Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 11:1     Alignment score: 0.533
Now Jephthah the Gileadite
was a mighty warrior , but he was the son of a prostitute . Gilead was his father .
Ary Jefta ilay Gileadita dia mpiady mahery , saingy zanaka mpivaro - tena izy . Gileada no rainy .


JDG 11:2     Alignment score: 0.371 → 0.371
Gilead 's wife also gave birth to his other sons . When his wife 's sons grew up , they forced Jephthah to leave the house and said to him , " You are not going to inherit anything from our father 's household . You are the son of another woman . "
Niteraka ireo zanany lahy hafa koa ny vadin'i
Gileada . Rehefa lehibe ny zanaky ny vadiny , dia noteren'izy ireo handao ny trano i Jefta sady nanao taminy hoe : " Tsy handova na inona na inona avy amin ' ny fianakavianay ianao . Zanaky ny vehivavy hafa ianao . "
JDG 11:3     Alignment score: 0.328 → 0.333
So Jephthah fled from his brothers and lived in the land of Tob , and worthless men gathered around Jephthah and they traveled with him .
Noho izany dia nitsoaka an'ireo rahalahiny Jefta ary nonina tany
amin ' ny tanin'i Toba . Nisy lehilahy tsy mpanara - dalàna nanatona azy ka tonga izy ireo ary nandeha niaraka taminy .
JDG 11:4     Alignment score: 0.273 → 0.276
Some days later , the people of Ammon made war against Israel .
Andro vitsy taty aoriana , dia niady tamin'Israely ny vahoakan'i Amona .
JDG 11:5     Alignment score: 0.465
When the people of Ammon made war against Israel , the elders of Gilead went to bring Jephthah back from the land of Tob .
Rehefa niady tamin'Israely ny vahoakan'i
Amona , dia tonga nitondra an'i Jefta avy any amin ' ny tanin'i Toba hiverina ireo loholon'i Gileada .
JDG 11:6     Alignment score: 0.426
They said to Jephthah , " Come and be our leader that we may fight with the people of Ammon . "
Hoy izy ireo tamin'i Jefta hoe : " Avia ary meteza ho mpitarika anay mba hahafahanay miady amin ' ny vahoakan'i
Amona .
JDG 11:7     Alignment score: 0.348 → 0.348
Jephthah said to the elders of Gilead , " You hated me and forced me to leave my father 's house . Why do you come
to me now when you are in trouble ? "
Hoy Jefta tamin'ireo mpitarika an'i Gileada hoe : " Nankahala ahy ianareo ary nanery ahy handao ny tranon - draiko .
JDG 11:8     Alignment score: 0.359 → 0.362
The elders of Gilead said to Jephthah , " That is why we are turning to you now ; come with us and fight with the people of Ammon , and you will become the leader over all who live in Gilead . "
Nahoana ianareo ankehitriny no makaty amiko rehefa ao anatin
' ny olana ? " Hoy ireo loholon'i Gileada tamin'i Jefta hoe : " Izany no antony hitodianay aminao ankehitriny ; andao hiaraka aminay ary hiady amin ' ny vahoakan'i Amona , ka ho tonga mpitarika amin'izay rehetra monina ao Gileada ianao . "
JDG 11:9     Alignment score: 0.515 → 0.515
Jephthah said to the elders of Gilead , " If you bring me home again to fight against the people of Ammon , and if Yahweh gives us victory over them , I will be your leader . "
Hoy Jefta tamin'ireo loholon'i
Gileada hoe : " Raha entinao mody mba hiady amin ' ny vahoakan'i Amona indray aho , ary raha omen'i Yaveh fandresena isika , dia ho mpitarika anareo aho . "
JDG 11:10     Alignment score: 0.485 → 0.486
The elders of Gilead said to Jephthah , " May Yahweh be witness between us if we do not do as we say ! "
Dia hoy ireo loholon'i
Gileada tamin'i Jefta hoe : " Yaveh anie ho vavolombelona eo amintsika sy ianao raha tsy manao araka izay lazaintsika isika ! "
JDG 11:11     Alignment score: 0.543 → 0.543
So Jephthah went with the elders of Gilead , and the people made him leader and commander over them . When he was before Yahweh in Mizpah , Jephthah repeated all the promises he made .
Noho izany dia lasa niaraka tamin'ireo loholon'i
Gileada i Jefta , ary nataon ' ny vahoaka ho mpitarika sy mpibaiko azy ireo izy . Rehefa teo anatrehan'i Yaveh tany Mizpa izy , dia namerina ireo fampanantenana rehetra nataony i Jefta .
