Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 16:1     Alignment score: 0.488
Samson went to Gaza and saw a prostitute there , and he went to her .
Nandeha tany Gaza i Samsona ary nahita mpivaro - tena tany , ka niara - nandry taminy izy .


JDG 16:2     Alignment score: 0.384 → 0.39
The Gazites were told , " Samson has come
here . " The Gazites surrounded the place and in secret , they waited for him all night at the city gate . They kept silent all night . They had said , " Let us wait until daylight , and then let us kill him . "
Dia nolazaina ireo Gazita hoe : " Tonga teto i Samsona . " Nodidinin'ireo Gazita ilay toerana , niandry azy teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna nandritra ny alina tontolo izy ireo . Nitazona ny fahanginana nandritra ny alina tontolo . Niteny izy ireo hoe : " Avelao izahay hiandry mandra - pahazavan ' ny andro , ary avy eo avelao izahay hamono azy . "
JDG 16:3     Alignment score: 0.317 → 0.346
Samson lay in bed until midnight . At midnight he got up and he took hold
of the city gate and its two posts . He pulled them up out of the ground , bar and all , put them on his shoulders , and carried them up to the top of the hill , in front of Hebron .
Nijanona teo am - pandriana i Samsona mandram - pisasaky ny alina . Tamin ' ny sasak'alina dia nifoha izy ary nobatainy ilay vavahady sy ny tolànany roa . Nongotany niala tamin ' ny tany ireo , ny hidiny sy ny rehetra , napetrany teo an - tsorony izany , ary nentiny niakatra tany an - tampon ' ny havoana ireo , teo anoloan'i Hebrona .
JDG 16:4     Alignment score: 0.485
After this , Samson came
to love a woman who lived in the Valley of Sorek . Her name was Delilah .
Taorian'izay , dia nitia vehivavy iray izay nipetraka tany an - dohasahan'i Soreka i Samsona . Delila no anarany .
JDG 16:5     Alignment score: 0.345 → 0.351
The rulers of the Philistines came up to her , and said to her , " Trick Samson to see where his great strength lies , and by what means we may overpower him , that we may bind him in order to humiliate him . Do this , and each one of us will give
you 1,100 pieces of silver . "
Tonga teo aminy ireo mpanapak'ireo Filistina , ary nilaza taminy hoe : " Fitaho Samsona mba hahitana izay misy ny tanjany lehibe , sy ny fomba handresenay azy , mba hahafahanay mifehy azy hanalana baraka azy . Ataovy izany , dia omenay tsirairay avy 1 . 100 sekely volafotsy ianao . "
JDG 16:6     Alignment score: 0.32 → 0.321
Then Delilah said to Samson , " Please , tell me how is it that you are so strong , and how could anyone bind you , so you might be controlled ? "
Ary hoy i Delila tamin'i Samsona hoe : " Miangavy re , lazao ahy ny mahatonga anao tena matanjaka , ary ahoana no hahafahan ' ny olona mamatotra anao , ka ho voafehy ianao ?
JDG 16:7     Alignment score: 0.482 → 0.458
Samson said to her , " If they tie me with seven fresh bowstrings that have not been dried , then I will become
weak and be like any other man . "
Hoy i Samsona taminy : " Raha fatoran'izy ireo amin ' ny tady vaovao fito izay tsy mbola namainina aho , dia lasa malemy aho ary ho tahaka ny lehilahy hafa rehetra . "
JDG 16:8     Alignment score: 0.573 → 0.503
Then the rulers of the Philistines brought up to Delilah seven fresh bowstrings that had not been dried , and she tied Samson up with them .
Ary nitondra tady vaovao fito izay tsy mbola namainina ho an'i Delila ireo mpanapak'ireo Filistina , ary nofatorany tamin'ireo Samsona .
JDG 16:9     Alignment score: 0.351
Now she had men hiding in secret , staying in her inner room . She said to him , " The Philistines are upon you , Samson ! " But he broke the bowstrings like a thread of yarn when it touches the fire . So the secret of his strength was not discovered .
