Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 3:1     Alignment score: 0.37 → 0.379
" To the angel of the church in Sardis write
: ' The words of the one who holds the seven spirits of God and the seven stars : " I know your deeds . You have a name that you are alive , but you are dead .
Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana any Sardisy hoe : ' Izao no tenin'ilay mitàna ireo Fanahy fiton'Andriamanitra sy ireo kintana fito . " Fantatro izay nataonao . Malaza ho velona ianao , nefa ianao maty .


REV 3:2     Alignment score: 0.302 → 0.303
Wake
up and strengthen what remains but is about to die , because I have not found your deeds complete in the sight of my God .
Mifohaza ary hatanjaho izay tavela , fa efa ho faty , satria tsy hitako tanteraka ireo asanao eo imason'Andriamanitro .
REV 3:3     Alignment score: 0.432
Remember , therefore , what you have received and heard . Obey it , and repent . But if you do not wake
up , I will come as a thief , and you will not know what hour I will come against you .
Tadidio , noho izany , izay noraisinareo sy renareo . Ankatoavy izany , ary mibebaha . Fa raha tsy mifoha ianareo , dia ho avy toy ny mpangalatra Aho , ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaviako aminareo .
REV 3:4     Alignment score: 0.367
But you have a few names in Sardis who have not stained their clothes , and they will walk with me , dressed in white , for they are worthy .
Fa misy anaran'olona vitsivitsy any Sardisy izay tsy nandoto ny akanjon'izy ireo . Handeha hiaraka amiko izy ireo , miakanjo fotsy , satria mendrika .
REV 3:5     Alignment score: 0.353 → 0.337
The one who conquers will be clothed in white garments , and I will never wipe his name out of the Book of Life , and I will confess
his name before my Father , and before his angels .
Ilay iray izay maharesy dia ho ampiakanjoana fotsy , ary tsy hamafa ny anarany ao amin ' ny Bokin ' ny Fiainana mihitsy Aho , ary hilaza ny anarany eo anatrehan ' ny Raiko , sy eo anatrehan'ireo anjeliny .
REV 3:6     Alignment score: 0.293 → 0.295
Let the one who has an ear hear what the Spirit is saying to the churches . " '
Aoka izay manan - tsofina hiaino izay lazain
' ny Fanahy amin'ireo fiangonana . "" '
REV 3:7     Alignment score: 0.376 → 0.381
" To the angel of the church in Philadelphia write
: ' The words of the one who is holy and true he holds the key of David , he opens and no one shuts , he shuts and no one can open .
" Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana any Filadelfia hoe : ' Izao no tenin'ilay iray izay masina sy marina _ izy no mitazona ny fanalahidin'i Davida , izy no mamoha ary tsy misy na iza na iza manidy , izy no manidy ary tsy misy na iza na iza afaka mamoha .
REV 3:8     Alignment score: 0.253 → 0.265
" ' I know your deeds . Look , I have put before you an open door that no one can shut . I know that you have little strength , yet you have obeyed my word and have not denied my name .
" Fantatro izay vitanareo . Indro , nametrahako varavarana mivoha eo anoloanareo izay tsy afaka hidin'iza na iza . Fantatro fa manana hery kely ianareo , ka nankàto ny teniko ary tsy nandà ny anarako .
REV 3:9     Alignment score: 0.312 → 0.327
Look ! I will cause
those who belong to the synagogue of Satan , those calling themselves Jews but are not , but rather liars I will make them come and bow down before your feet , and they will know that I love you .
Indro ! Ireo izay an ' ny synagogan ' ny Satana , ireo izay milaza fa Jiosy izy ireo nefa tsy izy akory ; fa mandainga kosa izy ireo . Hataoko tonga ka hiankohoka eo an - tongotrao izy ireo , ary ho avy izy ireo mba hahafantatra fa nitia anao Aho .
REV 3:10     Alignment score: 0.262 → 0.263
Since you have kept my command to endure patiently , I will also keep you from the hour of testing that is coming on the whole world , to test those
who live on the earth .
Satria efa nitandrina ny didiko tamin ' ny faharetana ianareo , dia hiaro anareo amin ' ny andro fitsapana izay efa ho avy amin'izao tontolo rehetra izao ihany koa Aho , mba hitsapa ireo izay miaina eo ambonin ' ny tany .
REV 3:11     Alignment score: 0.229
I am coming soon . Hold to what you have so no one can take away your crown .
Ho avy tsy ho ela Aho . Tano mafy izay hanananao mba tsy hisy afaka hanala ny satro - boninahitrao
.
