Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 21:1     Alignment score: 0.356 → 0.358
Now the men of Israel had sworn at Mizpah , " None of us will give his daughter
to marry a Benjamite . "
Ary ny lehilahin'Israely nanao fampanantenana tao Mizpa hoe : " Tsy hisy amintsika hanome ny zanany vavy hanambady Benjamita . "


JDG 21:2     Alignment score: 0.357
Then the people went to Bethel and sat there before God until the evening , and with loud voices they wept bitterly .
Dia nankany Betela ny vahoaka ka nitoetra tany
teo anatrehan'Andriamanitra hatramin ' ny hariva , ary nitomany mafy tamin ' ny feo avo izy ireo .
JDG 21:3     Alignment score: 0.343 → 0.357
They called out , " Why , Yahweh , God of Israel , has this happened to Israel , that one of our tribes should be missing today ? "
Hoy izy ireo niantso mafy : " Nahoana , ry Yaveh , Andriamanitr'Israely , no dia nitranga tamin ' ny Israely izao , ka tsy ho eto aminay intsony ny iray amin'ireo fokonay ankehitriny ? "
JDG 21:4     Alignment score: 0.454 → 0.453
The next day the people got up early and built an altar there and offered burnt offerings
and peace offerings .
Nifoha maraina ny vahoaka ny ampitson'iny ka nanangana alitara teo ary nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihavanana .
JDG 21:5     Alignment score: 0.371 → 0.37
The people of Israel said , " Which of all the tribes of Israel did not come
up in the assembly to Yahweh ? " For they had made an important oath concerning anyone who did not come up to Yahweh at Mizpah . They said , " He would certainly be put to death . "
Hoy ny vahoakan'Israely hoe : " Iza tamin'ireo fokon'Israely no tsy niakatra tao amin ' ny fiangonana tany amin'i Yaveh ? " Satria nanao fampanantenana lehibe tokoa izy ireo mahakasika ny olona izay tsy niakatra teo amin'i Yaveh tany Mizpa . Hoy izy ireo hoe : " Tena hovonoina ho faty izy . "
JDG 21:6     Alignment score: 0.27 → 0.329
The people of Israel had compassion for their brother Benjamin . They said , " Today one tribe has been cut off from Israel .
Nanana fangoraham - po tamin'i Benjamina rahalahin'izy ireo ny vahoakan'Israely . Hoy izy ireo hoe : " Voafongotra tsy ho eo amin ' ny Israely ny foko iray ankehitriny .
JDG 21:7     Alignment score: 0.315
Who will provide wives for those
who are left , since we have made an oath to Yahweh that we will not let any of them marry our daughters ? "
Iza no hanome vady ireo sisa tavela , satria efa nanao fampanantenana tamin'i Yaveh isika fa tsy hamela azy ireo hanambady ireo zanantsika vavy ? "
JDG 21:8     Alignment score: 0.468 → 0.468
They said , " Which of the tribes of Israel did not come
up to Yahweh at Mizpah ? " It was found that no one had come to the assembly from Jabesh Gilead .
Hoy izy ireo hoe : " Iza tamin'ireo fokon'i Israely no tsy niakatra tany amin'i Yaveh tany Mizpa ? " Fantatra fa tsy nisy olona tonga tao amin ' ny fiangonana ny avy tany Jabesy Gileada .
JDG 21:9     Alignment score: 0.47
For when the people were set out in an orderly manner , behold , none of the inhabitants of Jabesh Gilead were there .
Fa rehefa niainga tamin ' ny fomba nirindra ny vahoaka , indro , tsy nisy tonga teo ireo mponin'i
Jabesy Gileada .
JDG 21:10     Alignment score: 0.32 → 0.321
The assembly sent twelve thousand of their bravest men with instructions to go and strike
the inhabitants of Jabesh Gilead with the edge of the sword , including the women and children .
Naniraka roa arivo sy iray alina tamin'ireo lehilahy be herim - po indrindra miaraka amin ' ny toromarika ny fiangonana mba handeha any Jabesy Gileada ka hanafika azy ireo , ary hamono azy ireo , eny fa na dia ny zaza amam - behivavy aza .
JDG 21:11     Alignment score: 0.175 → 0.179
" Do this : Every male and every woman who has known a man by lying with him you will devote to destruction . "
" Izao no ataovy : tsy maintsy vonoinareo ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa niara - nandry tamina
lehilahy . "
JDG 21:12     Alignment score: 0.408 → 0.408
The men found among those living in Jabesh Gilead four hundred young virgins who had not known a man by lying with him , and they took them to the camp at Shiloh in Canaan .
Nahita tovovavy efajato izay mbola tsy niara - nandry tamina
lehilahy tamin'ireo velona tao Jabesy Gileada ireo lehilahy , ka nentin'izy ireo tany an - toby tany Silo , tany Kanàna izy ireo .
JDG 21:13     Alignment score: 0.364 → 0.387
The entire assembly sent a message and told the people of Benjamin who were at the rock
of Rimmon that they were offering them peace .
Nandefa hafatra tamin'ireo vahoakan'i Benjamina izay tany amin ' ny harambaton'i Rimona ny fiangonana manontolo fa nanolotra fihavanana ho azy ireo izy ireo .
