Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 21:1     Alignment score: 0.483 → 0.484
Then I saw a new heaven and a new earth , for the first heaven and the first earth had passed away , and the sea was no more .
Avy eo aho nahita lanitra vaovao sy tany vaovao , fa foana ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany , ary tsy nisy intsony ny ranomasina .


REV 21:2     Alignment score: 0.45 → 0.45
I saw the holy city , new Jerusalem , that came down out of heaven from God , prepared like a bride adorned for her husband .
Hitako ilay tanàna masina , Jerosalema vaovao , izay nidina avy any an - danitra avy amin'Andriamanitra , voaomana tahaka ny ampakarina ampihaingoana ho an ' ny vadiny .
REV 21:3     Alignment score: 0.315
I heard a great voice from the throne saying , " Look ! The dwelling place of God is with human beings , and he will live with them . They will be his people , and God himself will be with them and he will be their God .
Nandre feo mahery avy any amin ' ny seza fiandrianana aho manao hoe : " Indro ! Eo amin ' ny olona
ny toeran ' ny tabernakelin'Andriamanitra , ary hiaina miaraka amin'izy ireo izy . Ho olony izy ireo , ary Andriamanitra tenany hiaraka amin'izy ireo ary Izy ho Andriamanitr'izy ireo .
REV 21:4     Alignment score: 0.26 → 0.275
He will wipe away every tear from their eyes , and there will be no more death , or grieving , or crying , or pain . The former things have passed away .
Hamafa ny ranomaso rehetra amin ' ny mason'izy ireo Izy , ary tsy hisy fahafatesana intsony , na alahelo , na tomany , na fanaintainana . Efa lasa ireo zavatra teo aloha .
REV 21:5     Alignment score: 0.436
The one who was seated on the throne said , " Look ! I make all things new . " He said , " Write this down because these words are trustworthy and true . "
Ilay iray izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianana niteny hoe : " Indro ! Nataoko vaovao ny zavatra rehetra . " Hoy Izy : " Soraty izao satria ireto teny ireto dia mahatoky sy marina . "
REV 21:6     Alignment score: 0.395 → 0.424
He said to me , " These
things are done ! I am the Alpha and the Omega , the beginning and the end . To the one who thirsts I will give drink without cost from the spring of the water of life .
Hoy Izy tamiko hoe : " Efa vita ireo zavatra ireo ! Izaho no Alfa sy Omega , ilay fiandohana sy fiafarana . Izay mangetaheta dia homeko ho sotroina maimaim - poana avy amin ' ny loharanon ' ny fiainana .
REV 21:7     Alignment score: 0.354
The one who conquers will inherit these
things , and I will be his God , and he will be my son .
Izay mandresy dia handova ireo zavatra ireo , ary Izaho no ho Andriamaniny , ary izy ho zanako .
REV 21:8     Alignment score: 0.385 → 0.405
But as for the cowards , the faithless , the detestable , the murderers
, the sexually immoral , sorcerers , idolaters , and all liars , their place will be in the fiery lake of burning sulfur . That is the second death . "
Fa ireo osa , tsy manam - pinoana , maharikoriko , mpamono olona , mpijangajanga , mpanao ody , mpanompo sampy , sy mpandainga , dia any amin ' ny farihy mirehitr'afo solifara no toeran'izy ireo . Izany no fahafatesana faharoa . "
REV 21:9     Alignment score: 0.501
One of the seven angels came to me , the one who had the seven bowls full of the seven last plagues , and he said , " Come
here . I will show you the bride , the wife of the Lamb . "
Nanatona ahy ny iray tamin'ireo anjely fito , ilay iray izay nanana ireo lovia fito feno ireo loza fito farany , ary hoy izy hoe : " Avy ety . Ho asehoko anao ilay ampakarina , ilay vadin ' ny Zanak'ondry . "
REV 21:10     Alignment score: 0.446 → 0.446
Then he carried me away in the Spirit to a great and high mountain
and showed me the holy city Jerusalem coming down out of heaven from God .
Avy eo dia noentiny tamin ' ny Fanahy tany amin ' ny tendrombohitra avo aho ary nasehony ahy ilay Jerosalema tanàna masina midina avy any an - danitra avy amin'Andriamanitra .
REV 21:11     Alignment score: 0.365 → 0.365
Jerusalem had the glory of God , and its brightness was like a very precious jewel , like a stone of crystal - clear jasper .
Nanana ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema , ary ny famirapiratany
dia tahaka ny vato soa sarobidy , tahaka ny vato kristalina jaspy madio .
REV 21:12     Alignment score: 0.415 → 0.414
It had a great , high wall with twelve gates , with twelve angels at the gates . On the gates were written the names of the twelve tribes of the sons of Israel .
Nanana rindrina avo lehibe niaraka tamin ' ny vavahady roa ambin ' ny folo izany , niaraka tamin ' ny anjely roa ambin ' ny folo teo amin'ireo vavahady . Teo amin'ireo vavahady no voasoratra ny anaran'ireo foko roa ambin ' ny folon ' ny zanak'Israely .
REV 21:13     Alignment score: 0.583
On the east were three gates , on the north three gates , on the south three gates , and on the west three gates .
Nisy vavahady telo teo antsinanana , vavahady telo teo avaratra , vavahady telo teo atsimo , ary vavahady telo teo andrefana .
