Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 20:1     Alignment score: 0.429 → 0.456
Then all the people of Israel from Dan to Beersheba , including the land of Gilead also came
out , and the congregation assembled together as one man before Yahweh at Mizpah .
Ary nivoaka toy ny olona iray ireo olon'Israely , avy any Dana ka hatrany Beri - sheba , anisan'izany ihany koa ny tanin'i Gileada , ary niara - nivory teo anatrehan'i Yaveh tany Mizpa izy ireo .


JDG 20:2     Alignment score: 0.366 → 0.39
The leaders of all the people , of all the tribes of Israel , took their places in the assembly of the people of God 400,000 footmen ready to fight with the sword .
Ireo lehiben'i vahoaka rehetra , ny fokon'Israely rehetra , nandray ny toeran'izy ireo tao amin ' ny fiangonan
' ny vahoakan'Andriamanitra lehilahy 400 . 000 mandeha tongotra , izay vonona hiady amin ' ny sabatra .
JDG 20:3     Alignment score: 0.306 → 0.304
Now the people of Benjamin heard that the people of Israel had gone up to Mizpah . The people of Israel said , " Tell us how this wicked thing happened . "
Ary ren'ireo olon'i
Benjamina fa niakatra tany Mizpa ireo vahoakan'Israely . Ireo olon'Israely nilaza hoe : " Lazao anay hoe ahoana no nahatonga izao zava - dratsy izao . "
JDG 20:4     Alignment score: 0.405 → 0.406
The Levite , the husband of the woman who had been murdered , answered , " I came to Gibeah in the territory that belongs to Benjamin , I and my concubine , to spend the night .
Ilay Levita , vadin
- dravehivavy iray izay novonoina , namaly hoe : " Nankany Gibea any amin ' ny faritra izay an'i Benjamina aho , izaho sy ny vaditsindranoko , mba handany ny alina .
JDG 20:5     Alignment score: 0.426 → 0.429
During the night , the leaders of Gibeah attacked me , surrounding the house , intending to kill me . They raped my concubine , and she died
.
Nandritra ny alina , dia nanafika ahy ireo mpitarik'i Gibea , nanodidina ilay trano ary nikasa ny hamono ahy . Nosamboriny sy naolan'izy ireo ny vaditsindranoko , ka maty izy .
JDG 20:6     Alignment score: 0.3
I took my concubine and cut her body into pieces , and sent them into each region of Israel 's inheritance , because they have committed wickedness and an act of disgraceful folly in Israel .
Nalaiko ny vaditsindranoko ary nokapakapaiko ny vatany
, ary nalefako tany amin ' ny faritry ny lovan'Israely tsirairay ireo , satria nanatanteraka faharatsiana sy fanafintohinana tahaka izany tany Israely izy ireo .
JDG 20:7     Alignment score: 0.321
Now , all you people of Israel , give your advice and counsel here . "
Ankehitriny , ianareo Israelita rehetra , omeo ny hevitrareo ary manoroa hevitra etoana . "
JDG 20:8     Alignment score: 0.311 → 0.312
All the people arose
together as one man , and they said , " None of us will go to his tent , and none of us will return to his house !
Niara - nitsangana tahaka ny olona iray ny vahoaka rehetra , ary hoy izy ireo hoe : " Tsy hisy aminay hankany amin ' ny lainy , ary tsy hisy aminay hiverina ao an - tranony !
JDG 20:9     Alignment score: 0.351
But now this is what we must do to Gibeah : We will attack it as the lot directs us .
Fa ankehitriny kosa dia izao no tsy maintsy ataontsika an'i Gibea : hanafika azy ireo araka ny hitarihan ' ny filokana antsika isik .
JDG 20:10     Alignment score: 0.424
We will take ten men of a hundred throughout all the tribes of Israel , and one hundred of a thousand , and one thousand of ten thousand , to get provisions for these
people , so that when they come to Gibeah in Benjamin , they may punish them for the act of disgraceful folly they committed in Israel . "
Haka lehilahy folo amin ' ny zato manerana ny fokon'Israely rehetra isika , sy zato amin ' ny arivo , ary arivo amin ' ny iray alina , mba haka vatsy ho an'ireo olona ireo , ka rehefa tonga any Gibea any Benjamina izy ireo , dia hosaziana amin ' ny ratsy izay nataon'izy ireo tany Israely . "
JDG 20:11     Alignment score: 0.282 → 0.283
So all the men of Israel assembled against the city , united as one man .
