Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 10:1     Alignment score: 0.58
After Abimelek , Tola son of Puah son of Dodo
, a man from Issachar who lived in Shamir , in the hill country of Ephraim , arose to deliver Israel .
Taorian'i Abimeleka , Tola zanak'i Poa zanak'i Dodo , lehilahy avy any Isakara izay nonina tany Samira , tany amin ' ny tany havoan ' ny Efraima , nitsangana mba hanafaka an'Israely .


JDG 10:2     Alignment score: 0.627 → 0.638
He judged Israel twenty - three years . He died
and was buried in Shamir .
Nitsara ny Israely nandritra ny telo amby roapolo taona izy . Maty izy ary nalevina tany Samira .
JDG 10:3     Alignment score: 0.556 → 0.566
He was followed by Jair the Gileadite
. He judged Israel twenty - two years .
Nodimbiasin'i Jaira ilay Gileadita izy . Nitsara ny Israely nandritra ny roa amby roapolo taona izy .
JDG 10:4     Alignment score: 0.539
He had thirty sons who rode on thirty donkeys , and they had thirty cities , which are called Havvoth Jair to this day , which are in the land of Gilead .
Nanan - janaka telopolo lahy izay nitaingina boriky telopolo izy , ary nanana tanàna telopolo izy ireo , izay antsoina hoe Havota - jaira mandrak'androany , tany
amin ' ny tanin'i Gileada izy ireo .
JDG 10:5     Alignment score: 0.752
Jair died
and was buried in Kamon .
Maty i Jaira ary nalevina tany Kamona .
JDG 10:6     Alignment score: 0.456 → 0.456
The people of Israel added to the evil they had done in the sight of Yahweh and worshiped the Baals , the Ashtoreths
, the gods of Aram , the gods of Sidon , the gods of Moab , the gods of the people of Ammon , and the gods of the Philistines . They abandoned Yahweh and no longer worshiped him .
Nanampy ny ratsy izay nataon'izy ireo teo imason ' i Yaveh ny vahoakan'i Israely ary nanompo ireo Bala , ireo Astarta , ireo andriamanitr'i Arama , ireo andriamanitr'i Sidona , ireo andriamanitr'i Moaba , ireo andriamanitry ny vahoakan'i Amona , ary ireo andriamanitr'i Filistina . Nandao an'i Yaveh izy ireo ary tsy nanompo Azy intsony .
JDG 10:7     Alignment score: 0.423 → 0.428
Yahweh burned with anger toward Israel , and he sold them into the hand of the Philistines and into the hand of the Ammonites .
Nirehitra tamin'i Israely ny hatezeran'i
Yaveh , ary namidiny teo an - tanan'ireo Filistina sy teo an - tanan'ireo Amonita izy ireo .
JDG 10:8     Alignment score: 0.34 → 0.378
They crushed and oppressed the people of Israel that year , and for eighteen years they oppressed all the people of Israel who were beyond the Jordan in the land of the Amorites , which is in Gilead .
Namotika sy nampahory ny vahoakan'Israely izy ireo tamin'izany taona izany , ary nampahorian'izy ireo nandritry
ny valo ambin ' ny folo taona ny vahoakan'i Israely rehetra izay tany andafin'i Jordana tany amin ' ny tanin'ireo Amorit , izay any Gileada .
JDG 10:9     Alignment score: 0.503
Then the Ammonites crossed over the Jordan to fight against Judah , against Benjamin , and against the house of Ephraim , so that Israel was greatly distressed .
Ary dia niampita an'i Jordana mba hiady tamin'i Joda , tamin'i Benjamina , ary tamin ' ny ankohonan'i Efraima ireo Amorita , mba hampahory mafy an'Israely .
JDG 10:10     Alignment score: 0.409 → 0.409
Then the people of Israel called out to Yahweh , saying , " We have sinned against you , because we abandoned our God and worshiped the Baals . "
Dia niantso mafy an'i Yaveh ny vahoakan'Israely , nanao hoe : " Efa nanota taminao izahay , satria nandao ny Andriamanitray izahay ary nonompo
ireo Bala . "
JDG 10:11     Alignment score: 0.586
Yahweh said to the people of Israel , " Did I not deliver you from the Egyptians , the Amorites , the Ammonites , the Philistines ,
Hoy i Yaveh tamin ' ny vahoakan'Israely : " Tsy nanafaka anareo tamin'ireo Egyptiana , Amorita , Amonita , Filistina ,
JDG 10:12     Alignment score: 0.442
and also from the Sidonians ? The Amalekites and the Maonites oppressed you ; you called out to me , and I delivered you from their power .
ary koa tamin'ireo Sidoniana ve Aho ? Nampahory anareo ireo Amalekita sy ireo Maonita ; dia niantso mafy Ahy ianareo , ary nafahako tamin ' ny herin'izy ireo ianareo .
JDG 10:13     Alignment score: 0.27
Yet you abandoned me again and worshiped other gods . Therefore , I will not keep adding to the times I deliver you .
Dia mbola nandao Ahy indray ianareo ary nanompo ireo andriamani - kafa . Noho izany , tsy hanampy ny fotoana hanafahako anareo Aho .
JDG 10:14     Alignment score: 0.327
Go and call out to the gods that you have worshiped . Let them rescue you when you have trouble . "
Mandehana ary antsoy mafy ireo andriamanitra izay notompoinareo . Avelao izy ireo hanavotra anareo rehefa misy olana ianareo . "
JDG 10:15     Alignment score: 0.377 → 0.386
The people of Israel said to Yahweh , " We have sinned . Do to us whatever seems good to you . Only please , rescue us this day . "
Hoy ireo vahoakan'Israely tamin'i Yaveh : " Nanota izahay . Ataovy aminay na inona na inona mety ho tsara Aminao . Fa kosa , mba avoty re izahay amin'ity andro ity . "
JDG 10:16     Alignment score: 0.224
They got rid of the foreign gods among them and they worshiped Yahweh . Then Yahweh could bear Israel 's misery no longer .
Dia nanaisotra ireo andriamanitra tsy izy teo aminy izy ireo ary nanompo an'i Yaveh . Ary tsy zakan'i Yaveh intsony ny fahorian'Israely .
JDG 10:17     Alignment score: 0.415 → 0.416
Then the Ammonites were summoned and set up camp in Gilead . The people of Israel came together and set up their camp at Mizpah .
Dia niara - nivory ireo Amonita ary nanangana toby tao Gileada . Dia niara - tonga ireo Israelita ary nanangana ny tobiny
tany Mizpa .
JDG 10:18     Alignment score: 0.478 → 0.479
The leaders of the people of Gilead said one to another , " Who is the man who will begin to fight the Ammonites ? He will become
the leader over all those who are living in Gilead . "
Ireo mpitarika ny vahoakan'i Gileada nifampiresaka hoe : " Iza ilay lehilahy izay hanomboka hiady amin'ireo Amonita ? Ho lasa mpitarika ireo rehetra izay nitoetra tany Gileada izy . "
JDG 10     Average alignment score: 0.454 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21