Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 9:1     Alignment score: 0.453 → 0.453
Then the fifth angel sounded his trumpet . I saw a star from heaven that had fallen to the earth . The star was given the key to the shaft of the bottomless pit .
Nampaneno ny trompetrany ny anjely fahadimy . Nahita kintana avy any an - danitra aho izay nianjera teny
amin ' ny tany . Ilay kintana no nomena ny fanalahidin'ilay lavaka tsy hita noanoa .


REV 9:2     Alignment score: 0.404 → 0.407
He opened the shaft of the bottomless pit , and smoke went up out of the shaft like smoke from a huge furnace . The sun and the air were turned dark by the smoke from the shaft .
Nosokafany
ilay lavaka tsy hita noanoa , ary niakatra ny setroka nivoaka tao amin ' ny lavaka toy ny setroka avy amin ' ny lafaoro lehibe . Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nohon ' ny setroka nivoaka tao an - davaka .
REV 9:3     Alignment score: 0.391
Out of the smoke locusts came
on the earth , and they were given power like that of scorpions on the earth .
Avy amin ' ny setroka no nahatongavan'ireo valala teto ambonin ' ny tany , ary nomena hery tahaka ny an ' ny maingoka teto ambonin ' ny tany izy ireo .
REV 9:4     Alignment score: 0.309 → 0.311
They were told not to damage the grass on the earth or any green plant or tree , but only the people who did not have the seal of God on their foreheads .
Notenenina izy ireo tsy hanimba ny ahitra teto ambonin ' ny tany na ireo zava - maniry maitso na hazo , fa ireo olona izay tsy manana tombo - kasen'Andriamanitra eo amin ' ny handrin'izy ireo ihany .
REV 9:5     Alignment score: 0.327 → 0.327
They were not given permission to kill those
people , but only to torture them for five months . Their agony would be like the sting of a scorpion when it strikes a person .
Tsy nahazo alalana ny hamono ireo olona ireo izy ireo , fa hampijaly azy ireo mandritra ny dimy volana ihany . Ny fanaintainan'izy ireo dia ho toy ny tsindron ' ny maingoka rehefa mamely olona .
REV 9:6     Alignment score: 0.397
In those days people will seek death but will not find it . They will greatly desire to die , but death will flee from them .
Amin'ireo andro ireo dia hitady fahafatesana ny olona , fa tsy hahita izany . Haniry ny ho faty mafy izy ireo , nefa handositra azy ireo ny fahafatesana .
REV 9:7     Alignment score: 0.402 → 0.422
The locusts looked like horses prepared for war . On their heads were something like crowns of gold , and their faces were like human faces .
Toy ny soavaly nomanina tamin ' ny ady ireo valala . Tamin ' ny lohan'izy ireo dia nisy zavatra toy ny satro - boninahitra volamena , ary ny tavan'izy ireo dia toy ny tavan'olombelona .
REV 9:8     Alignment score: 0.338 → 0.361
They had hair like women
's hair , and their teeth were like lions ' teeth .
Nanana volo toy ny volom - behivavy izy ireo , ary ny nifin ' izy ireo dia toy ny nifin ' ny ireo liona .
REV 9:9     Alignment score: 0.467
They had breastplates like iron breastplates , and the sound of their wings was like the sound made by many chariots and horses running into battle .
Nanana fiarovan - tratra toy ny fiarovan - tratra vy izy ireo , ary ny feon ' ny elatr'izy ireo dia toy ny feon ' ny kalesy sy soavaly maro mihazakazaka ho any amin ' ny ady .
REV 9:10     Alignment score: 0.369
They had tails with stingers like scorpions ; in their tails they had power to harm people for five months .
Nanana rambo nisy fanindromana toy ny maingoka izy ireo ; ao amin ' ny rambon'izy ireo no misy ny hery hanimba ny olona mandritra
ny dimy volana .
REV 9:11     Alignment score: 0.501 → 0.559
They had as king over them the angel of the bottomless pit . His name in Hebrew was Abaddon , and in Greek he had the name Apollyon .
