Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 5:1     Alignment score: 0.581
On that day Deborah and Barak son of Abinoam sang this song :
Tamin'izany andro izany Debora sy Baraka zanak'i Abinoama dia nihira ity hira ity :


JDG 5:2     Alignment score: 0.362 → 0.367
" When the leaders take the lead in Israel , when the people volunteer praise Yahweh !
" Rehefa mitarika ireo mpitarika ao Israely , rehefa manolo - tena am - pifaliana ho amin ' ny ady ny vahoaka _ dia midera an'i Yaveh isika !
JDG 5:3     Alignment score: 0.454 → 0.455
Listen , you kings ! Pay attention , you rulers ! I , I will sing to Yahweh ; I will sing praises to Yahweh , the God of Israel .
Mihainoa , ianareo mpanjaka ! Mifantoha , ianareo mpitarika ! Izaho , izaho dia hihira ho an'i Yaveh ; hihira fiderana ho an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely aho .
JDG 5:4     Alignment score: 0.494 → 0.497
Yahweh , when you went out from Seir , when you marched from Edom , the earth shook , and the skies also trembled ; also the clouds poured down water .
Yaveh , rehefa nivoaka avy tany
Seira Ianao , rehefa nandeha avy tany Edoma anao , dia nihorohoro ny tany , ary nihovitrovitra koa ny lanitra ; ary ny rahona nandatsaka rano ihany koa .
JDG 5:5     Alignment score: 0.456 → 0.477
The mountains
quaked before the face of Yahweh ; even Mount Sinai quaked before the face of Yahweh , the God of Israel .
Nihovitrovitra teo anatrehan ' ny tavan'i Yaveh ny tendrombohitra ; eny na ny Tendrombohitra Sinay aza dia nihovitrovitra teo anatrehan ' ny tavan'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely .
JDG 5:6     Alignment score: 0.431 → 0.43
In the days of Shamgar ( son of Anath ) , in the days of Jael , the main roads were abandoned , and those
who walked only used the winding paths .
Tamin ' ny andron'i Samgara ( zanaka lahin'i Anata ) , tamin ' ny andron'i Jaela , nilaozana ireo lalam - be , ary ireo izay nandeha ihany no nampiasa ireo sakeli - dalana miolakolaka .
JDG 5:7     Alignment score: 0.308 → 0.334
There were few rural people in Israel , until I , Deborah , arose arose
as a mother in Israel !
Vitsy ny mpiady tany Israely , mandra - panapahako , izaho Debora ilay reny nanapaka tao Israely !
JDG 5:8     Alignment score: 0.326
When they chose new gods , there was fighting at the city gates and yet there were no shields or spears seen among forty thousand in Israel .
Fony izy ireo nisafidy ireo andriamanitra vaovao , dia nisy ady teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna kanefa tsy nisy ampinga na lefona hita teo amin'ireo olona
efatra alina tao Israely .
JDG 5:9     Alignment score: 0.384 → 0.376
My heart goes out to the commanders
of Israel , along with the people who gladly volunteered we bless Yahweh for them !
Ny foko mankasitraka ny mpanapaka ny Israely , miaraka amin'ireo vahoaka izay nanolo - tena am - pifaliana isaorantsika Yaveh noho izy ireo !
JDG 5:10     Alignment score: 0.266
Think about this you who ride on white donkeys sitting on rugs for saddles , and you who walk along the road .
Eritrereto izao ianareo izay mitaingina ampondra fotsy mipetraka eo amin ' ny lamba ho solon ' ny lasely , ary ianareo izay mandeha amin ' ny lalana .
JDG 5:11     Alignment score: 0.317 → 0.352
Hear the voices of those who sing at the watering places . There they tell again of Yahweh 's righteous deeds , and the righteous actions of his warriors in Israel . Then the people of Yahweh went down to the city gates .
Henoy ny feon'ireo izay mihira eo amin ' ny tany
fanondrahana . Any no ilazan'izy ireo indray ny fahamarinan ' ny asan'i Yaveh , sy ny fahitsian ' ny asan'ireo mpiadiny tany Israely . Avy eo dia nidina teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna ireo vahoakan'i Yaveh .
