Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 7:1     Alignment score: 0.499 → 0.563
Then Jerub - Baal ( that is , Gideon ) rose up early , and all the people who were with him , and they encamped beside the spring of Harod . The camp of Midian was to their north in the valley near the hill of Moreh .
Dia nifoha maraina i Jerobala ( Gideona izany ) , sy ny vahoaka rehetra izay niaraka taminy , ary nitoby teo anilan
' ny loharanon'i Haroda izy ireo . Ny tobin ' ny Midiana dia tao avaratr'izy ireo tao an - dohasaha nanakaiky ny vohitr'i More .


JDG 7:2     Alignment score: 0.439 → 0.46
Yahweh said to Gideon , " There are too many soldiers for me to give you victory over the Midianites , so that Israel may not boast over me , saying , ' Our own power has saved us . '
Dia hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe : " Maro loatra amiko ireo miaramila , mba hanomezako fandresena ho anao eo amin'ireo Midianita , mba tsy hireharehan'i Israely amiko , hanao hoe : ' Ny herinay
no namonjy anay . '
JDG 7:3     Alignment score: 0.341 → 0.343
Now therefore , proclaim in the ears of the people and say , ' Whoever is afraid , whoever trembles , let him return and depart from Mount Gilead . ' " So twenty - two thousand people went away , and ten thousand remained .
Ary ankehitriny , ambarao eo an - tsofin
' ny vahoaka ka lazao hoe : ' Na iza na iza matahotra , na iza na iza mangovitra , dia aoka izy hiverina ka hiala ao an - Tendrombohitra Gileada . ' " Dia lasa ny olona roa arivo sy roa alina noho izany , ary ny iray alina kosa nijanona .
JDG 7:4     Alignment score: 0.332 → 0.34
Yahweh said to Gideon , " The people are still too many . Take them down to the water , and I will make their number smaller for you there . If I say to you , ' This one will go with you , ' he will go with you ; but if I say , ' This one will not go with you , ' he will not go . "
Dia hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe : " Mbola maro loatra ihany ny olona . Ento midina eny amin ' ny rano izy ireo , ary hahenako ho anao eny ny isan'izy ireo . Raha hoy Izaho aminao hoe : ' Ity iray ity no hiaraka aminao , ' dia hiaraka aminao izy ; fa raha hoy Izaho hoe : ' Ity iray ity tsy hiaraka aminao , ' dia tsy hiaraka aminao izy . "
JDG 7:5     Alignment score: 0.416 → 0.425
So Gideon brought the people down to the water , and Yahweh said to him , " Separate everyone who laps up the water , as a dog laps , from those who kneel down to drink . "
Dia nentin'i
Gideona nidina teny amin ' ny rano ny olona , ary hoy Yaveh taminy hoe : " Atokano izay rehetra milelaka ny rano , toy ny filelaky ny alika , amin'ireo izay mandohalika ambany mba hisotro . "
JDG 7:6     Alignment score: 0.394
Three hundred men lapped . The rest of the men kneeled
down to drink water .
Lehilahy telonjato no nilelaka . Ny sisa tamin ' ny lehilahy kosa nandohalika mba hisotro rano .
JDG 7:7     Alignment score: 0.437 → 0.45
Yahweh said to Gideon , " With the three hundred men who lapped , I will rescue you and give you victory over the Midianites . Let every other man go back to his own place . "
Dia hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe : " Amin ' ny alalan'ireo telonjato lahy izay nilelaka ny rano , no hanavotako anareo , sy hanomezako anareo ny fandresena eo amin'ireo Midianita . Aoka ny lehilahy hafa rehetra hiverina any an - tanànany
avy . "
JDG 7:8     Alignment score: 0.354 → 0.363
So those
who were chosen took their supplies and their trumpets . Gideon sent away all the men of Israel , every man to his tent , but he kept the three hundred men . Now the Midian camp was down below him in the valley .
Ka dia naka ireo vatsiny sy ireo trompetrany ireo izay voafidy . Nampodian'i Gideona ny lehilahin'Israely rehetra , ny lehilahy rehetra mba samy ho ao an - dainy , nefa nazoniny ireo telonjato lahy . Ary ny tobin'i Midiana dia tao ambaniny tao an - dohasaha .
JDG 7:9     Alignment score: 0.388 → 0.388
That same night Yahweh said to him , " Get up ! Attack the camp , for I am going to give you victory over it .
