Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 9:1     Alignment score: 0.411 → 0.412
Abimelek son of Jerub - Baal went to his mother 's relatives at Shechem and he said to them and to the whole clan of his mother 's family ,
Nankany amin ' ny havan
- dreniny tany Sekema i Abimeleka zanak'i Jerobala ary niteny tamin'izy ireo sy ny fianakaviam - ben ' ny ankohonan - dreniny rehetra hoe :


JDG 9:2     Alignment score: 0.402
" Please say this , so that all the leaders in Shechem may hear , ' Which is better for you , that all seventy sons of Jerub - Baal rule over you , or that just one rule over you ? ' Remember that I am your bone and your flesh . "
" Mba lazao re izao , mba ho ren ' ny mpitarika rehetra ao Sekema : ' Inona no mety kokoa aminareo : manana
ny zanak'i Jerobala fitopolo lahy hanapaka eo aminareo , sa iray ihany no manapaka eo aminareo ? ' Tsarovy fa nofo sy rànareo aho . "
JDG 9:3     Alignment score: 0.485 → 0.489
His mother 's relatives spoke for him to the leaders of Shechem , and they agreed to follow Abimelek , for they said , " He is our brother . "
Niresaka tamin'ireo mpitarik'i
Sekema ho azy ireo havan - dreniny , ary nanaiky ny hanaraka an'i Abimeleka izy ireo , satria hoy izy ireo hoe : " Rahalahintsika izy . "
JDG 9:4     Alignment score: 0.394
They gave him seventy pieces of silver out of the house of Baal - Berith , and Abimelek used the silver to hire worthless and reckless men , who traveled with him .
Nomen'izy ireo volafotsy madinika fitopolo avy tao an - tranon'i Bala - berita izy , ary nampiasain'i Abimeleka hanakaramana ireo lehilahy mpandika lalàna sady sahisahy ratsy izay nanaraka azy izany .
JDG 9:5     Alignment score: 0.478
Abimelek went to his father 's house at Ophrah , and upon one stone he murdered his seventy brothers , the sons of Jerub - Baal . Only Jotham was left , the youngest son of Jerub - Baal , for he hid himself .
Nankany an - tranon
' ny rainy tany Ofra i Abimeleka , ary novonoiny teo ambonin ' ny vato iray ireo rahalahiny fitopolo , dia ireo zanak'i Jerobala . Jotama no sisa tavela , dia ilay zanak'i Jerobala faralahy , satria niafina izy .
JDG 9:6     Alignment score: 0.539 → 0.54
All the leaders of Shechem and Beth Millo came together and they went and made Abimelek king , beside the oak near the pillar which is in Shechem .
Niara - tonga ny mpitarik'i
Sekema sy Beta - milo rehetra ka nandeha ary nanao an'i Abimeleka ho mpanjaka , teo anilan ' ny hazo terebinta akaikin ' ny andry izay any Sekema .
JDG 9:7     Alignment score: 0.442 → 0.45
When Jotham was told about this , he went and stood on the top of Mount Gerizim . He shouted and said to them , " Listen to me , you leaders of Shechem , so that God may listen to you .
Rehefa nolazaina ny mikasika izany i Jotama , dia nandeha izy ary nitsangana teo an - tampon ' ny Tendrombohitra Gerizima . Niantsoantso izy ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Henoy aho , ianareo mpitarik'i
Sekema , mba hihainoan'Andriamanitra anareo .
