Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 14:1     Alignment score: 0.593 → 0.597
Samson went down to Timnah , and there he saw a woman , one of the daughters of the Philistines .
Nidina tany Timna i Samsona , ary nahita vehivavy iray tany izy , izay iray amin'ireo zanaka
vavin'ireo Filistina .


JDG 14:2     Alignment score: 0.485 → 0.491
When he returned , he told his father and mother , " I saw a woman in Timnah , one of the daughters of the Philistines . Now get her for me to be my wife . "
Rehefa niverina izy , dia niteny tamin ' ny ray sy reniny hoe : " Nahita vehivavy iray tao Timna aho , iray amin'ireo zanaka vavin'ireo Filistina . Ary alaivo mba ho vadiko izy . "
JDG 14:3     Alignment score: 0.397 → 0.402
His father and mother said to him , " Is there not a woman among the daughters
of your relatives , or among all our people ? Are you going to take a wife from the uncircumcised Philistines ? " Samson said to his father , " Get her for me , for when I look at her , she pleases me . "
Hoy ny ray sy reniny taminy hoe : " Moa ve tsy misy vehivavy amin'ireo zanaka vavin ' ny havanao , na amin'ireo vahoakanao rehetra ? Haka vady avy amin'ireo Filistina tsy mifora ve ianao ? " Hoy i Samsona tamin ' ny rainy hoe : " Alaivo ho ahy izy , fa rehefa nijery azy aho , dia mahafinaritra ahy izy . "
JDG 14:4     Alignment score: 0.431
But his father and his mother did not know that this matter came from Yahweh , for he desired to create a conflict with the Philistines ( for at that time the Philistines were ruling Israel ) .
Fa ny ray sy reniny dia tsy nahalala fa avy amin'i Yaveh izany zavatra izany , satria naniry ny hanangana ady amin'ireo Filistina Izy ( satria tamin'izany fotoana izany dia ireo Filistiana
no nanjaka tao Israely ) .
JDG 14:5     Alignment score: 0.458 → 0.456
Then Samson went down to Timnah with his father and his mother , and they came to the vineyards
of Timnah . And , look , there one of the young lions came up and was roaring at him .
Ary nidina tany Timna niaraka tamin ' ny ray sy reniny i Samsona , ary nankany amin ' ny tanim - boalobok'i Timna izy ireo . Ary , indro , nisy liona tanora iray nanatona ary nierona taminy .
JDG 14:6     Alignment score: 0.354 → 0.357
Yahweh 's Spirit suddenly came on him , and he tore the lion apart as easily as he would have torn apart a small goat , and he had nothing in his hand . But he did not tell his father or his mother what he had done .
Tonga tampoka taminy ny Fanahin'i
Yaveh , ary dia nosamahiny mora toy ny manasamaka zanak'osy ilay liona , ary tsy nisy na inona na inona teny an - tanany . Nefa tsy nolazainy tamin ' ny rainy na ny reniny izay nataony .
JDG 14:7     Alignment score: 0.56
He went and spoke with the woman , and when he looked at her , she pleased Samson .
Nandeha izy ary niresaka tamin'ilay vehivavy , ary rehefa nijery azy izy , dia nahafinaritra an'i Samsona izy .
JDG 14:8     Alignment score: 0.376 → 0.379
A few days later when he returned to marry her , he turned aside to look for the carcass of the lion . And , look , there was a swarm of bees and honey in what was left of the lion 's body .
Andro vitsivitsy taty aoriana rehefa niverina haka vady azy izy , dia nivily lalana
izy mba hijery ny fatin'ilay liona . Ary , indro , nisy andian - tantely sy tantely teo amin ' ny sisa tavela tamin ' ny vatan'ilay liona .
JDG 14:9     Alignment score: 0.367 → 0.392
He scraped up the honey in his hands and went on , eating as he went . When he came to his father and his mother , he gave some to them , and they ate . But he did not tell them he had taken the honey out of what was left of the lion 's body .
Nangoniny
teny an - tanany ilay tantely dia nandeha izy , sady nandeha izy no nihinana . Rehefa tonga tany amin ' ny rainy sy ny reniny izy , dia nanomeny ampahany izy ireo , ary nihinana . Nefa tsy nolazainy azy ireo fa nalainy teny amin ' ny sisa tavela tamin ' ny vatan'ilay liona ilay tantely .
JDG 14:10     Alignment score: 0.309 → 0.394
Samson 's father went down to where the woman was , and Samson gave a feast there , for this was the custom of the young men .
Nidina tany amin'izay nisy an'ilay vehivavy ny rain'i
Samsona , ary nanao fanasana tany i Samsona , satria izany ny fomban ' ny tovolahy .
JDG 14:11     Alignment score: 0.268 → 0.296
As soon as her relatives saw him , they brought him thirty of their friends to be with him .
Raha vao hitan ' ny havan'ilay vehivavy izy , dia nitondran'izy ireo telopolo tamin'ireo namany mba hiaraka aminy .
