Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21 


JDG 13:1     Alignment score: 0.529 → 0.533
The people of Israel again did what was evil in the sight of Yahweh , and he gave them into the hand of the Philistines for forty years .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh indray ny vahoakan'i
Israely , ka natolony teo an - tanan'ireo Filistina nandritra ny efapolo taona izy ireo .


JDG 13:2     Alignment score: 0.357 → 0.356
There was a man from Zorah , of the clan of the Danites , whose name was Manoah . His wife was barren and so she had not given birth .
Nisy lehilahy iray avy any Zora , avy amin ' ny fianakavian'ireo Danita , Manoa no anarany . Tsy afaka nitoe - jaza ny vadiny ka dia tsy niteraka izy .
JDG 13:3     Alignment score: 0.325 → 0.336
The angel of Yahweh appeared to the woman and said to her , " See now , you have been barren , and you have not given birth , but you will conceive and you will give
birth to a son .
Niseho tamin - dravehivavy ny anjelin'i Yaveh ka nanao taminy hoe : " Indro ankehitriny , tsy afaka nitoe - jaza ianao , ary tsy niteraka , nefa hitoe - jaza ianao ary hiteraka zazalahy .
JDG 13:4     Alignment score: 0.462
Now be careful not to drink wine or strong drink , and do not eat anything unclean .
Ary mitandrema mba tsy hisotro divay na zava - pisotro mahery , ary aza mihinana zavatra maloto .
JDG 13:5     Alignment score: 0.344 → 0.343
Look , you will become
pregnant and give birth to a son . No razor will be used upon his head , for the boy will be a Nazirite to God from the womb , and he will begin to deliver Israel from the hand of the Philistines . "
Indro , hitoe - jaza ianao ary hiteraka zazalahy . Tsy hisy hareza ampiasaina amin ' ny lohany , satria Nazirita ho an'Andriamanitra hatrany an - kibo ny zaza , ary izy no hanomboka hanafaka ny Israely eo an - tanan'ireo Filistina . "
JDG 13:6     Alignment score: 0.261
Then the woman came and told her husband , " A man of God came to me , and his appearance was like that of an angel of God , very terrible . I did not ask him where he came
from , and he did not tell me his name .
Ary tonga ravehivavy ka niteny tamin ' ny vadiny hoe : " Nisy lehilahin'Andriamanitra tonga tamiko , ary toy ny anjelin'Andriamanitra ny fahitana azy , tena mampitahotra . Tsy nanontany azy izay niaviany aho , ary tsy nilaza tamiko ny anarany izy .
JDG 13:7     Alignment score: 0.333 → 0.4
He said to me , ' Look ! You will become
pregnant , and you will give birth to a son . So then drink no wine or strong drink , and do not eat any food that the law declares to be unclean , because the boy will be a Nazirite to God from the time he is in your womb until the day of his death . ' "
Dia hoy izy tamiko hoe : " Indro ! Hitoe - jaza , ary hiteraka zazalahy ianao . Koa noho izany dia aza misotro divay na zava - pisotro mahery , ary aza mihinana sakafo izay ambaran ' ny lalàna fa maloto , satria ny zaza dia ho Nazarita ho an'Andriamanitra manomboka amin ' ny fotoana maha ao am - bohoka azy ka hatramin ' ny andro hahafatesany . "
JDG 13:8     Alignment score: 0.436 → 0.437
Then Manoah prayed to Yahweh and said , " Oh , Lord , please let the man of God you sent come
again to us so that he may teach us what we are to do for the child who soon will be born . "
Dia nivavaka tamin'i Yaveh i Manoa ka nanao hoe : " Tompo o , mba avelao ilay lehilahin'Andriamanitra nirahinao hiverina aminay indray mba hampianarany anay izay tokony ataonay amin ' ny zaza izay ho teraka tsy ho ela . "
JDG 13:9     Alignment score: 0.381 → 0.382
God listened to the voice of Manoah , and the angel of God came to the woman again when she was sitting in the field . But Manoah her husband was not with her .
Namaly ny vavak'i
Manoa i Yaveh , ka tonga tamin - dravehivavy indray ny anjelin'Andriamanitra raha nipetraka tany an - tsaha izy . Nefa tsy niaraka taminy i Manoa vadiny .
JDG 13:10     Alignment score: 0.305 → 0.309
So the woman ran quickly and told her husband , " Look ! The man has appeared to me the one who came to me the other day ! "
Koa nihazakazaka mafy ravehivavy ary nilaza ny vadiny hoe : " Indro ! Niseho tamiko ilay lehilahy_ilay tonga tamiko indray andro iny ! "
JDG 13:11     Alignment score: 0.411 → 0.419
Manoah got up and followed his wife . When he came to the man , he said , " Are you the man who spoke with my wife ? " The man said , " I am . "
Dia nitsangana i Manoa ka nanaraka am - badiny
. Rehefa tonga teo amin'ilay lehilahy izy , dia hoy izy hoe : " Ianao ve ilay lehilahy niresaka tamin ' ny vadiko ? " Dia hoy ralehilahy hoe : " Izaho no izy . "
JDG 13:12     Alignment score: 0.375
So Manoah said , " Now may your words come
true . What will be the rules for the child , and what will be his work ? "
Ka dia hoy i Manoa hoe : " Ankehitriny ho tanteraka anie ireo teninao . Inona no ho fitsipika ho an'ilay zaza , ary inona no ho asany ? "
JDG 13:13     Alignment score: 0.378
The angel of Yahweh said to Manoah , " She must carefully do everything that I said to her .
