Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 8:1     Alignment score: 0.342 → 0.355
The men of Ephraim said to Gideon , " What is this you have done to us ? You did not call us when you went to fight
against Midian . " Then they had a violent argument with him .
Hoy ireo lehilahin'i Efraima tamin'i Gideona hoe : " Inona izao zavatra nataonao taminay izao ? Tsy niantso anay ianao raha nandeha niady tamin ' ny Midiana . " Nifamaly mafy taminy izy ireo .


JDG 8:2     Alignment score: 0.339 → 0.341
He said to them , " What have I done now compared to you ? Are not the gleanings of Ephraim 's grapes better than the full
grape harvest of Abiezer ?
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Inona moa no vitako ankehitriny raha oharina aminareo ? Moa ve ny fanangonam - boalobok'i Efraima tsy tsara kokoa mihoatra ny fiotazam - boalobok'i Abiezera ?
JDG 8:3     Alignment score: 0.322 → 0.351
God has given you victory over the princes of Midian Oreb and Zeeb ! What have I accomplished compared to you ? " Their anger toward him died
down when he said this .
Andriamanitra efa nanome fandresena anareo teo anatrehan'ireo andrian ' ny Midiana__dia Oreba sy Zeba ! Inona moa no vitako mihoatra izay vitanareo ? " Nilefy ny fahatezeran'izy ireo taminy rehefa niteny izany izy .
JDG 8:4     Alignment score: 0.405
Gideon came to the Jordan and crossed over it , he and the three hundred men who were with him . They were exhausted , yet they still kept up the pursuit .
Tonga teo amin'i Jordana i Gideona ary nita izany , izy sy ireo lehilahy telonjato izay niaraka taminy . Reraka loatra izy ireo , nefa dia mbola nanohy ny fanenjehana ihany .
JDG 8:5     Alignment score: 0.413 → 0.423
He said to the men of Sukkoth , " Please give loaves of bread to the people who follow me , for they are exhausted , and I am pursuing Zebah and Zalmunna , the kings of Midian . "
Hoy izy tamin'ireo olona tao Sokota hoe : " Mba omeo mofo ireo olona manaraka ahy , satria reraka loatra izy ireo , ary izaho hanenjika an'i Zebaha sy Zalamona
, mpanjakan'i Midiana .
JDG 8:6     Alignment score: 0.441 → 0.465
Then the officials of Sukkoth said , " Are the hands of Zebah and Zalmunna now in your hand ? Why should we give bread to your army ? "
Dia hoy ireo manam - pahefana hoe : " Moa ve eo am - pelatananao ny tanan'i
Zebaha sy Zalmona ankehitriny ? Nahoana no tokony hanome mofo ho an ' ireo miaramilanao izahay ?
JDG 8:7     Alignment score: 0.445 → 0.463
Gideon said , " When Yahweh has given us victory over Zebah and Zalmunna , I will thresh your skin with desert thorns and briers . "
Hoy Gideona hoe : " Rehefa omen'i Yaveh fandresena izahay manoloana an'i Zebaha sy Zalamona
, dia ho triariko amin ' ny tsilo avy any an'efitra sy raketa ny hoditrareo . "
JDG 8:8     Alignment score: 0.374
He went up from there to Peniel
and spoke to the people there in the same way , but the men of Peniel answered him just as the men of Sukkoth had answered .
Niakatra avy tao izy mba ho any Penoela ary niteny tahaka izany tamin ' ny olona tao ihany koa , fa ny olona tao Penoela namaly azy tahaka ireo famalin ' ny olona tao Sokota .
JDG 8:9     Alignment score: 0.366
He spoke also to the men of Peniel
and said , " When I come again in peace , I will break down this tower . "
Niteny tamin ' ny olon'i Penoela ihany koa izy nanao hoe : " Rehefa tafaverina am - pilaminana indray aho , dia harodako ity tilikambo ity . "
JDG 8:10     Alignment score: 0.359 → 0.378
Now Zebah and Zalmunna were in Karkor with their army , about fifteen thousand men , all who remained out of the entire army of the people of the East , for there had fallen 120,000 men who drew the sword .
Ary niaraka tamin'ireo miaramilany
tao Karkora i Zebaha sy Zalamona , tokony ho lehilahy dimy arivo sy iray alina eo , izay sisa rehetra tamin ' ny tafikin ' ny vahoaka antsinanana manontolo , satria nisy lehilahy 120 . 000 lavo izay voaofana hiady amin ' ny sabatra .
JDG 8:11     Alignment score: 0.326 → 0.355
Gideon went up the road taken by tent dwellers , past Nobah and Jogbehah . He defeated the enemy army , because they were not expecting an attack .
Niakatra ilay lalan
' ny mpitoetra an - day i Gideona , nandalo tao Noha sy Jogbeha . Nandresy ireo tafika fahavalo izy , satria tsy nanampo ny fanafiana izy ireo .
JDG 8:12     Alignment score: 0.533 → 0.541
Zebah and Zalmunna fled , and as Gideon pursued them , he captured the two kings of Midian Zebah and Zalmunna and set their whole army into a panic .