JDG 5:12     Alignment score: 0.451 → 0.476
Awake , awake , Deborah ! Awake , awake , sing a song ! Get up , Barak , and capture your prisoners
, you son of Abinoam .
Mifohaza , mifohaza , ry Debora ! Mifohaza , mifohaza , mihirà fihirana ! Mitsangàna , ry Baraka , ento ny voafonjanao , ianao ry zanaka lahin'i Abinoama .
JDG 5:13     Alignment score: 0.35 → 0.347
Then the survivors came down to the nobles ; the people of Yahweh came down to me with the warriors .
Avy eo dia nidina teo amin'ireo olo - manan - kaja ireo sisa velona ; nidina nankeo amiko niaraka tamin'ireo mpiady ny vahoakan'i
Yaveh .
JDG 5:14     Alignment score: 0.468
They came
from Ephraim , whose root is in Amalek ; the people of Benjamin followed you . From Makir commanders came down , and from Zebulun those who carry an officer 's staff .
Avy tany Efraima izy ireo , ny fototr'izy ireo dia any Amaleka ; nanaraka anareo ireo vahoakan'i Benjamina . Nidina avy any Makira ireo mpifehy , ary avy any Zebolona ireo izay mitondra ny tehin ' ny manam - boninahitra .
JDG 5:15     Alignment score: 0.383 → 0.395
My princes in Issachar were with Deborah ; and Issachar was with Barak rushing after him into the valley under his command . Among the clans of Reuben there were great searchings of heart .
Niaraka tamin'i Debora ireo andriako tao Isakara ; ary Isakara niaraka tamin'i Baraka nikoropaka nanaraka azy tany
an - dohasaha izay teo ambany fifehezany . Tao amin'ireo fokon'i Robena dia nisy fikasan ' ny fo lehibe .
JDG 5:16     Alignment score: 0.337
Why did you sit between the fireplaces , listening to the shepherds
playing their pipes for their flocks ? As for the clans of Reuben there were great searchings of heart .
Nahoana ianao no mipetraka eo afovoan ' ny vala , mihaino ireo mpiandry ondry mitsoka ny sodiny ho an'ireo ondry aman'osiny ? Raha ny amin ' ny fokon'i Robena dia nisy fikasan ' ny fo lehibe .
JDG 5:17     Alignment score: 0.357 → 0.356
Gilead stayed on the other side of the Jordan ; and Dan , why did he wander about on ships ? Asher remained on the coast and lived close to his harbors .
Nijanona tany
an - dafin'i Jordana i Gileada ; ary Dana , nahoana izy no nivenjivenjy teny ambony sambo ? Nijanona teny amoron - dranomasina i Asera ary nitoetra teny akaikin ' ny seranan - tsambo .
JDG 5:18     Alignment score: 0.37
Zebulun was a people who despised their lives to the point of death , and Naphtali , also , on the field of battle .
Zebolona dia foko nanao vy very ny ainy hatramin ' ny fahafatesana , ary Naftaly , ihany koa , dia teo amin ' ny sahan'ady .
JDG 5:19     Alignment score: 0.506 → 0.523
The kings came , they fought ; the kings of Canaan fought at Taanach by the waters of Megiddo . But they took away no silver as plunder .
Tonga ireo mpanjaka , niady izy ireo ; niady tany
Tanaka teo amoron ' ny ranon'i Megido ireo mpanjakan'i Kanana . Nefa tsy naka volafotsy ho robaina izy ireo .
JDG 5:20     Alignment score: 0.33
From heaven the stars fought , from their paths across the heavens they fought against Sisera .
Avy eny amin ' ny lanitra no niadin'ireo kintana , avy eny amin ' ny lalan'izy ireo manerana ny lanitra no niadian'izy ireo tamin'i Sisera .
JDG 5:21     Alignment score: 0.35
The Kishon River swept them away , that old river , the Kishon River . March on my soul , be strong !
Nifaoka azy ireo ny Renirano Kisona , ilay renirano fahagola , ilay Renirano Kisona . Mandrosoa hatrany ry fanahiko , matanjaha !
JDG 5:22     Alignment score: 0.199 → 0.268
Then came
the sound of horses ' hooves galloping , the galloping of his mighty ones .
Ary dia nikatrokatroka ny kitron ' ny soavaly mihazakazaka , dia ny fihazakazak'ireo maheriny .
