Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 19:1     Alignment score: 0.423
In those days , when there was no king in Israel , there was a man , a Levite , living for a while in the most remote area of the hill country of Ephraim . He took for himself a woman , a concubine
from Bethlehem in Judah .
Tamin'izany andro izany , rehefa tsy nisy mpanjaka tao Israely , dia nisy lehilahy iray , Levita , nivahiny tany amin ' ny faritra lavitra indrindra tamin ' ny tany havoan'i Efraima . Naka vehivavy ho azy izy , vaditsindrano avy any Betleheman'i Joda .


JDG 19:2     Alignment score: 0.286 → 0.286
But his concubine acted like a prostitute
against him ; she left him and went back to her father 's house in Bethlehem of Judah . She stayed there for four months .
Nefa tsy tokam - po taminy ilay vaditsindranony ; nandao azy ravehivavy ary niverina tany an - tranon - drainy tany Betleheman'i Joda . Nijanona tany efa - bolana izy .
JDG 19:3     Alignment score: 0.271 → 0.272
Then her husband got up and went after her in order to persuade her to come
back . His servant was with him , and a yoke of donkeys . She brought him into her father 's house . When the girl 's father saw him , he was glad to meet him .
Ary niarina ny vadiny ka nanaraka azy mba handresy lahatra azy hody . Niaraka taminy ny mpanompony , sy ny ampondra anankiroa . Dia nentiny tany an - tranon - drainy izy . Rehefa nahita azy ny rain'ilay zazavavy , dia faly izy . Ny rafozan - dahiny ,
JDG 19:4     Alignment score: 0.415
His father-in-law , the girl 's father , persuaded him to stay for three days . They ate and drank
, and they spent the night there .
ilay rain'ilay zazavavy , dia nandresy lahatra azy mba hijanona telo andro . Nisakafo sy nisotro izy ireo , ary nandany ny alina tao .
JDG 19:5     Alignment score: 0.328 → 0.329
On the fourth day they got up early and he prepared to go , but the girl 's father said to his son-in-law , " Strengthen yourself with a bit of bread , then you may go . "
Nifoha aloha izy ireo tamin ' ny andro fahaefatra
, ary niomana ny handeha izy , kanefa ny rain'ilay zazavavy niteny tamin ' ny vinanto lahiny hoe : " Tohano amin ' ny mofo aloha ny tenanao , dia mahazo mandeha ianareo avy eo . "
JDG 19:6     Alignment score: 0.329
So the two of them sat down to eat and drink
together . Then the girl 's father said , " Please be willing to spend the night and have a good time . "
Dia nipetraka izy roa ka niara - nihinana sy nisotro . Ary hoy ny rain'ilay zazavavy hoe : " Mba maneke handany ny alina ary mifalia . "
JDG 19:7     Alignment score: 0.274 → 0.295
When the Levite got up to leave , the father of the young woman
urged him to stay , so he changed his plan and spent the night there again .
Rehefa nifoha mba handeha ilay Levita , dia nanery azy hijanona ny rain'ilay zatovovavy , nanova ny drafiny izy noho izany ary nandry tao indray .
JDG 19:8     Alignment score: 0.339 → 0.353
On the fifth day he woke
up early to leave , but the girl 's father said , " Strengthen yourself , and wait until the afternoon . " So the two of them had a meal .
Tamin ' ny andro fahadimy dia nifoha aloha mba hanainga izy , fa ny rain'ilay zazavavy niteny taminy hoe : " Tohano aloha ny tenanao , ary miandrasa mandra - pihilan ' ny andro . " Ary dia nisakafo izy roa .
JDG 19:9     Alignment score: 0.326 → 0.343
When the Levite and his concubine and his servant rose
up to depart , his father-in-law , the girl 's father said to him , " See now , the day is advancing toward evening . Please stay another night , and have a good time . You can get up early tomorrow and go back home . "
Rehefa niarina mba hanainga ilay Levita sy ny vadintsindranony ary ny mpanompony , dia niteny taminy ny rafozan - dahiny , ilay rain'ilay zazavavy hoe : " Indro , mandroso miha hariva ny andro . Mijanòna re anio alina , ary mifalia . Afaka mifoha aloha ianareo rahampitso ary mandeha mody . "
JDG 19:10     Alignment score: 0.399 → 0.402
But the Levite was not willing to spend the night . He got up and left . He went toward Jebus ( that is Jerusalem ) . He had a pair of saddled donkeys and his concubine was with him .
Fa ilay Levita tsy vonona ny handry . Niarina izy ary nandeha . Nandroso nankany Jebosa izy ( Jerosalema izany ) . Nanana ampondra nisy lasely anankiroa izy_ary niaraka taminy ny vadintsindranony .