Ary nanana lehilahy miafina am - pahanginana , izay niandry tao amin ' ny efitranony
anatiny izy . Hoy izy taminy hoe : " Eo aminao ireo Filistina , ry Samsona ! " Nefa notapahiny tahaka ny tadi - kofehy mikasika afo ireo tady . Ka tsy fantatra izay tsiambaratelon ' ny tanjany .
JDG 16:10     Alignment score: 0.376 → 0.4
Then Delilah said to Samson , " This is how you have deceived me and told me lies . Please , tell me how you can be overpowered . "
Ary hoy Delila tamin'i Samsona hoe : " Izao ny fomba namitahanao ahy sy nilazanao lainga amiko . Miangavy re , lazao ahy hoe ahoana no hahafahana mandresy anao . "
JDG 16:11     Alignment score: 0.352 → 0.351
He said to her , " If they tie me up with new ropes which have never been used for work , I will become
weak and like any other man . "
Hoy izy taminy hoe : " Raha fatoran'izy ireo amin ' ny tady vaovao izay mbola tsy nampiasaina ho amin ' ny asa aho , dia halemy aho ary ho tahaka ny lehilahy hafa rehetra . "
JDG 16:12     Alignment score: 0.391 → 0.404
So Delilah took new ropes and tied him up with them , and said to him , " The Philistines are upon you , Samson ! " The men lying in wait were in the inner room . But Samson tore off the ropes from his arms like they were a piece of thread .
Dia naka tady vaovao i Delila ary namatotra azy tamin'ireo , sady nilaza taminy hoe : " Eo aminao ireo Filistina , ry Samsona ! " Ilay lehilahy niandry dia tao an'efitranony anatiny . Nefa notapahin'i Samsona tahaka ny poti - kofehy ireo tady teo amin ' ny sandrin
.
JDG 16:13     Alignment score: 0.389
Delilah said to Samson , " Until now you have deceived me and told me lies . Tell me how you may be overpowered . " Samson said to her , " If you weave seven locks of my hair into a fabric on a loom , and then nail that to the loom , I will be like any other man . "
Hoy i Delila tamin'i Samsona hoe : " Hatramin'izao ianao dia mbola namitaka ahy ary nilaza lainga tamiko . Lazao ahy hoe ahoana no mety handresena anao . " Fa hoy i Samsona taminy hoe : " Raha zairinao ao amin ' ny lamba eo amin ' ny fanjairana ny vonan ' ny voloko miisa fito , ary avy eo dia fantsio eo amin ' ny fanjairana izany , dia ho toy ny lehilahy hafa rehetra aho . "
JDG 16:14     Alignment score: 0.384 → 0.401
While he slept , Delilah wove seven locks of his hair into the fabric on the loom and nailed it to the loom , and she said to him , " The Philistines are upon you , Samson ! " He woke
from his sleep and he pulled out the fabric and the pin from the loom .
Raha natory izy , dia nozairin'i Delila tamin ' ny fanjairana ny foto - bolo fito tamin ' ny volony ary namantsika izany teo amin ' ny fanjairana izy , dia hoy izy taminy : " Eo aminao ireo Filistina , ry Samsona ! " Nifoha tamin ' ny torimasony izy ary nongotany teo amin ' ny fanjairana ilay lamba sy ilay tsatoka .
JDG 16:15     Alignment score: 0.281 → 0.289
She said to him , " How can you say , ' I love you , ' when you do not share your secrets with me ? You have mocked me these
three times and have not told me how you have such great strength . "
Hoy izy taminy hoe : " Ahoana no hahafahanao miteny hoe : ' Tiako ianao , ' raha tsy hizara ireo tsiambaratelonao amiko ianao ? Namitaka ahy intelo ianao ary tsy nilaza tamiko ny nahazoanao izao tanjaka lehibe izao . "
JDG 16:16     Alignment score: 0.261
Every day she pressed him hard with her words , and she pressured him so much that he wished he would die .