JDG 9:8     Alignment score: 0.366 → 0.367
The trees once went out to anoint a king over them . For they said to the olive tree , ' Reign over us . '
Indray andro dia nivoaka ny hazo mba hanosotra mpanjaka iray ho eo amin'izy ireo . Satria hoy izy ireo tamin ' ny hazon'oliva hoe : " Manjakà aminay . '
JDG 9:9     Alignment score: 0.266 → 0.278
But the olive tree said to them , ' Should I give
up my abundance , by which gods and men are honored , to sway over the other trees ? '
Nefa hoy ny hazon'oliva tamin'izy ireo : " Tokony hafoiko ve ny diloiloko , izay ampiasaina hanomezam - boninanahitra ireo andriamanitra sy ny olombelona , mba hahafahako mandeha miverina , ka hitsingevangevana eny amin ' ny hazo hafa fotsiny ihany ? '
JDG 9:10     Alignment score: 0.331
The trees said to the fig tree , ' Come and reign over us . '
Hoy ireo hazo tamin'ilay aviavy : ' Avia ka manjakà aminay . '
JDG 9:11     Alignment score: 0.277 → 0.297
But the fig tree said to them , ' Should I give
up my sweetness and my good fruit , just so I could return and sway over the other trees ? '
Fa hoy kosa ilay aviavy tamin'ireo : ' Tokony hafoiko ve ny hamamiko sy ny voa tsarako , mba hahafahako miverina ka hitsingevangevana eo amin'ireo hazo hafa fotsiny ihany ? '
JDG 9:12     Alignment score: 0.375 → 0.378
The trees said to the vine , ' Come and reign over us . '
Hoy ireo hazo tamin'ilay voaloboka : ' Avia ka manjakà aminay . '
JDG 9:13     Alignment score: 0.395
The vine said to them , ' Should I give
up my new wine , which makes gods and mankind glad , and return and sway over the other trees ? '
Hoy ilay voaloboka tamin'izy ireo hoe : ' Tokony hafoiko ve ny divay vaovaoko , izay mampifaly ny andriamanitra sy ny olombelona , ka hiverina ary hitsingevangevana eo amin'ireo hazo hafa ? '
JDG 9:14     Alignment score: 0.409
Then said all the trees to the thornbush , ' Come and reign over us . '
Dia hoy ny hazo rehetra tamin ' ny tsilon - draketa : ' Avia ka manjakà aminay . '
JDG 9:15     Alignment score: 0.412 → 0.414
The thornbush said to the trees , ' If you truly want to anoint me as king over you , then come and find refuge under my shade . If not , then let fire come
out of the thornbush and let it burn up the cedars of Lebanon . '
Hoy ny tsilon - draketa tamin'ireo hazo : ' Raha tena te hanosotra ahy ho mpanjaka eo aminareo ianareo , dia avia ary mitadiava fiarovana eo amban ' ny aloko . Raha tsy izany , dia aoka hivoaka avy ao amin ' ny tsilon - draketa ny afo ary aoka izany handoro ny sederan'i Libanona . '
JDG 9:16     Alignment score: 0.417
Now therefore , if you have acted in truth and honesty , when you made Abimelek king , and if you have done well concerning Jerub - Baal and his house , and if you have punished him as he deserves
Ankehitriny ary , raha nanao ny marina sy mahitsy ianareo , tamin ' ny nanaovanareo an'i Abimeleka ho mpanjaka , ary raha nanao ny tsara mahakasika an'i Jerobala sy ny ankohonany
, ary raha nanafay azy araka izay mendrika azy ianareo
JDG 9:17     Alignment score: 0.337
and to think that my father fought for you , risked his life , and rescued you out of the hand of Midian
ary mihevitra fa niady ho anareo ny raiko , nanao vy very ny ainy , ary namonjy anareo tamin ' ny tanan'i
Midiana
JDG 9:18     Alignment score: 0.388 → 0.394
but today you have risen up against my father 's house and have killed his sons , seventy persons , upon one stone . Then you have made Abimelek , the son of his female servant , king over the leaders of Shechem , because he is your relative
.
fa ankehitriny ianareo dia efa nitsangana hanohitra ny ankohonan - draiko ary namono ireo zanany lahy , dia olona fitopolo , teo ambony vato iray izany . Ary nataonareo mpanjaka eo amin'ireo mpitarik'i Sekema i Abimeleka , zanaky ny mpanompo vaviny , satria havanareo izy .
JDG 9:19     Alignment score: 0.407
If you acted with faithfulness and integrity with Jerub - Baal and his house , then you should rejoice in Abimelek , and let him also rejoice in you .