Nandositra i Zebaha sy Zalmona , ary raha nanenjika azy ireo i Gideona , dia voasambony ireo mpanjaka roan'i Midiana i Zebaha sy Zalmona ary nampihorohorony ny tafik'izy ireo manontolo .
JDG 8:13     Alignment score: 0.511
Gideon , son of Joash , returned from the battle going through the pass of Heres .
Gideona , zanaka lahin'i Joasy , dia niverina avy tany amin ' ny ady ary nandalo teo lalan'i
Heresa .
JDG 8:14     Alignment score: 0.37
He caught a young man of Sukkoth and questioned him . The young man wrote down the names of seventy - seven officials and elders of Sukkoth .
Nihaona tamina
zatovolahy iray avy amin ' ny mponina tao Sokota izy ary nitady torohevitra taminy . Nolazain'ilay tovolahy azy ny mombamomba ireo mpitariky ny Sokota sy ireo loholona tao , fito amby fitopolo lahy izy ireo .
JDG 8:15     Alignment score: 0.476 → 0.501
Gideon came to the men of Sukkoth and said , " Look at Zebah and Zalmunna , about whom you mocked me and said , ' Have you already conquered Zebah and Zalmunna ? We do not know that we should give bread to your army . ' "
Ary tonga tao amin'ireo lehilahin'i Sokota i Gideona ka nanao hoe : " Indreo
Zebaha sy Zalmona , izay nanesoanareo ahy sy nilazanareo hoe : ' Efa nandresy an'i Zebaha sy Zalmona ve ianao ? Tsy fantatray fa tokony hanome mofo an'ireo tafikao izahay . ' "
JDG 8:16     Alignment score: 0.502 → 0.513
Gideon took the elders of the city , and he punished the men of Sukkoth with the desert thorns and briers .
Nalain'i Gideona ireo loholona tao amin'ilay tanàna , ary nofaiziny tamin'ireo tsilo avy tany
an'efitra sy raketa ireo lehilahin ' ny Sokota .
JDG 8:17     Alignment score: 0.422
Then he broke down the tower of Peniel
and killed the men of that city .
Avy eo dia narodany ny tilikambo tao Penoela ary novonoiny ny lehilahy tao amin'izany tanàna izany .
JDG 8:18     Alignment score: 0.45 → 0.45
Then Gideon said to Zebah and Zalmunna , " What kind of men did you kill at Tabor ? " They answered , " As you are , so were they . Every one of them looked like the son of a king . "
Dia hoy i Gideona tamin'i Zebaha sy Zalmona hoe : " Lehilahy tahaka ny ahoana no novonoinareo tao Tabara ? " Namaly izy ireo hoe : " Tahaka anao ihany izy ireo . Ny tsirairay tamin'izy ireo dia toy ny zanaka mpanjaka avokoa . "
JDG 8:19     Alignment score: 0.394
Gideon said , " They were my brothers , the sons of my mother . As Yahweh lives , if you had saved them alive
, I would not kill you . "
Hoy Gideona hoe : " Rahalahiko izy ireo , zanaka lahin ' ny reniko . Raha velona koa Yaveh , raha namonjy azy ireo ho velona ianareo , dia tsy namono anareo aho .
JDG 8:20     Alignment score: 0.454 → 0.46
He said to Jether ( his firstborn ) , " Get up and kill them ! " But the young man did not draw his sword for he was afraid , because he was still a young boy .
Hoy izy tamin'i Jatera
( lahimatoany ) hoe : " Mitsangàna ary vonoy izy ireo ! " Fa ilay tovolahy tsy nanatsoaka ny sabatrany fa natahotra , satria mbola zazalahy kely izy .
JDG 8:21     Alignment score: 0.347 → 0.375
Then Zebah and Zalmunna said , " Get up yourself and kill us ! For as the man is , so is his strength . " Gideon rose and killed Zebah and Zalmunna . He also took off the crescent - shaped ornaments that were on their camels ' necks .
Dia hoy Zebaha sy Zalmona hoe : " Mitsangana ianao ary vonoy izahay ! Fa araka ny toetry ny olona ihany ny heriny . " Nitsangana Gideona ary namono an'i Zehaba sy Zalmona . Nesoriny
ihany koa ny ravaka sarim - bolan - tsinana izay teo am - bozon ' ny ramevan'izy ireo .
JDG 8:22     Alignment score: 0.341 → 0.343
Then the men of Israel said to Gideon , " Rule over us you , your son , and your grandson because you have saved us out of the hand of Midian . "
Hoy ny lehilahin'Israely tamin'i Gideona hoe : " Manapaha anay ianao , ny zanakao lahy , ary ny zafikelinao lahy satria ianao no nanavotra anay teo amin ' ny tanan'i
Midiana . "
JDG 8:23     Alignment score: 0.459 → 0.458
Gideon said to them , " I will not rule over you , neither will my son rule over you . Yahweh will rule over you . "
Hoy Gideona tamin'izy ireo hoe : " Tsy hanapaka anareo aho , na ny zanako lahy koa aza dia tsy hanapaka anareo . Fa Yaveh no hanapaka anareo .