Hoy ny anjelin'i Yaveh tamin'i Manoa hoe : " Tsy maintsy hanao am - pitandremana ny zava - drehetra izay nolazaiko taminy izy .
JDG 13:14     Alignment score: 0.302 → 0.303
She may not eat anything that comes from the vines , and do not let her drink wine or strong drink
or eat anything unclean . She must obey everything I have commanded her to do . "
Tsy afaka mihinana na inona na inona izay avy amin ' ny voaloboka izy , ary aza avela misotro divay na zava - pisotro mahery ; aza avela mihinana sakafo izay ambaran ' ny lalàna fa maloto izy . Tokony hankato ny zavatra rehetra nandidiako azy ho ataony izy . "
JDG 13:15     Alignment score: 0.459
Manoah said to the angel of Yahweh , " Please stay for a while , to give us time to prepare a young goat for you . "
Hoy i Manoa tamin'ilay anjelin'i Yaveh hoe : " Mba mijanona kelikely re , mba hanome fotoana anay hikarakarana zanak'osy ho anao . "
JDG 13:16     Alignment score: 0.582 → 0.588
The angel of Yahweh said to Manoah , " Even if I stay , I will not eat your food . But if you prepare a burnt offering , offer it to Yahweh . " ( Manoah did not know
that he was the angel of Yahweh . )
Hoy ilay anjelin'i Yaveh tamin'i Manoa hoe : " Na dia hijanona aza aho , dia tsy hihinana ny sakafonao akory . Fa raha manomana fanatitra dorana ianao , dia atolory ho an'i Yaveh izany . " ( Tsy fantatr'i Manoa fa anjelin'i Yaveh izy . )
JDG 13:17     Alignment score: 0.436 → 0.439
Manoah said to the angel of Yahweh , " What is your name , so we may honor you when your words come
true ? "
Dia hoy i Manoa tamin'ilay anjelin'i Yaveh hoe : " Iza no anaranao , mba hahafahanay manome voninahitra anao rehefa tanteraka ireo teninao ? "
JDG 13:18     Alignment score: 0.448
The angel of Yahweh said to him , " Why do you ask my name ? It is wonderful ! "
Dia hoy ilay anjelin'i Yaveh taminy hoe : " Nahoana no manontany ny anarako ianao ? Mahafinaritra izany ! "
JDG 13:19     Alignment score: 0.42 → 0.419
So Manoah took the young goat with the grain offering and offered them on the rock to Yahweh . He did something marvelous while Manoah and his wife were watching .
Ary nalain'i Manoa niaraka tamin ' ny fanatitra hohanina ny zanak'osy ka natolony teo ambony vatolampy ho an'i Yaveh ireo . Nanao zava - mahagaga izy raha iny nijery iny i Manoa sy ny vadiny .
JDG 13:20     Alignment score: 0.416 → 0.416
When the flame went up from the altar toward the sky , the angel of Yahweh went up in the flame of the altar . Manoah and his wife saw this and lay facedown on the ground .
Rehefa niakatra avy teo amin ' ny alitara nankany an - danitra ny lela afo , dia niakatra tao anatin
' ny lela afon ' ny alitara ilay anjelin'i Yaveh . Nahita izany i Manoa sy ny vadiny ary nampiakohoka ny tavan'izy ireo tamin ' ny tany .
JDG 13:21     Alignment score: 0.405 → 0.485
The angel of Yahweh did not appear again to Manoah or his wife . Then Manoah knew
that he was the angel of Yahweh .
Tsy niseho tamin'i Manoa sy ny vadiny intsony ilay anjelin'i Yaveh . Ary fantatr'i Manoa fa anjelin'i Yaveh izy .
JDG 13:22     Alignment score: 0.378 → 0.39
Manoah said to his wife , " We are sure to die , because we have seen God ! "
Hoy i Manoa tamin ' ny vadiny hoe : " Ho faty tokoa isika , satria niseho tamintsika Andriamanitra ! "
JDG 13:23     Alignment score: 0.379
But his wife said to him , " If Yahweh wanted to kill us , he would not have received the burnt offering and the grain offering we gave him . He would not have shown us all these things , nor at this time would he have let us hear such things . "
Nefa hoy ny vadiny taminy hoe : " Raha te hamono antsika Andriamanitra , dia tsy nandray ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina nomentsika azy Izy . Tsy tokony nampiseho antsika ireny zavatra rehetra ireny Izy , na namela antsika handre zavatra toy izany amin'izao fotoana izao . "
JDG 13:24     Alignment score: 0.378
Later the woman gave birth to a son , and called his name Samson . The boy grew up and Yahweh blessed him .
Taty aoriana dia niteraka zazalahy ravehivavy , ary nataony
hoe Samsona ny anarany . Nihalehibe ny zaza ary nitahy azy i Yaveh .
JDG 13:25     Alignment score: 0.477 → 0.765
Yahweh 's Spirit began to stir him in Mahaneh Dan , between Zorah and Eshtaol .
Nanomboka nanetsika azy tany
Mahana - dana ny Fanahin'Andriamanitra , teo anelanelan'i Zora sy Estaola .
JDG 13     Average alignment score: 0.411 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JDG:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21