Isan'andro dia nanery azy mafy tamin'ireo teniny
ravehivavy , ary nanery azy mafy ny mba haniriany ho faty .
JDG 16:17     Alignment score: 0.334 → 0.334
So Samson told her everything and said to her , " I have never had a razor cut the hair on my head , for I have been a Nazirite for God from my mother 's womb . If my head is shaved , then my strength will leave me , and I will become
weak and be like every other man . "
Dia nolazain'i Samsona taminy ny zavatra rehetra ary hoy izy taminy hoe : " Mbola tsy notapahina tamin ' ny hareza mihintsy ny volon - dohako , satria izaho dia Nazirita ho an'Andriamanitra hatrany an - kibon - dreniko . Koa raha haratana ny lohako , dia hiala amiko ny heriko , ary halemy aho ka ho toy ny lehilahy hafa rehetra . "
JDG 16:18     Alignment score: 0.459
When Delilah saw that he had told her the truth about everything , she sent and called for the rulers of the Philistines , saying , " Come
up again , for he has told me everything . " Then the rulers of the Philistines went up to her , bringing the silver in their hands .
Rehefa hitan'i Delila fa nilaza ny marina momba ny zavatra rehetra taminy izy , dia nandefa sy niantso ireo mpanapak'ireo Filistina izy , nanao hoe : " Miakara indray , fa efa nolazainy tamiko ny zavatra rehetra . " Dia nankany aminy ireo mpanapak'ireo Filistina , nitondra ny volafotsy teny an - tanan'izy ireo .
JDG 16:19     Alignment score: 0.315 → 0.322
She had him fall
asleep in her lap . She called for a man to shave off the seven locks of his head , and she began to subdue him , for his strength had left him .
Nataony resy tory teo amin ' ny feny izy . Niantso lehilahy iray mba hanaratra ireo vona fito teo amin ' ny lohany izy , ary nanomboka nandresy azy izy , satria niala taminy ny heriny .
JDG 16:20     Alignment score: 0.389 → 0.388
She said , " The Philistines are upon you , Samson ! " He woke
up out of his sleep and said , " I will get out like the other times and shake myself free . " But he did not know that Yahweh had left him .
Ary hoy izy hoe : " Eo aminao ireo Filistina , ry Samsona ! " Nifoha tamin ' ny torimasony izy ary niteny hoe : " Hivoaka tahaka ireo fotoana hafa aho ary hanetsika malalaka ny tenako . " Nefa tsy fantany fa efa niala taminy i Yaveh .
JDG 16:21     Alignment score: 0.395 → 0.396
The Philistines captured him and put out his eyes . They brought him down to Gaza and bound him with bronze shackles . He turned the millstone at the prison house .
Nisambotra azy ireo Filistina ary nanaisotra ireo masony . Nitondra azy nidina tany
Gaza izy ireo ary namatotra azy tamin ' ny rojo varahina . Nanakodia ny fikosoam - bary tany am - pigadrana izy .
JDG 16:22     Alignment score: 0.317 → 0.318
But the hair on his head began to grow
again after it had been shaved .
Fa niverina naniry indray ny volo teo amin ' ny lohany taorian ' ny nanaratana izany .
JDG 16:23     Alignment score: 0.393 → 0.421
The rulers of the Philistines gathered together to offer a great sacrifice to Dagon their god , and to rejoice . They said , " Our god has conquered Samson , our enemy , and put him in our hands . "
Niara - nivory ireo mpanapak'ireo Filistina mba hanolotra sorona lehibe ho an'i Dagòna andriamanitr'izy ireo , ary hifaly . Hoy izy ireo hoe : " nandresy an'i Samsona fahavalontsika ny andriamanitsika ary nametraka azy teo ampelan - tanantsika izy . "
JDG 16:24     Alignment score: 0.327 → 0.369
When the people saw him , they praised their god , for they said , " Our god has conquered our enemy and given him to us the destroyer of our country , who killed many of us . "
Rehefa nahita azy ny vahoaka , dia nidera ny andriamanitr'izy ireo , satria hoy izy ireo hoe : " Efa nandresy ireo fahavalontsika ny andriamanitsika ary nanome azy ho antsika ilay mpandrava ny tanànantsika , izay namono ny maro tamintsika . "
JDG 16:25     Alignment score: 0.432 → 0.432
When they were celebrating , they said , " Call for Samson , that he may make us laugh . " They called for Samson out of the prison and he made them laugh . They made him stand between the pillars .
