Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 18:1     Alignment score: 0.351 → 0.381
In those days there was no king in Israel . The tribe of the descendants of Dan was looking for a territory to live
in , for up to that day they had not received any inheritance from among the tribes of Israel .
Tamin'izany andro izany dia mbola tsy nisy mpanjaka tao Israely . Nitady faritra honenana ny fokon'ireo taranak'i Dana , satria tamin'izany andro izany dia tsy nahazo lova tamin'ireo fokon'Israely mihitsy izy ireo .


JDG 18:2     Alignment score: 0.401 → 0.409
The people of Dan sent five men from the whole number of their tribe , men who were experienced warriors from Zorah and from Eshtaol , to scout the land on foot , and to look it over . They said to them , " Go and look over the land . " They came to the hill country of Ephraim , to the house of Micah , and they spent the night there .
Naniraka lehilahy dimy tamin'ireo olona maro be tao amin ' ny fokon'izy ireo ny vahoakan'i
Dana , lehilahy izay mpiady efa za - draharaha avy amin'i Zora sy Estaola , mba handeha hiaodihaody an - tongotra amin'ilay tany , ary hizaha izany . Hoy izy ireo tamin'izy ireo hoe : " Mandehana ka zahao ilay tany . " Tonga tany amin ' ny tany havoan'i Efraima izy ireo , tany amin ' ny tranon'i Mika , ka nijanona tao izy ireo ny alina .
JDG 18:3     Alignment score: 0.402
When they were near Micah 's house , they recognized the speech of the young Levite . So they stopped and asked him , " Who brought you here ? What are you doing in this place ? Why are you here ? "
Rehefa nanakaiky ny tranon'i Mika izy ireo , dia nahafantatra ny firesak'ilay zatovo Levita . Koa dia nijanona izy ireo ary nanontany azy hoe : " Iza no nitondra anao taty ? Inona no ataonao
aty amin'ity toerana ity ? Nahoana ianao no eto ? "
JDG 18:4     Alignment score: 0.286 → 0.289
He said to them , " This is what Micah has done for me : He has hired me to become
his priest . "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Izao no nataon'i Mika tamiko : Nokaramainy ho lasa mpisorony aho . "
JDG 18:5     Alignment score: 0.172 → 0.219
They said to him , " Please seek the advice of God , so we may know
whether the journey we are going on will be successful . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Mba anontanio re ny hevitr'Andriamanitra , mba hahafantaranay raha hahomby ny dia izay alehanay . "
JDG 18:6     Alignment score: 0.46 → 0.465
The priest said to them , " Go in peace . Yahweh will lead you in the way you should go . "
Hoy ilay mpisorona tamin'izy ireo hoe : " Mandehana am - piadanana . Hitarika anareo amin ' ny lalana tokony alehanareo i Yaveh . "
JDG 18:7     Alignment score: 0.323 → 0.323
Then the five men left and came to Laish , and they saw that the people were living in safety , in the same way the Sidonians lived , undisturbed and secure . There was no one who conquered them or who oppressed them in any way in the land . They lived far away from the Sidonians and had no dealings with anyone .
Ary lasa ireo lehilahy dimy ka tonga tao Laisy , ary nahita izy ireo fa niaina am - piadanana ny vahoaka , tahaka ny fomba niainan'ireo Sidoniana , tsy voakorontana sy voaaro . Tsy nisy nambabo na nampahory azy ireo tamin ' ny fomba rehetra tao amin'ilay tany . Nonina lavitra an'ireo Sidoniana izy ireo ary tsy nanana fifandraisana tamin'iza na iza .
JDG 18:8     Alignment score: 0.52
They returned to their tribe in Zorah and Eshtaol . Their relatives asked them , " What is your report ? "
Niverina tany amin ' ny fokony
any Zora sy Estaola izy ireo . Dia nanontany azy ireo ny havany hoe : " Inona no tatitrareo ? "
JDG 18:9     Alignment score: 0.305 → 0.304
They said , " Come ! Let us attack them ! We have seen the land and it is very good . Are you doing nothing ? Do not be slow to attack and conquer the land .
Hoy izy ireo hoe : " Avia ! Andao hanafika azy ireo ! Efa hitanay
ilay tany ary tena tsara izany . Tsy hanao na inona na inona ve ianareo ? Aza mitaredretra hanafika sy haka ilay tany .
JDG 18:10     Alignment score: 0.241
When you go , you will come
to a secure people , and the land is wide ! God has given it to you a place that does not lack anything in the land . "
Rehefa mandeha ianareo , dia ho tonga any amin ' ny vahoaka izay mihevitra fa tsy manana ahiahy izy ireo , ary midadasika ilay tany ! Nomen'Andriamanitra anareo izany dia toerana iray izay tsy ahitana tsy fahampiana ao amin'ilay tany . "
JDG 18:11     Alignment score: 0.518 → 0.521
Six hundred men of the tribe of Dan , armed with weapons of war , set out from Zorah and Eshtaol .