Tamin'io alina io ihany dia hoy Yaveh taminy hoe : " Mifohaza ! Tafio ny toby , fa homeko anao ny fandresena an'izany .
JDG 7:10     Alignment score: 0.412
But if you are afraid to go down , go down to the camp with Purah your servant ,
Fa raha matahotra ny hidina kosa ianao , dia midina ao an - toby miaraka amin'i Pora mpanomponao ,
JDG 7:11     Alignment score: 0.352 → 0.358
and listen to what they are saying , and your courage will be strengthened to attack the camp . " So Gideon went with Purah his servant , down to the guard posts of the camp .
ary henoy izay lazain'izy ireo , dia hatanjaka ny herim - ponao amin ' ny fanafihana ny toby . " Ary dia nidina niaraka tamin'i Pora mpanompony , tao amin'ireo toerana fiambenana ny toby i Gideona .
JDG 7:12     Alignment score: 0.289 → 0.306
The Midianites , the Amalekites , and all the people of the east settled along in the valley , as thick as a cloud of locusts . Their camels were more than could be counted ; they were more in number than the grains of the sand on the seashore .
Ny Midianita , ny Amalekita , sy ny olona rehetra avy any antsinana dia niara - nitoetra tao an - dohasaha , maro dia maro tahaka ny andiam - balala
. Tsy tambo isaina ny ramevan'izy ireo ; maro noho ny fasika eny amoron - dranomasina izy ireo .
JDG 7:13     Alignment score: 0.357 → 0.359
When Gideon arrived there , a man was telling a dream to his companion . The man said , " Look ! I had a dream , and I saw a round loaf of barley bread tumbling into the camp of Midian . It came to the tent , and hit it so hard that it fell down and turned it upside down , so that it lay flat . "
Rehefa tonga tao i Gideona , dia nisy lehilahy iray nitantara nofy tamin ' ny namany
. Dia hoy ralehilahy hoe : " Indro ! Nanofy aho , ary nahita mofo hordea boribory nikodiadia tao an - tobin'i Midiana . Dia tonga tao an - day izany , sady nandona azy mafy dia mafy ary nianjera ka nitsimbadika ambony ambany , ka dia fisaka . "
JDG 7:14     Alignment score: 0.37 → 0.376
The other man said , " This is nothing other than the sword of Gideon the son of Joash , a man of Israel . God has given him victory over Midian and all their army . "
Dia hoy ilay lehilahy iray hoe : " Tsinontsinona izany mihoatra ny sabatr'i
Gideona ( zanaka lahin'i Joasy ) , ilay Israelita . Efa nanome azy fandresena teo amin'ireo Midiana , sy ny miaramilany rehetra Andriamanitra . "
JDG 7:15     Alignment score: 0.449 → 0.457
When Gideon heard the retelling of the dream and its interpretation , he bowed down in worship . He went back to the camp of Israel and said , " Get up ! Yahweh has given you victory over the Midian army . "
Rehefa ren'i Gideona indray ny filazana ny nofy sy ny fandikana izany , dia niankohoka nivavaka izy . Dia niverina tao an - tobin'i Israely izy ka nanao hoe : " Mifohaza ! efa nomen'i
Yaveh anareo ny fandresena ny miaramila Midiana . "
JDG 7:16     Alignment score: 0.393
He divided the three hundred men into three groups , and he gave them all rams ' horns and empty jars , with torches inside each jar .
Dia nozarainy ho vondrona telo ny telonjato lahy , ary nomeny
trompetra sy siny foana izy rehetra , miaraka amin'ireo fanilo anatin ' ny siny tsirairay .
JDG 7:17     Alignment score: 0.353 → 0.357
He said to them , " Look at me and do what I do . Watch ! When I come
to the edge of the camp , you must do what I do .
Dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Mijere ahy ka ataovy izay ataoko . Jereo ! rehefa tonga eo amin ' ny sisin ' ny toby aho , dia tsy maintsy hataonareo izay hataoko .
JDG 7:18     Alignment score: 0.388 → 0.411
When I blow the ram 's horn , I and all who are with me , then blow your ram 's horns also on every side of the entire camp and shout , ' For Yahweh and for Gideon ! ' "
Rehefa mitsoka ny trompetra aho , dia izaho sy izay rehetra miaraka amiko , dia tsofy manodidina ny toby manontolo ihany koa ny trompetranareo ka mihikà
hoe : ' Ho an'i Yaveh sy Gideona ! ' "
JDG 7:19     Alignment score: 0.289 → 0.297
So Gideon and the hundred men who were with him came to the edge of the camp , right at the beginning of the middle watch . Just as the Midianites were changing guard , they blew the rams ' horns and broke the jars that were in their hands .