JDG 11:12     Alignment score: 0.377 → 0.4
Then Jephthah sent messengers to the king of the people of Ammon , saying , " What is this conflict between us ? Why have you come
with force to take our land ? "
Avy eo Jefta naniraka mpitondra hafatra ho an ' ny mpanjakan ' ny vahoakan'i Amona , manao hoe : " Inona ity ady eto amintsika ity ? Nahoana ianao no tonga tamin - kery haka ny taninay ? "
JDG 11:13     Alignment score: 0.436 → 0.434
The king of the people of Ammon answered to the messengers of Jephthah , " Because when Israel came up out of Egypt , they seized my land from the Arnon to the Jabbok , over to the Jordan . Now give
back those lands in peace . "
Dia namaly an'ilay mpitondra hafatr'i Jefta ilay mpanjakan ' ny vahoakan ' ny Amona hoe : " Satria tamin ' ny vahoakan'Israely nivoaka avy tany Egypta , dia nalain'izy ireo ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka , ka hatrany Jordana . Ankehitriny avereno am - pilaminana ireo tany ireo . "
JDG 11:14     Alignment score: 0.245 → 0.356
Again Jephthah sent messengers to the king of the people of Ammon ,
Dia nandefa mpitondra hafatra ho any amin'ilay mpanjakan
' ny vahoakan'i Arnona indray i Jefta ,
JDG 11:15     Alignment score: 0.526
and he said , " This is what Jephthah says : Israel did not take the land of Moab and the land of the people of Ammon ,
ary hoy izy hoe : " Izao no ambaran'i Jefta : Tsy nalain'Israely ny tanin'i Moaba sy ny tanin ' ny vahoakan'i
Amona ,
JDG 11:16     Alignment score: 0.401
but they came up from Egypt , and Israel went through the wilderness to the Sea of Reeds and on to Kadesh .
fa niakatra avy tany
Egypta izy ireo , ary Israely nandeha namakivaky ny efitra nankany amin ' ny Ranomasina Mena sy tany Kadesa .
JDG 11:17     Alignment score: 0.514 → 0.514
When Israel sent messengers to the king of Edom , saying , ' Please let us pass through your land , ' the king of Edom would not listen . They also sent messengers to the king of Moab , but he refused . So Israel stayed at Kadesh .
Rehefa nandefa mpitondra hafatra ho any amin ' ny mpanjakan'i Edoma i Israely , nanao hoe : ' Miangavy re mba avelao izahay handalo eo amin ' ny taninareo , ' dia tsy nihaino ilay mpanjakan'i Edoma . Nandefa mpitondra hafatra tany amin ' ny mpanjakan'i Moaba ihany koa izy ireo , fa nandà izy . Noho izany dia nijanona tao Kadesa
i Israely .
JDG 11:18     Alignment score: 0.472
Then they went through the wilderness and turned away from the land of Edom and the land of Moab , and they went along the east side of the land of Moab and they camped on the other side of the Arnon . But they did not go into the territory of Moab , for the Arnon was Moab 's border .
Dia nandeha tany an'efitra izy ireo ary nivily an'ilay tanin'i Edoma sy ny tanin'i Moaba , ka nandeha nanaraka ny morony antsinanan
' ny tany Moaba ary nitoby tao amin ' ny ilany ampitan'i Arnona . Fa tsy nandeha nankany amin ' ny faritanin'i Moaba izy ireo , satria sisin - tanin'i Moaba i Arnona .
JDG 11:19     Alignment score: 0.413 → 0.418
Israel sent messengers to Sihon , king of the Amorites , who ruled in Heshbon ; Israel said to him , ' Please , let us pass through your land to the place that is ours . '
Ary Israely nandefa mpitondra hafatra tany
amin'i Sihona , mpanjakan'ireo Amorita , izay nanjaka tany Hesbona ; hoy Israely taminy hoe : ' Miangavy , avelao izahay mba hiampita ny taninao mankany amin ' ny toerana izay anay . '
JDG 11:20     Alignment score: 0.385 → 0.38
But Sihon did not trust Israel to pass through his territory . So Sihon gathered all his army together and camped at Jahaz , and there he fought against Israel .
Saingy tsy nahatoky an'Israely hiampita ny faritaniny
i Sihona . Noho izany dia nangonin'i Sihona ny tafiny rehetra ary nafindrany tany Jahaza izany , ary tany izy no niady tamin'Israely .
