Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 3:1     Alignment score: 0.389
Now Yahweh left these
nations to test Israel , namely everyone in Israel who had not experienced any of the wars fought in Canaan .
Ary Yaveh namela firenena ireo mba hitsapana an'i Israely , izany hoe ny olona rehetra tany Israely izay tsy nanana traikefa tamin ' ny ady dia niady tany Kanana .


JDG 3:2     Alignment score: 0.394 → 0.395
( He did this to teach warfare to the new generation
of the people of Israel who had not known it before . )
( Nanao izany izy mba hampianarana ady an'ireo taranak'Israelita vaovao izay mbola tsy nahalala izany teo aloha ) .
JDG 3:3     Alignment score: 0.507 → 0.603
These are the nations : the five rulers of the Philistines , all the Canaanites , the Sidonians , and the Hivites who lived in the Lebanon mountains
, from Mount Baal Hermon to Lebo Hamath .
Ireto avy ireo firenena : ireo mpanjaka dimy avy amin'ireo Filistina , ireo Kananita rehetra , ireo Sidoniana , ary ireo Hivita izay nonina tany amin'ireo Tendrombohitra Libanona , hatramin ' ny Tendrombohitra Bala - hermona ka hatrany Lalana Hamata .
JDG 3:4     Alignment score: 0.302 → 0.315
These
nations were left as a means by which Yahweh would test Israel , to confirm whether they would obey the commands he gave their ancestors through Moses .
Navela ireo firenena ireo , izany ny fomba nitsapan'i Yaveh an'Israely , mba hanamafisana na nankatò ireo didy izay nomeny an'ireo razamben'izy ireo tamin ' ny alalan'i Mosesy izy ireo .
JDG 3:5     Alignment score: 0.594 → 0.612
So the people of Israel lived among the Canaanites , the Hittites , the Amorites , the Perizzites , the Hivites , and the Jebusites .
Noho izany ireo vahoakan'Israely dia nonina teo amin'ireo Kananita , ireo Hetita , ireo Amorita , Perizita , ary ireo Jebosita .
JDG 3:6     Alignment score: 0.391
Their daughters they took to be their wives , and their own daughters they gave to their sons , and they served their gods .
Ireo zanaka vavin'izy ireo dia nalain'izy ireo mba ho vadin'izy ireo , ary ireo zanaka vavin'izy ireo manokana dia nomen'izy ireo ho an ' ny zanaka lahin'izy ireo , ary nanompo ireo andriamaniny izy ireo .
JDG 3:7     Alignment score: 0.367 → 0.461
The people of Israel did what was evil in the sight of Yahweh and forgot Yahweh their God . They worshiped the Baals and the Asherahs .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh ny vahoakan'Israely ary nanadino an'i Yaveh Andrimanitr'izy ireo . Nanompo ireo Bala sy ireo Aseraha izy ireo .
JDG 3:8     Alignment score: 0.503 → 0.522
Therefore , the anger of Yahweh was set on fire
against Israel , and he sold them into the hand of Cushan - Rishathaim king of Aram Naharaim . The people of Israel served Cushan - Rishathaim for eight years .
Noho izany , dia nirehitra tamin'Israely ny fahatezeran'i Yaveh , ary namidiny teo am - pelatanan'i Kozana - risataima mpanjakan'i Arama Naharaima izy ireo . Nanompo an'i Kozana - risataima nandritra ny valo taona ireo vahoakan'Israely .
JDG 3:9     Alignment score: 0.477 → 0.488
When the people of Israel called out to Yahweh , Yahweh raised up someone who would come
to help the people of Israel , and who would rescue them : Othniel son of Kenaz ( Caleb 's younger brother ) .
Rehefa niantso mafy an'i Yaveh ny vahoakan'Israely , dia nanandratra olona mba ho tonga hamonjy ny vahoakan'Israely i Yaveh , sy hanavotra azy ireo : Otniela zanaka lahin'i Kenaza ( zandrin'i Kaleba ) .
JDG 3:10     Alignment score: 0.478 → 0.553
Yahweh 's Spirit empowered him , and he judged Israel and he went out to war . Yahweh gave him victory over Cushan - Rishathaim king of Aram . The hand of Othniel defeated Cushan - Rishathaim .
Nanome hery azy ny fanahin'i
Yaveh , ary nitsara an'i Israely izy ary nivoaka tany amin ' ny ady . Nomen'i Yaveh fandresena teo anatrehan'i Kozana - risataima mpanjakan'i Arama izy . Nandresy an'i Kozana - risataima ny tanan'i Otniel .