Dia tonga teo an - tsisin ' ny toby i Gideona sy ny zato lahy izay niaraka taminy , tamin ' ny fanombohan ' ny antenantenan'ora indrindra . Raha teo am - panoloana mpiambina indrindra ireo Midianita , dia notsofin'izy ireo ny trompetra ary novakian'izy ireo ny siny izay teny
an - tanan'izy ireo .
JDG 7:20     Alignment score: 0.339 → 0.346
The three companies blew
the rams ' horns and broke the jars . They held the torches in their left hands and the rams ' horns in their right hands to blow them . They shouted out , " The sword of Yahweh and of Gideon . "
Notsofin'ireo vondrona telo ireo trompetra ary novakiany ireo siny . Notanan'izy ireo tamin ' ny tanana ankavia ireo fanilo ary tamin ' ny tanana ankavanana kosa ireo trompetra mba hitsofana izany . Dia nihiaka mafy izy ireo hoe : " Ny sabatr'i Yaveh sy i Gideona . "
JDG 7:21     Alignment score: 0.261 → 0.257
Every man stood in his place around the camp and all the Midianite
army ran . They shouted and ran away .
Nitsangana nanodidina ny toby tamin ' ny fitoerany avy ny lehilahy rehetra ary nandositra ny miaramila Midiana rehetra . Dia niantsoantso izy ireo sady vaky nandositra .
JDG 7:22     Alignment score: 0.411 → 0.487
When they blew the three hundred rams ' horns , Yahweh set every Midianite
man 's sword against his comrades and against all their army . The army fled as far as Beth Shittah toward Zererah , as far as the border of Abel Meholah , near Tabbath .
Rehefa notsofin'izy ireo ny trompetra telonjato , dia nataon'i Yaveh nifamely tamin ' ny sabatra ireo Midianita sy ny namany ary ny tafiny rehetra . Dia nandositra hatrany Beti - Sita hatrany Zereraha ny miaramila , hatrany amin ' ny faritanin'i Abela - mehola , akaikin'i Tabata .
JDG 7:23     Alignment score: 0.555
The men of Israel from Naphtali , Asher , and all Manasseh were called out , and they went after Midian .
Nantsoina mafy ireo lehilahin'i Israely avy any Naftaly , Asera , ary Manase rehetra , ary nanenjika ny Midiana izy ireo .
JDG 7:24     Alignment score: 0.459 → 0.465
Gideon sent messengers throughout all the hill country of Ephraim , saying , " Go down against Midian and take control of the Jordan River , as far as Beth Barah
, to stop them . " So all the men of Ephraim were summoned and took control of the waters , as far as Beth Barah and the Jordan River .
Dia naniraka mpitondra hafatra nanerana ny tany havoanan'i Efraima rehetra Gideona , nanao hoe : " Mandehana midina hanohitra ny Midiana ka araho maso ny onin'i Jordana , hatrany Beti - bara , mba hampitsaharana azy ireo . " Dia niara - nivory ny lehilahin'i Efraima rehetra ka nanara - maso ireo rano , hatrany Beti - bara sy ny Reniranon'i Jordana .
JDG 7:25     Alignment score: 0.544 → 0.592
They captured the two princes of Midian , Oreb and Zeeb . They killed Oreb at the rock of Oreb , and they killed Zeeb at the winepress of Zeeb . They went after the Midianites
, and they brought the heads of Oreb and Zeeb to Gideon , who was on the other side of the Jordan .
Voasambotr'izy ireo ny andrian ' ny Midiana roa , Oreba sy Zeba . Novonoin'izy ireo tany amin ' ny vatolampin'i Oreba i Oreba , ary novonoin'izy ireo tany amin ' ny famiazam - boalobok'i Zeba i Zeba . Dia nanenjika ny Midiana izy ireo , ary nentin'izy ireo teo amin'i Gideona ny lohan'i Oreba sy i Zeba , izay tany amin ' ny lafiny iray hafan'i Jordana .
JDG 7     Average alignment score: 0.411 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21