Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 5:1     Alignment score: 0.45 → 0.451
Then I saw in the right hand of the one who was seated on the throne a scroll written on the front and on the back , sealed with seven seals .
Ary nahita ny tanan
- kavanan'ilay iray izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianana aho , horonan - taratasy voasoratra eo anoloana sy ao aoriana . Ary nofehezina tamin ' ny tombo - kase fito izany .


REV 5:2     Alignment score: 0.447 → 0.45
I saw a mighty angel proclaiming with a loud voice , " Who is worthy to open the scroll and break its seals ? "
Nahita anjely mahery nanambara tamin ' ny feo mafy aho , niteny hoe : " Iza no mendrika ny hanokatra ny horonan - taratasy ary hamoha ny tombo - kasen'izany ? "
REV 5:3     Alignment score: 0.396 → 0.4
No one in heaven or on the earth or under the earth was able to open the scroll or to read it .
Tsy misy olona avy an - danitra na eto an - tany na ambanin ' ny tany ka afaka hanokatra ny horonan - taratasy na hamaky izany .
REV 5:4     Alignment score: 0.463 → 0.463
I wept bitterly because no one was found worthy to open the scroll or to read it .
Nitomany mafy aho - satria tsy nisy olona hita mendrika ny hanokatra ny horonan - taratasy na hamaky izany .
REV 5:5     Alignment score: 0.647
But one of the elders said to me , " Do not weep . Look ! The Lion of the tribe of Judah , the Root of David , has conquered . He is able to open the scroll and its seven seals . "
Kanefa iray tamin'ireo loholona nilaza tamiko hoe : " Aza mitomany . Indro ! Ilay lion
' ny fokon'i Joda , ilay solofon'i Davida , dia nandresy . Afaka ny hanokatra ny horonan - taratasy sy ireo tombo - kase fito izy .
REV 5:6     Alignment score: 0.395 → 0.402
I saw a Lamb standing in the middle of the throne area and among the four living creatures and among the elders . He looked as though he had been killed . He had seven horns and seven eyes , which are the seven spirits of God sent out into all the earth .
Nahita Zanak'ondry mitsangana eo anelanelan ' ny seza fiandrianana sy ireo zava - manan'aina efatra ary eo anivon'ireo loholona aho . Toy ny hoe olona
novonoina izy . Nanana tandroka fito sy maso fito izy ; izy ireo no fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nanerana ny tany .
REV 5:7     Alignment score: 0.385 → 0.389
He went and took hold
of the scroll out of the right hand of the one who was seated on the throne .
Nandeha izy ary naka ilay horonan - taratasy teny amin ' ny tanan - kavanan'ilay iray izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianana .
REV 5:8     Alignment score: 0.451
When he had taken the scroll , the four living creatures and the twenty - four elders fell down before the Lamb . Each of them had a harp and a golden bowl full of incense , which are the prayers of God 's holy people .
Rehefa noraisin'ilay Zanak'ondry ilay horonan - taratasy , ireo zava - manan'aina efatra sy ireo loholona efatra amby roapolo dia nampiankohoka ny tenan'izy ireo teo anoloany
. Samy nanana lokanga sy lovia volamena feno emboka manitra avy ny tsirairay tamin'izy ireo , izay vavak'ireo mpino .
REV 5:9     Alignment score: 0.397
They sang a new song : " You are worthy to take the scroll and to open its seals . For you were slaughtered , and with your blood you purchased people for God from every tribe , language , people , and nation .
Nihira hira vaovao izy ireo : " Mendrika ny handray an'ilay horonan - taratasy ianao ary hanokatra ny tombo - kasen'izany . Fa ianao dia novonoina , ary tamin ' ny rànao no nividianana an'ireo olon'Andriamanitra avy tamin ' ny foko , fiteny , olona , ary firenena rehetra .
REV 5:10     Alignment score: 0.404
You made them a kingdom and priests to serve our God , and they will reign on the earth . "
Nataonao
fanjakana sy mpisorona izy ireo mba hanompo an'Andriamanitra , ary hanjaka eto an - tany . "
REV 5:11     Alignment score: 0.294 → 0.326
Then I looked and heard the sound of many angels who encircled the throne and the living creatures and the elders . Their total number was ten thousands
of ten thousands and thousands of thousands .
Avy eo aho dia nahita sy nandre feon'anjely maro nanodidina ny seza fiandrianana sy ireo zava - manan'aina ary ireo loholona . Ny fitambaran ' ny izy ireo dia aman'alina alina .
REV 5:12     Alignment score: 0.378
They said in a loud voice , " Worthy is the Lamb , who has been slaughtered , to receive power , wealth , wisdom , strength , honor , glory , and praise . "
Niteny tamin ' ny feo mafy izy ireo hoe : " Mendrika anie ilay Zanak'ondry izay novonoina mba handray fahefana , harena , fahendrena , hery , laza , voninahitra , ary dera
. "
REV 5:13     Alignment score: 0.308 → 0.31
I heard every created thing that was in heaven and on the earth and under the earth and on the sea everything in them saying , " To the one who sits on the throne and to the Lamb be praise , honor , glory , and dominion forever and ever . "
Nandre ireo zavatra voaforona rehetra izay tany
an - danitra sy teto an - tany ary an - dranomasina aho - ny zavatra rehetra tao anatin'ireo - niteny hoe : " Ho an'ilay iray izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana sy ho an'ilay Zanak'ondry , anie ny dera , ny laza , ny voninahitra , ary ny fahefana handidy , mandrakizay doria . "
REV 5:14     Alignment score: 0.537
The four living creatures said , " Amen ! " and the elders fell down and worshiped .
Ireo zava - manan'aina efatra , niteny hoe : " Amena ! " Ary ireo loholona niankohoka sy nivavaka .
REV 5     Average alignment score: 0.424 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22