Noho izany dia niangona hanohitra ny tanàna , toy ny olona iray , ireo miaramilan'Israely rehetra .
JDG 20:12     Alignment score: 0.388
The tribes of Israel sent men through all the tribe of Benjamin , saying , " What is this wickedness that was done among you ?
Nandefa lehilahy tany amin ' ny fokon'i Benjamina ireo fokon'Israely , nilaza hoe : " Inona izao ratsy nataonareo teo aminareo izao ?
JDG 20:13     Alignment score: 0.285 → 0.283
Therefore , give us those
wicked men of Gibeah , so we may put them to death , and so we will completely remove this evil from Israel . " But the Benjamites would not listen to the voice of their brothers , the people of Israel .
Noho izany , omeo anay ireo lehilahy ratsy fanahy any Gibea ireo , mba hahafahanay mamono ho faty azy ireo , ary mba hanalanay tanteraka izany ratsy izany amin'i Israely . " Fa i Benjamina dia tsy te - handre ny tenin'ireo rahalahiny , ireo olon'Israely .
JDG 20:14     Alignment score: 0.239 → 0.267
Then the sons of Benjamin came together out of the cities to Gibeah to get ready to fight against the sons of Israel .
Ary niara - nivoaka ny tanàna ireo olon'i Benjamina mba hivonona hiady amin ' ny olon'Israely .
JDG 20:15     Alignment score: 0.429 → 0.432
The people of Benjamin brought together from their cities to fight on that day twenty - six thousand soldiers who were trained to fight with the sword . In addition , there were seven hundred of their chosen men from the inhabitants of Gibeah .
Ary niara - nentina avy tao amin ' ny tanànan'izy ireo ny olon'Israely mba hiady amin ' ny miaramila enina arivo sy roa alina izay efa voaofana hiady amin ' ny sabatra . Ankoatr'izay , dia nisy lehilahy fitonjato voafidy avy amin'ireo mponin'i
Gibea .
JDG 20:16     Alignment score: 0.317 → 0.337
Among all these
soldiers were seven hundred chosen men who were left - handed . Each of them could sling a stone at a hair and not miss .
Teo amin'ireo miaramila rehetra dia nisy lehilahy fito arivo voafidy izay kavia . Ny tsirairay tamin'izy ireo dia mahavita mitoraka singam - bolo amin ' ny vaton'antsamotady ka tsy mivena .
JDG 20:17     Alignment score: 0.378 → 0.378
The people of Israel , not counting the number from Benjamin , numbered 400,000 men , who were trained to fight with the sword . All of these
were men of war .
Ny vahoakan'Israely , raha tsy isaina ireo avy amin'i Benjamina , dia miisa 400 . 000 olona , izay voaomana hiady amin ' ny sabatra . Ireo rehetra ireo dia lehilahy mpiady .
JDG 20:18     Alignment score: 0.56 → 0.562
The people of Israel arose
, went up to Bethel , and asked for advice from God . They asked , " Who first will attack the people of Benjamin for us ? " Yahweh said , " Judah will attack first . "
Nitsangana ireo olon'Israely , nandeha tany Betela , ary nangataka torohevitra tamin'Andriamanitra ; Nanontany izy ireo hoe : " Iza no hanafika voalohany an'ireo olon'i Benjamina ho anay ? " ary Yaveh nilaza hoe : " Joda no hanafika voalohany . "
JDG 20:19     Alignment score: 0.438 → 0.444
The sons of Israel got up in the morning and they moved their camp near Gibeah .
Nifoha maraina ireo olon'Israely ary namindra ny tobiny
akaikin'i Gibea .
JDG 20:20     Alignment score: 0.421 → 0.422
The men of Israel went out to fight against Benjamin . They set up their battle positions against them at Gibeah .
Niakatra hiady amin'i Benjamina ireo olon'Israely . Nametraka ireo toerana amin ' ny ady tany Gibea izy ireo .
JDG 20:21     Alignment score: 0.455 → 0.455
The people of Benjamin came out of Gibeah , and they killed twenty - two thousand men from among Israel on that day .
