Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 4:1     Alignment score: 0.526
After Ehud died , the people of Israel once again did what was evil in the sight of Yahweh .
Taorian ' ny nahafatesan'i Ehoda , dia nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh indray ny vahoakan'Israely .


JDG 4:2     Alignment score: 0.48 → 0.494
Yahweh sold them into the hand of Jabin king of Canaan who reigned in Hazor . The commander
of his army was named Sisera , and he lived in Harosheth Haggoyim .
Namidin'i Yaveh teo an - tanan'i Jabina mpanjakan'i Kanana izay nanjaka tao Hazora izy ireo . Ny anaran ' ny mpitari - tafiny dia i Sisera , ary nipetraka tao Harosetan'ireo Jentilisa izy .
JDG 4:3     Alignment score: 0.541 → 0.54
The people of Israel called out to Yahweh for help , because Sisera had nine hundred iron chariots and he oppressed the people of Israel with force for twenty years .
Niantso vonjy mafy tamin'i Yaveh ny vahoakan'Israely , satria nanana kalesy vy sivinjato Sisera ary nampahory ny vahoakan'Israely tamin - kery nandritra
ny roapolo taona izy .
JDG 4:4     Alignment score: 0.529
Now Deborah , a prophetess ( the wife of Lappidoth ) , was a leading judge in Israel at that time .
Ary Debora , mpaminany vavy ( vadin'i
Lapidota ) , no nitarika ny fitsarana tao Israely tamin'izany fotoana izany .
JDG 4:5     Alignment score: 0.387 → 0.4
She used to sit under the palm of Deborah between Ramah and Bethel in the hill country of Ephraim , and the people of Israel came to her to settle their disputes .
Zatra nipetraka teo ambany rofian'i Debora anelanelan'i
Rama sy Betela tao amin ' ny tany havoanan'i Efraima izy , ary ny vahoakan'Israely nankany aminy mba hametraka ireo fifandiran'izy ireo taminy .
JDG 4:6     Alignment score: 0.524 → 0.529
She sent for Barak son of Abinoam from Kedesh
in Naphtali . She said to him , " Yahweh , the God of Israel , commands you , ' Go to Mount Tabor , and take with you ten thousand men from Naphtali and Zebulun .
Naniraka an'i Baraka zanaka lahin'i Abinoama avy any Kadesy ao Naftaly izy . Hoy izy taminy : " Yaveh , ry Andriamanitr'Israely , mandidy anao hoe : ' Mandehana any an - tendrombohitra Tabara , ary mitondrà lehilahy iray alina avy ao Naftaly sy Zebolona .
JDG 4:7     Alignment score: 0.501 → 0.503
I will draw out Sisera , the commander
of Jabin 's army , to meet you by the Kishon River , with his chariots and his army , and I will give you victory over him . ' "
Hanatsoaka an'i Sisera , mpitari - tafik'i Jabina Aho , mba hihaona aminao eo amin ' ny renirano Kisona , miaraka amin'ireo kalesiny sy ireo tafiny , ary hanome anao fandresena azy ireo Aho . "
JDG 4:8     Alignment score: 0.37
Barak said to her , " If you go with me , I will go , but if you do not go with me , I will not go . "
Hoy Baraka taminy : " Raha miaraka amiko ianao , dia handeha aho , nefa raha tsy miaraka amiko ianao , dia tsy handeha aho .
JDG 4:9     Alignment score: 0.418 → 0.448
She said , " I will certainly go with you . However , the road on which you are going will not lead to your honor , for Yahweh will sell Sisera into the hand of a woman . " Then Deborah got up and went with Barak to Kedesh
.
Hoy izy : " Hiaraka aminao tokoa aho . Na izany aza , ny lalana izay andehananareo dia tsy hitarika anareo any amin ' ny voninahitrareo , fa hivarotra an'i Sisera eo an - tanan ' ny vehivavy i Yaveh . " Dia niakatra Debora ary niaraka tamin'i Baraka nankany Kadesy .
JDG 4:10     Alignment score: 0.488
Barak called for the men of Zebulun and Naphtali to come
together at Kedesh . Ten thousand men followed him , and Deborah went along with him .
Niantso ireo lehilahin'i Zebolona sy Naftaly mba hiaraka ho any Kadesy i Baraka . Lehilahy iray alina no nanaraka azy , ary niaraka taminy i Debora .
JDG 4:11     Alignment score: 0.566 → 0.588
Now Heber
( the Kenite ) had separated himself from the Kenites they were the descendants of Hobab ( Moses ' father-in-law ) and he pitched his tent by the oak in Zaanannim near Kedesh .
Ary Hebera ( ilay Kenita ) nisaraka tamin'ireo Kenita_taranak'i Hobaba izy ireo ( rafozan - dahin'i Mosesy ) _ ary nanorina ny lainy teo amin ' ny terebinta tany Zananima akaikin'i Kadesy izy .
JDG 4:12     Alignment score: 0.576
When they told Sisera that Barak son of Abinoam had gone up to Mount Tabor ,
Rehefa nolazain'izy ireo tamin'i Sisera fa niakatra tany
an - tendrombohitra Tabara i Baraka zanaka lahin'i Abinoama ,
JDG 4:13     Alignment score: 0.489
Sisera called out all his chariots , nine hundred iron chariots , and all the soldiers who were with him , from Harosheth Haggoyim to the Kishon River .
dia niantso mafy ireo kalesiny rehetra i Sisera , kalesy vy sivinjato , ary ireo miaramila rehetra izay niaraka taminy , hatreo Harosetan ' ny Jentilisa ka hatrany amin ' ny Renirano Kisona .
