Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 17:1     Alignment score: 0.543
There was a man in the hill country of Ephraim , and his name was Micah .
Nisy lehilahy iray tany
amin ' ny tany havoan'i Efraima , ary Mika no anarany .


JDG 17:2     Alignment score: 0.344 → 0.364
He said to his mother , " The 1,100 pieces of silver that were taken from you , about which you spoke a curse , and which I heard look here ! I have the silver with me . I stole it . " His mother said , " May Yahweh bless you , my son ! "
Hoy izy tamin ' ny reniny : " Ny sekely volafotsy 1 . 100 izay nalaina taminao , mahakasika ilay ozona noresahinao , izay reko__indro etoana ! Manana volafotsy aho aty amiko . Izaho no nangalatra izany . " Dia hoy ny reniny : " Ho tahian'i Yaveh anie ianao , ry zanako ! "
JDG 17:3     Alignment score: 0.385 → 0.389
He restored the 1,100 pieces of silver to his mother and his mother said , " I set apart this silver to Yahweh , for my son to make a carved image and a cast metal figure . So now , I restore it to you . "
Naveriny
tany amin ' ny reniny ny sekely volafotsy 1 . 100 ary hoy ny reniny taminy : " Hatokako ho an'i Yaveh ity volafotsy ity , fa hanamboatra sarin - javatra voasokitra sy sarin - javatra an'idina ny zanako lahy . Ka ankehitriny , dia averiko aminao ity . "
JDG 17:4     Alignment score: 0.448 → 0.448
When he restored the money to his mother , his mother took two hundred pieces of silver and gave them to a metal worker who made them into a carved image and a cast metal figure , and they were placed in the house of Micah .
Rehefa naveriny
tamin ' ny reniny ilay vola , dia naka sekely volafotsy roanjato ny reniny ary nomeny ireo mpanefy vy izay nanao ireo ho sarin - javatra voasokitra sy an'idina izany , ary napetraka tao an - tranon'i Mika ireo .
JDG 17:5     Alignment score: 0.321 → 0.337
The man Micah had a house of idols and he made an ephod and household gods , and he hired one of his sons to become
his priest .
Ilay lehilahy hoe Mika dia nanana tranon - tsampy ary nanamboatra efoda sy tokantranon'ireo andriamanitra izy , ary nanakarama iray tamin'ireo zanany lahy izy mba ho lasa mpisorony .
JDG 17:6     Alignment score: 0.334
In those days there was no king in Israel , and everyone did what was right in his own eyes .
Ary tamin'ireo andro ireo dia tsy nisy mpanjaka tany Israely , ary nanao izay marina teo imasony
ny olona rehetra .
JDG 17:7     Alignment score: 0.459 → 0.459
Now there was a young man of Bethlehem in Judah , of the clan of Judah , who was a Levite . He stayed there to fulfill his duties .
Ary nisy zatovo lahin'i Betlehema iray tany
Joda , avy amin ' ny fianakavian'i Joda , izay Levita . Nijanona tany izy mba hanatanteraka ireo adidiny .
JDG 17:8     Alignment score: 0.448
The man left Bethlehem in Judah to go and find a place to live
. As he journeyed , he came to Micah 's house in the hill country of Ephraim .
Niala tao Betlehema tao Joda ralehilahy mba handeha ary hitady toerana hipetrahana . Rehefa nandeha izy , dia tonga tany an - tranon'i Mika tany amin ' ny tany havoan'i Efraima .
JDG 17:9     Alignment score: 0.411 → 0.415
Micah said to him , " Where do you come
from ? " The man said to him , " I am a Levite of Bethlehem in Judah , and I am traveling to find a place where I might live . "
Dia hoy Mika taminy : " Avy aiza ny fiavianao ? " Ary hoy ralehilahy taminy : " Levita an'i Betlehema tao Joda aho , ary nandia aho mba hitady toerana izay mety honenako . "
JDG 17:10     Alignment score: 0.347
Micah said to him , " Stay with me , and be to me a father and a priest . I will give you ten pieces of silver a year , a suit of clothes , and your food . " So the Levite went into his house .
Dia hoy i Mika taminy : " Mijanona eto amiko , ary aoka ianao ho ray sy ho mpisorona ho ahy . Homeko sekely volafotsy folo isan - taona , akanjo fitafy , ary ny sakafonao
ianao . " Koa dia niditra tao an - tranony ilay Levita .
JDG 17:11     Alignment score: 0.342 → 0.339
The Levite was content to live with the man , and the young man became
to Micah like one of his sons .
Dia nahafaly an'ilay Levita ny hipetraka miaraka amin - dralehilahy , ary ho an'i Mika dia tonga tahaka ny iray amin'ireo zanany lahy ilay tovolahy .
JDG 17:12     Alignment score: 0.428
Micah set apart the Levite for sacred duties , and the young man became
his priest , and was in Micah 's house .
Natokan'i Mika ho an ' ny adidy masina ilay Levita , ary lasa mpisorony ilay tovolahy , ary tao an - tranon'i Mika .
JDG 17:13     Alignment score: 0.493
Then Micah said , " Now I know that Yahweh will do good for me , because this Levite has become
my priest . "
Ary hoy i Mika : " Fantatro ankehitriny fa hanao soa ho ahy i Yaveh , satria lasa mpisoroko ity Levita ity . "
JDG 17     Average alignment score: 0.405 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21