JDG 19:11     Alignment score: 0.394
When they were near Jebus , the day was nearly over , and the servant said to his master , " Come , let us turn aside to the city of the Jebusites and spend the night in it . "
Rehefa nanakaiky an'i Jebosa izy ireo , dia efa nadiva hifarana ny andro , ary ilay mpanompo niteny tamin ' ny tompony hoe : " Andao , andeha isika hivily ao an - tanànan'ireo Jebosita ary hatory ao amin'izany . "
JDG 19:12     Alignment score: 0.379
His master said to him , " We will not turn aside into a city of foreigners
who do not belong to the people of Israel . We will go on to Gibeah . "
Hoy ny tompony taminy hoe : " Tsy hivily amin ' ny tanànan ' ny vahiny izay tsy isan ' ny vahoakan'i Israely isika . Handroso ho any Gibea isika . "
JDG 19:13     Alignment score: 0.473
The Levite said to his young man , " Come , let us go to one of those
other places , and spend the night in Gibeah or Ramah . "
Ilay Levita niteny tamin'ilay tovolahiny hoe : " Andao , andeha isika ho any amin ' ny iray amin'ireo toerana hafa , ary handany ny alina any Gibea na Rama . "
JDG 19:14     Alignment score: 0.475
So they went on , and the sun set as they came
near to Gibeah , in the territory of Benjamin .
Dia nandroso izy ireo , ary nilentika ny masoandro raha nanakaiky an'i Gibea izy ireo , ao amin ' ny faritanin'i Benjamina .
JDG 19:15     Alignment score: 0.352 → 0.355
They turned aside there to spend the night in Gibeah . They went and sat down in the city square , but no one took them into his house for the night .
Nivily tao izy ireo ary natory tao Gibea . Nandeha izy ireo ary nipetraka teo an - kianjan ' ny tanàna , fa tsy nisy olona na iray nampiantrano azy ireo ny alina .
JDG 19:16     Alignment score: 0.364 → 0.365
But then an old man was coming from his work in the field that evening . He was from the hill country of Ephraim , and he was staying for a while in Gibeah . But the men living in that place were Benjamites .
Fa avy eo dia nisy lehilahy antitra iray nody avy niasa tany
an - tsaha iny hariva iny . Avy any amin ' ny tany havoan'i Efraima izy , ary nivahiny tao Gibea . Nefa ny olona nipetraka teo amin'ilay toerana dia Benjamita .
JDG 19:17     Alignment score: 0.348 → 0.361
He raised his eyes and saw the traveler
in the city square . The old man said , " Where are you going ? Where are you coming from ? "
Nampitraka ny masony izy ary nahita ny mpandeha avy lavitra teo an - kianjan ' ny tanàna . Hoy ilay lahy antitra hoe : " Ho aiza ianareo ? Ary avy aiza ny fiavianareo ? "
JDG 19:18     Alignment score: 0.369 → 0.369
The Levite said to him , " We are on our way from Bethlehem in Judah to the most remote part of the hill country of Ephraim , which is where I come
from . I went to Bethlehem in Judah , and I am going to the house of Yahweh , but there is no one who will take me into his house .
Ilay Levita niteny taminy hoe : " An - dalana avy any Betleheman'i Joda ho any amin ' ny faritra lavitra indrindra amin ' ny tany havoan'i Efraima , izay niaviako izahay . Nankany Betleheman'i Joda aho , ary handeha ho any an - tranon'i Yaveh , nefa tsy hisy olona hampiantrano ahy .
JDG 19:19     Alignment score: 0.293 → 0.34
We have straw and feed for our donkeys , and there is bread and wine for me and your female servant here , and for this young man with your servants . We lack nothing . "
Manana mololo sy sakafo ho an ' ny ampondranay izahay , ary misy mofo sy divay ho ahy sy ho an'ireo mpanompo vavinao aty , ary ho an ' ny tovolahinao miaraka amin'ireo mpanomponao . Tsy misy zava - mahory anay . "
JDG 19:20     Alignment score: 0.291 → 0.291
The old man greeted them , " Peace be with you ! I will take care of all your needs . Only do not spend the night in the square . "
Dia niarahaba azy ireo ilay lahy antitra hoe : " Ho aminareo ny fiadanana ! Izaho no hiantoka ny filànao rehetra . Fa aza mandry eto an - kianja fotsiny . "
JDG 19:21     Alignment score: 0.403
So the man brought the Levite into his house and gave feed
to the donkeys . They washed their feet and ate and drank .