REV 21:14     Alignment score: 0.361 → 0.374
The wall of the city had twelve foundations
, and on them were the twelve names of the twelve apostles of the Lamb .
Nanana fototra roa ambin ' ny folo ny rindrin'ilay tanàna , ary teo amin'ireo no nisy ireo anarana roa ambin ' ny folon ' ny apostolin ' ny Zanak'ondry .
REV 21:15     Alignment score: 0.386
The one who spoke with me had a measuring rod made of gold to measure the city , its gates , and its wall .
Ilay iray izay niresaka tamiko dia nanana fandrefesana volotara vita tamin ' ny volamena mba handrefesana ny tanàna , ireo vavahadiny
, ary ny rindriny .
REV 21:16     Alignment score: 0.526 → 0.531
The city was laid out in a square ; its length was the same as its width . He measured the city with the measuring rod , twelve thousand stadia in length ( its length , width , and height were the same ) .
Miendrika
efa - joro ilay tanàna ; mitovy ny lavany sy ny sakany . Nandrefy ny tanàna tamin'ilay fandrefesana volotara izy , roa arivo stadio ny halavany ( mitovy ny lavany , sakany , ary hahavony ) .
REV 21:17     Alignment score: 0.42 → 0.458
He also measured its wall , 144 cubits thick by human measurement
( which is also the angel 's measure ) .
Nandrefy ny rindrin'izany koa izy , 114 hakiho raha refin ' ny olona ( izay refin ' ny anjely ihany koa ) .
REV 21:18     Alignment score: 0.446 → 0.447
The wall was built of jasper and the city of pure gold , like clear glass .
Vita tamin ' ny jaspy ilay rindrina ary tamin ' ny volamena tsy misy fangarony , tahaka ny fitaratra madio .
REV 21:19     Alignment score: 0.546
The foundations
of the wall were adorned with every kind of precious stone . The first was jasper , the second was sapphire , the third was agate , the fourth was emerald ,
Ny fototr'ilay rindrina dia voaravaka tamin'ireo karazana vato sarobidy rehetra . Ny voalohany dia jaspy , ny faharoa safira , ny fahatelo kalkedona , ny fahefatra emeralda ,
REV 21:20     Alignment score: 0.473 → 0.549
the fifth was onyx , the sixth was carnelian , the seventh was chrysolite , the eighth was beryl , the ninth was topaz , the tenth was chrysoprase , the eleventh was jacinth , and the twelfth was amethyst .
ny fahadimy sardoniksa , ny fahenina karneola , ny fahafito krysolita , ny fahavalo beryla
, ny fahasivy topaza , ny fahafolo krysopraso , ny faha iraika ambin ' ny folo jacinta , ny faha roa ambin ' ny folo ametysta .
REV 21:21     Alignment score: 0.35 → 0.35
The twelve gates were twelve pearls ; each of the gates was made from a single pearl . The streets of the city were pure gold , like transparent glass .
Ny vavahady roa ambin ' ny folo dia vato soa roa ambin ' ny folo ; ny tsirairay amin'ireo vavahady dia vita tamin ' ny vato soa iray . Ireo lalam - be teo an - tanàna dia volamena tsy misy fangarony , tahaka ny fitaratra mangarahara .
REV 21:22     Alignment score: 0.592
I saw no temple in the city , for the Lord God Almighty and the Lamb are its temple .
Tsy nahita tempoly tao amin ' ny tanàna aho , satria Tompo Andriamanitra Tsitoha sy ny Zanak'ondry no tempoliny
.
REV 21:23     Alignment score: 0.383 → 0.401
The city had no need of the sun or the moon in order to shine on it because the glory of God shone on it , and its lamp is the Lamb .
Ny tanàna dia tsy nila masoandro na volana mba hamirapiratra amin'izany satria ny voninahitr'Andriamanitra dia namirapiratra tamin'izany , ary ny Zanak'ondry no jiron'izany .
REV 21:24     Alignment score: 0.296
The nations will walk by the light of that city . The kings of the earth will bring their glory into it .
Handeha amin ' ny fahazavan'izany tanàna izany ireo firenena . Ireo mpanjakan
' ny tany dia hitondra ny fahatsaran'izy ireo ho ao amin'izany .
REV 21:25     Alignment score: 0.33 → 0.378
Its gates will not be shut during the day , and there will be no night there .
Tsy hidy ireo vavahadin'izany mandritry
ny andro , ary tsy hisy alina any .
REV 21:26     Alignment score: 0.292 → 0.298
They will bring the glory and the honor of the nations into it ,
Hitondra ny fahatsarana
sy ny hajan'ireo firenena ao amin'izany izy ireo ,
REV 21:27     Alignment score: 0.249 → 0.289
but nothing unclean will ever enter into it , nor anyone who does what is detestable or deceitful , but only those
whose names are written in the Lamb 's Book of Life .
ary tsy hisy maloto hiditra ao amin'izany mihitsy . Tsy hisy na iza na iza hanao zavatra mahamenatra na mamitaka hiditra ao , fa ireo izay voasoratra anarana ao amin ' ny Bokin ' ny Zanak'ondrin ' ny fiainana ihany .
REV 21     Average alignment score: 0.426 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22