Raha nanao ny marina sy mahitsy tamin'i Jerobala sy ny ankohonany
ianareo , dia tokony hiravoravo amin'i Abimeleka , ary hamela azy hiravoravo aminareo .
JDG 9:20     Alignment score: 0.597 → 0.597
But if not , let fire come
out from Abimelek and burn up the men of Shechem and Beth Millo . Let fire come out from the men of Shechem and Beth Millo , to burn up Abimelek . "
Fa raha tsy izany , dia aoka hisy afo hivoaka avy ao amin'i Abimeleka ka handoro ny olon'i Sekema sy Beta - milo . Aoka hisy afo hivoaka avy ao amin'ireo olon'i Sekema sy Beta - milo , mba handoro an'i Abimeleka . "
JDG 9:21     Alignment score: 0.524 → 0.525
Jotham fled and ran away , and he went to Beer
. He lived there because it was far away from Abimelek , his brother .
Nandositra ka nitsoaka i Jotama , ary nandeha tany Bera izy . Nonina tany izy satria lavitra an'i Abimeleka rahalahiny izany .
JDG 9:22     Alignment score: 0.365 → 0.565
Abimelek ruled over Israel for three years .
Nanapaka teo amin'Israely nandritra
ny telo taona i Abimeleka .
JDG 9:23     Alignment score: 0.448 → 0.525
God sent an evil spirit between Abimelek and the leaders of Shechem . The leaders of Shechem betrayed the trust they had with Abimelek .
Dia nandefa fanahy ratsy teo amin'i Abimeleka sy ireo mpitarik'i
Sekema Andriamanitra . Namadika ny toky izay nananan'izy ireo tamin'i Abimeleka ireo mpitarik'i Sekema .
JDG 9:24     Alignment score: 0.384 → 0.391
God did this so the violence done to the seventy sons of Jerub - Baal might be avenged and their blood be laid on Abimelek their brother , and the men of Shechem would be held responsible because they helped him murder his brothers .
Nanao izany Andriamanitra mba ho voavaly faty ny herisetra natao tamin'ireo zanak'i
Jerobala fitopolo lahy , ary ho voatazona ho tompon'antoka ireo olon'i Sekema satria nanampy azy namono an'ireo rahalahiny izy ireo .
JDG 9:25     Alignment score: 0.291 → 0.291
So the leaders of Shechem positioned men to lie in wait on the hilltops that they might ambush him , and they robbed all who passed by them along that road . This was reported to Abimelek .
Koa dia nametraka olona hiandry teo an - tampon - kavoana ireo mpitarika mba hahafahan'izy ireo mamely azy tampoka , ary norobain'izy ireo avokoa ireo izay nandalo teo amin'izy ireo teo amin'izany lalana izany . Voatatitra tany
amin'i Abimeleka izany .
JDG 9:26     Alignment score: 0.525 → 0.529
Gaal son of Ebed came with his relatives and they went over to Shechem . The leaders of Shechem had confidence in him .
Dia tonga niaraka tamin'ireo havany i Gala zanak'i Ebeda ary nankany Sekema . Nanana fitokisana taminy ny mpitarik'i
Sekema .
JDG 9:27     Alignment score: 0.397 → 0.418
They went out into the field and gathered grapes from the vineyards
, and they trampled on them . They held a festival in the house of their god , where they ate and drank , and they cursed Abimelek .
Nivoaka tany an - tsaha izy ireo ary nanangona voaloboka avy tao amin ' ny tanim - boaloboka , ary dia nohitsakitsahiny izany . Nanao firavoravoana tao an - tranon ' ny andriamaniny izy ireo , izay nihinanan'izy ireo sy nisotroany , ary nanozonan'izy ireo an'i Abimeleka .
JDG 9:28     Alignment score: 0.574 → 0.584
Gaal son of Ebed , said , " Who is Abimelek , and who is Shechem , that we should serve him ? Is he not the son of Jerub - Baal ? Is Zebul not his overseer ? Serve the men of Hamor , Shechem 's father ! Why should we serve Abimelek ?
