Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 7:1     Alignment score: 0.42
After this I saw four angels standing at the four corners of the earth , tightly holding back the four winds of the earth so that no wind should blow on the earth , on the sea , or against any tree .
Taorian'izany dia nahita anjely efatra nitsangana teo amin ' ny zoro tany efatra aho , nanohitra mafy ny rivotra efatry
ny tany , mba tsy hisy rivotra hitsoka amin ' ny tany , amin ' ny ranomasina , na hifanohitra amin ' ny hazo rehetra .


REV 7:2     Alignment score: 0.405 → 0.407
I saw another angel coming up from the east , who had the seal of the living God . He cried out with a loud voice to the four angels who were given permission to harm the earth and the sea :
Nahita anjely hafa aho niakatra avy tany
antsinanana , izay nanana ny tombo - kasen'Andriamanitra velona . Nihiaka tamin ' ny feo mafy tamin'ireo anjely efatra izay nahazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe :
REV 7:3     Alignment score: 0.402 → 0.451
" Do not harm the earth , the sea , or the trees until we have put a seal on the foreheads of the servants of our God . "
" Aza simbana ny tany , ny ranomasina , na ireo hazo mandra - panisintsika ny tombo - kase eo amin ' ny handrin'ireo mpanompon'Andriamanitsika . "
REV 7:4     Alignment score: 0.38 → 0.379
I heard the number of those who were sealed : 144,000 , who were sealed from every tribe of the people of Israel :
Nahare ny isan'ireo izay voatombo - kase aho : 144 , 000 , no voatombo - kase avy tamin ' ny fokon
' ny olon'israely rehetra :
REV 7:5     Alignment score: 0.554 → 0.553
twelve thousand from the tribe of Judah were sealed , twelve thousand from the tribe of Reuben , twelve thousand from the tribe of Gad ,
Roa arivo sy iray alina no voatombo - kase avy tamin ' ny fokon'i Joda , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Robena , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Gada ,
REV 7:6     Alignment score: 0.569
twelve thousand from the tribe of Asher , twelve thousand from the tribe of Naphtali , twelve thousand from the tribe of Manasseh ,
roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Asera , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Naftaly , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Manase .
REV 7:7     Alignment score: 0.561
twelve thousand from the tribe of Simeon , twelve thousand from the tribe of Levi , twelve thousand from the tribe of Issachar ,
roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Simeona , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Levy , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Isakara ,
REV 7:8     Alignment score: 0.556 → 0.555
twelve thousand from the tribe of Zebulun , twelve thousand from the tribe of Joseph , and twelve thousand from the tribe of Benjamin were sealed .
roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Zebolona , roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Josefa , ary roa arivo sy iray alina avy tamin ' ny fokon'i Benjamina no voatombo - kase .
REV 7:9     Alignment score: 0.307 → 0.31
After these
things I looked , and there was a huge multitude that no one could count from every nation , tribe , people , and language standing before the throne and in front of the Lamb . They were wearing white robes and holding palm branches in their hands ,
Taorian'ireo zavatra ireo dia nijery aho , ary nisy olona maro be izay tsy tambo isaina --- avy tamin ' ny firenena , foko , olona , ary fiteny rehetra ---- nitsangana teo anoloan ' ny seza fiandrianana sy teo anoloan ' ny Zanak'ondry . Nanao ankajo lava fotsy sy mitana sampan - drofia teny amin ' ny tanan'izy ireo ,
REV 7:10     Alignment score: 0.349 → 0.35
and they were crying out with a loud voice : " Salvation belongs to our God , who is seated on the throne , and to the Lamb ! "
ary niantso mafy tamin ' ny feo mahery izy ireo nanao hoe : " Ny famonjena dia an'Andriamanitsika izay mipetraka eo ambonin ' ny seza fiandrianana , sy an ' ny Zanak'ondry ! "
REV 7:11     Alignment score: 0.393 → 0.398
All the angels were standing around the throne and around the elders and the four living creatures , and they fell on their faces before the throne . They worshiped God ,
Ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana sy manodidina ireo loholona sy ny zava - manan
- aina efatra , ary izy ireo dia nampiankohoka ny tavan'izy ireo teo anoloan ' ny seza fiandrianana . Nivavaka tamin'Andriamanitra izy ireo
REV 7:12     Alignment score: 0.468 → 0.484
saying , " Amen ! Praise , glory , wisdom , thanksgiving , honor , power , and strength be to our God forever and ever ! Amen ! "
nanao hoe : " Amena ! Dera
, voninahitra , fahendrena , fisaorana , fahefana , ary ny hery anie ho an'Andriamanitsika mandrakizay doria ! Amena ! "
REV 7:13     Alignment score: 0.42 → 0.435
Then one of the elders asked me , " Who are these
, clothed with white robes , and where did they come from ? "
Avy eo ny iray tamin'ireo loholona nanontany ahy hoe : " Iza ireo , mitafy akanjolava fotsy , ary avy aiza izy ireo ? "
REV 7:14     Alignment score: 0.346 → 0.365
I said to him , " Sir , you know , " and he said to me , " These
are the ones who have come out of the great tribulation . They have washed their robes and made them white in the blood of the Lamb .
Hoy aho taminy : " Tompoko , Ianao mahafantatra , " ary hoy izy tamiko : " Ireo no hivoaka avy amin ' ny Fahoriana Lehibe . Nosasan'izy ireo ny akanjolavany ary nofotsiana tamin ' ny ràn ' ny Zanak'ondry .
REV 7:15     Alignment score: 0.403 → 0.407
For this reason , they are before the throne of God , and they worship him day and night in his temple . The one who is seated on the throne will spread his tent over them .
Noho izany antony izany , dia eo anoloan ' ny seza fiandrianan'Andriamanira izy ireo , sy mivavaka aminy andro aman'alina ao amin ' ny tempoliny
. Ny iray izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianana dia hamelatra ny lainy amin'izy ireo .
REV 7:16     Alignment score: 0.453 → 0.456
They will not be hungry again , nor will they be thirsty again . The sun will not beat down on them , nor any burning heat .
Tsy ho noana intsony izy ireo , na hangetaheta indray . Tsy hamely azy ny masoandro , na ny hafanana mandoro .
REV 7:17     Alignment score: 0.336
For the Lamb at the center of the throne will shepherd them , and he will guide them to springs of living water , and God will wipe away every tear from their eyes . "
Fa ny Zanak'ondry eo afovoan ' ny seza fiandrianana no ho mpiandry azy ireo sy hitari - dalana azy ireo any amin ' ny loharanon ' ny rano velona , ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin ' ny mason'izy ireo . "
REV 7     Average alignment score: 0.435 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22