Nanana mpanjaka izy ireo dia ilay anjelin'ilay lavaka tsy hita noanoa . Ny anarany tamin ' ny teny
Hebreo dia Abadona , ary ny anarany tamin ' ny teny grika dia i Apolyona .
REV 9:12     Alignment score: 0.416 → 0.424
The first woe is past . Look ! After this there are still two disasters
to come .
Lasa ny loza voalohany . Indro ! aorian'izao dia mbola hisy loza roa ho avy .
REV 9:13     Alignment score: 0.418
The sixth angel sounded his trumpet , and I heard a voice coming from the horns of the golden altar that is present before God ,
Nampaneno ny trompetrany ilay anjely fahaenina
, ary naheno ny feo nivoaka tamin ' ny tandroky ny alitara volamena izay efa nisy teo anatrehan'Andriamanitra aho .
REV 9:14     Alignment score: 0.301 → 0.354
saying to the sixth angel who had the trumpet , " Release the four angels who had been bound
at the great Euphrates River . "
Ary niteny tamin'ilay anjely fahaenina ilay feo manao hoe : " Avotsory ireo anjely efatra izay mifatotra any amin'ilay renirano lehiben ' ny Eofrata . "
REV 9:15     Alignment score: 0.481
The four angels who had been prepared for that hour , that day , that month , and that year were released to kill a third of mankind .
Ireo anjely efatra izay efa nomanina tamin'izany ora izany , izany andro izany , izany volana izany , ary izany taona izany , dia navotsotra mba hamono ny ampahatelon ' ny olombelona .
REV 9:16     Alignment score: 0.203 → 0.246
The number of the soldiers on horseback was 200,000,000 . I heard their number .
Ny isan'ireo miramila nitaingin - tsoavaly dia 200 , 000 , 000 . Naheno ireo isa ireo aho .
REV 9:17     Alignment score: 0.458 → 0.459
This is how I saw the horses in my vision and those
who rode on them : Their breastplates were fiery red , dark blue , and yellow as sulfur . The heads of the horses resembled the heads of lions , and out of their mouths came fire , smoke , and sulfur .
Toy izany no fomba nahitako ireo soavaly tao amin ' ny fahitako sy ireo izay nitaingina teo amin'izy ireo : Ireo fiarovan - tratran'izy ireo dia mirehitra mena , manga antitra ary solifara mavo . Nitovy tamin ' ny lohan'ireo liona ny lohan'ireo soavaly , ary ny nivoaka avy tao am - bavan'izy ireo dia afo , setroka , ary solifara .
REV 9:18     Alignment score: 0.551 → 0.57
A third of the people were killed by these
three plagues : the fire , smoke , and sulfur that came out of their mouths .
Ary ny ampahatelon'ireo olona dia matin'ireo loza telo : ny afo , ny setroka , ary ny solifara izay nivoaka avy tao am - bavan'izy ireo .
REV 9:19     Alignment score: 0.317
For the power of the horses was in their mouths and in their tails for their tails were like snakes , having heads with which they inflicted wounds on people .
Fa ny herin'ireo soavaly dia avy tao amin ' ny vavan'izy ireo sy tamin ' ny rambon'izy ireo - fa ny rambon'izy ireo dia toy ny bibilava , ary nanana loha izay afaka mandratra olona izy ireo .
REV 9:20     Alignment score: 0.356 → 0.357
The rest of mankind , those
who were not killed by these plagues , did not repent of the works of their hands , nor did they stop worshiping demons and idols of gold , silver , bronze , stone , and wood things that can not see , hear , or walk .
Ny ambin'ireo olombelona , ireo izay tsy matin'ireo loza ireo , dia tsy nibebaka tamin'asa izay vitan'izy ireo , na nijanona nanompo ireo demony sy sampy volamena , volafotsy , varahana , vato , ary hazo - ireo zavatra izay tsy hita maso , re , na mandeha .
REV 9:21     Alignment score: 0.154 → 0.175
Neither did they repent of their murders , their sorcery , their sexual immorality , or their acts of theft .
Izy ireo dia mbola tsy nibebaka tamin ' ny asa famonoana , ny famosavian'izy ireo , ny fijangajangana na ireo asa fangalaran'izy ireo .
REV 9     Average alignment score: 0.398 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22