JDG 4:14     Alignment score: 0.448 → 0.467
Deborah said to Barak , " Go ! For this is the day in which Yahweh has given you victory over Sisera . Is not Yahweh leading you ? " So Barak went down from Mount Tabor with ten thousand men following him .
Hoy Debora tamin'i Baraka : " Mandehana ! Fa ity no andro izay nanomezan'i Yaveh fandresena anareo eo amin'i Sisera . Moa ve tsy mitarika anareo i Yaveh ? " Dia nidina avy teny
an - tendrombohitra Tabara niaraka tamin'ireo lehilahy iray alina nanaraka azy i Baraka .
JDG 4:15     Alignment score: 0.343
Yahweh confused Sisera and all his chariots and all his army with the edge of the sword . And Sisera got down from his chariot and ran away on foot .
Nampifanjevon'i Yaveh ireo tafik'i
Sisera , ireo kalesiny rehetra , ary ireo tafiny rehetra . Nanafika azy ireo ny lehilahin'i Baraka ka nidina tamin ' ny kalesiny i Sisera ary nitsoaka an - tongotra .
JDG 4:16     Alignment score: 0.372 → 0.381
But Barak pursued the chariots and the army to Harosheth Haggoyim , and the whole army of Sisera was killed by the edge of the sword , and not a man survived .
Fa nenjehin'i Baraka hatrany Harosetan ' ny Jentilisa ireo kalesy sy ny tafika , ary ny tafik'i
Sisera manontolo dia novonoina tamin ' ny lelan - tsabatra , ary tsy nisy niangana na dia lehilahy iray aza .
JDG 4:17     Alignment score: 0.55
But Sisera ran away on foot to the tent of Jael , the wife of Heber
the Kenite , for there was peace between Jabin the king of Hazor and the clan of Heber the Kenite .
Nefa Sisera nandositra an - tongotra tany amin ' ny lain'i Jaela , vadin'i Hebera Kenita , satria nihavana i Jabina mpanjakan'i Hazora , sy ny ankohonan'i Hebera Kenita .
JDG 4:18     Alignment score: 0.408 → 0.408
Jael went out to meet Sisera and said to him , " Turn aside , my master ; turn aside to me and do not be afraid . " So he turned aside to her and came into her tent , and she covered him with a blanket .
Nivoaka hihaona amin'i Sisera i Jaela ary nanao taminy hoe : " Mivilia
, ry tompoko , mivilia aty amiko ary aza matahotra . " Dia nivily tany aminy izy ka niditra tao amin ' ny lainy , ary norakofany tamin ' ny bodofotsy izy .
JDG 4:19     Alignment score: 0.427
He said to her , " Please give me a little water to drink , for I am thirsty . " She opened a leather bag of milk and gave him drink , and then she covered him up again .
Hoy izy taminy : " Mba omeo rano kely ho sotroina re aho , fa mangetaheta . " Nanokatra kitapon - dronono hoditra izy ary nanome azy ho sotroina , avy eo dia norakofany indray izy .
JDG 4:20     Alignment score: 0.289 → 0.289
He said to her , " Stand at the opening of the tent . If someone comes and asks you , ' Is anyone here ? ' , say ' No ' . "
Hoy izy taminy : " Mitsangàna eo am - baravaran
' ny lay . Raha misy olona tonga ary manontany anao hoe : ' Misy olona ve ato ? ' , dia teneno hoe : ' Tsia ' . "
JDG 4:21     Alignment score: 0.433 → 0.433
Then Jael ( the wife of Heber
) took a tent peg and a hammer in her hand and went in secretly to him , for he was in a deep sleep , and she hammered the tent peg into the side of his head until it went down into the ground , and he died .
Ary Jaela ( vadin'i Hebera ) naka tsatokan - day sy tantanana teny an - tanany ary niditra an - tsokosoko tao aminy , fa tao anaty torimaso lalina izy , ary nively ny tsatokan - day tamin ' ny tantanana teo amin ' ny faritry ny lohany izy ary nitsatoka taminy izany ka nirodana tamin ' ny tany , dia maty izy .
JDG 4:22     Alignment score: 0.402 → 0.407
As Barak was pursuing Sisera , Jael want out to meet him and said to him , " Come , I will show you the man you are looking for . " So he went in with her , and there lay Sisera dead , with the tent peg in the side of his head .
Raha nanenjika an'i Sisera i Baraka , dia naniry ny hivoaka hihaona aminy i Jaela ary nanao taminy hoe : " Avia , hasehoko anao ny lehilahy tadiavinao . " Dia niaraka niditra taminy izy , ary indro Sisera maty nitsirara , miaraka amin ' ny tsatokan - day teo anilan
' ny lohany .
JDG 4:23     Alignment score: 0.474
So on that day God subdued Jabin , the king of Canaan , before the people of Israel .
Ka tamin'izany andro izany no nandresen'Andriamanitra an'i Jabina , mpanjakan'i Kanana , teo anoloan ' ny vahoakan'Israely .
JDG 4:24     Alignment score: 0.279 → 0.301
The might of the people of Israel grew stronger and stronger against Jabin the king of Canaan , until they destroyed him .
Ny herin
' ny vahoakan'Israely dia nihanatanjaka hatrany nanoloana ny mpanjakan'i Kanana , mandra - pandringanan'izy ireo azy .
JDG 4     Average alignment score: 0.458 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21