JDG 3:11     Alignment score: 0.484
The land had peace for forty years . Then Othniel son of Kenaz died
.
Nilamina ny tany nandritra ny efapolo taona . Avy eo dia maty i Otniela zanaka lahin'i Kenaza .
JDG 3:12     Alignment score: 0.435 → 0.442
After that , the people of Israel again did what was evil in the sight of Yahweh , and Yahweh gave strength to Eglon king of Moab to overpower Israel .
Taorian'izany , dia mbola nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh indray ireo Israelita , ka nanome hery an'i Eglona mpanjakan'i Moaba mba hampandresy ireo Israelita i Yaveh .
JDG 3:13     Alignment score: 0.296 → 0.367
Eglon joined with the Ammonites
and the Amalekites and they went and defeated Israel , and they took possession of the City of Palms .
Nikambana tamin'ireo Amona sy ireo Amaleka i Eglona , dia nandeha izy ireo ka nandresy an'Israely , ary nalain'izy ireo ho fananany ny Tanànan - drofia .
JDG 3:14     Alignment score: 0.49 → 0.521
The people of Israel served Eglon the king of Moab for eighteen years .
Nanompo an'i Eglona mpanjakan'i Moaba nandritra
ny valo ambin ' ny folo taona ny vahoakan'Israely .
JDG 3:15     Alignment score: 0.496 → 0.501
When the people of Israel called out to Yahweh , Yahweh raised up a deliverer for them , Ehud son of Gera , a Benjamite
, a left - handed man . The people of Israel sent him , with their tribute payment , to Eglon king of Moab .
Rehefa niantso mafy an'i Yaveh ny vahokan'Israely , dia nanandratra olona iray i Yaveh hanampy azy ireo , Ehoda zanak'i Gera , Benjamita , lehilahy kavia . Nandefa azy niaraka tamin ' ny fandoavan - ketran'izy ireo , tany amin'i Eglona mpanjakan'i Moaba ny vahoakan'Israely .
JDG 3:16     Alignment score: 0.454
Ehud made himself a sword that had two edges , one cubit in length ; he bound it to his right thigh under his clothing .
Nanamboatra sabatra iray izay nisy lela roa ho azy i Ehoda , iray hakiho ny halavany ; nafatony tao ambanin ' ny akanjony teo amin ' ny feny ankavanany
izany .
JDG 3:17     Alignment score: 0.505 → 0.549
He gave the tribute payment to King Eglon of Moab . ( Now Eglon was a very fat man . )
Nomeny
an'i Eglona mpanjakan'i Moaba ilay fanomezana . ( Ary Eglona dia lehilahy matavy be . )
JDG 3:18     Alignment score: 0.312 → 0.311
After Ehud had presented the tribute payment , he left with those who had carried it in .
Taorian ' ny nanoloran'i Ehoda ilay fandoavan - ketra , dia lasa niaraka tamin'ireo izay nitondra izany izy .
JDG 3:19     Alignment score: 0.354 → 0.373
As for Ehud himself , however , when he reached the place where the carved images were made near Gilgal , he turned and went back , and he said , " I have a secret message for you , my king . " Eglon said , " Silence ! " So all those serving him left the room .
Raha ny amin'i Ehoda kosa , rehefa tonga teo amin'ilay toerana izay nisy ireo sarin - javatra voasokitra natao teo akaikin'i
Gilgala izy , dia nitodika sady niverina izy , ary niteny hoe : " Manana tsiambaratelo ho anao aho , ry mpanjakako . " Ary Eglona niteny hoe : " Mangina ! " Ka nivoaka ny efitra ireo rehetra izay nanompo azy .
JDG 3:20     Alignment score: 0.459 → 0.461
Ehud came to him . The king was sitting by himself , alone in the coolness of the upper room . Ehud said , " I have a message from God for you . " The king got up out of his seat .
Tonga teo aminy i Ehoda . Nipetraka irery ny mpanjaka , irery tao amin ' ny mangatsiatsiaka tao amin ' ny efitrano ambony . Hoy i Ehoda hoe : " Manana hafatra avy any amin'Andriamanitra ho anao aho . " Nitsangana avy teo amin ' ny fipetrahany ny mpanjaka .
JDG 3:21     Alignment score: 0.465 → 0.466
Ehud reached with his left hand and took the sword from his right thigh , and he stabbed it into the king 's body .
Nahinjitr'i Ehoda ny tanany havia ary nalainy
teo amin ' ny feny ankavanana ny sabatra , ka natsatony teo amin ' ny vatan ' ny mpanjaka izany .