REV 3:12     Alignment score: 0.378 → 0.378
The one who conquers I will make a pillar in the temple of my God . Never again will he go out of it , and I will write on him the name of my God , the name of the city of my God ( the new Jerusalem , that comes down out of heaven from my God ) , and my new name .
Ataoko andry eo amin ' ny tempolin
' ny Andriamanitro izay mandresy , ary tsy hiala eo mihitsy izy . Ho soratako eo aminy ny anaran'Andriamanitro , ilay anaran ' ny tanànan ' ny Andriamanitro ( ilay Jerosalema vaovao , izay midina avy any an - danitra avy amin ' ny Andriamanitro ) , sy ny anarako vaovao .
REV 3:13     Alignment score: 0.279 → 0.281
Let the one who has an ear , hear what the Spirit is saying to the churches . " '
Aoka izay manan - tsofina hihaino izay lazain
' ny Fanahy amin'ireo fiangonana . "" '
REV 3:14     Alignment score: 0.391 → 0.4
" To the angel of the church in Laodicea write
: ' The words of the Amen , the reliable and true witness , the ruler over God 's creation .
" Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana any Laodikia hoe : " Izao no tenin ' ny Amena , ilay vavolombelona mahatoky sy marina , ilay mpanapaka ny zava - boaarin ' Andriamanitra .
REV 3:15     Alignment score: 0.275
" I know your deeds and that you are neither cold nor hot . I wish that you were either cold or hot !
" Fantatro izay nataonareo , ary tsy mangatsiaka na mafana ianareo . Maniry Aho mba ho mangatsiaka na mafana ianareo !
REV 3:16     Alignment score: 0.255 → 0.28
So , because you are lukewarm neither hot nor cold I am about to vomit you out of my mouth .
Noho izany , satria ianareo matimaty _ sady tsy mafana no tsy mangatsiaka_dia efa haloan ' ny vavako ianareo .
REV 3:17     Alignment score: 0.38 → 0.381
For you say , ' I am rich , I have had many material possessions
, and I need nothing . ' But you do not know that you are most miserable , pitiable , poor , blind , and naked .
Fa hoy ianareo hoe : ' Manan - karena aho , nanana fitaovana maro , ka tsy mila na inona na inona . ' Saingy tsy fantatrareo fa ianareo no tena ory , mampahonena , mahantra , jamba ary mitanjaka .
REV 3:18     Alignment score: 0.362
Listen to my advice : Buy from me gold refined by fire so that you may become rich , and brilliant white garments so you may clothe yourself and not show the shame of your nakedness , and salve to anoint your eyes so you will see .
Henoy ny torohevitro
: Mividiana volamena voadio tamin ' ny afo amiko mba ho tonga mpanan - karena ianareo , ary akanjo fotsy manjopiaka mba ho afaka mampitafy ny tenanareo ianareo ka tsy hampiseho ny henatry ny fitanjahanareo , ary hanosotra ny masonareo mba hahiratanareo .
REV 3:19     Alignment score: 0.172
I rebuke and discipline everyone whom I love . Therefore , be earnest and repent .
Ampiofaniko ny tsirairay avy izay tiako , ary hampianariko azy ireo ny fomba tokony hiainan'izy ireo . Noho izany , mazotoa ary mibebaha .
REV 3:20     Alignment score: 0.351 → 0.35
Look , I am standing at the door and am knocking . If anyone hears my voice and opens the door , I will come
into his home and will eat with him , and he with me .
Indro , mijoro eto amin ' ny varavarana Aho ary mandondona . Raha misy mandre ny feoko ka mamoha ny varavarana , dia ho avy ao an - tranony Aho ka hihinana miaraka aminy , ary izy miaraka amiko .
REV 3:21     Alignment score: 0.308 → 0.323
The one who conquers I will give
him the right to sit down with me on my throne , just as I also conquered and sat down with my Father on his throne .
Ilay iray izay mandresy , hatolotro azy ny zo hipetraka miaraka amiko eo amin ' ny seza fiandrianako , tahaka ny nandreseko koa ka nipetrahako niaraka tamin ' ny Raiko teo amin ' ny seza fiandrianany .
REV 3:22     Alignment score: 0.287
Let the one who has an ear , hear what the Spirit is saying to the churches . " ' "
Aoka izay manan - tsofina hihaino izay lazain
' ny Fanahy amin'ireo fiangonana . "" '
REV 3     Average alignment score: 0.332 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22