Koa dia nentin'ilay lehilahy tany an - tranony ilay Levita ary nomeny sakafo ireo ampondrany . Nanasa ny tongony izy ireo ary nihinana sy nisotro .
JDG 19:22     Alignment score: 0.275
While they were making their hearts glad , some men of the city , worthless men , surrounded the house , beating on the door . They spoke to the old man , the master of the house , saying , " Bring out the man who came into your house , so we can know
him . "
Raha mbola nampifaly ny fony izy ireo , dia nisy lehilahy maromaro tao an - tanàna , lehilahy tsy mendrika , nanodidina ny trano , nively ny varavarana . Niteny tamin'ilay lahy antitra , ilay tompon - trano izy ireo , nanao hoe : " Avoahy ilay lehilahy izay tonga ao an - tranonao , fa hiara - mandry aminy izahay . "
JDG 19:23     Alignment score: 0.235 → 0.241
The man , the master of the house , went out to them and said to them , " No , my brothers , please do not do this evil thing ! Since this man is a guest in my house , do not do this act of disgraceful folly !
Nivoaka ilay lehilahy , tompon
- trano , ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Tsia , ry rahalahiko , aza manao izao zava - dratsy izao tompoko ! Satria vahiny ato an - tranoko io lehilahy io , ka aza manao izao zava - pady izao !
JDG 19:24     Alignment score: 0.218
See , my virgin daughter
and his concubine are here . Let me bring them out now . Violate them and do with them whatever you like . But do not do such an act of disgraceful folly to this man ! "
Indro , ato ny zanako vavy virijiny sy ny vaditsindranony . Mamèla ahy hitondra azy ireo hivoaka izao . Haolano sy ataovy amin'izy ireo izay tianareo atao aminy . Fa aza manao zava - pady toy izany amin'io lehilahy io ! "
JDG 19:25     Alignment score: 0.237
But the men would not listen to him , so the man seized his concubine and brought her out to them . They raped her and abused her all throughout the night , and at dawn they let her go .
Kanefa tsy nihaino azy ireo lehilahy , ka dia nosamborin'ilay lehilahy ny vaditsindranony ary navoakany teo amin'izy ireo izy . Nisambotra azy izy ireo , nanolana azy , ary nanararaotra azy nandritra
ny alina , ary navelan'izy ireo handeha izy raha nangiran - dratsy .
JDG 19:26     Alignment score: 0.29 → 0.324
At dawn the woman came and she fell down at the door of the man 's house where her master was , and she lay there until it was light .
Rehefa nangiran - dratsy dia tonga ravehivavy ary nianjera teo am - baravaran
' ny tranon'ilay lehilahy izay nisy ny tompony izy , ary dia nitsirara teo izy mandra - pahazavan ' ny andro .
JDG 19:27     Alignment score: 0.228 → 0.242
Her master rose up in the morning and opened the doors of the house and went out to go on his way . He could see his concubine
lying there at the door , with her hands on the threshold .
Nifoha ny tompony nony maraina ary namoha ny varavaran ' ny trano ka nivoaka hanohy ny lalany . Nahita ny vadin - tsindranony niampatra teo am - baravarana izy , ary ny tanany teo an - tokonam - baravarana .
JDG 19:28     Alignment score: 0.232 → 0.235
The Levite said to her , " Get up . Let us go . " But there was no answer . He put her on the donkey , and the man set out for home .
Dia hoy ilay Levita taminy hoe : " Mifohaza , ndao isika handeha . " Nefa tsy nisy namaly . Nasampiny teo amin ' ny ampondra izy , ary niainga hody any aminy ilay lehilahy .
JDG 19:29     Alignment score: 0.313 → 0.316
When the Levite came to his house , he took a knife , and he took hold
of his concubine , and cut her up , limb by limb , into twelve pieces , and sent the pieces everywhere throughout Israel .
Rehefa tonga tany an - tranony ilay Levita , dia naka antsy izy , ary noraisiny ny vaditsindranony , ary notetehiny , isam - pamavanin - taolana , ho roa ambin ' ny folo tetika , ary nampitondra izany nanerana ny Israely rehetra .
JDG 19:30     Alignment score: 0.294 → 0.296
All who saw this said , " Such a thing has never been done or seen from the day the people of Israel came
up out of the land of Egypt to this present day . Think about it ! Give us advice ! Tell us what to do ! "
Izay rehetra nahita izany dia niteny hoe : " Zavatra mbola tsy nisy nanao na nahita hatramin ' ny andro niakaran'Israely avy any amin ' ny tany Egypta mandrak'androany izao . Hevero izany ! Toroy hevitra izahay ! Lazao anay izay tokony hatao ! "
JDG 19     Average alignment score: 0.329 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21