JDG 14:12     Alignment score: 0.389 → 0.408
Samson said to them , " Let me now tell you a riddle . If one of you can find it out and tell me the answer during the seven days of the feast , I will give out thirty linen robes and thirty sets of clothes .
Hoy i Samsona tamin'izy ireo hoe : " Avelao aho anio hiteny ankamantatra aminareo . Raha misy iray aminareo mahita izany ary miteny amiko ny valiny
mandritra ny fito andro fanasana , dia homeko rongony fotsy madinika telopolo sy akanjo fisolo telopolo .
JDG 14:13     Alignment score: 0.311 → 0.321
But if you can not tell me the answer , then you will give
me thirty linen robes and thirty sets of clothes . " They said to him , " Tell us your riddle , so we may hear it . "
Fa raha tsy mahalaza amiko ny valiny ianareo , dia homenareo rongony fotsy madinika sy akanjo fisolo telopolo isa aho . " Hoy izy ireo taminy hoe : " Lazao anay ny ankamantatrao , mba hahafahanay mandre izany . "
JDG 14:14     Alignment score: 0.324 → 0.327
He said to them , " Out of the eater was something to eat ; out of the strong was something sweet . " But his guests could not find
the answer in three days .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Avy ao amin ' ny mpihinana no misy zavatra fihinana ; avy ao amin ' ny matanjaka no misy zavatra malefaka . " Saingy tsy nahita ny valiny tao anatin ' ny telo andro ireo vahiny nasainy .
JDG 14:15     Alignment score: 0.278 → 0.339
On the fourth day they said to Samson 's wife , " Trick your husband so that he may tell us the answer to the riddle , or we will burn up you and your father 's house . Did you invite us here in order to make us poor ? "
Tamin ' ny andro fahefatra dia hoy izy ireo tamin ' ny vadin'i
Samsona hoe : " Fitaho ny vadinao mba hilazany aminay ny valin'ilay ankamantatra , raha tsy izany dia hodoranay ianao sy ny tranon ' ny rainao . Nasainareo taty mba ho ampahantraina angaha izahay ? "
JDG 14:16     Alignment score: 0.372 → 0.372
Samson 's wife started to weep in front of him ; she said , " All you do is hate me ! You do not love me . You have told a riddle to some of my people , but you have not told me the answer . " Samson said to her , " Look here , if I have not told my father or my mother , should I tell you ? "
Nanomboka nitomany teo anatrehany
ny vadin'i Samsona ; hoy izy hoe : " Halanao aho ! tsy tia ahy ianao ! Nanao ankamantatra tamin ' ny sasany tamin'ireo vahoakako ianao , fa tsy nilaza tamiko ny valiny . " Hoy Samsona taminy hoe : " Jereo aho , raha tsy nilaza tamin ' ny raiko na ny reniko aho , dia tokony hiteny aminao ve ? "
JDG 14:17     Alignment score: 0.336
She cried during the seven days that their feast lasted . On the seventh day he told her the answer because she pressured him very much . She told the answer to the relatives of her people .
Nitomany nandritra ny fito andro naharetan ' ny fanasana izy . Tamin ' ny andro fahafito dia nolazainy
taminy ilay valiny satria nanery mafy azy izy . Dia nolazainy tamin ' ny havan ' ny vahoakany ilay valiny .
JDG 14:18     Alignment score: 0.407 → 0.408
Before the sun went down on the seventh day the men of the city said to him , " What is sweeter than honey ? What is stronger than a lion ? " Samson said to them , " If you had not plowed with my heifer , you would not have found the answer to my riddle . "
Nialohan ' ny niletehan ' ny masoandro tamin ' ny andro fahafito dia ireo lehilahy teo an - tanàna taminy hoe : " Inona no mamy mihoatra ny tantely ? Inona no matanjaka mihoatra ny liona ? " Hoy i Samsona tamin'izy ireo hoe : " Raha tsy niray tsikombakomba tamin ' ny vadiko ianareo , dia tsy nahita ny valin ' ny ankamantatro
. "
JDG 14:19     Alignment score: 0.442 → 0.442
Then Yahweh 's Spirit suddenly came on Samson with power . Samson went down to Ashkelon and killed thirty of their men . He took their plunder , and he gave their clothes to those who had explained the riddle . Burning with anger , he went up to his father 's house .
Ary tonga tampoka tamin - kery tao amin'i Samsona ny Fanahin'i
Yaveh . Nidina tao Askelona i Samsona ary namono telopolo tamin ' ny lehilahin'izy ireo . Nalainy ny zavatra nobaboin'izy ireo , ary nomeny ireo izay nanazava ilay ankamantatra ny akanjon'izy ireo . Tamim - pahatezerana mafy , dia niakatra tany amin ' ny tranon ' ny rainy izy .
JDG 14:20     Alignment score: 0.193 → 0.38
Samson 's wife was given to his best friend .
Natolotra
ny namany akaiky azy indrindra ny vadin'i Samsona .
JDG 14     Average alignment score: 0.396 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21