Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 12:1     Alignment score: 0.391 → 0.399
A call went out to the men of Ephraim ; they passed through Zaphon and said to Jephthah , " Why did you pass
through to fight against the people of Ammon and did not call us to go with you ? We will burn your house down over you . "
Nisy antso tonga ho an'ireo lehilahin'i Efraima ; namakivaky an'i Zafona izy ireo sady niteny tamin'i Jefta hoe : " Nahoana ianao no nandeha hiady amin ' ny vahoakan ' ny Amona ary tsy miantso anay hiaraka aminao ? Hodoranay ianao sy ny tranonao . "


JDG 12:2     Alignment score: 0.377
Jephthah said to them , " I and my people were in a great conflict with the people of Ammon . When I called you , you did not rescue me from them .
Hoy i Jefta tamin'izy ireo hoe : " Izaho sy ny vahoakako dia nanana fifandirana lehibe tamin'ireo vahoakan'i
Amona . Tamin ' ny niantso anao aho , dia tsy namonjy ahy teo amin'izy ireo ianao .
JDG 12:3     Alignment score: 0.42
When I saw that you did not rescue me , I put my life in my own hand and passed through against the people of Ammon , and Yahweh gave me victory . Why have you come
to fight against me today ? "
Rehefa hitako fa tsy namonjy ahy ianao , dia napetrako tamin ' ny tanjako manontolo ny fiainako ary namakivaky ny vahoakan'i Amona aho , ka nomen'i Yaveh ahy ny fandresena . Nahoana ianao no tonga hiady amiko ankehitriny ?
JDG 12:4     Alignment score: 0.609 → 0.608
Jephthah gathered together all the men of Gilead and he fought against Ephraim . The men of Gilead attacked the men of Ephraim because they said , " You Gileadites
are fugitives in Ephraim in Ephraim and Manasseh . "
Nampivorin'i Jefta niaraka ny lehilahy rehetra tao Gileada ka niady tamin'i Efraima izy . Nanafika an'ireo lehilahin'i Efraima ireo lehilahin'i Gileada satria hoy izy ireo hoe : " Ianareo Gileadita dia mpandositra any Efraima ao Efraima sy Manase . "
JDG 12:5     Alignment score: 0.4 → 0.402
The Gileadites
captured the fords of the Jordan leading to Ephraim . When any of the survivors of Ephraim said , " Let me go over the river , " the men of Gilead would say to him , " Are you an Ephraimite ? " If he said , " No , "
Nosamborin'ireo Gileadita ireo fitàn'i Jordana mankany Efraima . Raha misy amin'ireo sisa velona miteny hoe : " Avelao aho hiampita ny renirano , " dia hiteny azy ireo lehilahin'i Gileada hoe : Efraimita ve ianao ? " raha miteny izy hoe : " Tsia "
JDG 12:6     Alignment score: 0.349 → 0.371
then they would say to him , " Say : Shibboleth , " and if he said " Sibboleth " ( for he could not pronounce the word correctly ) , the Gileadites
would seize him and kill him at the fords of the Jordan . Forty - two thousand Ephraimites were killed at that time .
dia hiteny aminy izy ireo hoe : " Tonony hoe : Shiboleta , " ary raha miteny izy hoe : " Siboleta " ( satria tsy nahay nanonona ilay teny mazava izy ) , dia hosamborin'ireo Gileada izy ary hovonoina eo amin ' ny fitàn ' ny Jordana . Roa arivo sy efatra alina ireo Efraimita novonina tamin'izany fotoana izany .
JDG 12:7     Alignment score: 0.463 → 0.528
Jephthah served as a judge over Israel for six years . Then Jephthah the Gileadite
died and was buried in one of the cities of Gilead .
Niasa toy ny mpitsara nanerana an'i Israely nandritra ny enina taona i Jefta . Avy eo dia maty i Jefta ilay Gileadita ary nalevina tao amin ' ny iray amin'ireo tanànan ' ny Gileada .
JDG 12:8     Alignment score: 0.439
After him , Ibzan of Bethlehem served as a judge over Israel .
Taoriany
, dia i Ibzana avy ao Betlehema no niasa ho mpitsara an'i Israely .
JDG 12:9     Alignment score: 0.347 → 0.353
He had thirty sons . He gave away thirty daughters
in marriage and he brought from the outside thirty daughters of other men for his sons . He judged Israel for seven years .
Nanana zanaka lahy telo - polo izy . Nahafoy zanaka vavy telo - polo hampakarina izy , ary nitondra ireo zanaka vavy telo - polo an ' ny lehilahy hafa avy any ivelany ho an ' ny zanany lahy izy . Nitsara an'i Israely nandritra ny fito taona izy .
JDG 12:10     Alignment score: 0.641
Ibzan died
and was buried at Bethlehem .
Maty Ibzana ary nalevina tao Betlehema .
JDG 12:11     Alignment score: 0.425
After him Elon the Zebulunite
served as judge over Israel . He judged Israel for ten years .
Taoriany dia i Elona ilay Zebolonita no niasa toy ny mpitsara an'Israel . Nitsara an'Israely nandritra ny folo taona izy .
JDG 12:12     Alignment score: 0.723
Elon the Zebulunite
died and was buried in Aijalon in the land of Zebulun .
Maty i Elona ilay Zebolonita ary nalevina tao Aialona tany amin ' ny tanin'i Zebolona .
JDG 12:13     Alignment score: 0.346 → 0.384
After him , Abdon son of Hillel the Pirathonite served as a judge over Israel .
Naanaraka
azy , dia i Abdona zanaka lahin ' i Elela ilay Piratonita no niasa toy mpitsara an'Israely .
JDG 12:14     Alignment score: 0.487 → 0.499
He had forty sons and thirty grandsons . They rode on seventy donkeys , and he judged Israel for eight years .
Nanana zanakalahy efapolo izy ary zafikely lahy telopolo . Nitaingina ampondra fitopolo izy ireo . Ary nitsara an'Israely nadritra ny valo taona izy .
JDG 12:15     Alignment score: 0.599
Abdon son of Hillel the Pirathonite died
and was buried in Pirathon in the land of Ephraim in the hill country of the Amalekites .
Maty i Abdona zanaka lahin'i Elela ilay Piratonita ary nalevina tao Piratona tany amin ' ny tanin'i Efraima tany havoan ' ny firenen'ireo Amalekita .
JDG 12     Average alignment score: 0.456 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21