JDG 8:24     Alignment score: 0.383 → 0.448
Gideon said to them , " Let me make a request of you , that every one of you give
me the earrings from his plunder . " ( The Midianites had golden earrings because they were Ishmaelites . )
Nilaza tamin'izy ireo i Gideona hoe : " Aoka aho hanao fangatahana aminareo : dia ny hanomezanareo ahy ireo kavina avy norobainy . " ( Nanana kavina volamena ireo Medianita satria Isimaelita izy ireo . )
JDG 8:25     Alignment score: 0.317 → 0.326
They answered , " We are glad to give
them to you . " They spread out a cloak and every man threw on it the earrings from his plunder .
Namaly izy ireo hoe : " An - kafaliana no hanomezanay ireo anao . " Namelatra lamba izy ireo ary samy nanipy ireo firavaka avy norobainy ny lehilahy rehetra .
JDG 8:26     Alignment score: 0.376 → 0.378
The weight of the golden earrings that he requested was 1,700 shekels of gold . This plunder was in addition to the crescent ornaments , the pendants , the purple clothing that was worn by the kings of Midian , and in addition to the chains that had been around their camels ' necks .
Ny lanjan ' ny kavim - bolamena
izay nangatahiny dia sekely volamena 1 . 700 . Izany fandrobana izany dia niampy ny ravaka sarim - bolan - tsinana , ireo firavaka , ny akanjo volomparasy izay nanaovan'ireo mpanjakan ' ny Midiana , ary niampy ny rojo izay nanodidina ny vozon ' ny ramevan'izy ireo .
JDG 8:27     Alignment score: 0.439
Gideon made an ephod out of the earrings and put it in his city , in Ophrah , and all Israel prostituted themselves by worshiping it there . It became
a trap for Gideon and for those in his house .
Nanamboatra efoda avy amin'ireo kavina i Gideona ary napetrany tao an - tanànany , tao Ofra izany , ary nampijangajanga ny tenany tamin ' ny fanompoana izany teo ny Israely rehetra . Lasa fandrika ho an'i Gideona sy ho an'ireo izay tao an - tranony izany .
JDG 8:28     Alignment score: 0.42 → 0.42
So Midian was subdued before the people of Israel and they did not raise their heads up again . So the land had peace for forty years in the days of Gideon .
Ka dia resy teo anatrehan
' ny vahoakan'Israely ireo Midiana ary tsy nanarina ny lohan'izy ireo intsony izy ireo . Ary nilamina nandritra ny efapolo taona ny tany tamin ' ny andron'i Gideona .
JDG 8:29     Alignment score: 0.497
Jerub - Baal , son of Joash , went and lived in his own house .
Jerobala , zanaka lahin'i Joasy , nandeha ka nipetraka tao an - tranony .
JDG 8:30     Alignment score: 0.484
Gideon had seventy sons who were his descendants , for he had many wives .
Nanana zanaka fitopolo lahy izay taranany i Gideona , satria maro vady izy .
JDG 8:31     Alignment score: 0.564
His concubine , who was in Shechem , also bore him a son , and Gideon gave him the name Abimelek .
Ny vaditsindranony , izay tao Sekema , dia niteraka zazalahy taminy koa , ary Gideona nanome azy ny anarana
hoe : Abimeleka .
JDG 8:32     Alignment score: 0.494
Gideon , son of Joash , died
at a good old age and was buried in the tomb of Joash his father , at Ophrah of the clan of Abiezer .
Gideona , zanaka lahin'i Joasy , dia maty rehefa tratra antitra tsara ary nalevina tao Ofra tao amin ' ny fasan'i Joasy rainy , fokon ' ny Abiezrita .
JDG 8:33     Alignment score: 0.38
It came
about , as soon as Gideon was dead , the people of Israel turned again and prostituted themselves by worshiping the Baals . They made Baal - Berith their god .
Ary raha vao maty i Gideona , niverina indray ireo zanak'Israely ary nampijangajanga ny tenany tamin ' ny fanompoana an'ireo Bala . Nataon'izy ireo ho andriamaniny i Bala - berita .
JDG 8:34     Alignment score: 0.265
The people of Israel did not remember to honor Yahweh , their God , who had rescued them from the hand of all their enemies on every side .
Ary ny vahoakan'Israely dia tsy nahatsiaro ny hanome voninahitra an'i Yaveh , Andriamanitr'izy ireo , izay nanavotra azy ireo teo amin ' ny tanan'ireo fahavalo rehetra manodidina .
JDG 8:35     Alignment score: 0.469
They did not keep their promises to the house of Jerub - Baal ( that is , Gideon ) , in return for all the good he had done in Israel .
Tsy nitandrina ny fampanantenany
tamin ' ny tranon'i Jerobala ( na Gideona ) izy ireo , mba ho valin ' ny soa rehetra nataony tamin'Israely .
JDG 8     Average alignment score: 0.417 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21