Nivoaka avy any Gibea ireo olon'i
Benjamina , ary namono lehilahin ' ny tafik'Israely roa arivo sy roa alina taminizany andro izany .
JDG 20:22     Alignment score: 0.217 → 0.227
But the men of Israel strengthened themselves and they formed the battle line in the same place where they had taken positions on the first day .
Fa nampahery tena ny olon'Israely ary namorona filaharana teo amin'ilay toerana izay nilaharan'izy ireo tamin ' ny andro voalohany izy ireo .
JDG 20:23     Alignment score: 0.4 → 0.419
Then the people of Israel went up and they wept before Yahweh until evening , and they sought direction from Yahweh . They said , " Should we go again to fight against our brothers , the people of Benjamin ? " Yahweh said , " Attack them ! "
Ary niakatra ireo olon'Israely ka nitomany teo anoloan'Yaveh mandra - pahariva ny andro izy ireo , ary nitady lalana tamin'Yaveh izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Moa ve tokony handeha hiady amin'ireo rahalahinay
izahay , ireo olon'i Benjamina ? " Ary Yaveh nilaza hoe : " Tafiho izy ireo ! "
JDG 20:24     Alignment score: 0.462
So the people of Israel went against the soldiers of Benjamin the second day .
Ka nandeha nanohitra ireo miaramilan'i
Benjamina ireo olon'Israely ny andro faharoa .
JDG 20:25     Alignment score: 0.486
On the second day , Benjamin went out against them from Gibeah and they killed eighteen thousand men from the people of Israel . All were men who trained to fight with the sword .
Tamin ' ny andro faharoa , dia nivoaka nanohitra azy ireo tany
Gibea i Benjamina ary namono lehilahy valo arivo sy iray alina avy tamin ' ny olon'Israely . Izy rehetra dia lehilahy voaomana hiady amin ' ny sabatra .
JDG 20:26     Alignment score: 0.523 → 0.521
Then all the people of Israel , all the people , went up to Bethel and wept , and there they sat before Yahweh and they fasted that day until the evening and offered burnt offerings
and peace offerings before Yahweh .
Dia nandeha niakatra ho any Betela avokoa ireo miaramilan'Israely sy ireo vahoaka rehetra ka nitomany , ary nipetraka teo anoloan'i Yaveh tany izy ireo ary nifady hanina mandra - pahariva tamin'izany andro izany ary nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihavanana teo anatrehan'i Yaveh .
JDG 20:27     Alignment score: 0.405 → 0.437
The people of Israel asked Yahweh for the ark of the covenant of God was there in those days ,
Nanontany an'i Yaveh ireo olon'Israely satria tany
ny fiaran ' ny faneken'Andriamanitra tamin'izany andro izany ,
JDG 20:28     Alignment score: 0.436
and Phinehas , son of Eleazar son of Aaron , was serving before the ark in those days " Should we go out to battle once more against the people of Benjamin , our brothers , or stop ? " Yahweh said , " Attack , for tomorrow I will help you defeat them . "
ary nanompo teo anatrehan
' ny fiara i Fineasy zanak'i Eliazara zanaka lahin'i Arona tamin'izany andro izany " Tokony hivoaka hiady amin ' ny olon'i Benjamina , rahalahinay , indray mandeha koa ve izahay sa hijanona ? " Hoy Yaveh hoe : " Tafiho , satria hanampy anareo handresy azy ireo Aho rahampitso . "
JDG 20:29     Alignment score: 0.309
So Israel set men in secret places around Gibeah .
Koa dia nametraka olona tany amin ' ny toerana miafina nanodidina an'i Gibea i Israely .
JDG 20:30     Alignment score: 0.388 → 0.389
The people of Israel fought against the people of Benjamin for the third day , and they formed their battle lines against Gibeah as they had done before .
Niady tamin'ireo olon'i Benjamina ireo olon'Israely tamin ' ny andro fahatelo , ary nametraka ny filaharan'ady nanohitra an'i Gibea izy ireo araka izay efa nataony teo aloha .
JDG 20:31     Alignment score: 0.424
The people of Benjamin went and fought against the people , and they were drawn away from the city . They began to kill some of the people . There were about thirty men of Israel who died
in the fields and on the roads . One of the roads went up to Bethel , and the other went to Gibeah .