JDG 11:21     Alignment score: 0.386 → 0.413
Then Yahweh , the God of Israel , gave Sihon and all his people into the hand of Israel and they defeated them . So Israel took all the land of the Amorites who lived in that country .
Ary Yaveh , ilay Andriamanitr'i
Israely , nanolotra an'i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo am - pelatanan'i Israely ka resiny izy ireo . Noho izany dia nalain'Israely ny tanin'ireo Amorita rehetra izay nonina tao amin'izany firenena izany .
JDG 11:22     Alignment score: 0.468 → 0.469
They took over everything within the territory of the Amorites , from the Arnon to the Jabbok , and from the wilderness to the Jordan .
Nalain'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tao amin ' ny faritanin'ireo Amorita , hatrany Arnona ka hatrany Jaboka , ary hatrany an'efitra ka hatrany Jordana .
JDG 11:23     Alignment score: 0.436
So then Yahweh , the God of Israel , has driven out the Amorites before his people Israel , and should you now take possession of their land ?
Ary taorian'izay Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , dia nandroaka ireo Amorita teo anatrehan'i Israely vahoakany
, ka tokony haka ho fananana ny tanin'izy ireo ve ianao ankehitriny ?
JDG 11:24     Alignment score: 0.362 → 0.372
Will you not take over the land that Chemosh , your god , gives you ? So whatever land Yahweh our God has given us , we will take over .
Moa tsy haka ny tany izay nomen'i
Kemosy , andriamanitrao ho anao ve ianao ? Noho izany na inona na inona tany omen'i Yaveh Andriamanintsika antsika , dia ho alaintsika .
JDG 11:25     Alignment score: 0.3 → 0.346
Now are you really better than Balak son of Zippor
, king of Moab ? Did he dare to have an argument with Israel ? Did he ever wage war against them ?
Koa tsara noho i Balaka zanaka lahin'i Zipora , mpanjakan'i Moaba ve ianao ? Sahy niady hevitra tamin'Israely ve izy ? Sahy nanangan'ady tamin'izy ireo ve izy ?
JDG 11:26     Alignment score: 0.395
While Israel lived for three hundred years in Heshbon and its villages , and in Aroer and its villages , and in all the cities that are along the banks of the Arnon why then did you not take them back during that time ?
Rehefa nipetraka nandritra
ny telonjato taona tany Hesbona sy ireo zana - bohiny i Israely , ary tany Aroera sy ireo zana - bohiny , sy tany amin'ireo tanàna rehetra izay eny amoron'i Arnona koa nahoana ianareo no tsy nitondra azy ireo niverina tamin'izany fotoana izany ?
JDG 11:27     Alignment score: 0.381
I have not done you wrong , but you are doing me wrong by attacking me . Yahweh , the judge , will decide today between the people of Israel and the people of Ammon . "
Tsy nanao ratsy anareo aho , fa ianareo kosa manao ratsy ahy amin ' ny fanafihana ahy . Yaveh , ilay mpitsara , no hanapa - kevitra anio ny amin ' ny vahoakan'i
Israely sy ny vahoakan'i Amona . "
JDG 11:28     Alignment score: 0.278 → 0.378
But the king of the people of Ammon rejected the warning Jephthah sent him .
Nefa tsy niraharaha ny fampitandremana izay nalefan'i
Jefta tany aminy ny mpanjakan ' ny vahoakan'i Amona .
JDG 11:29     Alignment score: 0.667
Then the Spirit of Yahweh came on Jephthah , and he passed through Gilead and Manasseh , and passed through Mizpah of Gilead , and from Mizpah of Gilead he passed through to the people of Ammon .
Avy eo tonga tao amin'i Jefta ny Fanahin'i
Yaveh , ka nandalo an'i Gileada sy Manase izy , dia nandalo an'i Mizpa any Gileada , ary avy ao Mizpa an'i Gileada izy dia nandalo ny vahoakan'i Amona .
JDG 11:30     Alignment score: 0.641
Jephthah made a vow to Yahweh and said , " If you give
me victory over the people of Ammon ,
Nanao voady tamin'i Yaveh i Jefta ary nanao hoe : " Raha omenao fandresena eo amin ' ny vahoakan'i Amona aho ,
JDG 11:31     Alignment score: 0.452 → 0.464
then whatever comes out of the doors of my house to meet me when I return in peace from the people of Ammon will belong to Yahweh , and I will offer it up as a burnt offering . "
dia na inona na inona mivoaka ny varavaran
' ny tranoko mba hitsena ahy rehefa miverina am - piadanana avy any amin ' ny vahoakan'i Amona aho , dia ho an'i Yaveh , ary hatolotro ho fanatitra dorana izany . "
JDG 11:32     Alignment score: 0.579 → 0.578
So Jephthah passed through to the people of Ammon to fight against them , and Yahweh gave him victory .