Nisy eninjato lahy avy amin ' ny fokon'i Dana , mitàna fitaovam - piadiana , nivoaka avy tany
Zora sy Estaola .
JDG 18:12     Alignment score: 0.535 → 0.59
They went up and camped at Kiriath Jearim , in Judah . This is why people called that place Mahaneh Dan to this day ; it is west of Kiriath Jearim .
Niakatra izy ireo ary nitoby tao Kiriata - jearima , ao Joda . Izany no antony hiantsoan ' ny olona io toerana io hoe Mahane - dana mandrak'ankehitriny ; ao andrefan'i
Kiriata - jearima izany .
JDG 18:13     Alignment score: 0.481
They went away from there to the hill country of Ephraim and came to the house of Micah .
Niala tao nankany amin ' ny tany havoan'i
Efraima izy ireo ary tonga tao amin ' ny tranon'i Mika .
JDG 18:14     Alignment score: 0.359 → 0.364
Then the five men who had gone to scout the country of Laish said to their relatives , " Do you know that in these houses there are an ephod , household gods , a carved image , and a cast metal figure ? Decide now what you will do . "
Dia hoy ireo lehilahy dimy izay nandeha mba hiaodihaody tany amin ' ny firenen'i Laisy tamin'ireo havany hoe : " Fantatrareo ve fa ato amin'ireto trano ireto dia misy efoda , terafima , sarin - javatra voasokitra , ary sarin
- javatra an'idina ? Koa manapaha hevitra ankehitriny ny amin'izay ho ataonareo . "
JDG 18:15     Alignment score: 0.476
So they turned in there and came to the house of the young man , the Levite , at the house of Micah , and they greeted him .
Koa nivily tao izy ireo ary tonga tany amin ' ny tranon'ilay zatovo Levita , tao an - tranon'i Mika , ary niarahaba azy izy ireo .
JDG 18:16     Alignment score: 0.485 → 0.485
Now the six hundred Danites , armed with weapons of war , stood at the entrance of the gate .
Ary ireo Danita eninjato , nanana fitaovam - piadiana , dia nitsangana teo amin ' ny fidiran
' ny vavahady .
JDG 18:17     Alignment score: 0.371 → 0.374
The five men who had gone to scout out the land went there and they took the carved figure , the ephod , the household gods , and the cast metal figure , while the priest stood by the opening of the gate with the six hundred men armed with weapons of war .
Ireo lehilahy dimy izay nandeha hisafo ilay tany dia nankany ary naka ilay sarin
- javatra voasokitra , ilay efoda , ireo terafima , ary ilay sarin - javatra an'idina , raha nijoro teo amin ' ny fidirana eo amin ' ny vavahady niaraka tamin ' ny lehilahy eninjato mitondra fitaovam - piadiana ilay mpisorona .
JDG 18:18     Alignment score: 0.359 → 0.358
When these
went into Micah 's house and took the carved image , the ephod , the household gods , and the cast metal figure , the priest said to them , " What are you doing ? "
Rehefa nankao amin ' ny tranon'i Mika ireo ka naka ilay sary an'idina , efoda , ireo andriamanitry ny tokantrano , ary ilay sarin - jaratra voasokitra , dia hoy ilay mpisorona tamin'izy ireo hoe : " Inona izao ataonareo izao ? "
JDG 18:19     Alignment score: 0.269 → 0.269
They said to him , " Be quiet ! Put your hand on your mouth and come with us , and be to us a father and a priest . Is it better for you to be priest for the house of one man , or to be priest for a tribe and a clan in Israel ? "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Mangina ! Ataovy eo amin ' ny vavanao
ny tananao ary andao hiaraka aminay , ary ho rainay sy mpisoronay ianao . Tsara kokoa ho anao ve ny ho mpisorona ho an ' ny tranon ' ny lehilahy iray , sa mpisorona ho an ' ny foko iray sy fianakaviam - be iray ao Israely ? " Faly ny fon'ilay mpisorona .
JDG 18:20     Alignment score: 0.28 → 0.286
The priest 's heart was glad . He took the ephod , the household gods , and the carved figure , and went along with the people .
Nalainy
ilay efoda , ireo terafima , sy ilay sarin - javatra voasokitra , ary lasa nanaraka ny vahoaka izy .
JDG 18:21     Alignment score: 0.228
So they turned and went away , putting the little children , their livestock and their valuable possessions
in front of them .
