Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 15:1     Alignment score: 0.293 → 0.313
After some days , during the time of wheat harvest , Samson took a young goat and went to visit his wife . He said to himself , " I will go to my wife 's room . " But her father would not allow him to go in .
Andro maromaro taty aoriana
, nandritra ny fotoam - pijinjam - bary , dia naka zanak'osy i Samsona ary nandeha namangy ny vadiny . Hoy izy tamin ' ny tenany hoe : " Handeha ho any amin ' ny efitranom - badiko aho . " Nefa tsy namela azy niditra ny rainy .


JDG 15:2     Alignment score: 0.266 → 0.269
Her father said , " I really thought you hated her , so I gave her to your friend . Her younger sister is more beautiful than she is , is she not ? Take her instead . "
Hoy ny rainy hoe : " Tena nihevitra aho fa nankahala azy ianao , ka nomeko ny namanao
izy . Tsara noho izy ny zandriny vavy , sa tsy izany ? Alaivo ho solony izy . "
JDG 15:3     Alignment score: 0.355 → 0.354
Samson said to them , " This time I will be innocent in regard to the Philistines when I hurt them . "
Namaly azy ireo i Samsona hoe : " Amin'izany fotoana izany dia tsy hanan - tsiny eo imason'ireo
Filistina aho raha manao izay mampalahelo azy ireo . "
JDG 15:4     Alignment score: 0.344 → 0.346
Samson went and caught three hundred foxes and he tied together each pair , tail to tail . Then he took torches and tied them in the middle of each pair of tails .
Dia nandeha i Samsona ka nisambotra amboahaolo telonjato ary namatotra azy ireo tsiroaroa , isan - drambony . Avy eo dia naka fanilo izy ka namatotra ireo teo afovoan ' ny rambo roa .
JDG 15:5     Alignment score: 0.295 → 0.328
When he had set the torches on fire
, he let the foxes go into the standing grain of the Philistines , and they set fire to both the stacked grain and the grain standing in the field , along with the vineyards and the olive orchards .
Rehefa nandrehitra ny fanilo izy , dia namela ireo amboahaolo handeha eny amin ' ny vary manirin'ireo Filistina , dia samy nodoran'izy ireo ny vary niangona sy ny vary naniry teny an - tsaha , niaraka tamin'ireo tanim - boaloboka sy ireo tanin'Oliva .
JDG 15:6     Alignment score: 0.554
The Philistines asked , " Who did this ? " They were told , " Samson , the Timnite 's son-in-law , did this because the Timnite took Samson 's wife and gave her to his friend . " Then the Philistines went and burned up her and her father .
Nanontany ireo Filistina hoe : " Iza no nanao izao ? " Nolazaina tamin'izy ireo hoe : " Samsona , ilay vinanto lahin'ilay Timnita
, no nanao izao satria naka ny vadin'i Samsona ilay Timinita ary nanome azy ho an ' ny namany . " Dia nandeha ireo Filistina ary nandoro azy sy ny rainy .
JDG 15:7     Alignment score: 0.26
Samson said to them , " If this is what you do , I will get my revenge against you , and after that is done , I will stop . "
Ary Samsona nanao tamin'izy ireo hoe : " Raha izany no ataonareo , dia hamaly faty anareo aho , ary rehefa vita izany , vao hijanona aho . "
JDG 15:8     Alignment score: 0.322 → 0.325
Then he cut them to pieces , hip and thigh , with a great slaughter . Then he went down and lived in a cave in the cliff of Etam
.
Ary notapatapahiny tamin ' ny famonoana lehibe , ny valahany sy fen'izy ireo . Ary nidina izy ka nonina tao anaty lava - bato tao amin ' ny hantsan'i Etama .
JDG 15:9     Alignment score: 0.417 → 0.418
Then the Philistines came
up and encamped in Judah and spread out in Lehi .
Ary niakatra ireo Filistina ka niomana ho amin ' ny ady tany Joda ary nanangana ny tafik'izy ireo tany Lehy .