Hoy i Gala , zanak'i Ebeda hoe : " Iza moa i Abimeleka , ary iza i Sekema , no dia tokony hanompo azy isika ? Moa tsy zanak'i Jerobala ve izy ? Moa tsy Zebola ve no lefiny ? Tompoy ny olon'i Hamora , dia ny rain'i
Sekema izany ! Nahoana isika no tokony hanompo an'i Abimeleka ?
JDG 9:29     Alignment score: 0.367
I wish that this people were under my command ! Then would I remove Abimelek . I would say to Abimelek , ' Call out all your army . ' "
Iriako
mba teo ambany fifehezako ity vahoaka ity ! Dia ho nesoriko i Abimeleka . Dia niteny tamin'i Abimeleka aho hoe : ' Antsoy ny tafikao rehetra . " '
JDG 9:30     Alignment score: 0.485 → 0.518
When Zebul , the official
of the city , heard the words of Gaal son of Ebed his anger was kindled .
Rehefa nandre ny tenin'i Gala zanak'i Ebeda rehetra i Zebola , manam - boninanihitry ny tanàna , dia nirehitra ny fahatezerany .
JDG 9:31     Alignment score: 0.545
He sent messengers to Abimelek in order to deceive , saying , " See , Gaal son of Ebed and his relatives are coming to Shechem , and they are stirring up the city against you .
Nandefa iraka tany amin'i Abimeleka izy mba hamitahana , nanao hoe : " Indro , Gala zanak'i Ebeda sy ireo havany dia ho avy any Sekema , ary manainga ny tanàna hanohitra anao izy ireo .
JDG 9:32     Alignment score: 0.372
Now , get up during the night , you and the soldiers with you , and prepare an ambush in the fields .
Ankehitriny ary , dia mifohaza mandritra ny alina , ianao sy ireo miaramila miaraka aminao , ka manomàna fanafihana tampoka any an - tsaha .
JDG 9:33     Alignment score: 0.333 → 0.337
Then in the morning , as soon as the sun is up , rise
early and make a raid on the city . When he and the people with him come out against you , do whatever you can to them . "
Ary amin ' ny maraina , vantany vao mihiratra ny masoandro , dia mifohaza vao maraina ary manaova rodobe eny amin ' ny tanàna . Rehefa mivoaka hanohitra anao izy sy ireo olona miaraka aminy , dia manaova izay afakao amin'izy ireo . "
JDG 9:34     Alignment score: 0.421 → 0.431
So Abimelek got up during the night , he and all the men who were with him , and they set an ambush against Shechem dividing into four units .
Koa dia nifoha nandritra ny alina i Abimeleka , sy ireo lehilahy rehetra izay niaraka taminy , ary nametraka fanafihana tampoka hanohitra an'i Sekema izy ireo nizara ho antoko efatra izany .
JDG 9:35     Alignment score: 0.509
Gaal son of Ebed went out and stood in the entrance of the city gate . Abimelek and the men who were with him came out of their hiding place .
Nivoaka i Gala zanak'i Ebeda ary nitsangana teo amin ' ny fidirana teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna . Nivoaka avy tao amin ' ny toerana fiafenany i Abimeleka sy ireo lehilahy niaraka taminy .
JDG 9:36     Alignment score: 0.473 → 0.488
When Gaal saw the men , he said to Zebul , " See , men are coming down from the hilltops ! " Zebul said to him , " You are seeing the shadows on the hills like they are men . "
Rehefa hitan'i Gala ireo lehilahy , dia hoy izy tamin'i Zebola hoe : " Indreo
, misy olona midina avy any an - tampon - kavoana ! " Hoy Zebola taminy hoe : " Toy ny olona ny fahitanao ireo aloka eo amin ' ny havoana . "
JDG 9:37     Alignment score: 0.285 → 0.3
Gaal spoke again and said , " Look , men are coming down in the middle of the land , and one unit is coming by way of the oak of the diviners . "
Dia niteny indray i Gala ka nanao hoe : " Indreo
, misy olona midina eo afovoan ' ny tany , ary misy antoko iray tonga avy eo amin ' ny hazo terebintan'ireo mpanandro . "
JDG 9:38     Alignment score: 0.357 → 0.364
Then Zebul said to him , " Where are your proud words now , you who said , ' Who is Abimelek that we should serve him ? ' Are these
not the men you despised ? Go out now and fight against them . "
Dia hoy Zebola taminy : " Aiza ary ireo teny mieboebonao ankehitriny , ianao ilay niteny hoe : ' Iza moa i Abimeleka no tokony ho tompointsika ? ' Moa ve tsy nanamavo ireo lehilahy ireo ianao ? Mivoaha izao ka miadia amin'izy ireo . "
JDG 9:39     Alignment score: 0.621
Gaal went out and he was leading the men of Shechem , and he fought Abimelek .