Nandeha ka niady tamin'ireo vahoaka ny olon'i Benjamina , ary voaroaka niala ny tanàna izy ireo . Nanomboka namono ny sasany tamin'ireo vahoaka izy ireo . Teo amin ' ny olon'Israely telopolo teo no maty tany an - tsaha sy teny an - dalana . Ny iray tamin'ireo lalana dia niakatra nankany Betela , ary ny iray hafa dia nankany Gibea .
JDG 20:32     Alignment score: 0.316 → 0.316
Then the people of Benjamin said , " They are defeated and they are running away from us , just as at first . " But the people Israel said , " Let us run back and draw them away from the city to the roads . "
Dia hoy ny olon'i
Benjamina hoe : " Resy izy ireo ary nandositra lavitra antsika , toy ny tamin ' ny voalohany ihany . " Saingy hoy ireo miaramilan'Israely hoe : " Andeha isika hihazakazaka hiverina ka handroaka azy ireo hiala amin ' ny tanàna ho eny an - dalana . "
JDG 20:33     Alignment score: 0.33 → 0.395
All the men of Israel rose up out of their places and formed themselves into lines for battle at Baal Tamar . Then the people of Israel who had been hiding in secret places ran out from their places from Maareh Gibeah .
Dia nitsangana avy teo amin ' ny toeran'izy ireo ny olon'Israely rehetra ary nanao filaharan'ady tany
Bala - tamara . Dia nihazakazaka nivoaka avy tao amin ' ny fitoerany ireo miaramilan'Israely izay niafina tao amin ' ny toerana fiafenana tao Mare - gibea .
JDG 20:34     Alignment score: 0.279 → 0.282
Ten thousand chosen men out of all Israel came out against Gibeah , and the fighting was fierce , but the Benjamites did not know that disaster was close to them .
Indreo
nisy lehilahy voafantina iray alina avy any Israely nivoaka hanohitra an'i Gibea , ary namaivay ny ady , fa tsy nahalala ireo Benjamita fa nananontanona azy ireo ny loza .
JDG 20:35     Alignment score: 0.404 → 0.408
Yahweh defeated Benjamin before Israel . On that day , the people of Israel destroyed 25,100 men of Benjamin . All these
who died were those who had been trained to fight with the sword .
Nandresy an'i Benjamina teo anoloan'Israely i Yaveh . Tamin'izany andro izany , dia nahafaty olon'i Benjamina 25 . 100 ireo miaramilan'Israely . Ireo rehetra maty dia ireo izay efa vaomana hiady amin ' ny sabatra .
JDG 20:36     Alignment score: 0.316 → 0.316
So the people of Benjamin saw they were defeated . The men of Israel had given ground to Benjamin , because they were trusting in the men they had placed in hidden positions outside Gibeah .
Ary hitan'ireo miaramilan'i
Benjamina fa resy izy ireo . Nanome lalana an'i Benjamina ireo olon'Israely , satria nahatoky ireo olona izay napetrak'izy ireo tany amin ' ny fitoerana niafina tany ivelan'i Gibea izy ireo .
JDG 20:37     Alignment score: 0.262 → 0.282
Then the men who were hiding got up and hurried , and they rushed into Gibeah , and they struck all the city with the edge of the sword .
Dia nitsangana ireo lehilahy niafina ka nirifatra tany
Gibea faingana , ary tamin ' ny sabatr'izy ireo no namonoany ny olona rehetra izay nonina tao an - tanàna .
JDG 20:38     Alignment score: 0.24
The arranged signal between the men of Israel and the men hiding in secret would be that a great cloud of smoke would rise
up out of the city .
Ny famantarana nifanarahana teo amin'ireo miaramialan'Israely sy ireo lehilahy niafina mangingina dia hisy rahon - tsetroka lehibe hiakatra avy ao an - tanàna .
JDG 20:39     Alignment score: 0.355 → 0.355
When the signal was sent the men of Israel would turn from the battle . Now Benjamin began to attack and they killed about thirty men of Israel , and they said , " It is sure that they are defeated before us , as in the first battle . "
Rehefa lasa ny famantarana dia nilavo lefona
tamin ' ny ady ireo miramilan'Israely . Ary nanomboka nanafika i Benjamina ka nahafaty olon'Israely manodidina ny telopolo , ary hoy izy ireo hoe : " Azo antoka fa resy eo anatrehantsika izy ireo , tahaka ny tamin ' ny ady voalohany . "
JDG 20:40     Alignment score: 0.431 → 0.461
But when a pillar of smoke began to rise
up out of the city , the Benjamites turned and saw the smoke rising to the sky from the whole city .