JDG 21:14     Alignment score: 0.449
The Benjamites returned at that time and they were given the women of Jabesh Gilead who had been kept alive
, but there were not enough women for all of them .
Niverina tamin'izany andro izany ireo Benjamita ary nomena azy ireo ny vehivavin'i Jabesy Gileada , nefa tsy ampy ho azy rehetra ireo ny vehivavy .
JDG 21:15     Alignment score: 0.403
The people had compassion on Benjamin , because Yahweh had made a division between the tribes of Israel .
Nanenina tamin'izay nitranga tamin'i Benjamina ny vahoaka , satria nozarazarain'i Yaveh ireo fokon'Israely .
JDG 21:16     Alignment score: 0.313
Then the elders of the assembly said , " How will we arrange wives for the Benjamites who are left , since the women
of Benjamin have been killed ? "
Dia hoy ireo mpitarika ny fiangonana hoe : " Hataontsika ahoana ny hanomezana vady ho an'ireo Benjamita izay sisa tavela , satria efa novonoina ireo vehivavin ' ny Benjamina ? "
JDG 21:17     Alignment score: 0.356
They said , " There must be an inheritance for the escaped remnant of Benjamin , so that a tribe is not destroyed from Israel .
Hoy izy ireo hoe : " Tsy maintsy misy lova ho an'ireo sisa velon'i Benjamina , mba tsy hisy foko voaringana amin ' ny Israely .
JDG 21:18     Alignment score: 0.348
We can not give them wives from our daughters
, for the people of Israel had sworn , saying , ' Cursed be anyone who gives a wife to Benjamin . ' "
Tsy afaka manome vady avy amin'ireo zanakay vavy ho azy ireo izahay , satria nanao fampanantenana ireo vahoakan'Israely hoe : ' Voaozona izay manome vady an'i Benjamina . ' "
JDG 21:19     Alignment score: 0.536 → 0.546
So they said , " You know there is a feast for Yahweh every year at Shiloh ( which is north of Bethel , east of the road that goes up from Bethel to Shechem , and south of Lebonah ) . "
Dia hoy izy ireo hoe : " Fantatrareo fa isan - taona dia misy andro firavoravoana ho an'i Yaveh any Silo ( avaratr'i
Betela , atsinanan ' ny lalana miakatra avy any Betela mankany Sekema , ary atsimon'i Lebona ) . "
JDG 21:20     Alignment score: 0.421
They instructed the men of Benjamin , saying , " Go and hide in secret and wait in the vineyards
.
Nandidy ireo lehilahin ' ny Benjamina izy ireo , nanao hoe : " Mandehana ka miafena ary miandrasa ao amin ' ny tanim - boaloboka .
JDG 21:21     Alignment score: 0.322 → 0.337
Watch for the time when the girls from Shiloh come
out to dance , then rush out of the vineyards and each one of you should grab a wife from the girls of Shiloh , then go back to the land of Benjamin .
Miandrasa ny fotoana izay hivoahan'ireo zazavavy avy any Silo handihy , dia mivoaha faingana avy ao amin ' ny tanim - boaloboka ka misambora vady avy amin'ireo zazavavy avy any Silo ny tsirairay avy aminareo , avy eo dia miverena any amin ' ny tanin'i Benjamina .
JDG 21:22     Alignment score: 0.292 → 0.292
When their fathers or their brothers come
to protest to us , we will say to them , ' Show us favor ! Let them remain because we did not get wives for each man during the war . You are innocent , since you did not give your daughters to them . ' "
Rehefa tonga hanohitra antsika ireo rain'izy ireo na ireo anadahin'izy ireo , dia hiteny isika hoe : ' Anehoy famindram - po izahay ! Avelao izy ireo hijanona satria tsy mba nahazo vady ho an ' ny lehilahy tsirairay nandritra ny ady izahay . Tsy manan - tsiny ianareo , satria tsy nomenareo azy ireo ny zanakareo vavy . "
JDG 21:23     Alignment score: 0.252 → 0.257
The people of Benjamin did so . They took the number of wives that they needed from the girls who were dancing and they carried them off to be their wives . They went and returned to the place of their inheritance . They rebuilt
the towns and lived in them .
Nataon ' ny vahoakan'i Benjamina izany . Nalain'izy ireo tamin'ireo zazavavy izay nandihy ny isan ' ny vady izay nilain'izy ireo ka dia nentin'izy ireo ho vadiny izy ireo . Lasa izy ireo ary niverina tany amin ' ny toeran - dovan'izy ireo . Nahorin'izy ireo indray ny tanàna sy nipetraka tao amin'izany .
JDG 21:24     Alignment score: 0.271
Then the people of Israel left that place and went home , each one to his own tribe and clan , and each one to his own inheritance .
Dia nandao izany toerana izany ka nandeha nody ny vahoakan'i
Israely , samy any amin ' ny foko sy ny fianakaviany avy , ary samy any amin ' ny lovany avy .
JDG 21:25     Alignment score: 0.298
In those days there was no king in Israel . Everyone did what was right in his own eyes .
Tsy nisy mpanjaka tao Israely tamin'izany andro izany . Samy nanao izay marina teo imasony
ny olona rehetra .
JDG 21     Average alignment score: 0.36 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21