Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 2:1     Alignment score: 0.474 → 0.472
The angel of Yahweh went up from Gilgal to Bokim , and said , " I brought you up from Egypt , and have brought you to the land I swore to give to your fathers . I said , ' I will never break my covenant with you .
Niakatra avy tao Gilgala hankany Bokima anjelin'i Yaveh , ary nanao hoe : " Nitondra anareo niakatra avy tao Egypta Aho , ary nitondra anareo tany amin ' ny tany nianianako homena ireo razanareo . Hoy aho : ' Tsy handrava ny fanekeko aminareo mihitsy Aho .


JDG 2:2     Alignment score: 0.315
You must make no covenant with those who live in this land . You must break down their altars . ' But you have not listened to my voice . What is this that you have done ?
Aza manao fanekena amin'ireo izay mipetraka ao amin'ity tany ity ianareo . Aoka horavanareo ny alitaran'izy ireo . ' Nefa tsy nihaino ny feoko ianareo . Fa inona ity nataonareo ?
JDG 2:3     Alignment score: 0.405 → 0.406
So now I say , ' I will not drive the Canaanites out before you , but they will become
thorns in your sides , and their gods will become a trap for you . ' "
Koa ankehitriny aho dia milaza fa : ' Tsy handroaka ireo Kananita eo anatrehanareo Aho , fa ho lasa tsilo eo anilanareo izy ireo , ary ireo andriamaniny dia ho lasa fandrika ho anareo . ' "
JDG 2:4     Alignment score: 0.343
When the angel of Yahweh spoke these
words to all the people of Israel , the people shouted and wept .
Raha niteny ireo teny ireo tamin ' ny vahoakan'i Israely rehetra ny anjelin'Andriamanitra , dia nihiaka sy nitomany ny vahoaka .
JDG 2:5     Alignment score: 0.523
They called the name of that place Bokim . There they offered sacrifices to Yahweh .
Nantsoin'izy ireo hoe Bokima izany toerana izany . Nanolotra fanatitra ho an'i Yaveh tao izy ireo .
JDG 2:6     Alignment score: 0.376 → 0.376
Now when Joshua had sent the people on their way , the people of Israel went , each to his own property , to take ownership of the land .
Ary rehefa naniraka ny vahoaka tamin ' ny lalan'izy ireo Josoa , dia nankany amin ' ny toerana voatendry ny vahoakan'i
Israely tsirairay , mba haka ny tanin'izy ireo .
JDG 2:7     Alignment score: 0.418
The people served Yahweh during the lifetime of Joshua and of the elders who outlived him , those
who had seen all of Yahweh 's great deeds he had done for Israel .
Nanompo an'i Yaveh nandritra ny androm - piainan'i Josoa sy ireo loholona izay mbola velona taoriany ny vahoaka , ary ireo izay nahita ny asa lehiben'i Yaveh rehetra nataony ho an'Israely .
JDG 2:8     Alignment score: 0.579
Joshua son of Nun the servant of Yahweh , died
at the age of 110 years old .
Josoa zanaka lahin'i Nona mpanompon'i Yaveh , dia maty teo amin ' ny faha - 110 taonany .
JDG 2:9     Alignment score: 0.475 → 0.476
They buried him within the border of his property in Timnath Heres , in the hill country of Ephraim , north of Mount Gaash .
Nandevina azy tao amin ' ny faritanin ' ny tany
nanendrena azy tao Timnata - heresa izy ireo , tao amin ' ny tany havoan'i Efraima , avaratry ny Tendrombohitr'i Gasa .
JDG 2:10     Alignment score: 0.373
All that generation was also gathered to their fathers . Another generation grew up after them who did not know
Yahweh or the deeds he had done for Israel .
Izany taranaka rehetra izany ihany koa dia nangonina ho amin ' ny razan'izy ireo . Nisy taranaka hafa nitombo taorian'izy ireo izay tsy nahafantatra an'i Yaveh na izay nataony tamin'ireo Israely .
JDG 2:11     Alignment score: 0.37
The people of Israel did what was evil in the sight of Yahweh and they served the Baals .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh vahoakan'Israely ary nanompo an'i Bala izy ireo .
JDG 2:12     Alignment score: 0.378 → 0.38
They broke away from Yahweh , the God of their fathers , who had brought them out of the land of Egypt . They went after other gods , the very gods of the peoples who were around them , and they bowed down to them . They provoked Yahweh to anger because
Nisaraka tamin'i Yaveh izy ireo , ny Andriamanitry ny razan'izy ireo , izay nitondra azy ireo nivoaka avy tao amin ' ny tany Egypta . Nanaraka ireo andriamani - kafa izy ireo , ireo tena andriamanitr'ireo vahoaka izay nanodidina azy ireo , ary niankohoka tamin'ireo . Nanetsika ny fahatezeran'i
Yaveh izy ireo satria
JDG 2:13     Alignment score: 0.537
they broke away from Yahweh and worshiped Baal and the Ashtoreths
.
nisaraka tamin'i Yaveh ary nanompo an'i Bala sy ireo Astarta .