JDG 15:10     Alignment score: 0.358 → 0.374
The men of Judah said , " Why have you come
up against us ? " They said , " We have come up so we may capture Samson , and do to him as he has done to us . "
Ireo lehilahin'i Joda nilaza hoe : " Nahoana ianareo no niakatra hanafika anay ? " Hoy izy ireo hoe : " Manafika izahay mba hahafahanay misambotra an'i Samsona , ary hanao aminy tahaka izay nataony taminay . "
JDG 15:11     Alignment score: 0.448
Then three thousand men of Judah went down to the cave in the cliff of Etam
, and they said to Samson , " Do you not know that the Philistines are rulers over us ? What is this you have done to us ? " Samson said to them , " They did to me , and so I have done to them . "
Ary nisy olon'i Joda telo arivo nidina tao amin ' ny lava - baton ' ny hantsan'i Etama , ary niteny tamin'i Samsona izy ireo hoe : " Moa ve ianao tsy mahafantatra fa ireo Filistina no mpanapaka eo amintsika ? Inona izao nataonao taminay izao ? " Namaly azy ireo i Samsona hoe : " Izay nataon'izy ireo tamiko , dia toy izany ihany koa no nataoko tamin'izy ireo . "
JDG 15:12     Alignment score: 0.439 → 0.465
They said to Samson , " We have come
down to tie you up and give you into the hands of the Philistines . " Samson said to them , " Swear to me that you will not kill me yourselves . "
Hoy izy ireo tamin'i Samsona : " Nidina izahay mba hamatotra anao sy hanolotra anao eo am - pelatanan'ireo Filistina . Ary Samsona niteny tamin'izy ireo hoe : " Mianiana amiko fa tsy ianareo no hamono ahy . "
JDG 15:13     Alignment score: 0.373 → 0.393
They said to him , " No , we will only tie you with ropes and hand you over to them . We promise we will not kill you . " Then they tied him up with two new ropes and brought him up from the rock .
Hoy izy ireo taminy hoe : " Tsia , hamatotra anao amin ' ny tady fotsiny izahay ary hanolotra anao eo amin'izy ireo . Mampanantena izahay fa tsy hamono anao . " Dia namatotra azy tamin ' ny tady roa vaovao izy ireo ary nitondra azy niakatra avy tao amin ' ny vato .
JDG 15:14     Alignment score: 0.398
When he came to Lehi , the Philistines came shouting as they met him . Then Yahweh 's Spirit came
on him with power . The ropes on his arms became like burnt flax , and they fell off his hands .
Rehefa tonga tany Lehy izy , dia nihorakoraka ireo Filistina raha vao nifanena taminy . Tonga taminy tamin - kery ny Fanahin'i Yaveh . Ireo tady teo amin ' ny sandriny dia tonga tahaka ny lamba rongony may , ka nilatsaka avy teny amin ' ny tanany .
JDG 15:15     Alignment score: 0.429
Samson found a fresh jawbone of a donkey , and he picked it up and killed a thousand men with it .
Nahita valanoranon'ampondra vaovao i Samsona , ka naka izany ary namono arivo lahy tamin'izany .
JDG 15:16     Alignment score: 0.373 → 0.448
Samson said , " With the jawbone of a donkey , heaps upon heaps , with the jawbone of a donkey I have killed a thousand men . "
Ary Samsona nilaza hoe : " Tamin ' ny valanoranon'ampondra no namonoko arivo lahy , isan'antontany avy . "
JDG 15:17     Alignment score: 0.491
When Samson finished speaking , he threw away the jawbone , and he called the place Ramath Lehi .
Rehefa tapitra ny tenin'i
Samsona , dia natsipiny ilay valanorano , ary niantsoiny hoe Ramata Lehy ilay toerana .
JDG 15:18     Alignment score: 0.436
Samson was very thirsty and called on Yahweh and said , " You have given this great victory to your servant . But now will I die of thirst and fall into the hands of those who are uncircumcised ? "
Nangetaheta mafy i Samsona ka niantso an'i Yaveh ary niteny hoe : " Nanome an'ity fandresena lehibe ity tamin ' ny mpanomponao Ianao . Kanefa ankehitriny kosa moa ve ho fatin ' ny hetaheta aho ka ho lavo eo an - tanan'ireo izay tsy voafora ? "
JDG 15:19     Alignment score: 0.51 → 0.511
God split open the hollow place that is at Lehi and water came out . When he drank
, his strength returned and he revived . So he called the name of that place En Hakkore , and it is at Lehi to this day .
Nanasaraka ilay toerana babangoana izay tany Lehy ka nisy rano nivoaka . Rehefa nisotro izy , dia niverina ny heriny ary velombelona indray izy . Koa nantsoiny hoe En - Hakore ilay toerana , ary izany dia any Lehy mandrak'ankehitriny .
JDG 15:20     Alignment score: 0.57
Samson judged Israel in the days of the Philistines for twenty years .
Nitsara an'Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona tamin ' ny andron'ireo Filistina .
JDG 15     Average alignment score: 0.404 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21