Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 2:1     Alignment score: 0.455 → 0.454
" To the angel of the church in Ephesus write
: ' The words of the one who holds the seven stars in his right hand and who walks among the seven golden lampstands ,
Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana ao Efesosy hoe : " Ireto ny teny avy amin'ilay iray izay mitazona ireo kintana fito amin ' ny tanan - kavanany ary mandeha eo amin'ireo fanaovan - jiro volamena fito ,


REV 2:2     Alignment score: 0.211 → 0.223
" I know your deeds , your hard labor , and your patient endurance , and that you can not tolerate those
who are evil , but you have tested those who claim to be apostles but are not , and you have found them to be false .
" Fantatro izay efa vitanao sy ny asa mafinao ary ny fiaretanao maharitra . Fantatro fa tsy afaka handefitra amin ' ny olon - dratsy ianao . Fantatro fa notsapainao ireo izay milaza azy ireo ho apostoly , nefa tsy izy , ary hitanao izy ireo fa sandoka .
REV 2:3     Alignment score: 0.111 → 0.111
You are enduring patiently and bearing
up for my name , and you have not grown weary .
Fantatro fa manana faharetana ianao , ary nijaly mafy nohon ' ny amin ' ny anarako , ary tsy nilavo lefona ianao .
REV 2:4     Alignment score: 0.266 → 0.267
But I have against you the fact that you have left behind your first love .
Nefa manohitra anao aho satria namela ny fitiavanao
voalohany ianao .
REV 2:5     Alignment score: 0.306 → 0.307
Remember therefore from where you have fallen . Repent and do the things you did at first . Unless you repent , I will come
to you and I will remove your lampstand from its place .
Tsarovy noho izany ny toerana izay nahalavo anao . Mibebaha ary manaova ireo zavatra izay nataonao voalohany . Fa raha tsy mibebaka ianao , dia ho avy any aminao aho ary hanala ireo fanaovan - jironao amin ' ny fitoerany .
REV 2:6     Alignment score: 0.334
But you have this : You hate the deeds of the Nicolaitans , which I also hate .
Kanefa izao no ataonao
: " Halanao ny zava - bitan ' ny Nikolaita , izay halako ihany koa .
REV 2:7     Alignment score: 0.311
Let the one who has an ear , hear what the Spirit is saying to the churches . To the one who conquers I will give the right to eat from the tree of life , which is in the paradise of God . " '
Aoka izay manan - tsofina hihaino izay lazain
' ny Fanahy ho an'ireo fiangonana . Ho an'ilay iray izay maharesy dia homeko alalana hihinana ny avy amin ' ny hazon ' ny fiainana , izay ao amin ' ny paradisan'Andriamanitra . " ' "
REV 2:8     Alignment score: 0.432 → 0.432
" To the angel of the church in Smyrna write
: ' The words of the one who is the first and the last , the one who was dead and who became alive again :
Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana any Smyrna hoe : " Ireto ny tenin'ilay iray izay voalohany ary farany , ilay iray izay efa maty nefa velona indray :
REV 2:9     Alignment score: 0.321 → 0.354
" I know your sufferings
and your poverty , but you are rich . I know the slander of those who say they are Jews , but they are not . They are a synagogue of Satan .
" Fantatro ireo fahorianao sy ny fahantranao , nefa manan - karena ianao . Fantatro ny fitenenan - dratsy ho an'ireo izay miteny ny tenany fa Jiosy , kanefa tsy izy . Synagogan'i Satana izy ireo .
REV 2:10     Alignment score: 0.367 → 0.373
Do not fear what you are about to suffer . Look ! The devil is about to throw some of you into prison so that you will be tested , and you will suffer for ten days . Be faithful until death , and I will give you the crown of life .
Aza matahotra ny amin'izay efa hiaretanao . Indro ! Ny devoly dia hanipy ny sasany aminareo any amin ' ny tranomaizina mba ho tsapaina ianareo , ary hijaly mandritry
ny folo andro ianareo . Matokia mandra - pafahaty , ka homeko anareo ny satro - boninahitry ny fiainana .
REV 2:11     Alignment score: 0.368
Let the one who has an ear , hear what the Spirit is saying to the churches . The one who conquers will not be hurt by the second death . " '
Izay manan - tsofina aoka izy hihaino izay lazain
' ny Fanahy ho an'ireo fiangonana . Ilay iray izay maharesy dia tsy ho simban ' ny fahafatesana faharoa . " ' "
REV 2:12     Alignment score: 0.409 → 0.409
" To the angel of the church in Pergamum write
: ' The words of the one who has the sword with two sharp edges :
Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana any Pergamosy hoe : " Ireto ny tenin'ilay iray izay manana sabatra roa lela :
REV 2:13     Alignment score: 0.329 → 0.366
" I know where you live
, there where Satan 's throne is . Yet you hold on tightly to my name . I know that you did not deny your faith in me , even in the days of Antipas my witness , my faithful one , who was killed among you , there where Satan lives .
" Fantatro izay onenanao , dia ao amin ' ny hitoeran ' ny seza fiandrianan'i Satana . Ary ankehitriny mitana mafy ny anarako ianao . Fantatro fa tsy nandà ny finoanao ny amiko ianao , na dia tamin'ireo andron'i Antipasy vavolombeloko aza , izay nahatoky Ahy , izay novonoina teo aminareo , tao amin ' ny fonenan'i Satana .
REV 2:14     Alignment score: 0.327 → 0.328
But I have a few things against you : You have there some who hold tightly to the teaching of Balaam , who taught Balak to throw a stumbling block before the sons of Israel so they would eat food sacrificed to idols and be sexually
immoral .