Nivoaka i Gala ary nitarika ireo lehilahin'i Sekema , ary niady tamin'i Abimeleka izy ireo .
JDG 9:40     Alignment score: 0.496
Abimelek chased him , and Gaal fled before him . Many fell
with deadly wounds before the entrance to the city gate .
Nanenjika azy i Abimeleka , ary nandositra teo anoloany i Gala . Maro no lavon ' ny ratra mahafaty teo anoloan ' ny fidirana teo am - bavahadin ' ny tanàna .
JDG 9:41     Alignment score: 0.578
Abimelek stayed in Arumah . Zebul forced Gaal and his relatives out of Shechem .
Nitoetra tany Amora i Abimeleka . Noteren'i
Zebola hivoaka an'i Sekema i Gala sy ireo havany .
JDG 9:42     Alignment score: 0.541
On the next day the people of Shechem went out into the field , and this was reported to Abimelek .
Ny ampitso dia nivoaka ho any an - tsaha ireo vahoakan'i
Sekema , ary voatatitra tany amin'i Abimeleka izany .
JDG 9:43     Alignment score: 0.382
He took his people , divided them into three units , and they set an ambush in the fields . He looked and saw the people coming out from the city and he attacked and killed them .
Naka ireo vahoakany
izy , nizara azy ireo ho antoko telo , ary nanomana fanafihana tampoka tany an - tsaha izy ireo . Nitazana izy ka nahita ny olona nivoaka avy any an - tanàna ary nanafika izy ka nahafaty azy ireo .
JDG 9:44     Alignment score: 0.453 → 0.454
Abimelek and the units that were with him attacked and blocked the entrance to the city gate . The other two units attacked all who were in the field and killed them .
Nanafika ary nanampina ny fidirana teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna i Abimeleka sy ireo antoko niaraka taminy . Ireo antoko roa hafa dia nanafika an'ireo rehetra tany an - tsaha ary namono azy ireo .
JDG 9:45     Alignment score: 0.421
Abimelek fought against the city all that day . He captured the city , and killed the people who were in it . He broke down the city walls and sowed it with salt .
Niady hanohitra ny tanàna rehetra tamin'izany tontolo andro izany i Abimeleka . Nambabo ny tanàna izy , ary nahafaty an'ireo vahoaka izay tao amin'izany . Narodany ny mandan
' ny tanàna ka nandrarahany sira izany .
JDG 9:46     Alignment score: 0.488 → 0.507
When all the leaders of the tower of Shechem heard of it , they entered the stronghold of the house of El - Berith .
Rehefa nandre ny momba izany ireo mpitarika teo amin ' ny tilikambon'i Sekema , dia niditra tao amin ' ny fiarovana mafin
' ny tranon'i El - berita izy ireo .
JDG 9:47     Alignment score: 0.472 → 0.49
Abimelek was told that all the leaders had gathered together at the tower of Shechem .
Nolazaina tamin'i Abimeleka fa niara - nivory tao amin ' ny tilikambon'i Sekema ny mpitarika rehetra .