JDG 3:22     Alignment score: 0.304
The hilt of the sword also went into him following the blade . The tip of the sword came
out of his back and the fat closed over it , for Ehud did not pull the sword out of his belly .
Ilay tahon - tsabatra teo aminy dia nanaraka ny lamosina . Nivoaka tao an - damosiny ilay tendron - tsabatra ary nanarona izany ilay tavy , fa tsy nanatsoaka ilay sabatra tamin ' ny kibony i Ehoda .
JDG 3:23     Alignment score: 0.306
Then Ehud went out on the porch and closed the doors of the upper room behind him and locked them .
Avy eo dia nivoaka teo an - davarangana i Ehoda ary nanakatona ireo varavaran
' ny efitra ambony ary nanidy izany .
JDG 3:24     Alignment score: 0.35 → 0.359
After Ehud had gone , the king 's servants came ; they saw that the doors of the upper room were locked
, so they thought , " Surely he is relieving himself in the coolness of the upper room . "
Rehefa lasa i Ehoda , dia tonga ireo mpanompon ' ny mpanjaka ; hitan'izy ireo fa mihidy ireo varavaran ' ny efitra ambony , ka nihevitra izy ireo hoe : " Azo antoka fa maka aina ao amin ' ny mangatsiatsiaka ao amin ' ny efitra ambony izy . "
JDG 3:25     Alignment score: 0.314 → 0.321
They were growing more concerned until they felt they were neglecting their duty when the king still did not open the doors to the upper room . So they took the key and opened them , and there lay their master , fallen to the floor , dead .
Nitombo ny ahiahin ' izy ireo mandra - pahatsapan'izy ireo fa nanao tsinontsinona ny andraikiny izy ireo rehefa mbola tsy nanokatra ny varavarana tao amin ' ny efitra ambony ilay mpanjaka . Ary nalain'izy ireo ny fanalahidy , dia novohainy ireo , ary nitsirara teo ny tompony , lavo tamin ' ny tany
, ary maty .
JDG 3:26     Alignment score: 0.281 → 0.302
While the servants were waiting , wondering what they should do , Ehud escaped and passed beyond the place where there were carved images of idols , and so he escaped to Seirah .
Raha teo am - piandrasana ireo mpanompo , dia nanontany tena ny amin'izay tokony hatao izy ireo , nandositra i Ehoda ka nanalavitra ilay toerana misy ireo sarin - javatra voasokitr'ireo sampy , ary noho izany dia nandositra tany
Seïrata izy .
JDG 3:27     Alignment score: 0.408
When he arrived , he blew a ram 's horn in the hill country of Ephraim . Then the people of Israel went down with him from the hills , and he was leading them .
Rehefa tonga izy , dia nitsoka ny trompetra iray teo amin ' ny tany havoan'i
Efraima . Ka nidina niaraka taminy avy any amin ' ny havoana ny vahoakan'Israely , ary izy no nitarika azy ireo .
JDG 3:28     Alignment score: 0.47
He said to them , " Follow me , for Yahweh is about to defeat your enemies , the Moabites . " They followed him and they captured the fords of the Jordan across from the Moabites , and they did not allow anyone to cross the river .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Manaraha ahy , fa efa handresy ireo fahavalonareo Yaveh , dia ireo Moabita . " Nanaraka azy izy ireo ary nisambotra ireo fitàn'i
Jordana fandalovan'ireo Moabita , ary tsy namela na iza na iza hiampita ny renirano izy ireo .
JDG 3:29     Alignment score: 0.281 → 0.281
At that time they killed about ten thousand men of Moab , and all were strong and capable men . Not one escaped .
Tamin'izany fotoana izany dia namono lehilahy Moabita teo amin ' ny iray alina teo izy ireo , ary lehilahy natanjaka sy mahavita azy izy rehetra . Tsy nisy afa - nandositra .
JDG 3:30     Alignment score: 0.443 → 0.448
So that day Moab was subdued by the strength of Israel , and the land had rest for eighty years .
Ary tamin'izany andro izany Moaba dia resin ' ny tanjak'Israely , ary nilamina nandritra
ny valopolo taona ny tany .
JDG 3:31     Alignment score: 0.384 → 0.395
After Ehud the next judge was Shamgar son of Anath who killed 600 men of the Philistines with a stick used to goad oxen . He also delivered Israel from danger .
Taorian'i
Ehoda dia i Samgara zanaka lahin'i Anata izay namono olona 600 tamin'ireo Filistina tamin ' ny hazo fanindromana biby fiompy no mpitsara manaraka . Nanafaka an'i Israely tamin ' ny loza ihany koa izy .
JDG 3     Average alignment score: 0.427 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21