Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 20:1     Alignment score: 0.459
Then I saw an angel coming down from heaven . He had the key to the bottomless pit , and he had a great chain in his hand .
Ary nahita anjely nidina avy tany
an - danitra aho . Nanana ny fanalahidin ' ny lavaka tsy hita noanoa izy , ary nanana rojo vy lehibe teny an - tanany .


REV 20:2     Alignment score: 0.512 → 0.516
He took hold
of the dragon , the old serpent , which is the devil , or Satan , and bound him for a thousand years .
Nisambotra an'ilay dragona izy , ny menarana fahiny , ilay devoly , na satana , ary nofatorany arivo taona .
REV 20:3     Alignment score: 0.367 → 0.378
He threw him into the bottomless pit . He shut it and sealed it over him . This was so that he would not deceive the nations anymore until the thousand years were over . After that , he must be set free for a short amount of time .
Natsipiny tany
amin ' ny lavaka tsy hita noanoa izy , nohidiny izany ary nasina tombo - kase teo aminy . Natao izany mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra - pahatapitry ny arivo taona . Aorian'izany , dia tsy maintsy havotsotra fotoana kelikely izy .
REV 20:4     Alignment score: 0.395 → 0.396
Then I saw thrones . Seated on them were those who had been given authority to judge . I also saw the souls of those who had been beheaded for the testimony about Jesus and for the word of God . They had not worshiped the beast or his image , and they had refused to receive the mark on their forehead or hand . They came to life
, and they reigned with Christ for a thousand years .
Ary nahita seza fiandrianana maro aho . Nipetraka teo amboniny ireo izay nomena fahefana mitsara . Nahita ny fanahin'ireo izay notapahin - doha aho noho ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'i Jesosy ary nohon ' ny tenin'Andriamanitra . Tsy niankohoka tamin ' ny bibi - dia na tamin ' ny sariny izy ireo , ary izy ireo dia nandà ny handray ny mariky ny bibi - dia teo amin ' ny handriny na teo amin ' ny tanany . Tonga velona indray izy ireo , ary nanjaka niaraka tamin'i Kristy nandritran ' ny arivo taona .
REV 20:5     Alignment score: 0.517
The rest of the dead did not come
to life until the thousand years were ended . This is the first resurrection .
Ny ambin'ireo maty dia tsy velona mandra - pahatapitry ny arivo taona . Izany no fitsanganana voalohany .
REV 20:6     Alignment score: 0.446 → 0.463
Blessed and holy is anyone who takes part in the first resurrection ! Over these
the second death has no power . They will be priests of God and of Christ and will reign with him for a thousand years .
Sambatra ary masina izay olona manana anjara amin ' ny fitsanganana voalohany ! Eo anatrehan'izany dia tsy manan - kery ny fahafatesana faharoa . Izy ireo dia ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka Aminy mandritran ' ny arivo taona .
REV 20:7     Alignment score: 0.404 → 0.435
When the thousand years come
to an end , Satan will be released from his prison .
Rehefa tapitra ny arivo taona , dia hovahana ao amin ' ny tranomaiziny Satana .
REV 20:8     Alignment score: 0.451 → 0.452
He will go out to deceive the nations at the four corners of the earth Gog and Magog to bring them together for the battle . They will be as many as the sand of the sea .
Hivoaka izy mba hamitaka ny firenena maro eny amin ' ny vazan - tany efatra Goga sy Magoga mba hitondra azy ireo miaraka ho any amin ' ny ady . Izy ireo dia ho betsaka tahaka ny fasiky
ny ranomasina .
REV 20:9     Alignment score: 0.39 → 0.389
They went up over the broad plain of the earth and surrounded the camp of God 's holy people the beloved city . But fire came down from heaven and devoured them .
Niakatra teo ambonin ' ny tany lemaka izy ireo ary nanodidina ny tobin'ireo mpino , ilay tanàna malala . Nefa nisy afo nidina avy tany
an - danitra ary nandripaka azy ireo .
REV 20:10     Alignment score: 0.523 → 0.524
The devil , who deceived them , was thrown into the lake of burning sulfur , where the beast and the false prophet had been thrown . They will be tormented day and night forever and ever .
Ny devoly , izay namitaka azy ireo , dia natsipy tao amin ' ny farihy afo solifara , toerana izay hanipazana ny bibi - dia sy ny mpaminany sandoka . Ary ho ampijaliana andro aman'alina mandrakizay ary mandrakizay izy ireo .
REV 20:11     Alignment score: 0.426 → 0.429
Then I saw a great white throne and the one who is seated on it . The earth and the heavens fled away from his presence , but there was no place for them to go .
Ary nahita seza fiandrianana fotsy lehibe aho sy ilay nipetraka teo amboniny . Ny tany sy ny lanitra dia nandositra ny fanatrehany , kanefa tsy nisy toerana andehanan'izy ireo .
REV 20:12     Alignment score: 0.395
I saw the dead the mighty and the unimportant standing before the throne , and the books were opened . Then another book was opened the Book of Life . The dead were judged by what was recorded in the books , according to their deeds .
Nahita ny maty aho ny lehibe ary ny kely nijoro teo anoloan ' ny seza fiandrianana , ary novelarina ireo boky . Ary nisy boky anankiray novelarina Ny Bokin ' ny Fiainana . Ny maty dia notsaraina araka izay voasoratra tao amin'ireo boky , araka ireo asany .
REV 20:13     Alignment score: 0.357
The sea gave up the dead who were in it . Death and Hades gave up the dead who were in them , and the dead were judged according to their deeds .
Ny ranomasina namoaka ny maty izay tao anatiny
. Ny fahafatesana sy ireo fiainan - tsy hita dia namoaka ny maty izay tao amin'izy ireo , ary ny maty dia notsaraina araka ny zavatra nataony .
REV 20:14     Alignment score: 0.549
Death and Hades were thrown into the lake of fire . This is the second death the lake of fire .
Ny fahafatesana sy ny fiainan - tsy hita dia natsipy tao amin ' ny farihy afo . Izany no fahafatesana faharoa dia ny farihy afo .
REV 20:15     Alignment score: 0.522
If anyone 's name was not found written in the Book of Life , he was thrown into the lake of fire .
Raha nisy anarana
tsy hita voasoratra ao amin ' ny Bokin ' ny Fiainana , dia natsipy tao amin ' ny farihy afo .
REV 20     Average alignment score: 0.44 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22