Rehefa nankalaza izy ireo , dia hoy izy ireo hoe : " Antsoy i Samsona , mba hampihomehy antsika . " Niantso an'i Samsona hivoaka ny tranomaizina izy ireo ary nampihomehy azy ireo ireo . Nataon'izy ireo nitsangana teo anelanelan'ireo andry izy .
JDG 16:26     Alignment score: 0.31 → 0.311
Samson said to the boy who held
his hand , " Permit me to touch the pillars on which the building rests , so that I can lean against them . "
Hoy i Samsona tamin'ilay zazalahy izay nitantana ny tanany hoe : " Avelao aho mba hikasika ireo andry izay manohina ny trano lehibe , mba hahafahako miantehitra amin'ireo .
JDG 16:27     Alignment score: 0.444 → 0.445
Now the house was full of men and women
. All the rulers of the Philistines were there . There were on the roof about three thousand men and women , who were looking on while Samson was entertaining them .
Ary feno lehilahy sy vehivavy ny trano . Tao avokoa ireo mpanapak'ireo Filistina rehetra . Teo amin ' ny telo arivo teo ho eo ny lehilahy sy vehivavy teo an - tafon - trano , izay nijery an'i Samsona nampiala voly azy ireo .
JDG 16:28     Alignment score: 0.442 → 0.445
Samson called to Yahweh and said , " Lord Yahweh , call me to mind ! Please strengthen me only this once , God , so that I may have revenge in one blow
on the Philistines for taking my two eyes . "
Niantso an'i Yaveh Samsona , ary nanao hoe : " Tompo Yaveh , tsarovy aho ! Miangavy re hatanjaho aho amin'ity indray mitoraka ity ihany , ry Andriamanitra , mba hahafahako mamaly indray mandeha ireo Filistina ny amin ' ny nanalany ireo masoko roa "
JDG 16:29     Alignment score: 0.334 → 0.335
Samson held
on to the two middle pillars on which the building rested , and he leaned against them , one pillar with his right hand , and the other with his left .
Notazomin'i Samsona ireo andry roa teo afovoany izay nanohana ny fanorenana lehibe , ary niankina teo amin'ireo izy , ny andry iray tamin ' ny tanany havanana , ary ny iray tamin ' ny tanany havia .
JDG 16:30     Alignment score: 0.386
Samson said , " Let me die with the Philistines ! " He stretched out with his strength and the building fell on the rulers and on all the people who were in it . So the dead that he killed when he died
were more than those he killed during his life .
Hoy i Samsona hoe : " Avelao aho ho faty miaraka amin'ireo Filistina ! " Naninjitra ny heriny izy ka nianjera teo amin'ireo mpanapaka sy teo amin'ireo olona rehetra izay tao anatin'izany ilay fanorenana lehibe . Ka ny maty izay novonoiny tamin'izy maty dia mihoatra noho ireo izay novonoiny nandritra ny fiainany .
JDG 16:31     Alignment score: 0.503 → 0.508
Then his brothers and all the house of his father came down . They took him , brought him back and buried him between Zorah and Eshtaol in the burial place of Manoah , his father . Samson had judged Israel for twenty years .
Ary nidina ireo rahalahiny sy ireo ankohonan - drainy rehetra . Naka azy izy ireo , nitondra azy niverina ary nandevina azy teo anelanelan'i
Zora sy Estaola tany amin ' ny toeram - pandevenana an'i Manoa , rainy . Nitsara an'i Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona .
JDG 16     Average alignment score: 0.387 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21