JDG 5:23     Alignment score: 0.513 → 0.515
' Curse Meroz ! ' says the angel of Yahweh . ' Surely curse its inhabitants ! because they did not come
to help Yahweh to help Yahweh in the battle against the mighty warriors . '
' Ozony Meroza ! ' hoy ny anjelin'i Yaveh . ' Ozony dia ozony ny mponina ao aminy ! satria izy ireo tsy tonga mba hanampy an'i Yaveh hanampy an'i Yaveh amin ' ny ady hanohitra ireo mpiady mahery . '
JDG 5:24     Alignment score: 0.49
Jael is blessed more than all other women
, Jael ( the wife of Heber the Kenite ) , she is more blessed than all the women who live in tents .
Voatahy mihoatra noho ireo vehivavy rehetra i Jaela , Jaela ( ilay vadin'i Hebera Kenita ) , voatahy mihoatra noho ny vehivavy rehetra izay mitoetra ao an - day izy .
JDG 5:25     Alignment score: 0.316 → 0.382
The man asked for water , and she gave him milk ; she brought him butter in a dish fit for princes .
Rano no nangatahin - dralehilahy , ary ronono no nomeny
azy ; nitondrany dibera teo an - dovia natokana ho an ' ny andriana izy .
JDG 5:26     Alignment score: 0.358 → 0.374
She put her hand to the tent peg , and her right hand to the laborer 's hammer ; with the hammer she struck Sisera , she crushed his head . She smashed his skull into pieces when she pierced him through the side of his head .
Napetrany teo amin ' ny tsatokan - day ny tanany
, ary ny tanany havanana tamin ' ny tantanan ' ny mpiasa ; dia namely an'i Sisera tamin'ilay tantanana izy , notorotoroany ny lohany . Raha nandefona ny firifany izy dia nopotipotehiny ho torotoro ny karan - dohany .
JDG 5:27     Alignment score: 0.288 → 0.28
He collapsed between her feet , he fell and he lay there . Between her feet he fell
limp . The place he collapsed is where he was violently killed .
Lavo teo anelanelan ' ny tongony izy , nianjera izy ary nidaraboka teo . Teo anelanelan ' ny tongony izy no nitsirara . Teo amin ' ny toerana namonoana azy tamin - kerisetra no nahalavo azy .
JDG 5:28     Alignment score: 0.323 → 0.334
Out of a window she looked the mother of Sisera looked through the lattice and she called out in sadness , ' Why has it taken his chariot so long to come
? Why have the hoofbeats of the horses that pull his chariots been delayed ? '
Nitazana teo ambaravarankely izy nitazana teo amin ' ny makarakaran ' ny varavarankely ny renin'i Sisera ary niantso mafy tamin ' ny alahelo hoe : ' Nahoana no ela loatra vao tonga ny kalesiny ? Nahoana ny kitron ' ny sovaliny izay mitarika ny kalesiny no mitaredretra ? '
JDG 5:29     Alignment score: 0.25
Her wisest princesses replied , and she gave herself the same answer :
Namaly ny hendry indrindra tamin ' ny andriambaviny , ary izy tenany ihany no namaly azy hoe :
JDG 5:30     Alignment score: 0.298 → 0.306
' Have they not found and divided up the plunder a womb , two wombs for every man ; the plunder of dyed fabric for Sisera , the plunder of dyed fabric embroidered , two pieces of dyed fabric embroidered for the necks of those
who plunder ? '
" Tsy efa nahita sy nizara ny babo ve izy ireo ? Vehivavy iray , na vehivavy roa ho an ' ny isan - dahy ; fandrobana lamba mena ho an'i Sisera , fandrobana lamba mena misy peta - kofehy , lamba mena roa misy peta - kofehy ho eo am - bozon'ireo nandroba ? '
JDG 5:31     Alignment score: 0.464 → 0.463
So may all your enemies perish , Yahweh ! But your friends be like the sun when it rises in its might . " Then the land had peace for forty years .
Ho ringana anie ny fahavalonao
rehetra , ry Yaveh ! Fa ireo namanao kosa dia ho toy ny masoandro rehefa miposaka amin ' ny heriny . " Dia nandry nandritra ny efapolo taona ny tany .
JDG 5     Average alignment score: 0.392 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21