Fa manan - teny kely aminao Aho : " Misy sasany aminareo mitana mafy ny fampianaran ' ny Balama , izay nampianatra an'i Balaka hametraka fanafintohinana eo anoloan ' ny zanak'Israely , mba hihinanan'izy ireo ny sakafo natao sorona ho an ' ny sampy ary ho fijangajangana .
REV 2:15     Alignment score: 0.402
In the same way , you even have some who hold tightly to the teaching of the Nicolaitans .
Toy izany ihany , misy sasany aminareo izay mitana mafy ny fampianaran'ireo Nikolaita .
REV 2:16     Alignment score: 0.386 → 0.388
Repent , therefore ! If you do not , I will quickly come
to you , and I will wage war against them with the sword in my mouth .
Mibebaha , noho izany ! Fa raha tsy izany , dia ho tonga faingana any aminareo Aho , ary hifanandrina amin'izy ireo aho miaraka amin ' ny sabatry ny vavako .
REV 2:17     Alignment score: 0.362 → 0.369
Let the one who has an ear hear what the Spirit is saying to the churches . To the one who conquers , I will give some of the hidden manna , and I will give a white stone with a new name written on the stone , a name which no one knows but the one who receives it . " '
Aoka izay manan - tsofina hihaino izay lazain
' ny Fanahy ho an'ireo fiangonana . Ho an'ireo izay maharesy , homeko ny sasany amin'ireo mana miafina , ary homeko vato fotsy miaraka amin ' ny anaram - baovao voasoratra eo amin ' ny vato , anarana izay tsy fantatr'olona afa - tsy izay mandray azy ihany . " ' "
REV 2:18     Alignment score: 0.404 → 0.403
" To the angel of the church in Thyatira write
: ' These are the words of the Son of God , who has eyes like a flame of fire and feet like polished bronze :
Soraty ho an ' ny anjelin ' ny fiangonana ao Tyatira hoe : ' Ireto ny tenin ' ny Zanak'Andriamanitra , izay manana maso toy ny lelafo ary tongotra toy ny varahina mangirana :
REV 2:19     Alignment score: 0.245 → 0.274
" I know your deeds : your love and faith and service and your patient endurance . I know that what you have done recently is more than you did at first .
" Fantatro izay vitanao : Ny fitiavanao
sy ny finoanao sy ny fanomponao ary ny faharetanao . Fantatro fa izay vitanao farany dia betsaka noho izay vitanao voalohany .
REV 2:20     Alignment score: 0.344 → 0.369
But I have this against you : You tolerate the woman Jezebel , who calls herself a prophetess . By her teaching she deceives my servants to commit sexual immorality and to eat food sacrificed to idols .
Kanefa izao no hanoherako anao : Leferinao ilay vehivavy Zezebela , izay miantso ny tenany ho mpaminany vavy . Amin ' ny alalan ' ny fampianarany
dia mamitaka ireo mpanompoko izy mba hijangajanga sy hihinana sakafo atao sorona ho an ' ny sampy .
REV 2:21     Alignment score: 0.324
I gave her time to repent , but she is not willing to repent of her immorality .
Nanome fotoana mba hibebahany Aho , kanefa tsy mety hibebaka ny amin ' ny fijangajangany
izy .
REV 2:22     Alignment score: 0.2 → 0.209
Look ! I will throw her onto a sickbed and those
who commit adultery with her into great suffering , unless they repent of her deeds .
Indro ! Hataoko marary eo ampandriana izy , ary ireo izay mijangajanga miaraka aminy dia hampahoriako mafy , raha tsy mibebaka amin ' ny asa ratsin'ilay vehivavy izy ireo .
REV 2:23     Alignment score: 0.208 → 0.21
I will strike
her children dead , and all the churches will know that I am the one who searches out thoughts and hearts . I will give to each one of you according to your deeds .
Ho vonoiko ho faty ireo zanany , ary ireo fiangonana rehetra dia hahalala fa Izaho ilay mahita ny fieritreretana sy fihetsem - po . Homeko araka ny asanareo tsirairay avy ianareo .
REV 2:24     Alignment score: 0.287 → 0.288
But to the rest of you in Thyatira , to everyone who does not hold this teaching and does not know what some call the deep things of Satan to you I say , ' I do not put any other burden on you . '
Fa ny aminareo izay sisa ao Tyatira , izay rehetra tsy mitana izao fampianarana izao , sy tsy mahalala izay antsoin
' ny sasany hoe sain - dalin'i Satana Izao no lazaiko aminareo hoe : " Tsy vesarako entana hafa ianareo . "
REV 2:25     Alignment score: 0.292 → 0.292
In any case
, you must hold on tightly until I come .
Na izany aza , tsy maintsy mitazona mafy ny finoanareo ianareo mandra - pihaviko .
REV 2:26     Alignment score: 0.351
The one who conquers and does my works until the end , to him I will give authority over the nations .
Ilay iray izay maharesy sy izay manao izay efa vitako hatramin ' ny farany , dia homeko azy ny fahefana amin ' ny firenena rehetra .
REV 2:27     Alignment score: 0.203
' He will rule them with an iron rod , like clay jars he will break them into pieces . '
' Hanapaka eo amin'izy ireo miaraka amin ' ny tehim - by izy , toy ny fanorotorona vilany tany
no hanapotehina azy ireo . '
REV 2:28     Alignment score: 0.38 → 0.377
Just as I have received from my Father , I will also give him the morning star .
Tahaka ny nandraisako avy amin ' ny Raiko , no hanomezako azy kintana maraina ihany koa .
REV 2:29     Alignment score: 0.302
Let the one who has an ear hear what the Spirit is saying to the churches . " '
Aoka ilay iray izay manan - tsofina hihaino izay lazain
' ny Fanahy ho an'ireo fiangonana . ' " '
REV 2     Average alignment score: 0.33 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22