Rehefa nanomboka nisy andrin - drahona nivoaka avy tao amin ' ny tanàna , dia nitodika ireo Benjamita ka nahita setroka nananika ny lanitra avy eo amin ' ny tanàna manontolo .
JDG 20:41     Alignment score: 0.322 → 0.339
Then the men of Israel turned against them . The men of Benjamin were terrified , for they saw that disaster had come
on them .
Dia nivadika taminizy ireo ny olon'Israely . Raiki - tahotra ireo lehilahin'i Benjamina , fa hitan'izy ireo fa tonga tamin'izy ireo ny loza .
JDG 20:42     Alignment score: 0.232 → 0.273
So they ran away from the men of Israel , escaping on the way to the wilderness . But the fighting overtook them . The men of Israel came out of the cities and destroyed them where they stood .
Noho izany dia nandositra an'ireo olon'Israely izy ireo , nitsoaka tany
amin ' ny lalana mankany an'efitra . Nefa nahatratra azy ireo ny ady . Nivoaka ny tanàna ireo miaramilan'Israely ka nahafaty azy ireo teny amin'izay nitsanganany .
JDG 20:43     Alignment score: 0.358 → 0.362
They surrounded the Benjamites , chased them and trampled them down at Nohah , all the way to the east side of Gibeah .
Nihodidina an'ireo Benjamita izy ireo , nanao haza - lambo azy ireo ary nanosiosy azy ireo tany Noaha
, tany amin ' ny lalan ' ny ilany antsinanan'i Gibea .
JDG 20:44     Alignment score: 0.508 → 0.508
From the tribe of Benjamin , eighteen thousand people died
, all of them men who were distinguished in battle .
Valo arivo sy iray alina no olona maty avy tao amin ' ny fokon'i Benjamina , ny rehetra tamin'izy ireo dia lehilahy niavaka tamin ' ny ady .
JDG 20:45     Alignment score: 0.394 → 0.393
They turned and fled toward the wilderness to the rock of Rimmon . The Israelites killed five thousand more of them along the roads . They kept going after them , following them closely all the way to Gidom , and there they killed two thousand more .
Nihodina izy ireo ary nandositra nizotra nankany an'efitra tany amin ' ny vatolampin'i Rimona . Nahafaty olona
dimy arivo hafa tamin'izy ireo ny Israelita teny an - dalana . Nanenjika azy ireo hatrany izy ireo , ary nanaraka azy ireo akaiky tany an - dalana nankany Gidoma , ary tany no namonoan'izy ireo olona roa arivo fanampiny .
JDG 20:46     Alignment score: 0.466 → 0.47
All the soldiers of Benjamin who fell
that day were twenty - five thousand men who were trained to fight with the sword ; all of them were distinguished in battle .
Dimy arivo sy roa alina ireo miaramilan'i Benjamina rehetra lavo tamin'izany andro izany dia lehilahy izay voaomana hiady amin ' ny sabatra ; izy rehetra dia niavaka tamin ' ny ady .
JDG 20:47     Alignment score: 0.469
But six hundred men turned and fled to the wilderness , toward the rock of Rimmon . For four months they stayed at the rock of Rimmon .
Nefa lehilahy eninjato no nihodina ka nandositra tany an'efitra , nankany amin ' ny vatolampin'i Rimona . Nitoetra tany
amin ' ny vatolampin'i Rimona nandritra ny efa - bolana izy ireo .
JDG 20:48     Alignment score: 0.248 → 0.269
And the men of Israel turned back against the descendants of Benjamin and struck down with the edge of the sword the entire city , the animals and everything that they found . They also burned down every town in their path .
Niverina hanohitra ireo olon'i Benjamina ireo miaramilan'Israely ary nanafika sy namono azy ireo ny tanàna manontolo , ireo biby fiompy , ary ireo zavatra rehetra izay hitan'izy ireo . Nodoran'izy ireo ihany koa ireo tanàna rehetra teny
amin ' ny lalan'izy ireo .
JDG 20     Average alignment score: 0.386 for 48 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21