JDG 9:48     Alignment score: 0.359 → 0.359
Abimelek went up to Mount Zalmon
, he and all the men who were with him . Abimelek took an ax and cut off branches . He put it on his shoulder and ordered the men with him , " What you have seen me do , hurry and do as I have done . "
Nandeha niakatra tany an - tendrombohitra Zalmona i Abimeleka , izy sy ireo lehilahy rehetra niaraka taminy . Naka famaky i Abimeleka ary nanapaka rantsan - kazo . Napetrany teo an - tsorony izany ary nibaiko ireo lehilahy niaraka taminy izy hoe : " Izay hitanareo ataoko , faingàna ka manaova tahaka ny nataoko . "
JDG 9:49     Alignment score: 0.358
So every one cut off branches and followed Abimelek . They piled them against the wall of the tower , and they set the stronghold on fire
, so that all the people of the tower of Shechem also died , about a thousand men and women .
Koa dia nikapa rantsan - kazo ny olon - drehetra ary nanaraka an'i Abimeleka . Navangongon'izy ireo teo amin ' ny rindrin ' ny tilikambo izany , ary nodoran'izy ireo , hany ka maty ihany koa ny olona rehetra tao amin ' ny tilikambon'i Sekema , dia lehilahy sy vehivavy manodidina ny arivo izany .
JDG 9:50     Alignment score: 0.601
Then Abimelek went to Thebez , and he encamped against Thebez and captured it .
Dia nankany Tebeza i Abimeleka , ary nitoby tandrifin'i
Tebeza izy ka nambabo izany .
JDG 9:51     Alignment score: 0.358 → 0.368
But there was a strong tower in the city , and all the men and women
and all the leaders of the city fled to it and shut themselves in . Then they went up to the roof of the tower .
Saingy nisy tilikambo mafy tao amin ' ny tanàna , ary vaky nandositra nankao amin'izany ireo lehilahy sy vehivavy ary ireo mpitarika ny tanàna rehetra ka nihidy tao . Avy eo dia niakatra teny an - tafon'ilay tilikambo izy ireo .
JDG 9:52     Alignment score: 0.412
Abimelek came to the tower and fought against it , and he came
up near to the door of the tower to burn it .
Nankany amin'ilay tilikambo i Abimeleka ka niady tamin'izany , ary niakatra nanakaiky ny varavaran ' ny tilikambo izy mba handoro azy .
JDG 9:53     Alignment score: 0.345
But a woman dropped an upper millstone on Abimelek 's head and it crushed his skull .
Saingy nisy vehivavy nandatsaka vato fikosoham - bary teo amin ' ny lohan'i
Abimeleka ka nahavaky ny karan - dohany .
JDG 9:54     Alignment score: 0.377
Then he called urgently to the young man who was his armor - bearer , and said to him , " Draw your sword and kill me , so no one will say about me , ' A woman killed him . ' " So his young man pierced him through , and he died
.
Avy eo dia niantso faingana an'ilay tovolahy izay mpitondra ny fiadiany izy , ary niteny taminy hoe : " Avoahy ny sabatrao dia vonoy aho , mba tsy hisy hilaza ny amiko hoe : ' Vehivavy no namono azy . " ' Ka notrobaran'ilay tovolahy izy , ary maty .
JDG 9:55     Alignment score: 0.483 → 0.507
When the men of Israel saw that Abimelek was dead , they went home .
Rehefa hitan'ireo olon'Israely fa maty i Abimeleka , dia nody izy ireo .
JDG 9:56     Alignment score: 0.324
So God avenged the evil of Abimelek that he did to his father by killing his seventy brothers .
Koa dia namaly faty ny faharatsian'i Abimeleka izay nataony tamin - drainy tamin ' ny namonoany ireo rahalahiny fitopolo Andriamanitra .
JDG 9:57     Alignment score: 0.353 → 0.385
God made all the evil of the men of Shechem turn back on their own heads and on them came
the curse of Jotham son of Jerub - Baal .
Naverin'Andriamanitra teo amin ' ny lohan'izy ireo ihany ny faharatsian'ireo olon'i Sekema ary nanody azy ireo ny ozon'i Jotama zanak'i Jerobala .
JDG 9     Average alignment score: 0.428 for 57 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21