Dia nitodika izy ireo ary lasa . Nataon'izy ireo teo alohany ireo zaza madinika , torak'izany koa ireo biby fiompy sy ny fananan'izy ireo .
JDG 18:22     Alignment score: 0.447 → 0.45
When they were a good distance from the house of Micah , the men who were in the houses near Micah 's house were called together , and they caught up with the Danites .
Rehefa lavitra tsara ny tranon'i Mika izy ireo , dia niara - nantsoina ireo lehilahy izay tao amin'ireo trano akaikin
' ny tranon'i Mika , ary tratra niaraka tamin'ireo Danita izy ireo .
JDG 18:23     Alignment score: 0.5 → 0.501
They shouted to the Danites , and they turned and said to Micah , " Why have you been called together ? "
Niantso mafy ireo Danita izy ireo , dia nitodika izy ireo ary niteny tamin'i Mika hoe : " Nahoana ianareo no niara - nantsoina ? "
JDG 18:24     Alignment score: 0.216 → 0.234
He said , " You stole the gods that I made , you have taken my priest , and you are leaving . What else do I have left ? How can you ask me , ' What is bothering you ? ' "
Hoy izy hoe : " Nangalarinareo ireo andriamanitra izay namboariko , nalainareo ny mpisoroko , ary lasa ianareo . Inona sisa no tavela ho ahy ? Ahoana no hahafahanareo manontany ahy hoe : ' Inona no mahory anao ? ' "
JDG 18:25     Alignment score: 0.349 → 0.348
The people of Dan said to him , " You should not let us hear you say anything , or some very angry men will attack you , and you and your family will be killed . "
Hoy ny vahoakan'i
Dana taminy hoe : " Tsy tokony hamela anay handre izay rehetra lazainao ianao , raha tsy izany dia hisy olona tezitra mafy hanafika anao , ary ho vonoina ianao sy ny fianakavianao . "
JDG 18:26     Alignment score: 0.468
Then the people of Dan went their way . When Micah saw that they were too strong for him , he turned and went back to his house .
Ary nanohy ny lalany ireo vahoakan'i
Dana . Rehefa hitan'i Mika fa matanjaka loatra ho azy izy ireo , dia nivily izy ary niverina tany an - tranony .
JDG 18:27     Alignment score: 0.356 → 0.358
The people of Dan took what Micah had made , as well as his priest , and they came to Laish , to a people who were undisturbed and secure and they struck them with the edge of the sword and burned the city .
Nalain
' ny vahoakan'i Dana izay nataon'i Mika , torak'izany ny mpisorony , ary tonga tao Laisy izy ireo , tany amin ' ny vahoaka izay tsy voaelingelina sy tsy manana ahiahy ka namono azy ireo tamin ' ny sabatra izy ireo ary nandoro ilay tanàna .
JDG 18:28     Alignment score: 0.408 → 0.434
There was no one to rescue them because it was a long way from Sidon , and they had no dealings with anyone . It was in the valley that is near Beth Rehob . The Danites rebuilt the city and lived there .
Tsy nisy na iza na iza nanavotra azy ireo satria lalana lavitra an'i Sidona izany , ary tsy nanana fifandraisana tamin'iza na iza izy ireo . Tany
amin ' ny lohasaha izay akaikin ' ny Beti - rehoba izany . Namerina nanangana ilay tanàna ireo Danita ka nonina tao .
JDG 18:29     Alignment score: 0.427 → 0.436
They named the city Dan , the name of Dan their ancestor
, who was one of Israel 's sons . But the name of the city used to be Laish .
Nomen'izy ireo ny anarana hoe Dana ilay tanàna , anaran'i Dana razamben'izy ireo , ilay iray amin'ireo zanaka lahin'Israely . Fa Laisy no anarana nahazatra an'ilay tanàna .
JDG 18:30     Alignment score: 0.393 → 0.434
The people of Dan set up the carved figure for themselves . Jonathan son of Gershom
, son of Moses , he and his sons were priests for the tribe of the Danites until the day of the land 's captivity .
Natokan ' ny vahoakan'i Dana ho azy ireo ilay sarin - javatra voasokitra . Jonatana zanak'i Gersoma , zanak'i Mosesy , izy sy ireo zanany lahy dia samy mpisoron ' ny fokon'ireo Danita hatramin ' ny andro nahazoana ilay tany .
JDG 18:31     Alignment score: 0.349 → 0.353
So they worshiped Micah 's carved figure that he made as long as the house of God was at Shiloh .
Ary dia nanompo ny sarin
- javatra voasokitra izay nataon'i Mika izy ireo nandritra ny fotoana naha - tao Silo ny tranon'Andriamanitra .
JDG 18     Average alignment score: 0.38 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21