho izy izany . Atolory ho fanatitra dorana ny omby lahy faharoa , amin ' ny fampiasana ny hazo avy amin ' ny Aseraha izay nokapainao . "
JDG 6:27     Alignment score: 0.418
So Gideon took ten of his servants and did as Yahweh had told him . But because he was too afraid of his father 's household and the men of the town to do it during the day , he did it at night .
Ka dia naka folo tamin'ireo mpanompony i Gideona ary nanao araka izay nolazain'i Yaveh taminy . Ary satria natahotra loatra ny ankohonan
- drainy sy ireo lehilahy tao an - tanàna ny hanao izany mandritra ny andro izy , dia nataony nandritra ny alina izany .
JDG 6:28     Alignment score: 0.411 → 0.411
In the morning when the men of the town got up , the altar of Baal was broken down , and the Asherah that was beside it was cut down , and the second bull had been offered on the altar that had been built .
Nony maraina rehefa nifoha ny lehilahy tao an - tanàna , dia efa rava ny alitaran'i Bala , ary ny Aseraha teo anilany
dia voakapa , ary ny omby lahy faharoa dia natao fanatitra teo amin ' ny alitara izay vao naorina .
JDG 6:29     Alignment score: 0.407 → 0.423
The men of the city said to one another , " Who has done this ? " When they talked with others and searched for answers , they said , " Gideon son of Joash has done this thing . "
Ny lehilahy teo an - tanàna dia nifampiresaka hoe : " Iza no nanao izao ? " Rehefa niresaka tamin ' ny hafa izy ireo ka nikaroka izay valiny
, dia hoy izy ireo : " Gideona zanak'i Joasy no nanao izao zavatra izao . "
JDG 6:30     Alignment score: 0.37 → 0.373
Then the men of the town said to Joash , " Bring out your son so that he may be put to death , because he broke down the altar of Baal , and because he cut down the Asherah beside it . "
Ary hoy ireo lehilahy tao an - tanàna tamin'i Joasy hoe : " Avohay ny zanakao mba hovonoina ho faty , satria noravany ny alitaran'i Bala , ary satria nokapainy ny Aseraha teo anilan'izany . "
JDG 6:31     Alignment score: 0.381
Joash said to all who opposed him , " Will you plead the case
for Baal ? Will you save him ? Whoever pleads the case for him , let him be put to death while it is still morning . If Baal is a god , let him defend himself when someone breaks his altar down . "
Hoy i Joasy tamin'ireo rehetra izay nanohitra azy hoe : " Hifona ny zava - misy ho an'i Bala ve ianareo ? Hamonjy azy ve ianareo ? Na iza na iza hifona ho azy , dia aoka izy ho vonoina ho faty raha mbola maraina koa . Raha andriamanitra i Bala , aoka izy hiaro ny tenany rehefa noravan ' ny olona ny alitarany . "
JDG 6:32     Alignment score: 0.541 → 0.541
Therefore on that day they called Gideon " Jerub - Baal , " because he said , " Let Baal defend himself against him , " because Gideon broke down Baal 's altar .
Ary tamin'izany andro izany i Gideona dia nantsoin'izy ireo hoe : " Jerobala , " satria hoy izy hoe : " Aoka hiaro ny tenany i Bala . " satria efa nandrava ny alitaran'i Bala i Gideona .
JDG 6:33     Alignment score: 0.589 → 0.59
Now all the Midianites , the Amalekites , and the people of the east gathered together . They crossed over the Jordan and camped in the Valley of Jezreel .
Ary ny Midianita sy ny Amalekita ary ny olona rehetra avy any atsinanana dia niara - nivory . Niampita an'i Jordana izy ireo ary nitoby teo amin ' ny Lohasahan'i
Jezirela .
JDG 6:34     Alignment score: 0.418 → 0.44
But the Spirit of Yahweh clothed Gideon . Gideon blew a trumpet , calling out the clan of Abiezer , so they might follow him .
Fa tonga tamin'i Gideona ny fanahin'i
Yaveh . Nitsoka ny trompetra , niantso ny fianakaviam - ben'i Abiezrita i Gideona , mba hanarahan'izy ireo azy .
JDG 6:35     Alignment score: 0.521 → 0.54
He sent messengers all throughout Manasseh , and they too , were called out to follow him . He also sent messengers to Asher , Zebulun , and Naphtali , and they went up to meet him .
Nandefa iraka eran'i Manase manontolo izy , ary izy ireo koa , dia voahantso mba hanaraka azy . Nandefa iraka ho an'i Asera , Zebolona , ary Naftaly ihany koa izy , ary niakatra mba hihaona aminy izy ireo .
JDG 6:36     Alignment score: 0.334
Gideon said to God , " If you intend to use me to save Israel , as you have said
Hoy Gideona tamin'Andriamanitra : " Raha nihevitra ny hampiasa ahy hamonjy an'Israely Ianao , araka izay nolazainao _
JDG 6:37     Alignment score: 0.364 → 0.368
Look , I am putting a woolen fleece on the threshing floor . If there is dew only on the fleece , and it is dry on all the ground , then I will know that you will use me to save Israel , as you said . "
Indro , izaho mametraka ny volon'ondry eo amin ' ny famoloana . Raha misy ando eo amin ' ny volon'ondry , ka maina eo amin ' ny tany rehetra , dia ho fantatro fa hampiasa ahy mba hamonjy an'Israely Ianao , araka izay nolazainao . "
JDG 6:38     Alignment score: 0.4 → 0.422
This is what happened Gideon rose
early the next morning , he pressed the fleece together , and wrung out the dew from the fleece , enough to fill a bowl with water .
Toy izao no niseho_nifoha maraina be i Gideona ny ampitso , niara - nofihazany ny volon'ondry , ary nisy ando nivoaka tamin ' ny volon'ondry , ampy nahafeno lovia iray ny rano .
JDG 6:39     Alignment score: 0.341 → 0.349
Then Gideon said to God , " Do not be angry with me , I will speak one more time . Please allow me one more test using the fleece . This time make the fleece dry , and let there be dew on all the ground around it . "
Ary hoy Gideona tamin'Andriamanitra hoe : " Aza tezitra amiko , fa mbola hiteny indray mandeha aho . Avelao re aho mba hanandrana hampiasa indray mandeha ny volon'ondry . Ho maina ny volon'ondry amin'io fotoana io , ary aoka ho feno ando ny tany manodidina azy . "
JDG 6:40     Alignment score: 0.441
God did what he asked for that night . The fleece was dry , and there was dew on all the ground around it .
Nanao izay nangatahiny Andriamanitra tamin'izany alina izany . Ny volon'ondry dia maina , ary feno ando teo amin ' ny tany rehetra nanodidina izany .
JDG 6     Average alignment score: 0.421 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21