JDG 2:14     Alignment score: 0.297 → 0.322
The anger of Yahweh burned against Israel , and he gave them to the raiders who stole their possessions
from them . He sold them as slaves who were held by the strength of their enemies around them , so they could no longer defend themselves against their enemies .
Nirehitra tamin'i Israely ny hatezeran'i Yaveh , ary nomeny an'ireo mpanafika izay nangalatra ny fananan'izy ireo taminy izy ireo . Namidiny ho andevo ireo izay voatazona tamin ' ny herin ' ny fahavalo manodidina azy ireo , mba tsy hahafahan'izy ireo intsony miaro ny tenany amin'ireo fahavalony .
JDG 2:15     Alignment score: 0.327
Wherever Israel went out to fight
, Yahweh 's hand was against them to defeat them , just as he had sworn to them and they were in terrible distress .
Na taiza na taiza nandehanan'Israely niady , ny tanan'i Yaveh dia nanohitra azy ireo mba handresy azy ireo , araka ny nianianany tamin'izy ireo ary tao anaty fahoriana mahatsiravina izy ireo .
JDG 2:16     Alignment score: 0.369 → 0.37
Then Yahweh raised up judges , who saved them out of the hand of those who were stealing their possessions
.
Ary Yaveh nanandratra mpitsara , izay namonjy azy ireo tamin ' ny tanan'ireo izay nangalatra ny fananan'izy ireo .
JDG 2:17     Alignment score: 0.276 → 0.295
Yet they would not listen to their judges . They were unfaithful to Yahweh and gave themselves like prostitutes
to other gods and worshiped them . They soon turned aside from the way their fathers had lived those who had obeyed the commandments of Yahweh but they themselves did not do so .
Nefa tsy nihaino ireo mpitsarany izy ireo . Tsy nahatoky tamin'i Yaveh izy ireo ary nanolotra ny tenany toy ny mpijangajanga tamin'ireo andriamani - kafa sy nanompo ireo . Nivily faingana tamin ' ny lalana niainan'ireo razany izy ireo_ireo izay nankatò ny didin'i Yaveh_nefa tsy mba nanao toy izany izy ireo .
JDG 2:18     Alignment score: 0.36 → 0.381
When Yahweh raised up judges for them , Yahweh helped the judges and delivered them from the hand of their enemies all the days the judge lived . Yahweh had pity on them as they groaned because of those who oppressed them and afflicted them .
Rehefa nanandratra mpitsara ho azy ireo i Yaveh , nanampy ireo mpitsara i Yaeh ary namonjy azy ireo tamin ' ny tanan'ireo fahavalon'izy ireo tamin ' ny andro rehetra niainanan'ireo mpitsara . Nangoraka azy ireo Yaveh raha nisento noho ireo izay nampahory sy nampijaly azy ireo izy ireo .
JDG 2:19     Alignment score: 0.262 → 0.263
But when the judge died
, they would turn away and do things that were even more corrupt than their fathers had done . They would go after other gods to serve them and worship them . They refused to give up any of their evil deeds or their stubborn ways .
Fa rehefa maty ny mpitsara , dia niala sy nanao ireo zavatra izay ratsy kokoa noho ny nataon'ireo razany aza izy ireo . Nanaraka ireo andriamani - kafa mba hanompo sy hidera azy izy ireo . Nandà ny hiala tamin'ireo fanaony ratsy rehetra na tamin'ireo lalan ' ny ditrany izy ireo .
JDG 2:20     Alignment score: 0.33 → 0.36
The anger of Yahweh burned against Israel ; he said , " Because this nation has broken the terms of my covenant that I had set in place for their fathers because they have not listened to my voice
Nirehitra tamin'i Israely ny hatezeran'i
Yaveh ; hoy Izy : " Satria ity firenena ity dia nandrava ireo tenin ' ny fanekeko izay napetrako ho an'ireo razany_satria tsy nihaino ny feoko izy ireo _
JDG 2:21     Alignment score: 0.427 → 0.428
I will not , from now on , drive out from before them any of the nations that Joshua left when he died
.
Izaho , manombok'izao , dia tsy handroaka eo anoloan'izy ireo na ny iray amin'ireo firenena izay navelan'i Josoa rehefa maty izy .
JDG 2:22     Alignment score: 0.271 → 0.292
I will do this so that I may test Israel , whether or not they will keep the way of Yahweh and walk in it , as their fathers kept it . "
Hanao izany Aho mba hahafahako mitsapa ny Israely , na hitandrina ny lalan'i
Yaveh sy handeha amin'izany izy ireo na tsia , toy ny nitandreman ' ny razan'izy ireo izany . "
JDG 2:23     Alignment score: 0.424 → 0.453
That is why Yahweh left those
nations and did not drive them out quickly and give them into the hand of Joshua .
Izany no antony nandaozan'i Yaveh ireo firenena ireo sy tsy nandroahany azy ireo faingana tao ary nanomezany azy ireo teo an - tanan'i Josoa .
JDG 2     Average alignment score: 0.377 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21