Ary dia nandalo teo amin ' ny vahoakan'i
Amona i Jefta mba hiady hanohitra azy ireo , ary nomen'i Yaveh azy ny fandresena .
JDG 11:33     Alignment score: 0.407 → 0.442
He attacked them and caused a great slaughter from Aroer as far as Minnith twenty cities and to Abel Keramim . So the people of Ammon were subdued before the people of Israel .
Nanafika azy ireo izy ary nahatonga famonoana lehibe tao Aerora ka hatrany Minita tanàna roapolo ka hatrany Abela - keramina . Ka dia tao ambany fifehezan ' ny vahoakan'Israely ny vahoakan'i Amona .
JDG 11:34     Alignment score: 0.328 → 0.342
Jephthah came to his home at Mizpah , and there his daughter
came out to meet him with tambourines and with dancing . She was his only child , and besides her he had neither son nor daughter .
Tonga tao an - tranony tany Mizpa i Jefta , ary nivoaka avy tao ny zanany vavy mba hitsena azy amin ' ny apongatapaka sy dihy . Izy irery no hany zanany , ary ankoatra azy dia tsy nanana zanaka lahy na vavy izy .
JDG 11:35     Alignment score: 0.333 → 0.347
As soon as he saw her , he tore his clothes and said , " Oh ! My daughter
! You have crushed me with sorrow , and you have become one who troubles me ! For I have opened my mouth to Yahweh , and I can not turn back on my promise . "
Vantany vao hitany izy , dia norovitiny ny akanjony ary hoy izy hoe : " Indrisy ! Ry zanako vavy ! Notorotoroninao tamin ' ny alahelo aho , ary ianao ilay lasa mampahory ahy ! Satria nanao fianianana tamin'i Yaveh aho , dia tsy afaka miverina amin ' ny fampanantenako . "
JDG 11:36     Alignment score: 0.384
She said to him , " My father , you have made a vow to Yahweh , do to me everything you promised , because Yahweh has taken vengeance for you against your enemies , the Ammonites . "
Hoy izy taminy hoe : " Ry raiko , nanao voady tamin'i Yaveh ianao , ataovy amiko ny zavatra rehetra nampanantenainao
, satria efa namaly faty an'ireo fahavalonao , dia ireo Amorita i Yaveh . "
JDG 11:37     Alignment score: 0.28 → 0.29
She said to her father , " Let this promise be kept for me . Leave me alone for two months , that I may leave and go down to the hills and grieve over my virginity , I and my companions . "
Hoy izy tamin - drainy hoe : " Aoka hazonina ho ahy izany fampanantenana izany . Avelao ho irery mandritra
ny roa volana aho , mba hahafahako mandao ka mandeha midina mankany amin'ireo havoana ary hitomany ny maha - virjiny ahy , izaho sy ny fangoraham - poko . "
JDG 11:38     Alignment score: 0.327 → 0.336
He said , " Go . " He sent her away for two months . She left him , she and her companions , and they grieved her virginity in the hills .
Hoy izy hoe : " Mandehana . " Nalefany nandritra
ny roa volana izy . Dia nandao azy razazavavy , izy sy ny fangoraham - pony , ka nitomany ny maha - virjiny azy tany amin ' ny havoana .
JDG 11:39     Alignment score: 0.293 → 0.296
At the end of two months she returned to her father , who did with her according to the promise of the vow he had made . Now she had never known a man , and it became
a custom in Israel
Rehefa vita ny roa volana dia niverina tany amin ' ny rainy izy , izay nanao taminy araka ny voady fampanantenana izay nataony . Ary tsy mbola niara - nandry tamin ' ny lehilahy izy , ka lasa fomba fanao isan - taona tao Israely
JDG 11:40     Alignment score: 0.181 → 0.256
that the daughters
of Israel every year , for four days , would retell the story of the daughter of Jephthah the Gileadite .
fa hamerina hitantara izany tantaran ' ny zanakavavin'i Jefta ilay Gileadita izany , mandritra ny efatr'andro , ireo zanakavavin'i Israely .
JDG 11     Average alignment score: 0.418 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21